Ny Papa sy ny Vehivavy
1. rhaj0
(
14/03/2016 16:54)
Talohan'ny naha-Papa azy, dia hozy (hono) i Begligli, hozy ny gazety
http://insidecostarica.com/2013/03/14/while-most-of-cr-celebrates-new-pope-one-lawmaker-boycotts-calls-church-misogynist/
In the Pope’s home country of Argentina, there were media reports that the new Pope, previously the Cardinal Jorge Mario Bergoglio, said in 2007 while President Cristina Fernandez was still a candidate, that “women are naturally unfit for political office,” and that “the natural order and facts teach us that man is an excellent politician; Scripture shows us that woman always supports the man who is the thinker and doer, but nothing more than that.”
Na dia efa dila azany ny 8 marsa, dia mbola mirary anareo andriambavilanitra hatrany, hahita ny soa sy ny tsara indrindra..
Raha tsy hahita izany soa sy tsara indrindra ao anatin'i Leglizy anefa ianareo, dia ... hoy aho hoe... mivoaha tao :-)

novalian'i rhaj0 ny 18/03/2016 13:23
2. hery
(
14/03/2016 18:23)
:-)
Tsy hita ihany izy ity. Ny Katolika angamba no tena mankalaza vehivavy betsaka indrindra... satria ho an'ny Katolika dia Renin'Andriamanitra i Maria... izay vehivavy. :-)

3. rhaj0
(
14/03/2016 18:58)
:-)
1- woman always supports the man
2- the man who is the thinker and doer
Fa mbola mankalaza foana ihany hono izany eee...
Asa ho'a ny fahaiza-miresak'i Hery ao @ andefimandriny eee... Ngo dia toa ny hoe:
- "tsy maintsy manao lavoaly ianao madama, ho fankalazana ny hatsaran-tarehinao, toa an'i Maria @ sary ireny.."
- "tsy mahazo mandeha miasa ianao madama, ho fankalazana ny fianakaviana kristiana tena izy orizinelle, toa an'i Maria t@ fotoan'androny ireny ihany koa eee.... :-)

4. rhaj0
(
14/03/2016 20:36)
hery:
Renin'Andriamanitra i Maria... izay vehivavy. :-)
Ahoana ny nanaovan'i Jesosy t@ reniny, @ ilay toatoan'ny hoe "fa zovy moa izato ianao" ?
Fa dia asakasaky ny vehivavy manaiky sy miaritra lava ao kouh... am-bava rizalahy "mankalaza" fa ambadika izy kibay be ho'a...
Mivanitika fotisny aho rahefa mandeha ny resaka an-drizareo renim-pianakaviana, ohatra @ ilay resaka condom sy ireo resaka be dia be atrehin-janany any an-tsekoly, toa ny resaka LGBT.. mangarika dia tsy miteny fa marary fo ao @ izany ao ...
mivoaha tao fa ianao koa ve dia masochiste lava ao foana eee... :-)
5. hery
(
14/03/2016 23:43)
Ny silamo sy ny vehivavy angamba no tokony jerena kokoa.
Vao resako tamin'i fijo atsy ambadika atsy hoe aza variana amin'ny Katolika fa tsy ny katolika mihitsy no menaces amin'izao fotoana izao na ara-moraly io na ara-tsaina io na ara-politika koa aza.
Eo ny silamo mahery fihetsika, eo ny sekta mpanasa atidoha, eo ny communistes, eo ny extrémistes radicaux isan-karazany. Ka aza variana amin'ny Katolika eo fa ny sasany manalehibe ny fanjakàny ihany.
Raha nanana eritreritra hi-dominer ny tontolo tahaka ireo vondrona nolazaiko ireo ny Katolika dia efa ela no Katolika daholo isika. Koa averiko indray, aza manahy fa tsy menace ho anao mihitsy ny katolika :-)

6. rhaj0
(
15/03/2016 01:01)
Arakaraka io..
Ohatra izao ny aty Ontario, dia misy ny sekoly public, ary misy ny sekoly public catholic, izay samy mahazo vola avy @ rafanja (sy ny taxes scolaires). Dia jereo anie e...2 sa 3 taona lasa izay, satria i Trudeau izay catholic, nefa liberal, dia manaja ny pro-choice, dia inona raha tsy niadian-dry Katolika (extremista izay minorite) : niadian-drizareo mba TSY hahazo hiresaka @ mpianatra @ sekoly Katolika. Ny fahateren-tsaina hotr'izany dia mety midona mafy ihany @ Ankizy ety, satria izany eto dia ezahina akatona ny varavaran-tsain'ny Ankizy. Fa toa arakaraky ny mampasiatsiaka azy ao indrdinra no vao mainka nampisarika ny olona @ Trudeau ho'a ee... izao lery PM, ka dia mitelina ny venin nampotritrany tao ry katolika (extremista).
Misy zaza izay ho'a mianatra @ sekoly katolika public ao. Dia nampiresahiko, hoe ahoana ny fampianarana ao. Dia hoe, ny kilasy religion, misy projet hoe creation, dia ny kilasy Siansa, dia Siansa. Dia ahoana ho'a ny fandraisanareo Ankizy an'izany.. Dia mikimokimo fotsiny ny ankabeazan'ny Ankizy fa tsy maintsy atao moa dia atao, satria liay r-a-d no nisafidy ny hametraka ny zanany @ ity sekoly (katolika), fa tsisy miraika @ halalin'ity resaka creation ny Ankizy eee...
Fa vao teo indray izao, t@ ity volana ity, dia aviavy daholo indray ny arseveka taty, ary mitsabatsabaka @ zon'ny olona hisafidy ny hanao euthanasie.
Fa io ho'a, raha ny fahitako azy, dia zara azany zareo miteniteny foana toa io, fa ny Ankizy angaha paiso ka tsy ahalala ny hoe, ahoana ny fahaiza-miaina @ sosaity.. Fa dia ao zareo sy ny kabariny ao izany eee...
Ny @ sekta kosa aloha, dia ekena fa ireo dia loza kokoa noho ny Katolika.
Fa raha ny @ moslimo, dia .. misy betsaka anie ny Moslimo aty e.. misy efa deputE sy ministra kanadiana mihintsy, ary olom-pirenena manana ny maha-izy azy, ary hajain\olo.
Ny extremisma any MOyen-Orient any, ho an'ny aty, dia TSY resaka religion (islamisme) fa resaka adi-seza be vata..

7. endriny
(
15/03/2016 05:38)
hery:
Raha nanana eritreritra hi-dominer ny tontolo tahaka ireo vondrona nolazaiko ireo ny Katolika dia efa ela no Katolika daholo isika. Koa averiko indray, aza manahy fa tsy menace ho anao mihitsy ny katolika :-)
Ary manao tadidin'ny mpanaraka i Mr Hery izany...
Tena nanana hevitra ny hi-dominer ny tany tontolo tokoa ny katolika. Angamba tsy adino ny antony nisian'ny kroazady, ny fifanarahan'ny Katolika sy ny Frantsay tamin'ny 1600, ary ny fandringanana ireo olona tsy nety hiova katolika tany Amerika atsimo, ny famonoana ireo olona tsy nety ho katolika tany Etazonia fa nolazaina ho mpamosavy...
Saingy niady an-trano ny samy Katolika ka ny iray lasa Protestanta dia izay no tsy naha lavorary ilay faniriana hi-dominer an'izao tontolo izao.
Mbola niampy ny fisitahan'ireo tempelier tao amin'ny Katolika Raomanina taty aoriana...
8. endriny
(
15/03/2016 05:40)
Izany hoe misy tatitra mikasika an'io fanilihana ny vehivavy tao amin'ny fiangonana io mihintsy. Ka ry Piera sy ry Paoly no nitarika izany voalohany. Ary nanendrikendrika an'i Marie Magdalena ho mpivarotena, izay mbola atao laza ankehitriny...
9. hery
(
15/03/2016 06:53)
rhaj0 > ny mampiavaka ny Katolika dia ny Katolika ihany no tena teneniny. Ny sekoly katolika no ataony mifanaraka amin'ny foto-pisainana katolika. Manaiky an'izay ianao matoa mampianatra ny zanakao ao... satria misy safisy hafa. Koa manaiky ianao fa ny zanakao dia hobeazina tsy hankasitraka ny préservatifs, ny fanalana zaza, ny euthanasie sns. Safidinao izany... ary ny katolika tsy sahirantsaina amin'izany.
Averiko ihany, tsy menace ny katolika. Miresaha homosexualité any amin'ny firenena silamo fa tonga dia voatora-bato. Ka asa hoe lalàna katolika ve no tsara hampiharina kokoa sa lalàna silamo ohatra.
Ny Katolika dia miteny fa mamela ny hafa halalaka. Tsy manert n'iza n'iza. Ny conscience no kitihany ka matoa sahirantsaina dia voakitika tokoa izay. Fa ny hafa dia tereny hitovy aminy daholo ny rehetra... tsy menace ny katolika.

10. hery
(
15/03/2016 07:04)
Diso source ianao izany :-)
Ny croisades dia natao hiarovana an'i Jerosalema (ihany) izay nalain'ny silamo. Tsy namokatra izany satria tena ady. Tsy misy idiran'ny domination tahaka ny nataon'ny romana sns

endriny:
hery:
Raha nanana eritreritra hi-dominer ny tontolo tahaka ireo vondrona nolazaiko ireo ny Katolika dia efa ela no Katolika daholo isika. Koa averiko indray, aza manahy fa tsy menace ho anao mihitsy ny katolika :-)
Ary manao tadidin'ny mpanaraka i Mr Hery izany...
Tena nanana hevitra ny hi-dominer ny tany tontolo tokoa ny katolika. Angamba tsy adino ny antony nisian'ny kroazady, ny fifanarahan'ny Katolika sy ny Frantsay tamin'ny 1600, ary ny fandringanana ireo olona tsy nety hiova katolika tany Amerika atsimo, ny famonoana ireo olona tsy nety ho katolika tany Etazonia fa nolazaina ho mpamosavy...
Saingy niady an-trano ny samy Katolika ka ny iray lasa Protestanta dia izay no tsy naha lavorary ilay faniriana hi-dominer an'izao tontolo izao.
Mbola niampy ny fisitahan'ireo tempelier tao amin'ny Katolika Raomanina taty aoriana...
12. endriny
(
15/03/2016 15:12)
hery:
Diso source ianao izany :-)
Ny croisades dia natao hiarovana an'i Jerosalema (ihany) izay nalain'ny silamo. Tsy namokatra izany satria tena ady. Tsy misy idiran'ny domination tahaka ny nataon'ny romana sns
Tsy diso source aho ka, satria nihitatra tany Jerosalema ny Silamo, izay nilaza zavatra nifanohitra tamin'ny kristianina, dia mbola te ho toteny teo Jerosalema izay nolazaina fa Tanana Masina ny Kristianina dia nanao ny ady an-dakroa in-droa mihintsy. Dia ataontsika izany hoe tsy hi-dominer ny tetika tamin'io fa hamerina fanjakana e
Dia ahoana indray aza ny tany Amerika atsimo, amerika avaratra sy ny tany amin'ny nosy Filipinina sy Malaizia ary ny teto Afrika?
Video Crusades
13. endriny
(
15/03/2016 15:19)
RBNIR:
Maninona raha mba Andriamanitra sy ny vehivavy no jerevana???
Vao maika loza fa I Jehovah ... Jehovah sy ny Fanahimasina ary ny Zananany lahitokana, miaraka amin'ny anjely izay bandy daholo koa... tena tsy misy lehilahy mihintsy izany e
Fa ho an-dry zareo ny vehivavy virjiny no atao loka ho an'izay mandresy ary eny apetrany eny amoron'ny farihin-divay tsy mety ritra ireo vehivavy virjiny ireo ho valisoan'izay mandresy ny dragona...
Ohatran'ny milay ihany a
14. rhaj0
(
15/03/2016 19:27)
Hery:
Ny Katolika dia miteny fa mamela ny hafa halalaka.
hi hi hi.. efa miova hira tokoany i Vatican.. taloha mantsy tena inquisition be mihintsy ny inspiration-mbaiboly: ankamely direkta... Fa nivoatra tokoany an... TSY mandrara ny hafa izy, fa kosa, tena ankolaka, na fangolika gaigy izy, toa ny hoe, TSY ampiana ianao na dia afaka ny hanampy azany i Leglizy.. ohatra hoe mahantra mila fimailo. Fa tato ho ato izy vao tena nivoatra eee...
rhaj0:
http://www.cnn.com/2016/02/03/health/zika-tests-catholic-position-on-birth-control/index.html
"whatever you (..) decide to do, we will walk with you,", hozy ny olombe Ramirez ao @ CNN
N'inon'inona ataonao, dia ... miraikitra mampiaraka aminao foana ihany i Ramirez eeee
hi hi hi.. siligaoma Ramirez.. matahotra ny ho very kill...
Hery:
Diso source ianao izany
Ny croisades dia natao hiarovana an'i Jerosalema (ihany) izay nalain'ny silamo.
endriny:
Ary manao tadidin'ny mpanaraka i Mr Hery izany...
Video Crusades
marina mihintsy ny an'i Endriny... raha taloha izao, t@ tao @ vohitrakely, ka vao miteny i Damopra, na i Hery ohatra, hoe ny croisades (kristiana) dia "masina", dia tonga dia "marina hany izany" no hany lazaina. Fa izao re ry Hery efa misy ny interinety eee... tsy voambaka intsony n yolona... Asa raha hainao i Saladin... TSY ao anaty Baiboly izy, na koa hoe ao @ fihirana katolika .. fa bokin'Ankizy dia efa manazavazava be ny @ Saladin: izy dia nanaja ny finoana hafa, TSY mba toa an'i Richard coeur de lion (ato)
15. rhaj0
(
15/03/2016 20:10)
RBNIR:
Maninona raha mba Andriamanitra sy ny vehivavy no jerevana???
hi hi hi... "manokatra pot" indray i RBNIR :-)
Inty misy fampianarana namen'i Jehovah mba diniho kely azany..
Deoteronomia 22:23 Raha misy zazavavy virijina voafofo ho vadin’ olona, ary misy lehilahy mahita azy eo an-tanàna ka mandry aminy, 24 dia ho entinareo mivoaka ho eo amin’ ny vavahadin’ izany tanàna izany izy roroa ka hotorahanareo vato ho faty: razazavavy moa, satria tsy niantso, nefa tao an-tanàna ihany; ary ralehilahy koa, satria nandry tamin’ ny vadin’ ny namany; ka dia hofongoranao tsy ho eo aminao ny fanao ratsy.
Fa novain'i Andrianaivoravelona ny tantara napetrany ao @ Baiboly gasy, satria na izy azany menatra hoe, fa ahoana koa izany mba fampianaran'i jehovah.. Fa @ teny anglisy, dia hoe..
Deuteromomie 22:23 If a man happens to meet in a town a virgin pledged to be married and he sleeps with her, 24 you shall take both of them to the gate of that town and stone them to death—the young woman because she was in a town and did not scream for help, and the man because he violated another man’s wife.
Vakio tsara an
- no violer-n'ilay bandy ilay sipa
- ilay sipa @ io virijiny
- fa vonoina totoina @ vato koa i sipa
- satria.. she "did not scream for help"
Ary mbola io no ventesin'ny lehioahy mpi-violer sasany h@ izao 2016 izao. Hoe ni-violer izy fa ilay sipa TSY nihika hono, ka dia TSY viol izany... Aiza moa fa tsy ny Baiboly angaha moa no inspiration-ny eee...
Henatra ho an'izay nanoratra an'izany ho fampianarana ho a'ny sosaity...
16. RBNIR
(
16/03/2016 08:02)
Voalohany dia aoka ho fantatrao fa io lalàna iray io dia tafiditra ho anisan'ireo lalàna atao hoe lalàna ateraky ny fandikandalana (loi engendré suite à la transgression d'une loi)....
Ireny dia efa nofoanan'i Jesosy tsy hisy intsony (Jesosy no tena mahafantatra ny sitrapon'Andriamanitra fa tsy i moisy akory)....« [Ary raha naharitra nanontany Azy ireo, dia nitraka Izy ka nanao taminy hoe: Izay tsy nanota eo aminareo no aoka hitora-bato azy voalohany] » (Jao.8:7)
Satria ilay fampianarana nentin'i Jesosy dia noraisiny mivantana tamin'Andriamanitra.....« Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16)

17. rhaj0
(
16/03/2016 12:15)
https://en.wikipedia.org/wiki/Book_of_Deuteronomy
The Book of Deuteronomy (from Greek ?????????????, Deuteronómion, "second law"; Hebrew: ?????????, Dev?r?m, "[spoken] words")
The book consists of three sermons or speeches delivered to the Israelites by Moses on the plains of Moab, shortly before they enter the Promised Land.
1- tena siora ianao fa tena nofoanan'i Jesosy ireo "second law" an'i Mosesy ireo??
2- tena siora ianao fa ireo an'i Mosesy ireo dia TSY "noraisiny mivantana tamin'Andriamanitra"??
3- ary ilay lalAna nakapoka t@ vato ("first law") koa ve nofoanan'i Jesosy koa??

18. RBNIR
(
16/03/2016 13:33)
Misy lalàna nomena noho ny antony samihafa fa ny tany amboalohany (ilay nomen'Andriamanitra am-bava tamin'ireo mpanompo tany amboalohany toy an'i adama, abela, enoka, melkizedeka, abrahama, noa sns....Tsy mba toy izany....
Ohatra??? « Ary hoy Jesosy taminy: Ny hamafin'ny fonareo no namelan'i Mosesy anareo hisao-bady; fa tamin'ny voalohany dia tsy mba toy izany. » (Mat.19:8)
Izay rehetra nampianarin'i Jesosy no tena araka ilay fanompoana tena izy avy amin'Andriamanitra...
Ary io tsy voatery hitovy amin'izay notandreman'ny mpanoradalana sy ny fariseo.....

19. rhaj0
(
16/03/2016 22:22)
Raha ny fahazoako azy izany dia, (hoz'i RBNIR)...
tena nofoanan'i Jesosy ireo "second law" an'i Mosesy ireo, na dia "noraisiny mivantana tamin'Andriamanitra" azany, satria izany lalàna izany dia toa ny an'ny "tany amboalohany".
hi hi hi.. izaho ve handà an'izany.. Miara-mahita io izany (ary miara-miaiky isikana) fa resak'adala, na angambany ny marimarina koakoa, resaka lany andro, mifandraika amina contexte efa TSY misy izao intsony ireo lalàna ao anaty Baiboly (TT) ireo.
Ary fa maninona moa ry RBNIR tsy tonga dia dorana any mihintsy izany ireo pejim-Baiboly misy ireto "lalàna" efa "nofoanana" ireto, fa manjary mbola misy mamaky, sy mbola misy maka inspiraka foana eee...

20. RBNIR
(
17/03/2016 05:11)

Tsy azo dorana, satria natao ho fananarana ny aty aoriana hoe raha ny olona fahiny aza izany no nitondran'Andriamanitra azireo mainka ka isika??? mba hanao ahoana no hiafaran-tsika raha tsy mibebaka isika????
« ary raha nataony nanjary lavenona ny tanàna Sodoma sy Gomora ka nohelohiny horavana ary nataony fananarana ho an'izay ratsy fanahy ato aoriana,- » (2 Pet.2:6)
Ny zavatra rehetra nitranga tamin'ireo olona fahiny dia nataony ho fananarana ho an'izay aty aoriana........