Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (8)

41. rhaj0 ( 12/07/2017 20:03)
Aiza Rajeancl no tsy miteny eee...

Ao @ Titosy, izay notsindrotsindrohan-dRAjeancl izany ny fampianaran'i Paoly ny @ fifampitondrana ao @ ilay "tranon'ny Ray" vaovao, dia ny ... Leglizy Katolika.

Esy e Rajeancl.. ilay revin'ny Kakolika no notsimpon-dRajeancl, hanamarinany ny dogme-ndRajeancl, dia ilay "fanonganana mpitandrina" @ ilay hoe:
dogman-dRajeancl:
Ny "mpitandrina manao fitondran-tena maloto ... dia voaongana tsy ho izy intsony"
42. rhaj0 ( 13/07/2017 19:40)
fa hitan-dRKjeanclaude kosa aloha ny .. tokony ho lazaina @ Papa Fransisy ee... giravy tokoany, fa soratra natao ho an'ny Leglizy (Katolika), nefa dia zareo Katolika indray no manao bemarenina tsy ta-ahalala azy...

ity izao tena sora-Baiboly tena tonga @ ilay fiteny anglisy hoe: "in your face, Francis!"

Tito 1: 6:
Manao azy ho mahalala an'Andriamanitra izy ireo, nefa mandà azy amin'ny asany, satria olona vetaveta...


Fa dia asaka'izay Katolika ao, nefa dia mbola manaja ireo pretrany ao izany eee....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2199