YAHOSHUAH irery no anaran'ilay zanak'Andriamanitra

41. RBNIR ( 01/04/2017 20:05)
Ny tiako hahatongavana etsy ambony RA TAN dia izao ,

ingahy samuelson edward dia milaza fa sarotiny amin'ilay anarana lazainy fa originel, nefa ilay YAH arosony aza efa tsy originel intsony fa efa forme abrégé, faharoa, ilay HOSHUAH efa be mpanana be nefa ingahy samuelson dia milaza fa io ilay anarana tokana tsy misy mpanana fa 1 ihany no nanana azy teto antany????

Ka mba mahirata re ianao RA TAN fa tsy anarana avy tamin'Andriamanitra izany io a,

Be loatra ireo porofo manamarina fa ny sain'ingahy samuelson edward ihany no namorona io anarana io....
42. RA TAN ( 18/05/2017 02:08)
Tsy ianao izay milaza fa mpanota indray no milaza fa mahalala ny marina.
Râ milaza fa mahafantatra ny marina ianao dia azavao sy porofoy aminay eto ary izay mba maha marina an'iny JESOSY izay voizinao Mafy eto iny e!

Ary tsy forme abrégé izany koa io YAH anaran'A/tra Ray io, fa tena izao mihintsy no izy. Andriamanitray anie Izy e, dia izahay no mahalala Azy fa tsy ianao izay any ivelan'ny fanjakany any akory.
Ary YAHOSHUAH dia ny Ray aman-dReny SAMUELSON EDWARD nous nampianatra an'izany voalohany; nanomboka t@ 2009, fa rehefa hitan'ny olona fa marina dia nangalariny tahaka.
Ary amzao tena bdb no miantso Yahoshuah ao @ internet ao, fa saingy mitandrina didy folo avokoa izy rehetra dia samy mpanota dia râ math any @ helo.
Fa ny tena YAHOSHUAH tsy mampitandrina didy folo, fa mandrava didy folo, ary tsy mpanota izay miaraka aminy.

Fa ilay JESOSY-nareo aza ao @ LIOKA,3:29 izao misy hoe JESOSY zanak'i ELIEZERA, ary ai @ KOL,4:11 misy hoe JESOSY izay atao hoe JESTO.
Dia iza @ ireo ary no marina???? fa samy Jesosy no voasoratra ao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1925