Ao @ Titosy, izay notsindrotsindrohan-dRAjeancl izany ny fampianaran'i Paoly ny @ fifampitondrana ao @ ilay "tranon'ny Ray" vaovao, dia ny ... Leglizy Katolika.
Esy e Rajeancl.. ilay revin'ny Kakolika no notsimpon-dRajeancl, hanamarinany ny dogme-ndRajeancl, dia ilay "fanonganana mpitandrina" @ ilay hoe:
dogman-dRajeancl: Ny "mpitandrina manao fitondran-tena maloto ... dia voaongana tsy ho izy intsony"
fa hitan-dRKjeanclaude kosa aloha ny .. tokony ho lazaina @ Papa Fransisy ee... giravy tokoany, fa soratra natao ho an'ny Leglizy (Katolika), nefa dia zareo Katolika indray no manao bemarenina tsy ta-ahalala azy...
ity izao tena sora-Baiboly tena tonga @ ilay fiteny anglisy hoe: "in your face, Francis!"