Ny Papa sy ny Vehivavy

21. rhaj0 ( 17/03/2016 12:37)
Eny azany ry RBNIR, fa dia miaiky (ve) izany anao fa "resaka lany andro, mifandraika amina contexte efa TSY misy izao intsony ireo lalàna ao anaty Baiboly (TT) ireo" satria ireo dia ho "an'ny taloha"

Dia ahoana indray ireo lalàna ao @ TV, izay t@ taonjato-zero, tsy toa ilay hoe, "resaka lany andro, mifandraika amina contexte efa TSY misy izao intsony ireo lalàna ao anaty Baiboly (TV) ireo" ??

Ny hoe "ameo ny harenanao" na ny ampahany, hoe "laozy ny fianakams" fa 'ndana manaraka azy...


Ary tsy hitanao ve fa ny nataon'i Jesosy t@ Mosesy ihany, no nataon'i Jospeh Smith (ry Morons).. dia ny TJ moa tsy te-hanaraka ny revy (vaovao hono) an'i Jesosy... Dia i Herinirina ve tsy efa manao revy vaovao koa ee ??


Fa dia izay re ilay izy ry RBNIR a..

"resaka lany andro, mifandraika amina contexte efa TSY misy izao intsony ireo lalàna ao anaty Baiboly ireo"

23. rhaj0 ( 17/03/2016 17:24)
ya ya.. eny ho'a eee... "mila mianatra" manodikodina io Baiboly io, hihodina ampametimety tsara ny baolinantsika aby ao..

Dia tsindrontsindrohana ary ampifandraisina izao toko aman'andininy manjamanja rehetra izao, ary ahiikilika na hodiana tsy fantatra ny sasany @ izany,

Dia mikimpy mafy sy manipy tanana any an-danitra, dia ... tonga dia mitompo teny hoe, "eeennnyyyy, tena izay ilay izy".

Ny an'ny Katolika moa, dia ny olombe toa pretra aman'ariseveka ihany no tena manao ny interpretalation ary mamoaka ny dogme, fa ny valala be mandry manaraka mamerina ny akony fotsiny.. na mangaringarika dia mihodina, dia ny atao ihany no atao (condom sns...), fa tsy tenintenena fotsiny, na dia any @ kaonfessy azany.
24. RBNIR ( 18/03/2016 05:54)
Manana maso ny olona hijery (baiboly) manana saina koa handinika ny tena marina,
Tsy misy ifanerena mihitsy anie e!
25. endriny ( 18/03/2016 06:18)

rhaj0:




Tokony mba soloina ilay lohahevitra atao hoe: "Ny mpitondra fivavahana sy ny volom-bava"

Raha mandalina mantsy isika dia ireo mpitondra fivavahana ireo no solotenan'ingahy Jesosy hono. Tato ho ato anefa dia mahavariana fa lasa olona madio tava be daholo ireo solotenany ireo, hatramin'ny Papa nifandimby efa hitako...

Mankahala volom-bava ve ry zareo kanefa I Jesosy lava volom-bava?

hihiihiiihih
26. RBNIR ( 18/03/2016 06:34)
Jesosy tsy afaka ianarana... efa voatokana ho an'Andriamanitra IZY hatrany ambohoka.....
NAZIRA IZY tahaka an'i Samson....

http://www.legranddefi.net/defis/les-heros-de-dieu/samson-29.html
27. rhaj0 ( 18/03/2016 13:23)
Ka etsy @ ankavia, i Jesosy raha ny fahitan'ny artista iray azy... eoropeana endrika.
Etsy @ ankavanana, i Jesosy araka ny reconstruction nataon'ny Siantista azy... Fa samy be volombava tokoany eee... Fa maninona tokoany azany rizareo tsy mba te-ho sahala @ Jesosy.. Ny amerikana maintsy izao "wanna be like Mike" dia solasola daholo..




Ny ahy ny tena mahatapaka ahy, dia rahefa ... u'now... rahefa ilay mihiaka ireny rehefa 'le tena lasa iny izany ee... dia hoe "djisaosy" na "omaygaody"... dia toa ny inona azany no mba sary ao @ imagination-ny ao... :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6877