Fahotana mahafaty....

21. hps ( 07/09/2004 18:54)
Ny fahotana mahafaty dia tsy fahaizana mitondra tena @ lafiny rehetra tsy voatery ho @ finoana ihany fa na eo anivon'ny mpiara-belona koa aza ka anjaran'ny1*1 no mamaritra ny @izany.
22. xxx ( 17/12/2004 10:41)
ny fahotana mahafaty ry ralah de zao wa ,refa tsy ao @tsika Jesosy de efa maty ny ota isika fa refa ato izy zay de tsy matiny ota isika fa velona miaraka Aminy .\"De refa tsy ao anaty tsika Izy de lasa Le ratsy no manjaka ato anaty isika fa sahia mijoro mandrakariva fa atolory azy ny fonao zay Teniny.
:)
23. jhouhlambout ( 23/12/2004 20:00)
hm.. zany vé?
24. xxx ( 24/12/2004 17:21)
FEVRIER KA NEFA TSIKA ZAO DECEMBRE
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4057