Ny zotanin'i Edena 32.308 Avaratra, 64.75 andrefana
21. rhaj0 (
06/04/2017 20:10)
Dia efa an-jatony sa an'arivo taonany izany ny Kristiana no ao anaty cafouillage io. izany ilay izy io, hozy RAjeancl an..
Ary h@ izao dia tena vao mainka pire, fa h@ ry RBNIR sy ny Herinirinany aby koa no miana-kendry, mamoromporona dogma (fampianarana-tsisy-kilema hono). Na koa ry RA TAN sy ny Samuelson-ny miteniteny foana resaka tsy miainga avy amina soratra tontabe ao akoriny fa revirevin-dRaSamuelson no betsaka.
Dia ahoana azany no avelan'ny Andmntra toa izao foana kosa ee... Izany rehefa TSY miteny TSy mivolana TSY miseho, dia io "angeren'ny vorona" io.
Iza no "angeren'ny vorona"? Ilay "vatolahy tsy miteny".
Alegorika indray io ry RKjeanclaude, ngo dia lazainao fa
- mametaka anao sy ny Kristiana namanao ho voron(dolo) na voron(tsiloza) indray,
- sy hoe, i Andrmntra no "vatolahy" tsy miteny tsy mi-intervenir fa miaritra eo fotsiny,
- nefa nareo kristiana isan-karazany ao io, mifanipaka mifanilika mifanalika, samy milaza fa mitondra ny teniny, nefa dia "mangery ambony vatolahy" io
- ary izany dia efa an'arivo taonany h@ izao, ary hatrao Gasikara ao...