Fa Mba Iza Moa i Paoly?

41. RBNIR ( 15/11/2016 06:27)
rhaj0:

Averiko foana, satria mety hi-click ihany farany, fa rahefa nila vola i Jesosy, dia nirahiny ny mpianany hanjono. Fa TSY nirahiny ny mpianany hanangom-bola na rakitra.

Raha olona kely (vitsy) fahalalana dia izay tokoa..

Fa ny olona manana fahalalana maro amin'ny fampianaran'i Jesosy dia mahafantatra koa fa hoy Jesosy hoe......« Toy izany koa no nandidian'ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin'ny filazantsara. » (1 Korintiana 9:14)
42. rhaj0 ( 15/11/2016 11:54)
RBNIR:
.« Toy izany koa no nandidian'ny Tompo, fa izay mitory ny filazantsara dia hahazo fivelomana amin'ny filazantsara. » (1 Korintiana 9:14)

hi hi hi.. dia mbola i Paoly ihany no nanoratra ny Korintiana eee... "I Paoly manamarina Paoly" foana ny resakao ry RBNIR.

Ny anao izany koa anie toa hoe, "Aza Miala @ Paoly", nefa ny Malagasy efa maneso hoe "Andraso Eo I Paoly". Mba gasy ve ianao ao ee? :-)

Vao omaly aho izao nahita t@ fahitalavitra taty, fa hoe, i Vatican taloha anie, an'arivo taonany lasa izay, dia tena natanjaka be mihintsy.. dia hoe, fa nahoana.. dia hoe, nanararaotra ny Fampianaran'i Paoly zareo, nikepoka ny 1/10, ary dia manam-bola be ka nanao izay tiany natao, tsisy bedy, satria iizy VAtican ihany koa moa no mamaritra ny lalAna sy ny moraly.

Dia izay koa no ianaran-dry Herinirna sy RBNIR eee... "olona manana fahalalana" tokoany ianareo an...

Fa serieux fa tena avadibadiho ny MatioMArkaLiokaJaona ho'a ee...
Taloha i Jesosy dia nitory teny @ Sinagaogy. Fa avy eo Izy...
- moa va nanorina ny FIangonany koa Izy io?
- Dia raha eny, dia moa va nanangona rakitra 1/10 ho an' ity Fiangonany koa Izy io??

Ka dia ao ianao sy ny fambotriana ny mahantra fataonao eee...
1- TSy vitan'ny fitahinao ny olona, lazainao fa Fampianara-Direkta, nefa kay TSY izy
2- Ary manabotry olona ianao, maka ny 1/10-mpananan'olona
3- Dia tsy menatra kory mikepokepoka ity hatsembohan'ny mahantra

Dera laza hery haja anie ho an'i RBNIR sy Herinirina...
43. RBNIR ( 15/11/2016 12:07)
Sao dia diso adiresy aloha ny fanontanianao? izao ange kristianina e, ny atao hoe kristianina dia mino ny baiboly iray manontolo : testameta taloha sy ny testameta vaovao....
44. rhaj0 ( 15/11/2016 13:10)
Ka nataoko fa ianareo mihambo @ izany "fampianarana direkta" izany anie dia hoe TSY mandalo @ Paoly eee...

eny azany kouh... manaraka tsara an'i Paoly izany iana(re)o, na dia mifanipaka na tsy mifanaraka @ nolazain'i Jesosy DIREKTA azany izany ataonareo ao izany. Fa dia ... tena kristiana ka manao toa i Vatican taloha izany ianareo eeee... mikepokepoka ny 1/10-katsembohan'ny olona ...
45. RBNIR ( 15/11/2016 13:26)

Diso fandray....rehefa ao anaty baiboly dia marina avokoa....
46. RBNIR ( 15/11/2016 13:28)
Fanampiny tsy azonao mihitsy ilay lio.11:42 izay nanambaran'i Jesosy fa na dia tokony atao ihany aza ny 1/10 dia tsy tokony hadino kosa ny justice sy ny fitiavana an'Andriamanitra...
47. RBNIR ( 15/11/2016 13:29)
tsy ferana mety mody fanina ihany koa (fomba fiadin'ny mpanao forum izany e!)
Ny ankizy anefa sady tsy vitan'ny hoe manana maso fa manana saina ihany koa, koa dia ho hitan'ny havany eo izay midorororo eto an!!!
48. RBNIR ( 15/11/2016 13:30)
tsy aleo tsy mamaly???!!!
49. rhaj0 ( 15/11/2016 13:35)
rhaj0:
Ka nataoko fa ianareo mihambo @ izany "fampianarana direkta" izany anie dia hoe TSY mandalo @ Paoly eee...

eny azany kouh... manaraka tsara an'i Paoly izany iana(re)o, na dia mifanipaka na tsy mifanaraka @ nolazain'i Jesosy DIREKTA azany izany ataonareo ao izany. Fa dia ... tena kristiana ka manao toa i Vatican taloha izany ianareo eeee... mikepokepoka ny 1/10-katsembohan'ny olona ...
RBNIR:
Diso fandray....rehefa ao anaty baiboly dia marina avokoa....

Dia nefany ho'a i RBNIR no fatra-mpiady aman'olona lava teto hoe, izao TT izao efa TT fa ny TV izao no tena izy..

Dia tsy lazaina intsony ny hoe, ho an'i RBNIR tokoany, dia marina daholo (ara-baki-teny) h@ Noah sy ny sambofiarany, na i Noah voan"ny inceste-mivadika tamin-jafikeliny, na i Lota voan'ny viol-mivadika tamin-janany vavy, satria zareo ireo mamobe; nefa i Jesosy na tia misotro azany tsy mamo izany hono, hozy RBNIR..
50. RBNIR ( 15/11/2016 13:44)

Inona no dikan'ny nilazako hoe nisotro Jesosy nefa tsy mamo mihitsy raha tadidin'i rhajo???

Valiny????Satria divay tsy mahamamo no nosotroiny....
51. RBNIR ( 15/11/2016 13:47)
Izy roa zanak'i lota ange nahatsapa tsara mihitsy hoe tsy nety ny nataony e, nefa te hanana taranaka moa ry zareo ka......

« Dia nampisotroiny divay ny rainy tamin'iny alina iny dia niditra ny vavimatoa ka nandry tamin-drainy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany na izay nifohazany. » (Genesisy 19:33)
« Ary nony ampitson'iny dia hoy ny vavimatoa tamin'ny zandriny: Indro, efa nandry tamin'ny raintsika aho halina; aoka hampisotrointsika divay indray izy anio alina, dia midìra ianao ka mandria aminy hananantsika fara avy amin'ny raintsika. » (Genesisy 19:34)
« Dia nampisotroiny divay indray ny rainy tamin'iny alina iny; dia nitsangana ilay zandriny ka nandry taminy; ary izy tsy nahafantatra izay nandriany, na izay nifohazany. » (Genesisy 19:35)

Vakio tsara fa tsy hoe i lota akory no te hanota fa ireo zanany vavy no......

Ary ny vehivavy foana no manondrana an????!!!
52. rhaj0 ( 15/11/2016 14:51)
[size=15]
RBNIR:
Ary ny vehivavy foana no manondrana an????!!!
[/size]

Lehilahy ve no mitantara, koa tsy ho ny vehivavy no atao "manondrana" ??
Izany ny fisainan-drizalahy t@ izany fotoanany, dia h@ izao ry RBNIR mbola @ izany ihany.

Ao ianao hitan'ny havanao eo ry RBNIR aa...
53. tealala ( 16/11/2016 09:19)

RBNIR:

Ary ny vehivavy foana no manondrana an????!!!

Hahahahahaha !!!!
54. RBNIR ( 16/11/2016 10:29)
Misy antony matoa i Jesosy tsy nifidy apostoly vehivavy.....
55. RBNIR ( 16/11/2016 10:31)
amin'izao fotoana izao anefa dia b d b ireo vehivavy misoratena ho apostoly sy misisika hitondra fivavahana!!!

Hoy ny teny hoe « Ary Jesosy namaly ka nanao taminy hoe: Mahadiso hevitra anareo ny tsi-fahafantaranareo ny Soratra Masina na ny herin'Andriamanitra. » (Matio 22:29)
56. tealala ( 16/11/2016 10:45)
Marina ihany ny an'i Rhajo hoe mahatsikaiky ny ady hevitra ato.. hihihi !!!
57. RBNIR ( 16/11/2016 10:51)
Misy fahamarinana iray vaovao koa io, tsy takatry ny maro ka mahatonga ny maro manaonao foana...Ny olona mihevitra hoe mety, nefa raha eo anatrehany tsy mety!!!

58. rhaj0 ( 22/11/2016 16:01)
RBNIR:
Misy antony matoa i Jesosy tsy nifidy apostoly vehivavy.....

Ndana migogola ry RBNIR aaa... JUNIA no anarany.

Fa io ho'a moa.. lhl no nanoratra ny Baiboly, ary dia nakipany i Junia eee...

Dia raha mitady "antony" koa ianao, efa nasisiky ny olona teo hoe, ngo dia homo azany i Jesosy, na ireo lhl nanoratra baiboly eee...

Fa ilay tantara hoe "tsisy vhv apostoly", hozy ny baibolin-dehilahy, na hoe, hozy ny finoana na fahalalan'i RBNIR, dia sahala @ Hillary Clinton azo sary, t@ nikaon-doha ny beloha rehetra amerikana, t@ nanenjika an'i Bin Laden eee.. fa nokosehan-dry Jiosy-pure teo @ sary ho'a i ramatoa, satria tsy tia vhv ilehireo...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4055