Zoophilie any Canada

21. calin.brandon ( 08/11/2016 06:18)

endriny:

calin.brandon:

ka ny olona hafa toy an-dry Endriny, Tealala, ... sns... dia tsy misy fotony ?
Voazanaka ara-tsaina mihitsy k'ty. Ny olona tsy manana repère culturel sy tsy manana hazon-damosina no manao an'izany

Fa ianao ve sady misy fotony no manana hazon-damosina kanefa ny anaranao aza Calin. Tsy teny Malagasy akory.

Mba manana hazon-damosina ve ianao kanefa "REPERE CULTUREL" no dedahinao soratana fa tsy tenin-drazanao.

Mampihomehy ny olona zareo a.

Fomban'ny Malagasy tsy manana ny maha izy azy mihintsy ity mampiasa tenibaiko ity mba ilazana fa nianatra izy. Ary misy mihintsy ireo sahy milaza fa "tsy misy dikany ny teny Malagasy".

Fony izahay ato amin'ny St Michel dia nilazan'ilay mopera mihintsy hoe: "Tsy mivoaka eto Madagasikara izany teny Malagasy izany."

Fanamavoana anay Malagasy no nandraisako azy. Taty aoriana dia naveriko teo am-poto-tsofiny mihintsy io teny io.

Voalohany aloha dia any amin-dRhaj0 no niantefan'ny resako. Izay no antony nampiasaiko teny mifangaro ho an'ny manam-pahaizana any ivelany. Faharoa : ianao no nilaza izany voambolana hoe "teny baiko" izany fa tsy izaho. Ny Zezoita sy ny mpianany no mpampiasa an'io rehefa mandahatra. Tsy mahagaga !
22. calin.brandon ( 08/11/2016 06:33)

endriny:

calin.brandon:

ka ny olona hafa toy an-dry Endriny, Tealala, ... sns... dia tsy misy fotony ?
Voazanaka ara-tsaina mihitsy k'ty. Ny olona tsy manana repère culturel sy tsy manana hazon-damosina no manao an'izany

Fa ianao ve sady misy fotony no manana hazon-damosina kanefa ny anaranao aza Calin. Tsy teny Malagasy akory.

Mba manana hazon-damosina ve ianao kanefa "REPERE CULTUREL" no dedahinao soratana fa tsy tenin-drazanao.

Mampihomehy ny olona zareo a.

Fomban'ny Malagasy tsy manana ny maha izy azy mihintsy ity mampiasa tenibaiko ity mba ilazana fa nianatra izy. Ary misy mihintsy ireo sahy milaza fa "tsy misy dikany ny teny Malagasy".

Fony izahay ato amin'ny St Michel dia nilazan'ilay mopera mihintsy hoe: "Tsy mivoaka eto Madagasikara izany teny Malagasy izany."

Fanamavoana anay Malagasy no nandraisako azy. Taty aoriana dia naveriko teo am-poto-tsofiny mihintsy io teny io.

Fahatelo : aza averina miiba ny resaka araka ny mahazatra anareo ety amin'itony tambazotra itony, fa mba ataovy miabo. Momba ny kolon-tsaim-bazaha tiana hamipidirina eto ary mikasika ny fahalalahana sy ny fahafahana amin'ny endriny rehetra no tena resaka fa tsy ny teny baikon-dry Tealala sy ny forongony akory. Ny kolon-tsain-dry Rhaj0 sy ny namany te-hampiditra ny fanambadian'ny lahy samy lahy sy ny vavy samy vavy ary ny biby sy ny olona.

Fantatra fa tsy mampaninona anareo izany satria ianareo olona tsy manana kitro hianteherana, tsy manana kolon-tsaina hifaharana fa mandeha ho azy toy ny lakan-jejo.

Koa izao fotsiny no ambarako anareo : tsy maninona izay hevitrareo, satria anareo izany. Ho ento ny vady aman-janakareo ry Rhaj0, miampy ny havanareo akaiky indrindra. Taomy ary asaivo manaraka ireo kolon-tsaim-bazaha ireo satria izay ny fahalahan'ny olombelona aminareo. Aza asiana teritery.

Rehefa hitanareo ny vokany (na tsara aminareo io vokany io na ratsy), dia izay vao hiverina hiresaka ny momba an'io eto isika. Mety kosa angamba izay ? Mandrapiresaka ao aoriana kely ao ary.
23. rhaj0 ( 08/11/2016 11:45)
VAo omaly izao t@ radio dia hoe, faly tokoa ireo fianakaviana manan-janaka transgenre, satria dia nohamoraina ny fahafahany manova ny anaran'ny ankizy

http://ici.radio-canada.ca/nouvelles/societe/2016/11/07/

Ka dia irahina indray k'lou i Calin Brandon mba hamaky io lahatsoratra io, na koa mikaroka @ google resaka mifandraika @ io, dia mba misoka-tsaina @ izay, fa tsy mihoboka ao anaty box-kely ao foana.

Rahefa tsy mba mahalala mahafnatatra ny ivelan'ny (baiboly) box-nao mantsy ianao ry Calin Brandon, na koa i Tealala, dia raha vao misy resaka tsy hainao na fantatrao (gay, trans, ...), dia tonga dia ... fanabibiana (zoophilie?) no vavanao.

Dia tena izany no nampianarin'ny Baiboly/Torah anareo ao ry Calin sy Tealala??
24. calin.brandon ( 08/11/2016 12:17)

rhaj0:

Izany no fivoarana ara-tsain-dry Rhaj0 sy ny namany.
Ovay ny taovam-pananahanareo mianakavy fa tsy olana e. Raha vitanareo araka ny tokony ho izy.
Dia ianareo koa moa izany efa mankato ny firaisana ara-nofo amin'ny biby ihany koa.
Dia mijanona any fa any ihany no mendrika anareo. Toeran'ny fahalalahana ara-tsaina. Izay no antony nilazako hoe : dia hiresaka an'io isika ao aoriana rehefa hitanao tsara ny mahamety sy ny tsy mahamety azy. Dia amin'izay mba ho ento mankaty Madagasikara hoe ny biby izay vadinareo, na ny havanao novaina taovam-pananahana, ... Dia ho hita eo.
Ny fanovàna ny taovam-pananahana sy ny firaisana amin'ny biby ary ny firaisan'ny lahy samy lahy na vavy samy vavy dia zavatra telo samy hafa Rhaj0 a ! Fa misy hifandraisany : ampidirinareo moramora aty ny iray amin'ireo mba hahafahanareo mampiditra azy rehetra avy eo. Tsy misy hidiran'ny baiboly izany na kely aza. Fa ianareo bolokim-bazaha sy ny vazaha tandrefana no te-hitovy amin'ny biby.
Tazony ho anareo ny anareo.

25. rhaj0 ( 08/11/2016 12:37)
@ ity "fanabibiana" tsy afaka am-bavanao Calin Kristiana ity, mba takatrao ve k'lou fa misy ny atao hoe Société Protectrice des Animaux aty ... euh... aty ivelan'ny box-kelinao io??
26. calin.brandon ( 09/11/2016 04:46)

rhaj0:

@ ity "fanabibiana" tsy afaka am-bavanao Calin Kristiana ity, mba takatrao ve k'lou fa misy ny atao hoe Société Protectrice des Animaux aty ... euh... aty ivelan'ny box-kelinao io??

Ka izay indrindra no ilana ny SPA raha tsy takatry ny sainao : natao hiarovana ny biby tsy ho lasa vadinareo, ianareo izay mitomany sy manindrahindra ary saro-piaro amin'ny fahalalaham-bazaha. Natao koa io hiarovana ny olona tsy ho lasa biby e ! ( fa tsy hoe ho lasan'ny biby fotsiny).
27. rhaj0 ( 09/11/2016 13:52)
Inty azany aloha vakio kely eee...
http://www.vatileaks.com/vati-leaks/bestiality-and-the-catholic-priest
(ireo pretra poritin'ny Finoany @ fiainan-tseksany aloha efa tsy mahagaga intsony; ngo dia pretra koa azany ianao ao ry Calin?)

Fa raha azonao ny @ SPA, dia rahefa alahatrao @ Baiboly, dia... mety TSY hanaiky ny eritreritrao, fa dia aleo atao an-kira mivalambalana azany eeee...

"Habibiana" ao anaty Baiboly...
Renao ve ? Hitanao ve ?

Manomboka @ "sacrifice"-n'i Abrahama, h@ fandefasana ny Devoly any @ Kisoa, nataon'i Jesosy.

28. endriny ( 09/11/2016 15:08)

calin.brandon:

endriny:

calin.brandon:

ka ny olona hafa toy an-dry Endriny, Tealala, ... sns... dia tsy misy fotony ?
Voazanaka ara-tsaina mihitsy k'ty. Ny olona tsy manana repère culturel sy tsy manana hazon-damosina no manao an'izany

Fa ianao ve sady misy fotony no manana hazon-damosina kanefa ny anaranao aza Calin. Tsy teny Malagasy akory.

Mba manana hazon-damosina ve ianao kanefa "REPERE CULTUREL" no dedahinao soratana fa tsy tenin-drazanao.

Mampihomehy ny olona zareo a.

Fomban'ny Malagasy tsy manana ny maha izy azy mihintsy ity mampiasa tenibaiko ity mba ilazana fa nianatra izy. Ary misy mihintsy ireo sahy milaza fa "tsy misy dikany ny teny Malagasy".

Fony izahay ato amin'ny St Michel dia nilazan'ilay mopera mihintsy hoe: "Tsy mivoaka eto Madagasikara izany teny Malagasy izany."

Fanamavoana anay Malagasy no nandraisako azy. Taty aoriana dia naveriko teo am-poto-tsofiny mihintsy io teny io.

Fahatelo : aza averina miiba ny resaka araka ny mahazatra anareo ety amin'itony tambazotra itony, fa mba ataovy miabo. Momba ny kolon-tsaim-bazaha tiana hamipidirina eto ary mikasika ny fahalalahana sy ny fahafahana amin'ny endriny rehetra no tena resaka fa tsy ny teny baikon-dry Tealala sy ny forongony akory. Ny kolon-tsain-dry Rhaj0 sy ny namany te-hampiditra ny fanambadian'ny lahy samy lahy sy ny vavy samy vavy ary ny biby sy ny olona.

Fantatra fa tsy mampaninona anareo izany satria ianareo olona tsy manana kitro hianteherana, tsy manana kolon-tsaina hifaharana fa mandeha ho azy toy ny lakan-jejo.

Koa izao fotsiny no ambarako anareo : tsy maninona izay hevitrareo, satria anareo izany. Ho ento ny vady aman-janakareo ry Rhaj0, miampy ny havanareo akaiky indrindra. Taomy ary asaivo manaraka ireo kolon-tsaim-bazaha ireo satria izay ny fahalahan'ny olombelona aminareo. Aza asiana teritery.

Rehefa hitanareo ny vokany (na tsara aminareo io vokany io na ratsy), dia izay vao hiverina hiresaka ny momba an'io eto isika. Mety kosa angamba izay ? Mandrapiresaka ao aoriana kely ao ary.

Ianao no te handany betro eo koa
29. endriny ( 09/11/2016 15:33)
Fa ilay olona mpijery video andro alina be ireny moa dia mahita amin'izay jereny any hoe misy vazaha manambady soavaly hono any an-dafy.

Dia heveriny fa betsaka ny manambady soavaly any an-dafy any.

Io izany ohatran'ilay olona mandala eo Ampandrianomby e: Rehefa miampita ny zana-bazaha andeha hianatra dia tsy maintsy ajanona daholo moa ny fiara rehetra. Dia nijanona koa ny taxibe nisy anay. Dia hoy ilay vehivavy iray hoe: "Indry ireto zana-bazaha, ohatran'ny zanak'anjely!"

Dia gaga ihany aloha sady malahelo hoe: "Efa izay moa no nanasana ny lohantsika hoe: "Anjely fotsy fihodirana ohatran'ny vazaha"" Ary izay koa ny sary aseho antsika ka lasa ohatran'ilay video misasak'alina

Dia aza mijery video alina be intsony ry ireto fa efa misy canal sat izao a...

"Fa ny an'ny sasany aza vao maika loza, fa hitadiavana an'ireo video tsy manjary ireo mihintsy ny canal sat, dia tehirizina amin'ny DVD mihintsy ilay izy"

Aleo ihany mihaino resevera eny akaikin'ny taxibe
30. calin.brandon ( 10/11/2016 07:04)

rhaj0:

Inty azany aloha vakio kely eee...
http://www.vatileaks.com/vati-leaks/bestiality-and-the-catholic-priest
(ireo pretra poritin'ny Finoany @ fiainan-tseksany aloha efa tsy mahagaga intsony; ngo dia pretra koa azany ianao ao ry Calin?)

Fa raha azonao ny @ SPA, dia rahefa alahatrao @ Baiboly, dia... mety TSY hanaiky ny eritreritrao, fa dia aleo atao an-kira mivalambalana azany eeee...

"Habibiana" ao anaty Baiboly...
Renao ve ? Hitanao ve ?

Manomboka @ "sacrifice"-n'i Abrahama, h@ fandefasana ny Devoly any @ Kisoa, nataon'i Jesosy.

Izaho aloha tsy miresaka ny baiboly mihitsy e. Ny ahy eto dia ny fifanoherana misy eo amin'ny "kolon-tsainareo" any sy ny anay Malagasy.
Koa ampiharo aminareo aloha ny zava-misy any aminareo, dia any aoriana miresaka.
31. rhaj0 ( 10/11/2016 11:39)
Mampalahelo koa ry Calin izany. Ianao ve mihevitra fa ny kolon-tsainao, ny anao irery ao, dia tena @ ilay hoe "anay Malagasy", fa tsy hoe, ilay kolosaina tsara-voazanaky-ny-Kristianisma-fotsy-hoditra, izay na ny tompony aza efa tsy tia intsony (atheista-fotsy-hoditra)??

Ndana indray aloha azany mamadibadika ny rakitr'i Flacourt, raha ohatra ka tia ahalala ny "anay Malagasy" eee...

http://rahampitso.blogspot.ca/2015/03/notsongoina-avy-tatsy-aminny-forum.html

32. calin.brandon ( 10/11/2016 11:57)

Tsy mahafantatra ny maha-Malagasy ianao matoa ny vazaha no tena ataonao toro-làlana.
Anao manokana ny anao ka.
33. rhaj0 ( 10/11/2016 13:29)
i Flacourt anie nandalo, dia nandinika, dia nitatitra eee... Ireo no resakany @ fiaraha-monina sy "kolosaina" Malagasy hitany t@ izay taona 1600s izay. Dia nataony sary koa ny biby sy zava-maniry hitany t@ izany.

Dia kOpy ianao izany fa ny "kolosaina" dedadedahanao ho "Malagasy" ka hoe anananao, dia io "kolosainao", anao irery ao io ho'a, kay nasesiky ny Kristianisma tao an-dohanao tao. Ny fotsy nampianatra anao an'io azany ho'a efa miala @ izany fa lasa atheista (sy liberaly, sy siantista) ny elita-ny (any @ U), dia ianao nefa toa mbola ao eee...
34. endriny ( 10/11/2016 14:07)
Ny tena kolotsaina Malagasy dia ny fisavihana.

Zavatra nanmpiaiky ny vahiny nandalo rehetra teto io. Na ry zareo Silamo tamin'ny 700-1500, na ry zareo piraty tany Nosy Borah, ary na ry Flacourt aza mba nilaza an'io koa
35. calin.brandon ( 11/11/2016 04:53)

endriny:

Ny tena kolotsaina Malagasy dia ny fisavihana.

Zavatra nanmpiaiky ny vahiny nandalo rehetra teto io. Na ry zareo Silamo tamin'ny 700-1500, na ry zareo piraty tany Nosy Borah, ary na ry Flacourt aza mba nilaza an'io koa

Io izany ny anao ny kolontsainao. Tsara ho fantatra. Ny an-dry Rhaj0 moa dia efa tsy lazaina intsony.
Dia ny an'i Endriny koa ny kolontsainy dia ny tsy fahaizana manoratra ny teny Malagasy. Mazava ho azy.
36. rhaj0 ( 11/11/2016 14:44)
Tsy haiko aloha raha takatr'i Calin ihany farany ilay hoe,
- izy Calin dia "tsara-voazanaky-ny-Kristiana-fotsy-hoditra",
- hany ka dia lasa manilikilika ny "fivoarana-aroson'ny-Atheista(Siantista)-fotsy-hoditra-koa" ohatra.

nefa dia idedadedahan-dry Calin fa "kolosaina malagasy" hono ny azy ao. 'Zareo anefa @ io manahindrahindra-tena hoe, Kristiana aloha vao Malagasy.

"Kolosaina Kristiana" (fotsy lany andro) re ny anao ao ry Calin aaa....
37. calin.brandon ( 14/11/2016 05:26)

Ary tena tsy takatry ny sainao mihitsy ny tiako ho lazaina k'ty.
Ianao dia misisika foana mamerina ny hevitra rehetra ho eo amin'ny resaka " christianisme vs athéisme - Scientisme ". Avelao any izany.
Ny ahy dia ny an'ny Malagasy vs ny hevitry ny vazaha izay hevitra arovan'ny bolokiny toa anao.
Mazava aminao ve ?
38. rhaj0 ( 14/11/2016 18:47)
Raha ny kolosaina "Malagasy" aloha, dia mba mihevera-tena azany hoe:

1- mba mahay na manao toa ireo Haivolana Malagasy ve ianao io? Rahefa miresaka dia mahay mivanitika nefa lalina ny kisarisari-teny?

2- na koa hoe, manaja ny system-na finoany, dia ny Razana ve ianao ao io?

3- na koa hoe, hainao ve izany concept Fihavanana izany ?

Toa TSISY takatrao ireo. Toa tsy hita taratra @ izay resakao eto. Sa asehoy azany hoe e...

Fa ny marina dia.. heverovereto ihany ho'a eee.. "kolosaina" tahak'n'inona azany ny anao ao ry Calina aa
1- "tsara-voazanaky-ny-[size=8](Kristiana)[/size]-fotsy-hoditra", sa
2- "fivoarana-aroson'ny-[size=8](Atheista-Siantista)[/size]-fotsy-hoditra-koa"
39. calin.brandon ( 15/11/2016 04:51)

Ndriiii ! Hita be fa voafehy ao anaty lasitra iray ianao. Satria efa miverimberina ny hevitra arosonao ary miiba hatrany. Mihidy ao anaty boribory ianao. Toa te-hivoaka saingy tsy sahy na tsy mahay na tsy mahita lalana, dia mody manontany any amin'ny hafa ny zavatra tsy hay. Hanontanio ny fotsy hoditra e ! Ny zavatra lazainy manko no ireharehanao ary tianao ampiarin'izao tontolo izao.
Anao ny anao. Te-hanao aminy eo !
40. rhaj0 ( 15/11/2016 11:59)
hi hi hi.. dia hita tokoany i Calin fa "tsara-voazanaky-ny-[size=8](Kristiana-frantsay)[/size]-fotsy-hoditra".. Ny resak'i Calin dia miodikodina ary tena parfait, a la francaise, saingy TSISY na ny pitiny azany miresaka "kolosaina". TSISY hainy (resahina) izany Haivolana/Razana/Fihavanana izany, fa hainy kosa ny mi-pretendre sy mi-paraitre, encore a la francaise, fa tena "kolosaina malagasy" hono ny azy ao...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.352