Fivavahana, finoana

rhaj0 ( 22/03/2017 14:30)
Tsapao ange ny fahalalanao ny @ finoana/fivavahana, na akoriny azany, ny finoaNAO, @ ity "quiz" mmomba ny Finoana/Fivavahana ato ity.. [url=http://www.csmonitor.com/USA/2011/0105/Are-you-smarter-than-... tohiny
novalian'i RBNIR ny 11/05/2017 08:03
irakiraka ( 22/03/2017 13:18)
Rehefa mitory an'i Jesosy eny rehetra eny dia misy ireo miteny hoe izahay anie efa "anina". Tsy ny anaram-piangonana no ahazoana antoka fa handovanao ny lanitra. Fa ny finoanao an'i Jesosy Kristy irer... tohiny
novalian'i RA TAN ny 05/04/2017 09:05
endriny ( 21/03/2017 13:40)
Miady mafy dia mafy ny namana sasany amin'ny tokony hiantsoana an'i Jesosy amin'ny tena anarany. Marina ny azy satria na ilay anarana fotsiny aza dia efa ifanaratihan'ny samy fiangonana ny fiantsoana... tohiny
novalian'i endriny ny 12/04/2017 14:27
endriny ( 21/03/2017 04:49)
Hoy i Jesosy tamin'izay: " Efa ho avy ny andro andehanako ka aiza no tianareo atantsika miaraka faraparany" Petera: "Fa andeha ho aiza ianao ry Mpampianatra?" Dia hoy i Jesosy namaly azy hoe: "Andeha ... tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2017 05:30
RBNIR ( 17/03/2017 11:02)
Amiko manokana dia ity.... « Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamari... tohiny
YAHOAVAO ( 14/03/2017 13:37)
Efa mande be ny resaka @ zao fa hoe: TOKANA ny anaran'ilay zanak'A/tra. Iarahamahalala moa fa JIOSY (HEBREO) Izy; Dia iza ary no tokony ho anarany: JESOSY ve??? JESOA ve??? JESUS ve??? IESOUS ve??? ... tohiny
novalian'i RA TAN ny 18/05/2017 02:49
irakiraka ( 14/03/2017 09:11)
"L’Éternel, L’Éternel, Dieu miséricordieux et compatissant, lent à la colère, riche en bonté et en fidélité, qui conserve son amour jusqu'à mille générations, qui pardonne l'iniquité, ... tohiny
novalian'i bor2lais ny 20/03/2017 11:41
rhaj0 ( 08/03/2017 12:21)
Ny fetin'ny Vehivavy dia ny mba hiadiana ho an'ny ZO-ny. Na hatrany @ tany mandroso azany, dia tena mbola tsy mitovy Zo @ lehilahy ny vehivavy. Izany no misy dia satria... ilay "tradition chretienne"... tohiny
endriny ( 06/03/2017 16:35)
I Flacourt sy ry Robin aloha teo aloha tamin''ny andro mbola nisalaka ny Malagasy dia nandalina fa Atra iray ihany no ivavahan'ny Malagasy rehetra nihaona taminy. Ary io Atra io dia toa ilay Atr'i Mos... tohiny
novalian'i endriny ny 22/03/2017 09:54
rhaj0 ( 03/03/2017 17:35)
Ary dia ampatsiahivin'ny mpandinika indray ilay "fivavahana fahiny" (tao akaikin'ny ranomasina mediterannee) izay mivavaka amina Andrmntra, izay - lehilahy, - olombelona fa Andrmntra koa, - teraka avy... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 07/04/2017 12:44
irakiraka ( 01/03/2017 09:35)
Inona ny hiseho @izany fotoana izany. Mialohan'izany fotoana izany. Aorian'izany fotoana izany. Maro ireo namantsika tsy mahalala. Isika koa ndraindray mety varina ihany. Ndao hifampahery ao anatin'ty... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 21/03/2017 23:47
endriny ( 28/02/2017 05:09)
Ny tatsinanana ary ny Ntaolo Malagasy indrindra indrindra dia mino fa tsy ny olona anefa no manam-panahy.... tohiny
novalian'i endriny ny 24/03/2017 04:30
Herilanto777 ( 27/02/2017 12:50)
novalian'i stahtam ny 29/08/2017 12:32
irakiraka ( 20/02/2017 13:58)
Raha misy olona tiako indrindra aloha dia ny vadiko sy ny zanako. Manao ny faran'izay mba tratrako aho mba hiadana ireo @ resaka matériel, confort, fizarana fitiavana, fampianarana sns sns. Fa ny mah... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:56
endriny ( 17/02/2017 15:28)
Mazotoa daholo zareo a. Mijery eto ihany aho fa tsy mandray anjara fotsiny... tohiny
novalian'i endriny ny 20/03/2017 04:15
irakiraka ( 15/02/2017 09:10)
Mankahery manokana ny rahalahy rehetra eto. Isaia 62:6 "Efa nanendry mpiambina ho eny ambonin'ny mandanao Aho ry Jerosalema ô, koa mandrakariva na andro na alina dia tsy mahazo mangina ireny; eny, ia... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/02/2017 14:40
endriny ( 15/02/2017 06:11)
Mahafinaritra be ilay finoana? Apetraka izany fa tsy misy izany fivoarana ara-tsiansa izany: Dia mino izany isika fa ny olona rehetra izany dia taranak'i Adama sy Eva daholo, ary nataony nitovy end... tohiny
novalian'i endriny ny 08/03/2017 06:12
rhaj0 ( 13/02/2017 18:06)
Mipetraka io fanontaniana io, satria mantsy hozy mantsy i RBNIR teo hoe ... [quote=RBNIR]Te hovonjena v ianao? : Mino an'i Jesosy dia hesorina tsy ho ao anatinao intsony ilay ota izay mitondra fahafat... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 02/03/2017 13:19
rvnirina8 ( 13/02/2017 14:42)
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany? Marihina fa ny sectes ao amin'ny Bai... tohiny
novalian'i endriny ny 24/02/2017 15:16
rvnirina8 ( 13/02/2017 14:41)
Miarahaba daholo, mpianatra Sefala ny tenako ary manomana lahatsoratra famaranana mikasika ny sectes - misy afaka manampy ahy ve eo amin'ny fikarohana momba izany? Marihina fa ny sectes ao amin'ny Bai... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4287