Fahotana mahafaty....

1. jhouhlambout ( 23/08/2004 23:48)
Aminareo inona ny atao hoe: fahotana mahafaty?
novalian'i xxx ny 24/12/2004 17:21
2. fijo ( 24/08/2004 04:41)
io dia arakaraky ny toerana sy ny fotoana.oh:ny firaisan'ny mitovy fitaovam pananahana dia faotana mahafaty any amin'ny tany sasany"silamo sy katolika iringiriny" nefa dia zavatra isan'ny fiainana amin'ny tany sasany
3. chipie1 ( 24/08/2004 08:22)
famonoana tena raha amiko...
4. joda ( 24/08/2004 09:09)
inceste :evil:
5. mimich ( 24/08/2004 09:19)
arakarak'ilay fotom-pinoana io, ho an'ny katolika mety hafa, ho an'ny finona asasany hafa!
6. kokoa ( 24/08/2004 10:24)
ny mandika ny ao @ didy folo dia manao fahotana mahafaty .
7. fijo ( 24/08/2004 21:15)
kokoa iza isika no tsy mbola nangalatra? :P :lol: :) :D
8. donemaskit ( 24/08/2004 21:19)
nangalam-pijery ! :P

lé famonoan-tena no tonga dia gli ! :?
9. namananamana ( 25/08/2004 13:17)
ny fahotana mahafaty dia ireo izay efa nahandre ny filazantsara , nefa manidy fo sy minia tsy mahalala , dia fahotana mahafaty ho azy , fa izay everitsika fahotana dia mety voavela rehefa mibebaka fa efa voasoratra hoe "izay mino ny zanaka no manana ny fiainana" ary ny "zanaka no anafaka anareo" amin'ny fahotana izany an! koa asakasakireo mbola anidy fo e! :wink:
10. fijo ( 25/08/2004 20:08)
namanamana>fa iza no milaza fa filazan tsara izay efa eno? ^^ ^^ 8-)
11. namananamana ( 26/08/2004 07:44)
fijo, mamaly ny fanontaniany jhouhlambout letsy ah! ka io no hitako ho fahotana mahafaty, amikoa an! fa anga tsy milaza izay mba heviny no atao eto ! :? Ka ireo izay tsy mbola nare ny filazantsara izany de mbola tsy nanao fahotana mahafaty ko! :wink:
12. jhouhlambout ( 26/08/2004 11:45)
:lol:
13. fijo ( 26/08/2004 21:36)
ka le filazan tsara anie no tsy haiko hoe inona e?voarakitra aiza io?ary iza no milaza azy?
tsy misakana ny hevitra mihintsy aho ka.
14. booboo ( 31/08/2004 13:00)
tsy tokony any @ lohahevitra vôvô ve zany ?
15. ikaretsaka ( 03/09/2004 22:11)
:twisted:
16. fijo ( 04/09/2004 20:04)
marina izany ramaso. :-D :-D :-D
17. ikaretsaka ( 05/09/2004 00:30)
ohatra iznay heo mamono olona (misy maty involved) dia fahotana mahafaty iznayny mamono olona!
18. tsimibolisatra ( 05/09/2004 14:54)
Ny fahotana mahafaty dia fahotana natao ka tokony hahavoaheloka ho faty ilay olona nanota. Peine méritant une condamnation à mort ! Izany hoe ilay mankany amin
19. jhouhlambout ( 06/09/2004 16:04)
Raha misy olona maty izany dia manota izy? Hm?
20. fijo ( 06/09/2004 20:29)
:-D :-D :-D i andriamanitra ka. :-P na i tsimibolisatra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1601