Fa inona no dikan'ity " Naorimaly " ity ? Avy aiza io ? Atsy ambadika atsy ry Endriny mba mianatra ny ho be safary momba ny fiteny Malagasy, nefa tsy afa-miala amin'ny mahazatra azy dia ny fampiasany ny teny notsoahany avy amin'ny fitenin-dry Mompera. Ry Mompera izay nampianatra azy ny "teny baiko".
Indrisy ! Mampalahelo ry Endriny k'ty ! Miteny amin'ny teny tsy fantatra.
Misaotra anao nampatsiahy fa manana namana tokoa manana anao..
Fa mba nanao fikan'ny avarapi Malagasy aho tamin'io e, dia mba nianatra ny ataon'ny gazety: Rehefa amin'ny "teny baiko" mantsy ny gazety dia be mpividy