Zoophilie any Canada

41. calin.brandon ( 15/11/2016 12:29)

rhaj0:

hi hi hi.. dia hita tokoany i Calin fa "tsara-voazanaky-ny-[size=8](Kristiana-frantsay)[/size]-fotsy-hoditra".. Ny resak'i Calin dia miodikodina ary tena parfait, a la francaise, saingy TSISY na ny pitiny azany miresaka "kolosaina". TSISY hainy (resahina) izany Haivolana/Razana/Fihavanana izany, fa hainy kosa ny mi-pretendre sy mi-paraitre, encore a la francaise, fa tena "kolosaina malagasy" hono ny azy ao...



Hihihihi. Voalohany aloha : ataovy amin'ny fiteny Malagasy madio mangarahara ny resakao. Dia manomboka miditra ao anatin'ny kolontsaina iray ianao amin'izay. Faharoa : mila mahalala ny kolontsaina Malagasy ianao ? Tongava aty dia ampianarina. Fa misy saram-pianarana kosa an. Mandoa vola ho an'ny vahiny any ivelany aza ataonao.
42. rhaj0 ( 15/11/2016 13:13)
Ka ilay teny frantsay anie ry Brandon no voatery nampiasaiko, satria ireo fomba frantsay fataonao no navoitrako eee...

parfait/pretendre/paraitre a la francaise. Eritrereto tsara ireo teny telo ireo, izay fataonao, dia eritrereto tsara raha mba ao anaty "kolosaina malagasy" izany.
43. calin.brandon ( 15/11/2016 13:36)

rhaj0:

Ka ilay teny frantsay anie ry Brandon no voatery nampiasaiko, satria ireo fomba frantsay fataonao no navoitrako eee...

parfait/pretendre/paraitre a la francaise. Eritrereto tsara ireo teny telo ireo, izay fataonao, dia eritrereto tsara raha mba ao anaty "kolosaina malagasy" izany.


Izany ? Ndriiiiiiiiii.
Ataoko ahoana rehefa tsy mahay ianao e ! Mandrapihaona amin'ny manaraka izany.
44. rhaj0 ( 15/11/2016 13:40)
hi hi hi.. aza miala na mitsoaka k'lou ry Calin fa mba tantarao @ Ankizy eto kosany izany hainao ao izany aaa.. TSy ho ahy fa ho an'ny Ankizy mandalo eto. hadinoy aho.


[size=15]
calin.brandon:
mila mahalala ny kolontsaina Malagasy ianao ? Tongava aty dia ampianarina.
[/size]
45. calin.brandon ( 16/11/2016 04:43)

rhaj0:

hi hi hi.. aza miala na mitsoaka k'lou ry Calin fa mba tantarao @ Ankizy eto kosany izany hainao ao izany aaa.. TSy ho ahy fa ho an'ny Ankizy mandalo eto. hadinoy aho.


[size=15]
calin.brandon:
mila mahalala ny kolontsaina Malagasy ianao ? Tongava aty dia ampianarina.
[/size]


Tongava, hoy aho. Malalaka ny varavarana aty. Ny ankizy aty efa mahalala. Fa ianareo any resahana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1736