Ny Tantara sy ny Angano ary ny tantara-angano
1. rhaj0
(
06/10/2016 11:07)
Nakisako eto ity fa toa sempotry ny TT/TV tatsy.
Ka ny anao "tantara-angano" no iainganao dia ataonao fiki-maty eto kouh... Imagination-n'ny jiosy t@ fotoan'androny re ireny eee...
Nony resin'ny Romana zareo (izay ilay "tantara"), dia nanoratra "boky" ny olombe tao (izay ilay "angano"), ary nafangarongarony tao, na ny Finoany tao, na ny zava-nisy tao, ary nampiany ny ozonozona vengeance-ny @ Romana ny tao (@ Baiboly/Torah tao). Dia isaka ny misy tanàna rava, na isaka ny voa ny Romana, dia aviavy daholo ny "mpinomino" foana an'ireo ozonozona, fa izay tokoany hono ilay ozonozona fa tanteraka.
Dia h@ izao ve dia mbola mijery ny hahatanterahan'izay ozonozona tany izay ianao ry Calin Brandon??? Dia izay no mba antsoinao hoe "Tantara"??
"Izaho" ve no tianao "hanao demonstration"?
Dia hita mihintsy anie ianao ry Calin Brandon fa conditionné @ ilay mihaino dia mino "tantara-angano" eee... HItantaraiko "angano" eto ianao izany dia hinobe eo tokoany koa??...
Be dia be re ny FIkarohana (siantifika) ny @ nianviantsika gasy re ee.. Efa noresahina lavabe teto fa dia averiko indray azany...
http://forum.serasera.org/forum/message/m578d043c587ae
calin.brandon:
Fa izay tsy mahay tantara dia tsy afaka miady hevitra ary tsy mahay miady hevitra.
Ka ny anao "tantara-angano" no iainganao dia ataonao fiki-maty eto kouh... Imagination-n'ny jiosy t@ fotoan'androny re ireny eee...
Nony resin'ny Romana zareo (izay ilay "tantara"), dia nanoratra "boky" ny olombe tao (izay ilay "angano"), ary nafangarongarony tao, na ny Finoany tao, na ny zava-nisy tao, ary nampiany ny ozonozona vengeance-ny @ Romana ny tao (@ Baiboly/Torah tao). Dia isaka ny misy tanàna rava, na isaka ny voa ny Romana, dia aviavy daholo ny "mpinomino" foana an'ireo ozonozona, fa izay tokoany hono ilay ozonozona fa tanteraka.
Dia h@ izao ve dia mbola mijery ny hahatanterahan'izay ozonozona tany izay ianao ry Calin Brandon??? Dia izay no mba antsoinao hoe "Tantara"??
calin.brandon:
ataovy ny démonstration ahalalanao ny momba ny fiavian'ny gasy.
"Izaho" ve no tianao "hanao demonstration"?
Dia hita mihintsy anie ianao ry Calin Brandon fa conditionné @ ilay mihaino dia mino "tantara-angano" eee... HItantaraiko "angano" eto ianao izany dia hinobe eo tokoany koa??...
Be dia be re ny FIkarohana (siantifika) ny @ nianviantsika gasy re ee.. Efa noresahina lavabe teto fa dia averiko indray azany...
http://forum.serasera.org/forum/message/m578d043c587ae
rhaj0:
Tato ho ato dia maromaro ihany ny vokatry ny fikarohana ny @ niavin'ny RazanTSIKA nataon'ny Siantista. Ireo misy santionany tsikaritro:
1- http://www.techno-science.net/?onglet=news&news=15344
les ancêtres des malgaches seraient les Banjar, un peuple qui vit dans le sud-est de l'île de Bornéo.
2. http://now.howstuffworks.com/2016/07/05/australasian-settlers-madagascar-identified-crops
seeds of Austronesian origin from the 8th and 10th centuries CE were concentrated on Madagascar
Efa ela ihany no nanombatombana ny (siantista) maro fa avy any Azia atsimo atsinanana ny razambentsika, fa io izany dia voaporofon'ny (1) ADN-ntsika, ary koa (2) ny zavatra novokarina tao Dago izany.
Ny niavian'ny RazanTSIKA izany dia avy tany Azia Atsimo Atsinanana. Fa mazava ho azy, fa mivezivezy koa ny olona h@ izay nitoeran'ireo Razantsika teto Dago izay, ary dia nifangaro t@ ireo olona nivezivezy ireo ny mponina.
- ohatra ireo Arabo (na koa Jiosy) araka ny notaterin'i Flacourt azy ohatra
- na koa ny Frantsay atsy Sainte-Marie, izay nipetraka tao koa efa ho 500 taona lasa izay (ohatra raha ny tombatombako eto, dia Itpkl Sylla dia malagasy tokoany, fa io hitanao fa toa Frantsay io)
Havoitrako eto @ "fivavahana sy finoana" ity resaka ity, azony be loatra ireo mpandrebireby (sy voarebireby), ka dia tsorina fa MANDAINGA mihintsy rahefa miresaka ny @ "niavian'ny razanTSIKA", ary izany dia noho ny antony finoana/fivavahana maizimaizina, ankoatry ny fanararaotana sy fanambakana ataony vokatr'io fitaka sy lainga ataony io.
Hainao ihany no tiako lazaina:
- Hebreo hono ny gasy eee..
- Jiosy indray manko eee...
- Jentilisa (avy any Moyen-orient) hono, ary taranaky ny foko #13
- satria mantsy, raha izay lojika izay, dia ny Frantsay koa izany afaka manao fitakiana (revendication) fa Frantsay i Madagasikara.
novalian'i rhaj0 ny 18/10/2016 11:20
2. lolo110255
(
09/10/2016 14:08)
salama jiaby
tsy arako loatra ny fihavian'ilay resaka ry rhajo (tsy teto ny tenako nandritry ny 2 volana eo ho eo ary nosoloin-dry zareo koa ny solon'anarako) ka mba azonao fintinina fohy ve ny voalaza tany aloha tany indrindra ny an'ireo nanao fanakianana sy nanolotra hevitra hafa ankoatr'ireo volazanao eo ambony ?
misaotra mialoha e
3. rhaj0
(
11/10/2016 01:38)
ato ilay resaka, nahatonga io valin-dresaka io ambony io.
http://forum.serasera.org/forum/message/m57b56b17f405d/600
http://forum.serasera.org/forum/message/m57b56b17f405d/600
calin.brandon:
...ny objectif iray ihany : ho avy ny Messie ary amin'izay dia hiverina amin'ny taniny koa ny Jiosy rehetra manerantany...
rhaj0:
i Einstein izao Jiosy sady ... ATHEIST. Ary maro ihany ireo Jiosy (foko) sady Atheista (finoana).
Hozy google hoe: "20% of the Jewish population are atheists"
Dia inty misy lisitra-na Atheist (sady Jiosy)
https://en.wikipedia.org/wiki/List_of_Jewish_atheists_and_agnostics
Dia tena TSY manisy sira an'izany "objectif", na ny marimarina koakoa, izany tantara-angano "miverina @ taniny" izany zareo, fa efa salanitra any @ izay tany misy azy aby any. Hatrany Maroc ka hatrany Etazonia sy Rosia...
Dia mahonena fa ireo TSY Jiosy (ireo gasy moa no tena mampivanitika) indray no "minomino" foana an'izao tantara-angano taloha izao. Ao azany @ izy ireo no misavika te-ho tarana-jiosy koa, fa te-handova izao "fanjakan'ny lanitra" (jiosy) izao hono.
calin.brandon:
Tsy resaka minomino na tsy minomino. Tsy resaka misavika ho zatsy na iroa. Tsy resaka jugement koa io. Fa lafiny TANTARA. Fa izay tsy mahay tantara dia tsy afaka miady hevitra ary tsy mahay miady hevitra.
Momba ny fiaviana indray : misy milaza fa malayo-indoneziana hono ny gasy. Misy milaza fa hebreo ny gasy (tadidio fa ny Falashas koa dia Hebreo Jiosy). Misy toa anao faly mitsikera fotsiny ka mampidina ambany foana ny ady hevitra. Miaingà amin'ny TANTARA sy amin'ny famaritana ny atao hoe Firenena, dia ataovy ny démonstration ahalalanao ny momba ny fiavian'ny gasy.
5. rhaj0
(
14/10/2016 12:20)
Ka ireo Jiosy sasany dia manana intérêt @ ilay lafiny "angano"-n' ilay "tantara-angano".
Dia h@ gasikely, nampinoana ilay "angano", no miboloky dia manompo ny intérêt-n'ireto Jiosy (sasany) ireto. Mody nataony hoe "Tantara" ilay "angano". F'angaha tsy mampahonena.
Dia h@ gasikely, nampinoana ilay "angano", no miboloky dia manompo ny intérêt-n'ireto Jiosy (sasany) ireto. Mody nataony hoe "Tantara" ilay "angano". F'angaha tsy mampahonena.
6. endriny
(
18/10/2016 05:48)
Tena somary verokely aho
Ny fahazoako azy mantsy : "Tantara sy Angano" dia zavatra
Ny "Tantara-Angano" dia seho na asa na tranga ilazana ny fitantarana angano, ohatra : hitantara angano indray i Bozy rahariva, ilazana hoe "Hamorona tantara indray i Bozy rahariva"
Ny Malagasy indray dia efa an'arivo taonany no tonga teto, fa ry zareo tandreafana moa no tena nivoy an'io hoe vao tamin'ny 1500 ny Malagasy no teto. Ny antony dia satria tiany alaina ilay tany, dia ry zareo hono no nahita voalohany an'i Madagasikara, sy nametraka rafitra teto voalohany. Fa talohan'ny nahatongavany mbola fahagola tany Maroantsetra tany ny Malagasy. Esy aho e rey olona

7. rhaj0
(
18/10/2016 11:20)
Aleo azany averiko indray ny fahazoako azy teo ee... Ahitsiko kely ny soratro io ambony io :
Nony resin'ny Romana zareo Jiosy tao moyen-orient de l'an zero, dia nanoratra "boky" ny olombe tao.
- dia notantarainy tao ny zava-misy: izay ilay "Tantara"
- fa kosa, nafangarongarony tao koa, na ny Finoany tao, ary nampiany ny ozonozona vengeance-ny @ Romana ny tao (@ Baiboly/Torah tao): izay ilay "Angano"
Ka nataoko hoe "Tantara-Angano" ny niantsoako an'ilay izy, satria
- TSY hoe "Tantara" (objectif) momba ny moyen-orient de l'an zero ranofotsiny,
- nefa koa TSY hoe "Angano" (fictif) ranofotsiny.
Dia ilay lafiny "angano" @ ilay "tantara-angano", averiko ihany, ilay lafiny "angano" @ ilay "tantara-angano" no hanambakan'ny mpanambaka ireo mpinomino foana.
Giravy an.. h@ izao dia mbola voarebireby na hoe voarotsirotsin'izany ... iliay gasikely, minobe an'ity lazainy hoe "Tantara", nefa anie ilay izy ka tena TSISY idiran'ny momba azy akoriny; fa dia io manompo ny interet-n'ny sasany ao fotsiny ho'a ilay gasikely eee...