TIC TAC DO

1. andreasr ( 11/03/2016 11:13)
Manaona daoly,

Nahita emission taminy youtube (takariva mafana) zay a ndray mandé momban'i Cohen Rivolala, dé gaga bé mintsy a hoe comment se fait-il qu'il y a autant de monde qui le croit, qui le suis, qui le soutiens... C'est abusé, comment les gens peuvent-ils être aussi "bête", sa dia tena manana pouvoir tokoa vé iny ramosé iny? Efa nahita olona na mafatatra olona ni-sauvény vé nareo?

Misaotra dia ni mialoha aminy valiny.
2. endriny ( 11/03/2016 14:48)
Tena misy ireo olona sahy mitory fa nositranin'i Cohen a
3. endriny ( 11/03/2016 14:53)
Dia misy koa ilay Patrick sy Voahangy eo amin'ny ritz sy Roxy, ilay hoe mampanankarena sy mampiadam-po. Ary ilaharana mihintsy ny famonjena toriteny sy vavaka amin'io
4. RBNIR ( 14/03/2016 13:53)
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Mat.6:33)

Tsy alehonao v aloha mikatsaka ny fanjakany sy ny fahamarinany......
5. endriny ( 15/03/2016 05:45)
Hihihihihihi, tsy aleo ve aloha miasa dia mahazo vola toa izay mampiasa baiboly hanambakana ondry e . Kanefa toa ohatran'ny tsy manahirana ilay mampiasa baiboly a... Andeha hanao an'io asa io marina aho ka
6. booboo ( 17/03/2016 09:51)
( fa inona ho'aho ilay tic tac dou e ? t@ hiran'i samoela vao sambany nahenoko an'izay )
7. endriny ( 18/03/2016 06:22)
I Tic Tac Dou izany dia ohatran'izay mihintsy e... vao mi-Tic Tac Dou fotsiny hono ilay Kohen Rivolala (Izay milaza fa zanak'Israely, ary masina) dia tonga dia sitrana ny marary ametrahany tanana...
8. rhaj0 ( 18/03/2016 14:17)
Ka iza moa no nianaran'i Cohen fa tsy ..i Jesosy en personne eee...

Ka tena manome "mauvais exemple" foana mihintsy izany i Jesosy k'nouh..

Toa ireny rehefa mamaky jeux videos na bokin'Ankizy ireny. Dia ilay rôle ao @ tantara ka dia Imahagaga eee... Dia izay koa no ianaran'ny Ankizy ao.

ka dia ahoana no hanazavana ny olona hoe, ka nareo anie rey olona "mino an'ilay nakana tahaka", koa aiza ianareo no tsy "hino an'ilay mpaka tahaka" koa ee... Ny (mpahay) tavin-dresaka anie manakimpy ny maso(n-tsaina) eee...
9. RBNIR ( 21/03/2016 11:58)

rhaj0:

Raha ny filazan'i Cohen (rivolala) aloha tsy nianatra tamin'i Jesosy mihitsy izy an!
10. rhaj0 ( 21/03/2016 18:09)

RBNIR:
Raha ny filazan'i Cohen (rivolala) aloha tsy nianatra tamin'i Jesosy mihitsy izy an!

hi hi hi... Ary i Jesosy koa ve tsy nianatra t@ ... i Mosesy, sa i Crishna ets...izy io milaza-tena io fa mpanasitrana ?
Sa tena i Jesosy azany ve ry RBNIR no "mpanasitrana" voalohany indrindra teto tambony tany ? (fa tsy farany ho'a, fa i Cohen izao io niseho farany io)..
11. RBNIR ( 22/03/2016 06:57)
rhaj0:

Cohen (rivolala) aloha tsy nianatra tamin'i Jesosy mihitsy izy an!

hi hi hi... Ary i Jesosy koa ve tsy nianatra t@ ... i Mosesy, sa i Crishna ets...izy io milaza-tena io fa mpanasitrana ?
Sa tena i Jesosy azany ve ry RBNIR no "mpanasitrana" voalohany indrindra teto tambony tany ? (fa tsy farany ho'a, fa i Cohen izao io niseho farany io)..
[/quote]
Te hilaza aminao fotsiny aho hoe i Cohen rivolala tsy kristianina hoy ny tenany....
12. rhaj0 ( 22/03/2016 11:16)
ok.. makà recul kely azany ry RBNIR, dia eritrereto tsara ireto... eritrereto tsara @ SAINA TSY MIANGATRA.

http://lmgtfy.com/?q=did+buddha+heal+the+sick
did buddha heal the sick? manasitrana olona ve i Buddha? == TSIA

http://lmgtfy.com/?q=did+muhammad+heal+the+sick
did muhammad heal the sick? manasitrana olona ve i Muhammad? == TSIA

http://lmgtfy.com/?q=did+jesus+heal+the+sick%3F+
did jesus heal the sick? manasitrana olona ve i Jesosy? == ENY

http://lmgtfy.com/?q=did+cohen+heal+the+sick%3F+
did cohen heal the sick? manasitrana olona ve i Cohen? == ENY

Ka dia IZA (no mpivarotra saka be loha) ianaran'i Cohen ho'a eee...
13. RBNIR ( 22/03/2016 11:35)

Izany hoe raha ohatra ka misy olona mpampianatra otran'i rhajo izany dia tsoakevitra avy hatrany i rhajo no nampianatra azy????
14. rhaj0 ( 22/03/2016 12:13)
Raha i Mandela ve no ianarako, dia mamerina aho hoe, "useless ny mivavaka" (sy ny fivavahana) dia lazain'i RBNIR fa i Mandela no "nampianatra" ahy???

Manome "mauvais exemple" ho'a i Jesosy, dia izay koa no ataon'i Cohen.

Fa eny azany fa ni-inspirer (fa tsy nianatra) no marimarina koakoa ee..

Fa raha @ SAINA TSY MIANGATRA ho'a, dia ho hitanao tsara io fa tsy hoe, rahefa "mametra-tanana" na "manipy tanana any an-danitra", dia tonga dia sitrana ho azy eo ny aretina. Efa 2016 izao ny taona, ny taonanao mandroso koa ho'a, ny interinety io afaka manome fanazavana, ary dia kOpy tsara ianao hoe, inona no mahatonga ny aretina, dia mba miasa ilay saina, fa tsy ampinoana sy sesefan'olona abobo dia miboloky ao foana koa h@ izao.
15. RBNIR ( 22/03/2016 12:19)
rhaj0:

Manome "mauvais exemple" ho'a i Jesosy, dia izay koa no ataon'i Cohen.

Ie, raha manasitrana olona sy mampianatra olona manasitrana dia mauvaise exemple izay???
Ary raha mamono sy mampianatra mamono dia bonne exemple v???.....Ohatra: fantatra fa mahavery any amin'ny afobe ny tsy finoana an'Andriamanitra, dia misy tsy mino sady mitaona ny olona tsy hino (dia lasa very koa ny hafa) bonne exemple v izay???
16. rhaj0 ( 22/03/2016 16:12)
rhaj0:
Manome "mauvais exemple" ho'a i Jesosy, dia izay koa no ataon'i Cohen.
RBNIR:
Ie, raha manasitrana olona sy mampianatra olona manasitrana dia mauvaise exemple izay???

Ka rahefa manaraka ny nataon'i Jesosy azany ireo olona (tsy adala tsy hendry), fa hoe inspiraka be i Jesosy, ka milaza-tena fa "manasitrana" koa..

Hitanao fa raha tena misaina (tsy miangatra) ianao, dia tena TSISY an'izany "manasitrana @ alalan'ny fametraha-tanana sy fanipaza-tanana any an-danitra" izany, fa ianao moa voan'ny hypnotisme sy fanatisme ao, dia mino dia miboloky lava ao tokoany, fa hoe nanao an'izany tokoany hoe i Jesosy. Dia ireo mpanambaka koa milaza-tena fa mahavita an'izany, ary dia roboka dia rava tokoany ny marefo rehetra any eee...

Koa na ireo mpianatr'i Jesosy tao azany anie, ka TSY nahavita nanasitrana, fa nentiny tany @ Jesosy ihany ilay marary. Dia t@ io episode io, dia i Jesosy indray no tezitra.

RBNIR:
Ary raha mamono sy mampianatra mamono dia bonne exemple v???

hi hi hi.. ahoana moa ny vavan'i Jesosy t@ reniny, ilay toatoan'ny hoe : "zovy koa izay ianao ravehivavy" ??? Ataovy an'izany koa ny reninao efa antitra ao azany eee...

RBNIR:
...fantatra fa mahavery any amin'ny afobe ny tsy finoana an'Andriamanitra, dia misy tsy mino sady mitaona ny olona ...

mba tordu koa izany argument-ndRBNIR izany.. ny "finoana" sy "imagination" manokan'i RBNIR ao no tian'i RBNIR asesika fa fampianarana tapitr'ohatra eto @ ity tany ity. Efa averina im-10 kely fa ny kristiana ihany no "mino" an'izany, fa eee.... dia mbola heverin'i RBNIR foana fa "mtovy" aminy daholo ny olona hafa rehetra.
17. RBNIR ( 23/03/2016 02:54)
Hoy rhajo hoe , manasitrana sy mampianatra manasitrana = mauvaise exemple ?????

Inona no dikan'ny manasitrana? VAKIO ATO
Teny iditra manasitrana (sitrana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manafaka amin' ny aretina: Dokotera R [...]
Mitovy hevitra: mampanaritra ~ manafaka ~ manala [tohiny Rajemisa: Rakibolana]

Mampahiratra ny jamba = mauvaise exemple (hoy i rhajo)
Manadio ny boka = mauvaise exemple (hoy i rhajo)
Mampitsangana ny malemy = mauvaise exemple (hoy i rhajo)

Izay hoe ny fanasoavana soa ny mpiarabelona = mauvaise exemple (hoy i rhajo)

koa dia asakasak'izay ho resin'i mr rhajo lahatra aloha amin'izany raisonnementny hafa kely izany aloha fa raha izaho manokana dia hanantanteraka ity teny voasoratra ao amin'ny soratra masina hoe « ka hararaoty ny andro azo anaovan-tsoa, fa ratsy izao fiainana izao. » (Efes.5:16)

P.S : tsy azo lavina kosa anefa fa misy ny charlantant kanefa hoy JESOSY hoe « Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy. » (Mat.7:20)

Izay mampianatra 100% izay nampianarin'i Jesosy ihany arahina fa iny no azo antoka fa nirahiny.....
18. rhaj0 ( 23/03/2016 12:35)
Koa mandehana azany manaraka ny "bon exemples" eee.. asio petra-tanana sy manipy tanana any an-danitra, dia tairo ao ny..
- Mampahiratra ny jamba
- Manadio ny boka
- Mampitsangana ny malemy

Nareo moa efa voatondrony ho "mpianany" ary dia mandehana ataovy azany ireo e...

Petra-tanana fotsiny io, fa tsy mila mahalala hoe, naninonananinona ny retine na cataracte, na ilay bacterie-n'ny lepre, na koa izay hozatra marary ao, fa petra-tanana sy ngonongonona dia basy.

Koa na ny folaka sy ny gripa azany dia tairo vavaka koa dia basy ka inona moa.. Indrindrindrindra moa fa t@ l'an zero t@ andron'i Jesosy tsy nisy an'izany.

Ka izany no tena hoe "manaraka (ny fampianarana) an'i Jesosy" sy ny bon exemple-ny.
Dia ny ataon'i Jesosy no ataovy, ary izany ihany no ataovy.. Io tahaka an'ireo fety izay TSY ankalazain'i Jesosy, ary hanozonany izay olona mbola mankalaza izay fetin'ny razany any.

19. RBNIR ( 23/03/2016 14:35)
E!!! indrisy ry rhajo fa takon'ilay fahalalana kely anananao ilay fahefana lehibe ananan'Andriamanitra!!!

Nihomehy Sarah (vadin'i abrahama) raha nilaza IZY hoe hiteraka ianao (nefa izy amin'io efa antitra B)....

Dia hoy IZY tamin'i Abrahama hoe ....Nahoana no mihomehy i Saraha......« Fa moa misy zavatra mahagaga izay tsy hain'i Jehovah va? Amin'ny fotoan'andro raha avy ny taona toy izao dia hiverina aminao Aho, ary Saraha hanana zazalahy. » (Gen.18:14)
20. rhaj0 ( 23/03/2016 17:36)
Jereo tsara fa "nirahin'i Jesosy" ireo mpianany mba handeha "hanasitrana" toa IZY mpampianatra koa. Dia ny Herinirinanao moa lazainao fa "nosafidin'i Jesosy" ho isan'ireo 12 "mpanasitrana" izany, ary namafisinao fa hitanao ny "voany" hoz"enao.

Ka dia... hono ho'a ry RBNIR, tena ao izany ilery manasitrana ny boka sy ny jamba ao? tena "vavolombelona" ianao?
Fa rahefa TSY mahasitrana fotsiny ilery, dia lazaina fa ilay marary no "tsy mino".

E!!! indrisy ry RBNIR fa tantara valamaty fony taloha tsy nipataloha nefa dia mbola inoanao foana h@ izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7965