FIHAVANANA

61. RBNIR ( 08/05/2016 03:00)

rhaj0:

RBNIR:
Donc, rhajo "choisi" son Dieu alors qu'il sait qu'il a un Dieu (mais il le déteste)??? car il "croit" avoir le droit de le juger......

hi hi hi... mahazo teny vazaha @ RBNIR mihintsy aho ity :-)

Raha ny fahitako azy aloha, dia tena SAFIDY-nao marina mihntsy ny mivavaka @ izay Dieu-nao ao. Na ny marimarina kokoa, tsy nanan-tsafidy ianao fa izay no nopriatin'ny vohitrakely misy anao tao.

Raha teraka tany Mongolie ianao dia mety efa Buddha kely; raha taty zamerika, dia efa nivavaka t@ Grand Manitou.

Fa rahefa ampiasaina ho'a ilay coco ry RBNIR, indrindra @ izao andron'ny interinety ka miparitaka izao ny fahalalana, fa tsy hoe, mihidy ao @ vohitrakely. dia ... hi hi hi ... anao ny manohy azy :-)

marina tokoa fa ny olona tsi11 dia samy voataiza araka ny fitondran'ny ray aman-dreniny azy avy....
Saingy tany amboalohany ny olona rehetra dia niainga avy amin'i Adama sy Eva avokoa ary samy nahafantatra tsara an'io Andriamanitra TOKANA sady marina io.....
Ny taranaka taty aoriana no nanomboka nanangana Andriamanitra hafa, ka nahatonga ILAY TOKANA ho takona tamin'ireo taranaka ireo.....
Fa aza matahotra ianao fa efa manomboka tanteraka ny faminaniana, ary hiverina hipoitra indray ILAY TENA MARINA, HORAVANA ireo andriamanitra TSY IZY rehetra (atombony amin'ny fandravana an'i BABYLONA LEHIBE) ary dia ho fantatr'izao tontolo izao ilay TOKONY HIANKOHOFANA SY HOMEMBONINAHITRA!!!
62. rhaj0 ( 08/05/2016 15:30)
RBNIR:
tany amboalohany ny olona rehetra dia niainga avy amin'i Adama sy Eva avokoa ary samy nahafantatra tsara an'io Andriamanitra TOKANA sady marina io.....
Ny taranaka taty aoriana no nanomboka nanangana Andriamanitra hafa...

Dia tena mandrevirevy ianao RBNIR.. dia tena "voalobo-jaza" foana ho'a ny anao eee...

1. TSY "niainga avy t@ Madame Eva avokoa izany daholo ny olona. 'Ndana ho'a mba halalino sy hianaro ny an'ny Finoana/Fivavahana hafa ee..

2- Polytheista i Raolona, izay vao Monotheista. Izany hoe, taty aoriana vao nitsiry tao an-tsain'ny olona (sy ny imagination-ny) ity hoe "Andrmntra TOKANA". Ivereno ny tantaran'ny religion ee...

Dia averina indray: TSY mila "finoana" ny anekena ny fitombenan'ireo teboka roa ireo... fa "ampiasao fotsiny ilay coco eee..."
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1334