Antso ho an'ny kristianina Malagasy

1. rina7302 ( 28/07/2004 15:29)
Nisokatra ny tranokalam-pifandraisan'ny fiangonana FJKM Soavinimerina Fihavanana ka manasa antsika rehetra hitsidika sy handray anjara amin'ny hetsika atao, na eto an-toerana isika na any an-dafin'ny riaka.

www.soavinimerina.cjb.net

Misaotra !
novalian'i fijo ny 05/10/2004 21:43
2. ramoul ( 29/07/2004 13:42)
Dia misaotra anao koa izahay.
3. hokie ( 04/10/2004 18:40)
Antso hafa koa: Mivavaha, ary rehefa tonga ny fankam-panahy..MANAOVA KAPAOTY...

http://www.aegis.com/channel/s/AF041001.html
4. fijo ( 05/10/2004 21:43)
izany hoe avela bikina aloha vao manao kapoty?milay koa iny ka.
misaotra aky hokie a.ny ahy efa tapaka ny hevitra fa dia tsy hanao mihintsy aho izany fa toa olana foana ilay izy ko.alao aho hofaty virja any. :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0871