TIC TAC DO
41. rhaj0
(
04/04/2016 12:46)
RBNIR:
Tsaratsara? hatreto aloha mbola tsy niteny izy fa nampianarin'i Jesosy mivantana ihany koa!!!
Fa i Jesosy mihintsy no niresaka mivantana an'i Tsaratsara, ka tsy "nampianariny mivantana" ahoana azany...
Hitanao fa samy manao resak'hehy ianareo miaotra, na i Tssaratsara sy Herinirina. Ary dia hadalan'izay "mino"..
Mba fantatrao ve k'lou ahoana izany cancer izany.. ny an'i Tsaratsara mantsy tonga dia nopetahiny hoe cancer izao ratra nahazo azy tao izao.. io dia sahala @ fombany mamaky Baiboly ihany eee.. tsindrontsindrohina izao resaka etsy sy eroa izao, na izay toko aman'andininy any, dia tonga dia hoe "tena izay ilay izy", "tsisy adi-hevitra".. Dia izay koa nareo ao.
42. RBNIR
(
04/04/2016 13:40)
Azoko atao tsara ny mireska amin'ny olona iray nefa tsy mampianatra azy aho.....
43. rhaj0
(
04/04/2016 14:00)
hi hi hi... f'ianao angaha Jesosy.. i Jesosy, toa hoe, tena lalina raha samy olona. Raha niresaka t@ Tsaratsara izy, tsy resak'hehy no ho ataony kosany fa tena resaka lalina..
F'ianao no toa hotry ny tena mialona an'i TSaratsara, dia hotry ny tonga dia lazainao fa TSY manao resaka lalina (mampianatra) i Jesosy rahefa miresaka an'i TSaratsara... Fa rahefa miresaka @ Herinirina ihany i Jesosy vao miresaka lalina..
hi h hi... sampona ho'a nareo (minomino foana) ity eee.... dia mamariparitra toa rambon'osy ao, dia resy lahatra ery fa tena "izay no tena izy"..
Raha mahasalanitra anao ao moa (ny imagination-nao) izany, dia mahasoava amin'azy ao izany ee :-)

44. RBNIR
(
04/04/2016 14:04)
Fa mbola tsy niteny izy hoe nampianarin'i Jesosy aho ary fanampiny, ny fampianarany tsy manaja izay nampianarin'i Jesosy...
Be tantara ny any amin'ilay atao hoe paradisa izy hoy aho....;

45. RBNIR
(
04/04/2016 14:05)
Tsy afaka milaza mihitsy izy hoe tsy misy kilema raha vao mbola misy na dia 1 fotsiny aza tsy arahany amin'ny fampianaran'i Jesosy e!
46. rhaj0
(
04/04/2016 14:13)
Ianao izany anie ka mitsaratsara an'i Tsaratsara eee...
Aza mitsara mba tsy ho tsaraina hono eee...
Na tsaratsarao ao hitsaratsarana ana(re)o koa izany ee ... :-)

47. RBNIR
(
04/04/2016 14:36)
Milaza ny antony tsy mampitovy azy aho e, sa ts'izay ilay fanontanianao teo???
48. RBNIR
(
04/04/2016 14:44)
Hoy mantsy ianao hoe inona moa no mahasamihafa??? dia mamaly tsotra aho ny mahasamihafa azy....
49. rhaj0
(
04/04/2016 15:02)
Eny azany ee...
Ka i TSaratsara izany tena nahita maso sy nahare an'i Jesosy.
Ka hono ho'a ry RBNIR: Jesosy ve dia hamela-maina an'i Tsaratsara hiteniteny foana eo?
Toa i Herinirina ihany io. I Herinirina, hoz'enao, niresaka "mivantana" t@ Jesosy koa, dia nilaza taminao fa izy Herinirina no mpianatra #12.
Dia i JEsosy ve koa dia hamela-maina an'i HErinirina hiteniteny foana eo??
hi hi hi.. ny tiako ahatongavana dia... samy mahery, samy mafoaka na i Herinirina na i TSaratsara ee... mitovy iihany. Izy roa miaotra ao no mandefa imagination gaigy ao
- dia lazainy fa i Jesosy (imaginaire) mihintsy no katsaka voanjobory
- dia ianao moa mino fa marina tokoany izany, satria tena TSY ho avelan'i Jesosy ho afa-maina izay misavisavika @ n'a pas ny dera-laza-hery-hajan'i Jesosy izao
- ary dia mino ery nareo :-)

50. RBNIR
(
06/04/2016 08:16)
Jesosy rhajo 1 ihany ary ny fampianarana koa dia 1 ihany koa izay hitanao fa manana ny fampianarana mitovy amin'ilay nampianariny 2000 taona lasa arahina sy inoina dia mandry ny sainao e!!!
Izao no voasoratra....« Ary hotorina amin'izao tontolo izao ity filazantsaran'ny fanjakana ity ho vavolombelona amin'ny firenena rehetra, dia vao ho tonga ny farany. » (Mat.24:14)
Ity filanzatsara ity hoy ny teniny (izay hoe ilay taloha ihany no miverina vao ho tonga ny farany)...
Ka manana saina isika handinika sy hampitovy raha tena mitovy amin'ilay tamin'ny 2000 taona marina ny ampianarin'ilay olona na tsia e!!!!

51. rhaj0
(
06/04/2016 11:01)
eny ho'a eee... afa-maina daholo ireo profeta (sandoka) nisavisavika ny anaran'i Jesosy.. ry Tsaratsara mbamin-dry iza ilay mi-yahoshua iny... hi hi hi i Herinirina koa anisany. Voaronjony daholo ny olona marefo sy tsy manan-tsiny. Dia voarebireby ao. Ny fahasalamany lalaovin-dry profeta (sandoka).. ny fiainany ao priatin'i profeta sandoka; tsy ny tokony atao no atao fa ny andro sy angovo laniany any, very fotsiny.
Dia @ ireo olona maro voafitaka anefany, maninona ho'a tsy mba miseho Jesosy, fa avelany hihomehy toa ny banga ny alina foana ireto profeta sandoka eee.. Ka dia vatolahy angeren'ny vorona fotsiny va re izany (ny anaran'i) Jesosy??