Ireo pretra (sasany) nanolana ankizy (8)

21. RKjeanclaude ( 05/07/2017 12:58)
nefany iretsy pretra efa ho 24h/24 mivavaka ao ihany.
[/quote]

eritreritrao fotsiny izany na théorie noratovinao fa ny tena pratikan-drizareo tsy azo confirmer-na ohatr'izany. Iza no mahalala hoe tena izany tokoa ny fanaon-drizareo na tsia??
22. rhaj0 ( 05/07/2017 17:37)
RKjeanclaude:
Dia ny olona iray mangalatra akoho no anaratsiana an'i Alasora.

Voalohany aloha TSY "manaratsy" ny mamoaka ampahibemaso ny tay an-tsalaka tian'ny sasany alevina im-7 mandifotr'olona. Fa ianao Rkjeanclaude no kaodikaody @ izany, dia mitady hanadio... fa dia maninona loatrany... Sa mpanao azy koa ianao ao?

Faharoan'izany, ny mahasorena ny olona anie ho'a, dia ilay Olombe-n'i Alasora (i Rafransisy) mihintsy no mandevina ny tay an-tsalaka, ary tsy mety mifona miala tsiny @ ratsy nataon'ny betay an-tsalaka namany eee... Ny olon'ny Ambatosora (Anglikana) anefa ohatra izao efa "nifona".
23. RKjeanclaude ( 05/07/2017 18:54)

[/quote]

Ka ny olom-ben-dry fransisy anie nonao ratsy dia lazainao fa ny kristianisma mihitsy no tsy milamina e! Izay fijerinao izay no tiako mba hitodihanao kely.

Zareo tsy mifona amin'ny hadisoana toy izao indray dia tsy vao izao fa efa hatramin'ny taona 1.200 tany ho any, fa ianao no voa izao no nahita.

(dia aza mitratrevatreva rehefa maneho hevitra, miverena kely mamaky stratégie de commuication sy psychologie )
24. rhaj0 ( 05/07/2017 19:56)
RKjeanclaude:
Ka ny olom-ben-dry fransisy anie no nanao ratsy dia lazainao fa ny kristianisma mihitsy no tsy milamina e!

Ny pretra katolika sy anglikana (sasany), izay an'arivony, na an'alin-kisany akoriny aza, no "nanao ratsy", ary efa ekanao io izany. Ka amin-dreo:
- ao ny "nanolana" ny ankizy,
- ao ny nanafina ny "mpanolana" ankizy,
- ary ao ny efa hita mibaribary io ny ratsy vita, nefa dia mbola tsy mibaboka mifona ihany.

Dia hoy aho hoe, ny eny @ Oniversitia, raha nanao an'ireo, dia nohadihadiana ny fifampitondrana sy soatoavina lolohavina, ankoatry ny fitazomana ny tompon'andraikitra sy izay sefobe ao. Ary dia nahitsy daholo izany.

Fa ahoana kosany ny @ ireto pretra (sasany)??

Eritrereto tsara azany ry Rkjeanclaude..

1- INONA moa ny pretra/papa ao @ rafitra Kristiana?
- "mpianatra mahay an'i Kristy"?? ary nahazo fiofanana manokana?? Dia lasa "mpampianatra mahay" koa??
- "solontenan'Andrmntra"?? sa, mpitondra ny "tenin'Andrmntra"?? Sa koa, mpahare "bitsik'Andmntra"??
- ... sa inona ireo aminao??

Dia rehefa ny karazan'olona (ao @ Kristianisma) toa ireo olona ireo, izay nanana fahefana lehibe @ olona, ary natokisana sy niankohofana mihintsy koa azany, ireo no "manolana" sy/na "manafin-kelok'olona"... dia mba ahoana??

Tsy manontani-tena ve ianao hoe, misy zavatra mandringa mihintsy ao @ lalAna fitondra-tena, na koa ao @ fifampitondrana ao samy @ Kristiana? Ny Katolika io no sirika. Dia ny Anglikana koa. Ireny sekta mitrotro an'i Kristy ireny azany dia vao mainka pire.

Izany, raha ny fahitako azy, no izirizirian'i Fransisy ary tsy manaiky diso mihintsy izy.

2- Fa MANINONA moa ireo pretra ireo no lasa nanao io nataony io??
- ireo "fampianarana" sy "finoana" na koa "foto-kevitra ao @ kristianima, dia ireo culpabilisation lavarenibe ampiarahana @ sex
- ary izany dia amafisin'ireo "fombafomba", tsy manambady ets...

tena mihevitra ve ianao fa tsisy ifandraisany @ fanolanana mihintsy izany??

Izaho aloha dia mahita fa tena ao @ ilay foto-pi(s)ainana mihintsy no mahatonga ny pretra/papa manao ireo nataony rehetra ireo, h@ nanolana ka h@ ilay tsy-mety-manaiky-diso.
25. RKjeanclaude ( 06/07/2017 13:46)
[/quote]

1- INONA moa ny pretra/papa ao @ rafitra Kristiana?
- "mpianatra mahay an'i Kristy"?? ary nahazo fiofanana manokana?? Dia lasa "mpampianatra mahay" koa??
- "solontenan'Andrmntra"?? sa, mpitondra ny "tenin'Andrmntra"?? Sa koa, mpahare "bitsik'Andmntra"??
- ... sa inona ireo aminao??

Izany, raha ny fahitako azy, no....
- ary izany dia amafisin'ireo "fombafomba", tsy manambady ets...
[/quote]

Ireo rehetra ireo dia dogme et doctrine tsy hitako voamarina ao @ Soratra Masina. Tsy kristianisma ireo fa katolisisma.

Ka na fiangonana inona na fiangonana inon, tsy izay ataony no kristianisma fa ny Baiboly ihany. Rehefa Baiboly no fianana(fiainan'ilay olona--individuel) dia izy no tena kristiana. Ny Baiboly mandrara ny immoralité sexuelle sy ny fornication.
26. RKjeanclaude ( 06/07/2017 13:52)
katolicentric be ianao a! raha voa tsy katolika dia tsy ktistiana fa sekta. Sady doctrine vatikana sy fianana vatikana(daholo) ireo resahanao ireo.

Ny baiboly mandrara ny immoralité saxuelle sy ny fornication. Tsy kristiana izay manao izany na dia manao fitafy kristiana sy miambozona lakroa aza. Matio 7/21-22
27. RKjeanclaude ( 06/07/2017 13:53)
katolicentric be ianao a! raha voa tsy katolika dia tsy ktistiana fa sekta. Sady doctrine vatikana sy fianana vatikana(daholo) ireo resahanao ireo.

Ny baiboly mandrara ny immoralité saxuelle sy ny fornication. Tsy kristiana izay manao izany na dia manao fitafy kristiana sy miambozona lakroa aza. Matio 7/21-22
28. RKjeanclaude ( 06/07/2017 15:52)

rhaj0:

RKjeanclaude:
Ka ny olom-ben-dry fransisy anie no nanao ratsy dia lazainao fa ny kristianisma mihitsy no tsy milamina e!

1- INONA moa ny pretra/papa ao @ rafitra Kristiana?
- ary izany dia amafisin'ireo "fombafomba", tsy manambady ets...

catholicentric be ianao. Dogme vatikana daholo ireo fa tsy kristiana, saingy rehefa tsy Roma moa ny anao dia sekta koa! Fa izay manaraka ny sitrapon'ny Tompo ihany anefa no tena kristiana Aminy-Matio 7/21-22, na iza na iza. Ny soratra masina tsy manome alalana imoralité sexuelle sy ny fornication.
29. RKjeanclaude ( 06/07/2017 15:53)

30. rhaj0 ( 06/07/2017 16:28)
Aleo azany ovaina kely ny fanontaniana, satria toa hotry ny akifiky ry Rkjeancalude any @ Katolika ny baolina, nefa efa notsipihako tsara, fa efa hoe, na Anglikana, na Sekta isan-karazany, dia mivaralila daholo (rahefa resaka SEX sy ABUS), fa ny an-dry Katolika fotsiny no mihahaka izao.

(aminao Rkjeanclaude) :
INONA moa ny "pretra/papa/mopera/pastera/apostoly/mpitarika fivavahana..." ao @ rafitra na/sy izay fifampitondrana sy fiarahan'ny Kristiana ao??

Moa ve (considerer-na) zareo ireo:
- toa olon-tsotra eny @ arabe, tsy asianao sira izay lazainy sy ataony?
- toa zokibe, manana traikefa, fa (indraidray) tsy asianao sira izay lazainy sy ataony?
- sa, toa RaR, izay TSY sahinao mihintsy ny manohitra (contredire) azy, mainka moa ny mitsikera (critiquer) azy, fa dia arahinao daholo izay lazainy?
31. RKjeanclaude ( 06/07/2017 18:46)

Ny papa aloha tsy voamarina ara-baiboly ka tsy ekeko. Resaka ady toerana teo amin'ny Roma, Alexandria ary Antiokia no nipoiran'io.

Ny eveka/pastera/mpitandrina..... dia olona voafidy na viatendry isahana asa maro amin'ny fiangonana. Ny lehibe indrindra tamin'ireny tany am-boalohany dia ny hampatsiahy ny fampianaran'i Kristy sy ny apostoly. Ka izay lazainy dia azo hamarinina araka ny baiboly, Asan'ny Apostoly 17. Raha marina dia ekena; raha diso, tsia. Olom-belona mety diso izy ireny.

Ny mpitandrina manao fitondran-tena maloto, manipaka my baiboly, dia voaongana tsy ho izy intsony. Ary tsy mahazo raisina intsony raha tsy efa avy nibebaka. Afaka miverina ho mpitamdrina rehefa nozan-toetra ela, ary hita fa tena nibebaka marina sy niova.
32. rhaj0 ( 07/07/2017 12:45)
Ka i Rkjeanclaude izany (mahay) "mamaky Baiboly" (tsara).. Ka hono ho'a Rajeancl... Aiza ho aiza ao @ Baiboly no nisy koa ity hoe "mpitandrina manao fitondran-tena maloto ... dia voaongana tsy ho izy intsony"??

Manahy afy aho fa TSISY an'izany ao anaty Baiboly ao.

Ary io ahindrahindran'i Rkjeanclaude io, dia tena mitovy (fa tsy sahala) @ fantsin'i Rkjeanclaude @ Katolika ihany: "Dogme Rkjeanclaudiana io fa tsy kristiana,"
33. RKjeanclaude ( 10/07/2017 04:45)

betsaka ny voasoratra fa omeko ohatra 1 ary aloha ianao. 2 Joana 1/10, io andininy io manambara fa tsy tokony hiarahaba akory ireo tsy mitoetra @ fampianarana marina.
34. RKjeanclaude ( 10/07/2017 04:48)
eo @ andininy faha-9 dia manambara fa na dia ireo mpitarika (eveka, pastera, ....) aza, ialao rehefa tsy milamina.
35. rhaj0 ( 10/07/2017 18:03)
2 Joany 9:
Izay rehetra tafahoatra fa tsy mitoetra amin'ny fampianaran'ny Kristy dia tsy manana an'Andriamanitra; fa izay mitoetra amin'ny fampianarana no manana ny Ray sy ny Zanaka.

Dia taritin-dry Rkjeanclaude ny elastika... Raha io no "voasoratra", dia TSY midika velively fa "voaongana tsy ho izy intsony"" zareo, araka ny laza-masaka nataon'i Rkjeanclaude teo.

Ka dia sirika ianao Rajeancl fa m(p)anao dogma toa ny Katokila ihany eee... fa ny laza-masaka ataonao dia TSY ao anaty Baiboly akoriny.
36. RKjeanclaude ( 10/07/2017 20:04)

ary maninona no tsy vakiana le andininy faha-10, sa lasa comprimé indray aho voa io ka lasa mpanao laza manta. Dia lasa mpanao dogme mihoatra ny katolika aza.
37. rhaj0 ( 10/07/2017 20:09)
2 Joany 10:
Raha misy olona tonga ao aminareo, ka tsy mintondra izao fampianarana izao, dia aza mandray azy ao an-tranonareo na miarahaba azy akory.

Dia taritin-dry Rkjeanclaude ny elastika... Raha io no "voasoratra", dia TSY midika velively fa "voaongana tsy ho izy intsony"" zareo, araka ny laza-masaka nataon'i Rkjeanclaude teo.

Ka dia sirika ianao Rajeancl fa m(p)anao dogma toa ny Katokila ihany eee... fa ny laza-masaka ataonao dia TSY ao anaty Baiboly akoriny.
38. RKjeanclaude ( 10/07/2017 20:32)
aza miarahaba azy na nampiaantrano azy dia midika ve izany fa mbola hiaino sy hanaraka azy ihany a. Sa mila miteny mivantana ny baiboly hoe aongano voa hanaiky ianao!? dia tena tsy mba mahay ny dikan'ny teny hoe "interpretation" mihitsy veianao!?
39. RKjeanclaude ( 10/07/2017 20:48)
raha mbola tsy ampy anao io dia hoy ny voasoratra ao amin'ny Titosy 1/07-11." fa ny mpitandrina TSY MAINTSY ho tsy manan-tsiny..., fa maro ny maditra, ..., tsy maintsy ho tapenam-bava ireo" ; sa mbola tsy misy soratra koa eo hoe aongana fa hoe: "tapenam-bava "fotsiny dia hoe tazonina ihany ny dikan'izany!??
40. rhaj0 ( 11/07/2017 11:16)
Raha ny resaka tatsy @ 2 Joany kosa aloha, dia
1- tena tsisY idiran'ny loholona ao @ Liglizy mihintsy
2- tena TSISY resaka "fanonganana" mihintsy
fa i RKjeanclaude no m(p)anano laza masaka, ka tena nampiteny ny moana (iaho) hoe, m(p)amoromporona dogma.

Fa ity Tito ity kosa no manoritra mazava ny @ ireo loholon-Degilizy. hi hi hi... nanao devoar tsara i RKjeanclaude. Bravo!

Fa eritrereto kely indray aloha Rajeancl aa... IZA moa no nanoratra io Tito io, ary inona no paikabeny?? Vakio daholo ny Toko 1 iray manontolo dia ho takatrao...

Izy io mantsy tsy hoe tsindrotsindrohina ny andininy tiatianao, dia izay no atao "laza-masaka", fa hiodidino tsara ny soratra rehetra manodidina ao, dia hadihadio sy velabelaro..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9309