Fivavahana, finoana
rhaj0
(
23/05/2017 16:46)
Toa izao izany no nanjo ireo "tompo-tany" taty Kanada, rahefa "nampianarina ivavaka" zareo.
http://www.myrobust.com/websites/trcinstitution/File/Reports/Survivors_Speak_English_Web.pdf
[i]The partner...
tohiny
novalian'i Miharena ny 17/06/2017 05:01
endriny
(
20/05/2017 13:28)
[youtube]https://www.youtube.com/watch?v=IkHp4uSPa5o[/youtube]
Asa raha mety aminao io fomba fandevenana io....
tohiny
novalian'i Miharena ny 10/06/2017 05:30
endriny
(
17/05/2017 17:11)
Andeha hatory ao io. Ka sao mba misy manana hevitra amin'ny zavatra tokony atao, mba ahazoako izany bitsika sy tsindrimandry avy amin'Atra izany amin'ity alina mangatsiaka ity.
Ohatran'ny mba mampafa...
tohiny
novalian'i Miharena ny 03/06/2017 11:12
RA TAN
(
17/05/2017 06:18)
Tanteraka eto @ NOSY M/CAR ilay tenin'ny Isaia mpaminany:"ISAIA,42:1,4,6".
Ny ambassadeur an'i [url=http://www.rtvyahoshuah.com]Yahoshuah[/url] Samuelson Edward no mitondra ny Teny; miainga eto M/car,...
tohiny
novalian'i stahtam ny 29/06/2017 06:59
rhaj0
(
12/05/2017 18:11)
mahavalalanina ihany ny revin'ireto BAC ireto.
Izao hono ny vavaka ampianarina an-drizareo BAC ireo:
[i]
Dieu, je sais que j'ai péché contre vous et que je mérite un châtiment. Mais Jésus-Christ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/06/2017 12:04
irakiraka
(
12/05/2017 08:31)
Za lo tiako rhf feno olona [u]babon'i Jesosy[/u] ny trano :)
Dia mampahery antsika rehetra (indrindra nateraka indray) handray anjara.
Ny tanjona dia ny hoe ho maro amintsika ny anao am-po:
...Fa tsy ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 17/06/2017 05:16
Davjo
(
11/05/2017 06:09)
[quote=endriny]
Jenezy na Genesisy Toko I: Vakio tsara
[i]1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/06/2017 16:13
endriny
(
08/05/2017 13:47)
Ny Dady na Razana dia iray ihany.
Tany aloha dia samy nitondra ny Razany tamin'izay toerana nalehany ny Foko tsirairay teto Madagasikara. Nofonosina Tsihy sy Arindrano ny taolam-balon'ny Razana ary n...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/05/2017 15:50
endriny
(
05/05/2017 15:53)
Jenezy na Genesisy Toko I: Vakio tsara
[i]1Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany. 2Tsy nisy endrika sady foana ny tany; ny aizina nanarona ny hantsana ary ny fanahin'Andriaman...
tohiny
novalian'i Miharena ny 29/05/2017 04:43
rhaj0
(
04/05/2017 18:51)
Tohizako kely indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295](1) tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a751...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/06/2017 11:14
irakiraka
(
04/05/2017 13:50)
Eto @ iz t iz dia efa misy tontolo anankiroa: tontolo hita maso sy tontolo tsy hita maso.
Ny tontolo tsy hita maso dia ny tontolo ara-panahy.
Misy karazany roa ny tontolo ara-panahy:
- Tontolon'ny ma...
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/05/2017 18:39
endriny
(
02/05/2017 14:43)
Hoy Atra: "Aza mitsiriritra fananan'olona", kanefa izy Atra ary nitsiriritra ny fofom-badin'i Josefa
Hoy Atra: "Aza mangala-badin'olona". Kanefa tsy vitan'ny hoe notsiriritiny fotsiny ny fofom-badin'...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/05/2017 15:07
stahtam
(
02/05/2017 11:18)
Mahafinaritra ity forum ity fa tena ahitana zavatra! Izay vao azoko ilay tenin’ny manam-pahaizana hoe: “Raha te-hahay mandainga dia manàna fitadidiana goavana”. Ho an-dRA TAN sy MINDAOZY ary ny...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 12/05/2017 12:33
rhaj0
(
01/05/2017 14:52)
Ireto akia natambatro kely ny hafatra ho an-dry fa sao sempotry ny resaka eto ireto izy... :-)
[quote= ho an'i Irakiraka]mialahoala i Irakiraka satria TSY fantany akory ny (tena) dikan'ity "fanahy" a...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 16/05/2017 12:57
endriny
(
01/05/2017 13:27)
Ny fahalalan'ny olona ny hoe Joro dia ilay fanaovana sorona omby ho an'ny Razana sy ny Zanahary.
Saingy ny Joro dia ny fijoroan'ny olo-maventy miaraka amin'ny tompon-draharaha, izany hoe hita mihantr...
tohiny
novalian'i endriny ny 02/05/2017 14:26
endriny
(
01/05/2017 13:15)
I Jesosy dia nilaza hoe: "na iza na iza no mahatafintohina na iray aza amin'ireo madinika mino Ahy ireo, dia tsara ho azy, raha anantonana vato lehibe fikosoham-bary ny vozony, ka hatsipy ao anaty ran...
tohiny
novalian'i endriny ny 18/05/2017 15:55
andriatiana2
(
01/05/2017 12:40)
marobe ankehitriny ireo antoko fivavahana ankehitriny izay mifaninana mitaona olona misy ny antsatsan amin'ireny dia mpisoloky olona mpaminany sandoka nefa kou aza manala devoly.fa ny tena manorisory ...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/05/2017 18:17
rhaj0
(
28/04/2017 01:46)
Ilay lazain'ny Kristiana hoe "fanahy" dia nadikan'i Andrianaivoravelona avy t@ teny anglizy (na frantsay) hoe "spririt" (na "esprit").
Raha te-hahazo ny tena dikan'ny hoe [u]"fanahy" @ Kristiana[/u]...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 03/05/2017 10:59
rhaj0
(
25/04/2017 16:39)
Nakisako eto ity lohahevitra ity, fa tena mba liana aho ny hahalala ny valiny... raha sitrakareo.
Ka henjana be ny fifanakalozana eto matetika, ka dia mampanontani-tena hoe, tena IRAY ihany ve izao A...
tohiny
novalian'i endriny ny 04/05/2017 13:13
endriny
(
25/04/2017 14:45)
Hoy ny governemanta hoe: "MIsy ambadika politika, fampiadiana ny fiangoanana amin'ny mpitondra, ireo fanolanana masera tany Antsirabe sy ny famonoana mopera sy frera tany Antsohihy"
Ho ahy indray ane...
tohiny