Fivavahana, finoana

RBNIR ( 06/10/2016 07:41)
Maro ireo antokom-pivavahana misy erak'izao tontolo izao... Saika mitovy avokoa ny zavatra tenenin'izireny : samy mampanantena fiainana mandrakizay ho an'ireo mpino ao aminy.... Anankiray ihany anefa... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 17/10/2016 10:57
rhaj0 ( 03/10/2016 14:47)
Rehefa dom-pahoriana ireny, dia tena mampipapapapa mihintsy kosany, n'inon'inona ny finoana ao, dia mipapapapa daholo. Ary dia velona ny fanontaniana : [i]- Fa iza no mba [u]namorona[/u] ny Fahafates... tohiny
novalian'i endriny ny 18/10/2016 05:25
Rajasanagara ( 25/09/2016 15:06)
Dia avy eo nasiana finoana grika,romana,egyptiana....dia lasa kristianisma taty aoriana. Ny tantaran'i Abraham dia i Braham ao @ Hindouisme ihany. Ny tantaran'i Samson dia i Hercule ao @ finoana Grika... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 13/10/2016 10:34
endriny ( 14/09/2016 16:56)
Raha Israelita aho dia ENY hoy aho, satria io Atra io no nahatonga ny razambeko hanamontsana ny fahavalo, sy niady ho azy ireo tamin'ny fangalarana tany tany Mezaopaotamia tamin'izany e. Fa raha Jent... tohiny
novalian'i endriny ny 26/10/2016 06:52
rhaj0 ( 14/09/2016 12:17)
Inona moa ny Nofy.. Rahefa matory isika, dia misy dingana (stades) maromaro lalovantsika, ary rahefa tonga @ ilay hoe "sommeil paradoxal", dia eo no mivoaka ny Nofy. Raha taitra tampoka eo isika, dia... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2016 10:55
RBNIR ( 12/09/2016 12:41)
TENA MISY V ANDRIAMANITRA???? RAHA MISY IZY DIA IZA ILAY TENA MARINA??? ARY INONA NO TAKIANY AMINTSIKA???... tohiny
endriny ( 08/09/2016 05:15)
Efa hanomboka hangina ny fiangonana fa very lakolosy. Tsy hisy intsony ilay tindao manaitra vao maraina ireny atsy ho atsy... Fa maninona no angalarina ny lakolosy? Atsonika dia atao fitoeran-dabozi... tohiny
novalian'i endriny ny 30/09/2016 04:10
mangakely2016 ( 07/09/2016 05:09)
Salama daholo ! Mba mangitikitika ahy ity fampianarana noraisiko t@ mana isan'andro ity ka mba tiako hozaraina amintsika: Atao ahoana kay no manavaka ny asa fanompoana : - @ hafanampo -@ fitarian... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 09/09/2016 13:13
rhaj0 ( 03/09/2016 12:12)
Loza iray ao @ Apaokalipisia ao hono dia hoe, ny [i]ranomasina sy ny ranomamy dia lasa rà[/i].. hi hi hi.. dia hozy i Lahindroy hoe, nitaveravera ilay anjely faha-3 tany an-danitra, ary dia niraraka... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 30/09/2016 13:10
lahindroy ( 03/09/2016 09:31)
miarahaba ny rehetra Araky ny hevitsika , kristiana ve Jesosy sa ...jiosy ? ... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 08/09/2016 22:27
rhaj0 ( 28/08/2016 18:55)
Tena vao avy nijery io sarimihetsika io aho ho'a, fa dia te-hizara, ary tena mampirisika anareo mba hijery koa... (mba ampiasanareo ilay compassion-n'ny Finoanareo ao ee...) http://lmgtfy.com/?q=we+... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 01/09/2016 16:41
tealala ( 22/08/2016 12:46)
http://www.lamed.fr/index.php?id=1&art=369 "Plus j'avance dans le domaine de la science et plus je crois en D.ieu"... tohiny
novalian'i endriny ny 08/10/2016 16:44
zo6 ( 21/08/2016 09:55)
FAHAFATESANA no tambin'ny ota! ny fahafatesana nataon'Andriamanitra sazy no fampisehoany fa tsy ankasitrahany ny adultère sy ireo fahavetavetana! ao @Deo 22:13-29 sy Eks 22:16-17 dia meloka avokoa eo... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 14/10/2016 12:25
angouz ( 18/08/2016 18:17)
Azo inoana ve fa hisy fiverenany ny sambo fiara ary iza no mpaminany nilaza an'izany, ary ahoana ny fisehoany ?... tohiny
novalian'i endriny ny 08/09/2016 06:31
tealala ( 18/08/2016 08:00)
Fa maninona kay ilay testamanta vaovao no manova ny zavatra tao anatin'ilay testamenta taloha?... tohiny
novalian'i tealala ny 23/08/2018 18:20
zo6 ( 15/08/2016 18:00)
fahotana ve ny mivady tsy atao mariazy any apengonana, ra ny ankamaroan'ny malagasy manko d tsy vita fanamasinana any apengonana ny mpivady, zan oe mijangajanga zan ry bebe sy dadabe... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 23/08/2016 13:20
rhaj0 ( 12/08/2016 14:09)
Aleo akisaka eto ity resaka ity, fa tena mba zava-dehibe ihany.. [quote=stahtam]nisy faminaniana niseho momba an'i Ismael ... Resaka ankapobeny no resahina ... Problème mondial ny adin'ny Arabo sy ... tohiny
STViha ( 09/08/2016 20:08)
"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" hoy i IESHUA ao @ Lioka12/31, hain'ny MALAGASY na HEBREO tsara mihitsy ny nampihatra io Didy lehibe mikasika ny fitiavana ny namana io na ny fitiavana ny Tanindraz... tohiny
novalian'i RA TAN ny 13/05/2017 11:21
STViha ( 09/08/2016 20:06)
"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" hoy i IESHUA ao @ Lioka12/31, hain'ny MALAGASY na HEBREO tsara mihitsy ny nampihatra io Didy lehibe mikasika ny fitiavana ny namana io na ny fitiavana ny Tanindraz... tohiny
novalian'i RBNIR ny 28/09/2016 10:54
STViha ( 09/08/2016 20:05)
"Tiava ny namanao tahaka ny tenanao" hoy i IESHUA ao @ Lioka12/31, hain'ny MALAGASY na HEBREO tsara mihitsy ny nampihatra io Didy lehibe mikasika ny fitiavana ny namana io na ny fitiavana ny Tanindraz... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.737