Fivavahana, finoana
rhaj0
(
25/11/2016 17:43)
Dia namadibadika (toa ny fanaoko) ny Babioly aho io ;-)
Fa nahita ny tantaran'i Zakaria. Iza aminareo no mahay ny tantaran'ilehio?
Ny tantara fandreko @ Zakaria dia bilagy anglisy sinoa izay.. toat...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/12/2016 11:51
stahtam
(
21/11/2016 06:51)
RAFIERITRERETANA - 14/04/2015 19:32
[quote=Rafieritreretana]
Lasa hoaho ny saiko raha nandinika teny vitsivitsy nataon'ny mpaminany tamin'ny zanak'Isiraely, eny fa ny Mesia koa aza.
Noheveriko mantsy...
tohiny
novalian'i stahtam ny 02/01/2017 11:08
rhaj0
(
18/11/2016 15:13)
Ka midona any @ tanana izany ity resaka efa natao [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/02/2017 20:38
rhaj0
(
16/11/2016 15:01)
[size=15][b][quote=calin.brandon]mila mahalala ny kolontsaina Malagasy ianao ? Tongava aty dia ampianarina.[/quote][/b][/size]
Akisako dia avoitrako eto ity fa tena zava-dehibe loatrany. ka dia manant...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 15/12/2016 14:55
endriny
(
31/10/2016 12:58)
Tsy azo atao ny manaparitaka lavenona (Lavenona olona nodorana efa maty io) fa tsy maintsy tahirizina amin'ny toerana voatokana ho fanajana ny maty. Ary ny Katolika hoy izy dia tsy mino fa ny maty dia...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 28/11/2016 16:04
endriny
(
31/10/2016 03:28)
Ho ahy dia anisan'ny olona mendri-piderana eo amin'ny fiaraha-monina ny mpivarotena, noho izy ireo mahery fo sy be finoana amin'ny ataony ka sahy misedra ny alina mangina. Manana herin-tsaina mandao n...
tohiny
novalian'i endriny ny 20/01/2017 12:39
STViha
(
30/10/2016 19:22)
"RANONORANA MIVATRAVATRA" , io no fiantso ny anjara tso-drano tsy maivana ho an'ny firenena manatanteraka ny andro firavoravoana fitoerana an-trano ratsan-kazo araka ny lalàna voatendry. Isaorana era...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 11/11/2016 06:50
tealala
(
28/10/2016 09:26)
Tena lasa ara-dalàna ve ny zoophilie any Canada ry zareo sa resaka mandeha?...
tohiny
novalian'i calin.brandon ny 16/11/2016 04:43
rhaj0
(
27/10/2016 12:50)
Mahaliana (ahy) ihany, fa misimisy ihany ny Kristiana no mifototra ny fi(s)ainany @ Paoly sy izay nosoratany. Toa hoe, @ ireo boky 27 ao @ testamanta vaovao ao, dia efa ho ny antsasany no toa hoe an'i...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 22/11/2016 16:01
angouz
(
24/10/2016 08:14)
Nisy fandaharana anankiray izay hitako nalefany haino aman-jery iray eto gasikara, fanoherana ny finoana no tena tanjon'io doc io, fa ny tena mampiomehy ahy dia nisy personnage mihintsy nataon'ny vava...
tohiny
novalian'i endriny ny 08/11/2016 04:27
Strong3
(
22/10/2016 17:10)
« Ary ny màndan'ny tanàna dia misy fanorenana roa ambin'ny folo, ary misy anarana roa ambin'ny folo koa eo, dia ny an ny Apostoly roa ambin'ny folon'ny Zanak'ondry. » (Apokalypsy 21:14)
iza ire...
tohiny
novalian'i Strong3 ny 11/11/2016 06:41
RBNIR
(
21/10/2016 23:16)
http://www.dailymail.co.uk/sciencetech/article-3832913/America-Mars-2030s-President-Obama-lays-plan-red-planet-says-ultimate-ambition-long-term-colony.html
Manomakomana tetikasa goavana ny Amerikana:...
tohiny
novalian'i RBNIR ny 10/05/2017 11:48
endriny
(
21/10/2016 03:27)
Araka ny angano Malagasy taty aoriana dia I Ranakombe no Ombiasa masirasira indrindra teto Madagasikara ary tany amoron'ala tany izy no nipetraka. Tsy misy tsy natahotra azy hono ny olona teto amin'ny...
tohiny
novalian'i endriny ny 10/11/2016 14:08
rhaj0
(
19/10/2016 01:42)
http://geopolis.francetvinfo.fr/madagascar-terre-fertile-pour-l-islam-radical-119777
La Gazette de Madagascar le 20 Septembre 2016.
[i]«Ils font tout pour créer des écoles coraniques. Ils prennent...
tohiny
novalian'i endriny ny 01/02/2017 17:28
rhaj0
(
18/10/2016 13:19)
Izany no fanontaniana fapetraky ny Kristiana evanjelisitra ao zamerika ao hono, rahefa misy tranga na seho atrehiny: [i]Inona no ho nataon'i Jesosy raha Izy no teo[/i].
Ka dia inty izany misy nataon...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/12/2016 14:15
endriny
(
14/10/2016 05:37)
Tsy maintsy ampanenoina be ohatran'izany ve ilay izy vao marina sy misy, sa tena tsy vitantsika ny manaporofo ilay izy dia tsy maintsy atao vazavaza mihintsy mba hampangiana ireo tsy mety resy lahatra...
tohiny
novalian'i endriny ny 31/10/2016 16:31
valohery16
(
11/10/2016 06:01)
Ny zavatra tsy azon'ny ol sasany dia oe AA dia saro-piaro tahaka ny olombelona koa tsy tiany raha ampifangarona @ fanompona zvt hafa IZY ka ny zava-panahy dia tsy azo ampiasaina logique ka oe rehefa...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 19/10/2016 10:56
STViha
(
10/10/2016 14:14)
Faly miarahaba indray ! Araka ny efa nambara fa ao anatin’ny volana fahafito isika HEBREO izao dia tsara raha velabelarina ny tokony ho atao ho fiaraha-mientana hatrany mba ho fanarenana ny firenena...
tohiny
novalian'i STViha ny 30/10/2016 19:27
STViha
(
09/10/2016 17:31)
Salama e ! Faly indray miarahaba ny MALAGASY na ny HEBREO manerana ny NOSY, faly sy ravo tokoa manambara amintsika izao vaovao tsara manaraka izao : Tsinana ny Alahady lasa teo mantsy ny volana fahaf...
tohiny
novalian'i lolo110255 ny 13/10/2016 15:33
rhaj0
(
06/10/2016 11:07)
Nakisako eto ity fa toa sempotry ny TT/TV tatsy.
[quote=calin.brandon]Fa izay tsy mahay tantara dia tsy afaka miady hevitra ary tsy mahay miady hevitra. [/quote]
Ka ny anao "tantara-[u]angano[/u]" no...
tohiny
novalian'i rhaj0 ny 18/10/2016 11:20