intercessors

1. fatsoraly ( 27/08/2004 16:40)
http://www.ifi-d.de/_php_admin/E_02.php aloha ilay hoe "lest we forget"

dia

http://www.communigate.co.uk/ne/cfi/page4.phtml ny teny fampanantenana
2. fatsoraly ( 27/08/2004 17:11)
Hahaha! Angaha rehefa mijoro @ finoana maha kristianina sy dia secte?
Sa rehefa tsy mankahala jiosy toy ny silamo? Sao kosa dia ramaso no silamo leaza! Hehehe. Tsory ny marina fa lisany any @ dakoma itony mantsy.... lol.

Fa tsara io sarimihetsika hoe "lest we forget" io fa ahitana mazava tsara ny anti-semitisme ao Eraopa. Vidio dia jereo dia ho hitanao.
3. ludo ( 27/08/2004 18:09)
tsy aleo v letsy ny tantaran'ny MDG no atao dokambarotra !! oh :ny tritrva -Tsingy-ny maki-ny fomba fiananan'ny mponina @ faritra misy azy sy ny sisa eee!!! ra zay no nataonao d anisan'ny mividy le bandy fa ra io alo tsy andripaka bidrondoha @ io aho @zay @ teny tsy fantatro akory lol :roll: :idea:
4. ramoul ( 29/08/2004 15:36)
zay tsy mahay teny anglissy ôôôôôôôô! hihi :roll: :?:
5. bichette ( 30/08/2004 09:39)
fatsoraly > azonao fintinina ve ilay teny aglisy ???? :wink:
6. fatsoraly ( 30/08/2004 23:01)
fa ahoana no tsy hiseho fa inona ny maha finoana azy no hahamenatra ny hiseho hoe Kristianina? Hitory teny aza atao ko hisitrika any an-davaka?

Ny jiro dia tsy natao ho tehirizina any ambany fandriana sy anaty vata fa natao ho hitan'ny olona rehetra mba hanazava ny lalany ka tsy andehanany @ haizina.
7. ikaretsaka ( 30/08/2004 23:32)
fa tsy hizahosahoana koa aloha e.. misy itovizako @ Ramaso..
rehefa mila jiro dia avoaka ny jiro fatsy hoe mizesta eraky ny tanana hoe zay manana lampe halogene 5000 W projecteur be an'i Mahamasina!
8. fatsoraly ( 31/08/2004 00:21)
fa iza lety no nizahozaho teo?
9. fatsoraly ( 31/08/2004 05:32)
zany an! :D
10. fijo ( 31/08/2004 21:20)
aza mino intsony dia tsy misy ny ady.
11. fatsoraly ( 31/08/2004 22:59)
hehehe! Aza menamenatra sy matahotra izany ry zalahy fa sahia mijoro sy manao dingana lehibe ah!

fijo> marina tokoa fa miteraka fahavalo ny finoana kanefa "sambatra ianareo raha enjehin'ny olona noho ny amiko" hoy i Kristy.
12. fijo ( 01/09/2004 20:14)
an an za indray manao hoe "sambatra izay milamina noho ny tsy finoany"raha izay no hampisy fahavalo.
13. fatsoraly ( 02/09/2004 07:30)
Ka ny fanarahana Azy tsinona mila fandavan-tena satria miteraka fialonan'ny ho an'ny hafa. Ary io no fitaovana ampiasain'i satana.

Tsy tonga nitondra filaminana i Kristy an! Vakio tsara Matio 10:34a
14. bichette ( 02/09/2004 08:49)
fatsoraly > :( :?: :?: :?:
15. xxx ( 02/09/2004 09:34)
Tsaratsara kokoa raha hevitra tokony ho takatry ny sain' ny rehetra no resahina...

Mba atao mifanaraka @ zava-misy ny lazaina angamba, fa raha olona mamaky forum, firy % no andeha haka baiboly vety2 hijery ilay Matio lazain' i fatsoraly?

Tsy sanatria manambany ny Baiboly fa raha olona sendra mandalo no mahita ilay hafatra dia hanao oh an' i bicheeet daholo. Za zao ato ampianarana dia manao :?: :?: :?: koa amaky ilay hafatra nefa refa any antrano ho adinoko ny hijery azy.

hevitra tsotra sady mazava resahina.

kitjo
(azafady fa tsy ps-ko ty misokata ity)
16. xxx ( 02/09/2004 09:37)
azafady fa diso fanoratra :bichette (azafady akia Diera kely an,hihihihihi)
17. fijo ( 02/09/2004 18:50)
kitjo>rehefa any ampianarana dia mianatra fa tsy mandany andro ato amin'ny forom :evil: :evil: :evil:
marina fa lasa fampiderana fahalalana ilay izy ,saingy tsy izay no zava dehibe amiko fa ny fampiharana ilay fahendrena amin'ny fiainana ary tsy mila mino izany akory dia hafaka mampiasa azy.
18. fatsoraly ( 02/09/2004 23:00)
fa ny mpanenjika aloha tsimaintsy misy e
19. fatsoraly ( 02/09/2004 23:27)
Fantatro izay inoako. Ho Azy irery ihany ny voninahitra.
20. ikaretsaka ( 03/09/2004 04:33)
AMDG iste koa angaha i Fatsoraly?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2045