Fivavahana, finoana

ydifas ( 26/04/2016 01:22)
"Saingy tsy tanterahina vetivety ny famaliana ny ratsy atao, dia izany no ikirizan'ny fon'ny zanak'olombelona amin'ny fanaovan-dratsy. Eny, fa na dia manao ratsy injato aza ny mpanota ka ela velona ih... suite
répondu par endriny le 29/04/2016 04:44
razafyaina2o15 ( 22/04/2016 12:22)
ankehitriny toy tsy hita taratra intsony zany hoe fihavanana zany ! asanoho ny fiainanamihasarotra hatrany ve sa noho ny fisian ny teknologiavaovao sa noho ny inona tsy hay intsony ; vola ! ... suite
répondu par rhaj0 le 08/05/2016 15:30
endriny ( 21/04/2016 04:36)
Hoy ny baiboly: "Raha misy olona roa na telo mivory amin'ny anarako dia eo afovoany aho". Izany hoe raha izaho irery izany no mivabavaka eo dia tsy misy Atra. Fa raha "misy 2 na 3" miara-mivavaka ami... suite
répondu par endriny le 17/06/2016 05:57
Rafieritreretana ( 19/04/2016 14:44)
jereo eto: https://www.youtube.com/watch?v=tVPZiFDRcTU ... suite
répondu par stahtam le 27/05/2016 09:37
endriny ( 13/04/2016 05:34)
ahahahahhahaha, Mampihomehy be ilay tantara, fa aleo iny ho any fa ny tantaran'ny razako aza tsy haiko... suite
répondu par rhaj0 le 09/05/2016 10:56
endriny ( 11/04/2016 15:07)
Dia tsy haiko ry zareo na mihena ny mitombo ny isan'ny mpiangona kristianina eto an-tany na tsia. Fa ny hitako eto Madagasikara aloha dia mitombo ny isna'ny fiangonana, nitarina daholo ny ankamaroan'n... suite
répondu par endriny le 07/06/2016 14:24
RBNIR ( 08/04/2016 10:53)
Fanentanana mialoha: aleho mba Rom.3:1,2 1 Koa inona ary no tombony ananan’ ny Jiosy, ary inona koa no soa avy amin’ ny famorana? 2 Be ihany amin’ ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolo... suite
répondu par RBNIR le 20/04/2016 13:27
rhaj0 ( 07/04/2016 19:05)
[i]Matio 11:18 Fa tonga Jaona tsy nihinana na nisotro, ka hoy ny olona: Manana demonia izy. 19 Tonga ny Zanak’ olona mihinana sy misotro kosa, ka hoy ny olona: Indro, olona fatra-pitia hanina sy mpi... suite
répondu par rhaj0 le 08/04/2016 17:37
RBNIR ( 05/04/2016 22:08)
Noho ny antony manokana dia averin-tsika eto ity lohahevitra ity..... « Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho t... suite
répondu par RBNIR le 07/07/2016 10:20
endriny ( 30/03/2016 15:29)
I Gasy1zay mantsy no nametraka veloma dia I Strong3 koa no tsy hita intsony, raha tsy hoe olona iray ihany ry zareo ireo. Anarana 2 kanefa olona iray. Ohatran'ny hoe olona 3 kanefa Atra tokana (3,1)... suite
répondu par rhaj0 le 08/04/2016 12:38
RBNIR ( 30/03/2016 11:36)
Misy olana ny serveur??? tsy hita daholo ny valiny nalefako?? :-)... suite
endriny ( 28/03/2016 04:28)
Efa hatramin'ny andron'ny mpaminany no nisy filazana fa ho avy tsy ho ela ny Mesia, dia maty foana izay maty fa tsy tonga ny Mesia. Fa ho an'ny Kristianina moa dia efa tonga ny Mesia, ary Jesosy no an... suite
répondu par rhaj0 le 11/04/2016 15:30
Rafieritreretana ( 22/03/2016 19:05)
https://www.youtube.com/watch?v=bdtbBgXu8sk... suite
répondu par endriny le 29/03/2016 15:00
rhaj0 ( 16/03/2016 12:53)
http://www.lagazette-dgi.com/index.php?option=com_content&view=article&id=52155:vaccin-contre-la-poliomyelite-dans-les-ecoles-les-ecoles-catholiques-s-y-opposent&catid=42&Itemid=109 [i]Vaccin contre l... suite
répondu par vahiny2004 le 24/04/2016 17:02
rhaj0 ( 14/03/2016 16:54)
Talohan'ny naha-Papa azy, dia hozy (hono) i Begligli, hozy ny gazety http://insidecostarica.com/2013/03/14/while-most-of-cr-celebrates-new-pope-one-lawmaker-boycotts-calls-church-misogynist/ [i]In th... suite
répondu par rhaj0 le 18/03/2016 13:23
RBNIR ( 14/03/2016 06:12)
Faly misera namana, « Koa aza avela hisy hitsara anareo ny amin'ny fihinana, na ny fisotro, na ny andro firavoravoana, na ny voaloham-bolana, na ny Sabata; » (Kolosiana 2:16) « aloky ny zavatra ho ... suite
répondu par RBNIR le 01/04/2016 05:13
andreasr ( 11/03/2016 11:13)
Manaona daoly, Nahita emission taminy youtube (takariva mafana) zay a ndray mandé momban'i Cohen Rivolala, dé gaga bé mintsy a hoe comment se fait-il qu'il y a autant de monde qui le croit, qui le... suite
répondu par harenadanny le 29/04/2016 17:00
papotsy ( 08/03/2016 19:05)
Salama d0l tompk. aminareu in n zavt met itranga amzany andro zany? ... suite
répondu par endriny le 08/03/2016 19:31
rhaj0 ( 08/03/2016 16:29)
lasa saina aho, fa ngo dia hoe, dia manao io bullying io azany no andraisan'ny sasany izay mandalo eto, fa hoe ataoko eto. [i][b]bully[/b] == to harm to influence or intimidate those who are weaker t... suite
répondu par rhaj0 le 09/03/2016 11:50
TenWords ( 07/03/2016 12:54)
ARAKA ITY TOKO SY ANDININY ITY DIA SITRAKAY NY HITARI-DALANA ANTSIKA HAHALALA IZAY LAZAIN'NY MPAHARY AMINTSIKA FA IZY NO MILAZA HOE : Izao no lazan’ i Jehovah ny Iray Masin’ ny Isiraely, dia ny n... suite
répondu par rhaj0 le 09/03/2016 16:09
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.023