TIC TAC DO

21. RBNIR ( 23/03/2016 20:25)
« Hoy Jesosy taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra? » (Jao.11:40)

Mitaky finoana ihany koa ny fisehoan'ny voninahitr'Andriamanitra....Na dia mpanasitrana aza Jesosy dio hoy IZY tamin'ilay olona hoe "raha hino" ianao.......

22. rhaj0 ( 24/03/2016 01:18)
Ka morabe ny tavin-dresaka ry RBNIR fa inty izao ny vaovao (efa ho herintaona izao)

http://www.rfi.fr/afrique/20150125-madagascar-1600-nouveaux-cas-lepre-recenses-chaque-annee
Madagascar: 1600 nouveaux cas de lèpre recensés chaque année

ka nahasitrana, na dia iray fotsiny t@ ireo 1600 azany ve i Herinirinan'i RBNIR eee... hono ho'a??? aiza ilay "voany" fa hoe "mpianatra" nosafidiana ary nirahin'i Jesosy hitory sy hanasitrana??

Sa rahefa "tsy mino" ny "voninahitr'i Herinirina", dia TSY hametrahan'i Herinirna tanana ka ho sitraniny??
Dia io non-assistance de personne en danger ao ry Herinirina izany an... fa ny tavin-dresakany no ataony be dia be... dia roboka ao tokoany i RBNIR.
23. RBNIR ( 24/03/2016 05:12)

rhaj0:

Fa ianao io ngah moa tonga tao, raha ianao ange no tonga ao ka hitady fanasitranana dia aza manantena e!
Io tsy demonstration fa mila mino Azy aloha ianao...

P.S : bdb no sitrana tao fa tsy dradradraina otran'ny an'ny sasany satria tsy ara-nofo no priorité (na dia ilaina aza) fa ny ara-panahy....
24. RBNIR ( 24/03/2016 06:47)
« Fa katsaho aloha ny fanjakany sy ny fahamarinany, dia hanampy ho anareo izany rehetra izany. » (Mat.6:33)

Fanasitranana : kadoa fa tsy tanjona, Andriamanitra tsy adala, raha manompo Azy ianao tsy maintsy raisiny ho adidiny, tsy mila hametrahana tanana akory ianao dia ho sitrana...

Rehefa manao ny sitrapony ianao dia lasa zanany dia tanterahiny aminao ity teny ity avy eo....

« ..... ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany. » (Isa.45:11)
25. rhaj0 ( 24/03/2016 16:26)
ntss... tsory, ary mba honnete sy direct, fa tsy ahodikodina eo ny resaka...

TSY ahasitrana ny boka (sy ny bakteriany) izany izao Andrmntra (imaginaire) izao e...
Indrindra koa izao Herinirana-nao izao, nefa ilehio midoka-tena fa "mpianatr'i Jesosy direct", ary (tokony) "mpanasitrana".

Dia ilay marary (boka) indray moa no amen-dry RBNIR tsiny, fa hoe "tsy mino" eee... "tsy maharitra' na tsy maha-andry ee... Mba hainao moa ry RBNIR ny soatoavin'ny dokotera, na koa ny vokovokomena ohatra???

Rahefa misy marary dia tonga dia vonjena, TSY hijerena tavan'olona...

Fa TSY takatr'i Herinirina/Jesosy/Andrmntra izany soatoavina izany eee... Ny an-dreo misy conditions ny fitiavana sy ny fanasitranana..
26. RBNIR ( 25/03/2016 06:38)

Tsy ny boka rehetra erak'israely akory dia avy dia sitrana daholo fa arahao tsara (izay araka ny sitrapony ihany io sady IZY no manasitrana fa ilay olona fitaovana fotsiny ihany)

1 Mila manantona Azy ilay olona,
2 Mila mino (fa tsy izay rehetra tonga akory ary IZY no mahalala ny ao anatin'ny tsi11)
3 Izy ihany koa no manasitrana fa tsy ilay olona (izay fitaovana fotsiny ihany) ....Indraindray manasitra IZY rehefa tiany hiseho ny voninahiny mba hampino ny hafa....(raha tsy manasitrana moa IZY dia mila mandinintena izany ilay olona satria ny olona rehetra tonga mino dia sitrana fa matoa izy tsy sitrana, tokony handinika ny tenany izy aloha....)
27. rhaj0 ( 28/03/2016 12:47)

RBNIR:
1 Mila manantona Azy ilay olona,

Eny ho'a ee... Ilazao koa ny dokotera hanaraka izay "bon exemple" izay: ny marary hoe no mila manantona an-dradoko. Dia izay marary ho faty eny an-dalambe moa izany dia ho hitan'ny havany any, rahefa TSY hanantona an-dradoko.

Izany ny soatoavina Kristiana.

RBNIR:
2 Mila mino

Izay tsy anaty club (an'ny mpino) izany dia efa TSy kaonty koa ee...

RBNIR:
3 Izy ihany koa no manasitrana fa tsy ilay olona (izay fitaovana fotsiny ihany)
é
i Herinirina izany io ilay hoe "mpianatra voafidy" (supposé hoe manasitrana koa), fa TSY i Herinirina indray hono no "manasitrana" ee.. Izany hoe TSY ny "mpanasitrana" no "manasitrana"..

esy e ry RBNIR.. dia hita izany io fa resaka valamaty ilay hoe "manasitrana ny boka", resaka valamaty ny an'i Herinirina/Jesosy/Andrmntra, ka dia ahodikodin'i RBNIR ny resaka, toa ireny zaza any @ garabola ireny, ka fariparitana hoe, ny mazia-mazia-mirakla dia tsy mitranga raha tsy izao sy izao.. adi-hevitra be ho'a io any @ garabola fa ianao ve tsy mba mihaino an-janakao ao ry RBNIR.. sa tena mihaino sy manaraka tsara ianao, dia mba io mianatra aminy io koa, dia mamariparitra eto io koa eee... :-)
28. RBNIR ( 29/03/2016 07:55)
Raha ny hitan'ny olona ety ivelany dia ilay olona no manasitrana....saingy ilay olona mahafantatra tsara fa ilay Fanahy Masina ao anatiny no manao ilay asa fa tsy izy akory....
29. RBNIR ( 29/03/2016 07:58)
Normal ilay valiteninao rhajo satria raha araka ny baiboly tsy natao ho fantatrao mihitsy io Fanahy Masina io....

« Ary Izaho hangataka amin'ny Ray, ary Izy hanome anareo Mpananatra* hafa mba ho eo aminareo mandrakizay, [*Gr. Parakleto, dia Mpanampy, na Mpampahery, na Solovava] » (Jao.14:16)
« dia ny Fanahin'ny fahamarinana, Izay tsy azon'izao tontolo izao horaisina, satria tsy hitany na fantany; fa ianareo no mahafantatra Azy, satria mitoetra eo aminareo Izy, ary ho ao anatinareo. » (Jao.14:17)

Normal B ilay valiteny...Tsy misy na inona na inona fantatrao mikasika ny Fanahy Masina fa izay hitoerany ihany no mahafantatra ny "Fisiany sy ny momba Azy rehetra".....
30. rhaj0 ( 29/03/2016 10:45)
RBNIR:
Raha ny hitan'ny olona ety ivelany dia ilay olona no manasitrana....saingy ilay olona mahafantatra tsara fa ilay Fanahy Masina ao anatiny no manao ilay asa fa tsy izy akory...

ohatra izao ny habokana (lepre).. Rahefa takatrao re ry RBNIR fa misy bakteria no mitondra ny aretina, dia ... TSY hinohino foana ny tantara valamaty intsony ianao hoe, ametraha-tanana sy ivavahana io dia sitrana, ka hoe "ilay Fanahy Masina no" tompon'antoka @ zava-drehetra ao

Fa ianao ve moa tsy mbola hino foana ihany fa FM no manasitrana d'une facon ou d'une autre.. - hoe, ilay FM mihintsy no mamono ny bakteria;
- dia rehefa oainina fa tsisy an'izany, dia hoz'ianao indray hoe, ny FM no maniraka ny mpitondra fanafody,
- dia raha atheista na moslimo anefa ilay mpitondra fanafody, dia lazaina(o) indray fa ny FM ka mahery, fa naharesy lahatra ny devoly hitondra ny fanafody

Fa mijoroa azany ho "vavolombelona", ary dia tantarao eto ny "voany", araka ny filazanao mafy azy eto foana. Ka lazao eto hoe, tena efa nanasitrana ny habokana (lepre) koa i Herinirina. Misy 1600 ny gasikely voany isan-taona. Iray fotsiny no "voany" angatahiko anao.
31. RBNIR ( 29/03/2016 16:17)
Hafa mihitsy ny fanasitranana azo avy amin'ny herin'Andriamanitra....
Miverina amin'ny etat tamin'ny namoronana azy izy...Ohatra raha malemy dia avy dia mitsangana ary mandeha ara-dalana fa tsy hoe mikitringatringa...
Tsy mitovy amin'ny fitsabon'izao tontolo izao izay mbola mety hisy sequelle sy cicatrice sns.....
32. rhaj0 ( 29/03/2016 17:11)
Ka tena nahita boka nositranin'i Herinirina, izay "niverina amin'ny etat tamin'ny namoronana azy", izany i RBNIR??

Raha tsia, fa maninona no tsy mba mitolo-tena mba hanampy an'ireo olona ireo i Herinirina? Dia tena raha tsy manantona anareo, sy tsy mivavaka (aminareo). izany ve ho'a dia tsy ho ampianareo mihintsy ny olona eee ??
33. RBNIR ( 30/03/2016 11:44)
Tsy ny olona no mandahatra ny fahagagana fa Andriamanitra,
Ary misy antony matoa IZY manao fahagagana!!!

« Lozanao, ry Korazina! lozanao, ry Betsaida! fa raha mba tany Tyro sy Sidona no natao ny asa lehibe izay natao teo aminareo, dia ho nibebaka ela izy ka nitafy lamba fisaonana sy nipetraka amin'ny lavenona. » (Lio.10:13)
34. RBNIR ( 30/03/2016 12:56)
Ny fahagagana dia nataony mba hibebahan'ireo tiany hahita Azy, ary tsy ny olona rehetra anefa no hanaovany an'izany fahagagana izany

« Izay taranaka ratsy fanahy sy mijangajanga dia fatra-pitady famantarana; nefa tsy misy famantarana homena azy, afa-tsy ny famantarana ny amin'i Jona ihany. Ary nandao azy Jesosy ka lasa. » (Mat.16:4)

Torohevitra : « Hoy Jesosy taminy: Satria nahita Ahy ianao, dia nino; sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. » (Jaona 20:29)

" sambatra kosa izay tsy nahita, nefa nino. » (Jaona 20:29)
35. rhaj0 ( 31/03/2016 23:14)
Ka dia TSISY izany ilay "fahagagana" eee... TSORY ity izy ry RBNIR fa aza miolakolana toa ny marary kibo ao ianao aaa... :-)

Fa "mbola ho avy" eee...

Ka "mbola ho avy" an'i Rossy sa an'i Quach sa an'i Tselatra :-)
36. RBNIR ( 01/04/2016 05:34)

rhaj0:

Ka dia TSISY izany ilay "fahagagana" eee... TSORY ity izy ry RBNIR fa aza miolakolana toa ny marary kibo ao ianao aaa... :-)

Fa "mbola ho avy" eee...

Ka "mbola ho avy" an'i Rossy sa an'i Quach sa an'i Tselatra :-)

Misy fa tsy voatery araka ny fiheveranao azy, satria IZY no manao sy mandahatra ny fagagana izay ataony...
37. rhaj0 ( 01/04/2016 11:42)
Ka efa "mpianatra voafidy" i Herinirina, hozy moa ianao izay, ary ireny no nirahina "hitory sy hanasitrana".. ka mbola IZY daholo ihany ve no "mandahatra ny fahagagana" ry RBNIR..

Io ihany no nampatezitra an'i Jesosy in-1 mandeha hoe, tena mbola hiaritra anareo tsy mahavita-azy ireo va re aho, hoz'izy izay. Satria ireto mpianatra, efa nirahina, fa tsy nahavita-azy, satria... TSY ampy finoana.

Ka TSY ampy finoana izany i mpanasitrana-mpianatra-voafidy-Herinirina eee... izany no TSY mahasitrana ireo boka amina 1600 ao Madagasikara.

38. RBNIR ( 02/04/2016 04:13)
Nisy momba tao lasa niteraka na dia efa nahazo taratasy mazava tamin'ny dokotera aza fa hoe tsy hiteraka intsony....
Nisy voan'ny cancer tao sitrana tanteraka....
Izaho manokana efa nijoro vavolombelona teto......
39. rhaj0 ( 03/04/2016 17:10)
Esy aho e ry RBNIR... Efa hoe, inona no mahasamy hafa aminao sy ny profeta Tsaratsara??
Ilehio izao nilaza koa fa sitrana ny cancer nahazo azy, satria dia i Jesosy mihintsy no tonga taminy (nidina avy tao @ ilay tafo fanitso tao).

Dia ilay Jesosy (ao @ imagination-nao ao) koa ve ho'a ry RBNIR mitovy @ ny an'i Tsaratsara?
Ny an'ilery dia hoe: "tsara tarehy sady tsara endrika be, mamirapiratra be, sady tovolahy be, bOgOsy be" i Jesosy.

Dia ao nareo sy Tsaratsara manao revirevy tsaratsara ao izany eee... :-)
40. RBNIR ( 03/04/2016 20:23)

Tsaratsara? hatreto aloha mbola tsy niteny izy fa nampianarin'i Jesosy mivantana ihany koa!!!
Fepetra faharoa izay takiana!!!
Fanampiny izy dia mitantara be ny zavatra hitany sy reny tany.... nefa hoy ny soratra masina hoe: « fa nakarina ho any Paradisa izy ka nandre teny tsy azo tenenina sady tsy tokony holazain'olona. » (2 Kor.12:4)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4462