Dada RAMAROFETY Avy @ namana TAFITA

1. mcfy ( 26/07/2004 23:37)
Mpandefa : tafita 25/07/2004 09:59:25

Ny ahy indray tsy dia valin'io na inona fa te -hampiditra ity resaka kely ity.

Tamin'izahay nanao F E T dia nahita tononkalo momba an'i M . Marie hoe : NENY RAMAROFETY izay .Dia nisy ankizy kely iray nanontany hoe : iza izany no mba i Dada RAMAROFETY , Dia lasa ny eritreritro hoe ahoana moa izany : Taty afara anefa aho raha nahita fa saika isan-taona dia misy fetin'i Ray Aman-dReny iray ao Tanà ao izay mbola hankalazaina be amin'ny volana Aout izao . Dia hoy aho hoe : Io angamba no i Dada RAMAROFETY ka dia mitondra am-bavaka hoan' i Dada RAMAROFETY e
--------------------------------
Mampihomehy kely:

Nisy mpampianatra iray izay nilaza tamin'ny tanora izay nomeny fiofanana momba ny fitorian-teny hoe : Ny toriteny dia tahaka ny mini-jupe de femme, c'est courte, ça attire l'attention, mais ça couvre l'essentielle.
novalian'i mcfy ny 26/07/2004 23:42
2. mcfy ( 26/07/2004 23:42)
i Tafita no nandefa io hafatra io fa nafindrako tato fotsiny.

tafita> lhl v sa vhv le mpampianatra. Nefa ny fahazoako azy d refa manome zavatra na fanazavana d il faut donner l'essentiel. :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2126