Misy ve Dieu?

241. tealala ( 22/02/2016 18:30)
Samihafa io ry rhaj0 a, amiko ny olona misy catégorie, ao amin'ny genesis moa izany dia ahitana ny concept n'y olona rehetra, "identifié" ao daholo ny olona fa concepte ilay izy, fa ny itenenako hoe katesizy ny anao dia livre d'histoire sy geographie no vakinao.
242. rhaj0 ( 22/02/2016 19:48)
Aoka hazava k'lou fa, ny Baiboly (sy ny Torah) dia TSY "livre d'histoire sy geographie", fa ho an'ny atheist dia tantara-angano (inclus genesisy), ho an'ny kristiana indray dia ... "boky masina"; ho anao moa ny Torah dia.. anao ny fitenenana :-)
243. tealala ( 23/02/2016 05:35)
karazana logiciel
boky avy @ Andriamanitra misy lalàna hanorona anay hitondranay hameheazanay ireo "biby" :) sy ny tany
244. rhaj0 ( 23/02/2016 11:30)
tealala:
karazana logiciel
boky avy @ Andriamanitra misy lalàna hanorona anay hitondranay hameheazanay ireo "biby" :) sy ny tany

(Mety) marina ny anao, efa miara-mahita io izao fa, vao hoz'nareo Torah-ista fotsiny hoe, Betlheem sy Jodia ary Jerosalema, tonga dia mihazakazaka ny akohokely mpanenji-drehoka (kristiana) miankohoka...

Ka @ poltika israeliana io dia mety tokoany, fa @ fiainanao manokana ao re ry Tealala, alefaso mafy izany ny imagination-nao ao, dia ao ianao mibararehoka hoe, tena "voafehinao" marina ireto "biby" (olo-tsy-mino-ny-Atr'Israely), dia ifalio ao @ imagination-nao ao izany kouh... fa TSY mahasika anay izany ho'a eee...
245. tealala ( 23/02/2016 12:55)
Io anie ry rhaj0 tsy mila hoe mino natsy mino fa hita mivantana io hoe inona no hataon i Rosia manao bombardema any Siria, hita ao anaty box-kelin(Israely) izany, herisetran'Ismaely any Parisy, io izy fa anao mosquée manerana an i madagasikara.. ny anareo tohizo fa aza asina fetra, omosekel ary omoseksel atsy, vono olona ary vono olona atsy, mandrosoa ry siansa.
246. rhaj0 ( 23/02/2016 13:14)
ary mba ahoana azany ny hitan'ny boule de cristal, non, ny hitan'ny Torah ny @ z'amerika na kanada, na koa japana sy sina ohatra e...

ntsss... TSY fantany akoriny ny existence-n'ireo, fa ianao no manitatra elastika misavisavika ny olona rehetra hiditra ao @ imagination-nao (irery) ao..
247. tealala ( 23/02/2016 13:22)
Ie zay mihitsy "sur le droit chemin" ianao, mahalatsaka mihitsy e.
248. rhaj0 ( 23/02/2016 13:46)
ianao ange io misavisavika manery mampiditra ny olona ao @ imaginatino-nao ao io.. Fa raha tena hidiran'ny atheista ao tokoany ny ao @ imagination-nao ao... hum... mety tonga ny 'doute" kely toa ny nanjo an'i Gasy1zy mbamin-dry Strong3... tsy hita intsony rizalahy.. dia lazainy fa TSY nahazo "fitahiana" avy t@ Atra hono zareo hiresaka eto :-)
249. tealala ( 23/02/2016 16:06)
Tsy manery ka :D, ianao anie no manontany e, afaka tsy mino ianao hoy aho
250. rhaj0 ( 06/03/2016 14:41)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1841