Fivavahana, finoana
voladomoina
(
03/03/2016 11:27)
Miarahaba anareo amin'ny Anaran'i Jesosy.
Mba mangataka tonon-kira azafady izay afaka manome, tsy haiko izay lohateny fa hira 2 ireto, :
1. misy oe
"Inty ilay zanakao nania fa hiverina Aminao
....
Am...
suite
répondu par endriny le 04/03/2016 07:48
rhaj0
(
02/03/2016 12:17)
ka ahoana tsara (ny) marina ny @ Manohitra sy ny Momba..
[i][b]Matio[/b] 10:30 Izay tsy momba Ahy dia manohitra Ahy; ary izay tsy miara-mamory amiko dia manahaka.
[b]Marka[/b] 9:40 Fa izay tsy manohi...
suite
répondu par rhaj0 le 03/03/2016 15:12
rhaj0
(
29/02/2016 12:24)
T@ tapa-bolana, dia nisy tovovavy nilaza, ary niziriziry, fa ... i Jesosy hono no rain-janany.
Hainao ihany ilay finoana hoe, i Maria virijiny hono mba nitoe-jaza dia niteraka, nefa TSY niray t@ Jose...
suite
répondu par endriny le 11/03/2016 14:47
RUZ9
(
29/02/2016 09:03)
Toa zary resabe tato ho ato ity resaka ambalavelona ity, ny valala moa misy, ny mpilaza mahay.
Variana ihany ny tena nahita mpitondra fivavahana nilaza tamin'ny fahitalavitra tafiditra amin'ny tranonk...
suite
répondu par endriny le 01/03/2016 18:41
endriny
(
26/02/2016 18:57)
Indray andro rehefa nilalao ny ankizy nanao fanenjika dia nanao posy i Jean Marie Frederic fa poritra te hipipy. Dia nododosan'ny mpanenjika izy hoe: "haingana ialahy e!". Dia niolomay i Jean Marie Fr...
suite
rhaj0
(
26/02/2016 12:13)
Tsy hoe tany @ dokotera maso io, fa fibanjinan'ny Tanora ny ho avy @ taona 2020.
http://money.cnn.com/2016/02/12/technology/recycling-carbon-dioxide-liquid-light/index.html?iid=ob_homepage_tech_pool&...
suite
répondu par harenadanny le 06/07/2016 07:01
RBNIR
(
24/02/2016 05:44)
Raha sitrapon'ny Tompo dia holazaina amin-tsika rehetra........
suite
répondu par RBNIR le 08/04/2016 12:54
rhaj0
(
22/02/2016 12:09)
Mba ampazahoy ny vanitik'i Francis Turbo izay nijery oooo :-)
http://www.midi-madagasikara.mg/culture/2016/02/22/francis-turbo-satirique-sur-la-religion/
...
suite
répondu par rhaj0 le 25/02/2016 15:25
endriny
(
22/02/2016 05:53)
Hoy I Fransisy hono: "Izay olona tsy manamboatra tatezana fa manamboatra tanimboho dia olona tsy Kristianina"
Dia ahoana kanefa ireto fikambanana relijiozy Kataolika rehetra eto Madagasikara mipetrak...
suite
répondu par endriny le 02/03/2016 09:54
endriny
(
19/02/2016 06:26)
Ahoana angaha hoy ianao?
Tamin'ny fitsidihana nataony tany Meksika dia nilaza ity RR ity fa azo ampiasaina ny fiarovana mba hialana amin'ny fianahan'ny Zika eo amin'ny vehivavy. Haintsika tsara fa an...
suite
répondu par endriny le 20/02/2016 05:26
rhaj0
(
18/02/2016 15:59)
Fa naninona Irazokinibe eee??
Araho maso koa fa ry OMAR koa ve ohatra tsy mba olona koa eee... :-)...
suite
répondu par endriny le 02/03/2016 09:56
endriny
(
17/02/2016 05:31)
[url=http://forum.serasera.org/forum/message/m56ba437392865]ireto[/url]
hafatry ny namana tany amin'ny eritreritra mandalo...
suite
répondu par ASRT le 06/10/2016 15:09
gasy1zay
(
16/02/2016 15:23)
Noho ny fitadiavana sy ny asa aman'andraikitra dia mety tsy hanampotoana hiseraserana amintsika eto intsony ny tenako ka dia mametrabeloma sy maresaka ho antsika rehetra, misaotra betsaka an'i rhaj0 s...
suite
répondu par rbnir le 22/02/2016 18:12
endriny
(
05/02/2016 15:13)
Ny baiboly ve soratra masina sa soratra namasinina?
Ilay boky mihintsy ve no masina hatrany am-piandohany? Izany hoe ny trano printy mihintsy sy ny ranomainty ary ny taratasy sy ny mpanota azy dia za...
suite
répondu par endriny le 01/03/2016 18:36
rhaj0
(
03/02/2016 18:27)
Miala any indray izany ny virus Zika.
Raha ny fahalalako azy, dia raha viavy bevohoka no voany, dia ho voan'ny microcephalie ilay zaza rahefa teraka; kely ny ati-doha, ary dia hahazo olana fahasalama...
suite
répondu par endriny le 20/02/2016 05:47
rhaj0
(
03/02/2016 15:32)
Naravin'ny wikipedia eto ny arguments..
https://fr.wikipedia.org/wiki/Arguments_sur_l%27existence_de_Dieu
Fa resaka Dieu (an'ny tandrefana) ny naraviny tao, raha ny fahazoako azy.
Ny an'ny Malagasy...
suite
répondu par rhaj0 le 06/03/2016 14:41
gasy1zay
(
27/01/2016 15:54)
Mba te hizara kely ny momba ny fakampanahy sy ny fizahantoetra satria misy olona manafangaro azy roa ireo.
Ny fakampampanahy dia avy @ devoly/satana, ny fomba fisehony dia zavatra toa tsara na mahafi...
suite
répondu par rhaj0 le 05/02/2016 17:13
rhaj0
(
27/01/2016 13:39)
Tiako mba (iarahana) vabahana kely hoe, toatoa ny ahoana ny fahalalana sy fi(s)ainan-draolona t@ taona zero.. Ny tiako ahatongavana, dia ny ahalalana tsara ny etat d'esprit [size=4](an'i Jesosy sy ny ...
suite
répondu par RBNIR le 15/09/2017 04:49
rhaj0
(
20/01/2016 19:38)
NIsy film koa nitantara ny boky. i Jean-Louis Trintignant no nilalao azy. Resaka adi-hevitra eo @ olona roa, ny iray mino, ny iray tsy-mino.
https://fr.wikipedia.org/wiki/Credo_(téléfilm)
Isan'ny ...
suite
répondu par Strong3 le 27/01/2016 09:58
gasy1zay
(
13/01/2016 15:38)
Ny Ntaolo malagasy dia tsy dia tena havanana loatra ny mifampiresaka "sexualité" hany ka somary voafetra ihany ny voambolana ampiasaina raha resaka sexualité no resahina eo @ fiteny andavanandro.
M...
suite
répondu par rhaj0 le 30/01/2016 21:35
