Misy ve Dieu?

201. RBNIR ( 19/02/2016 00:29)
Alexis no anarany, Mbola betsaka ny tsy fantany, kanefa efa "novangiany izy" ary "efa manomboka ny diany"......
http://int.search.myway.com/search/video.jhtml?searchfor=ath%C3%A9+militant+je+convertissait+les+chr%C3%A9tiens&p2=%5EBYM%5Exdm003%5ETTAB02%5Emg&n=781bfcca&ss=sub&st=tab&ptb=401F7A2E-AC7C-4B7F-8DDF-651E12891C6B&tpr=sbt
202. RBNIR ( 19/02/2016 00:35)
Alexis no anarany, mbola betsaka ny tsy fantany, kanefa efa "novangiany izy" ary efa "nanomboka ny diany"

203. rhaj0 ( 19/02/2016 02:19)
Ireto izany ny an'i Alexis...
http://www.questionsuivante.fr/?p=1328
http://vnbeat.com/tim-kiem?video=athée@page=2

Fa inty ny valiny, efa noresahina lava tatsy

rhaj0:

Ireto misy lahatsoratra nosoratan'ny Atheists

- ity atolotr'ilay pastera advantista, nanandrana ny miaina TSY ao anatin'ny kristianisma, Ryan Bell
http://www.cnn.com/2015/01/08/opinion/bell-god-atheism/index.html

- ity atolotr'ilay pasitera anglikana izy teo, ni-demissionne fa tena leo mampanantena tsy misy t@ tsunami, Thomas Honey
https://www.ted.com/talks/tom_honey_on_god_and_the_tsunami?language=en

204. endriny ( 19/02/2016 06:17)

tealala:

endriny:

tealala:

ay any anaty tt vaovao nenao ko.

hihihihi izany ve? hitako no tsy hitako

mokôty 0 zany amiko e.

Fa ny 0 angaha tsy isa, tsy naoty ve izany?
205. endriny ( 19/02/2016 06:20)
Fa inona moa no idiran'ny lois an'ny physic amin'ny tsy fisian'Atra... Tsy misy Atra dia izay... ireo milaza famisy Atra dia mbola tsy nahavita porofo mihintsy ny amin'ny fisiany.... Entiko amin'ny lois physique aza e... Inona no polarité an'Atra, dia inona avy ny tranga fizika ilazana fa misy Atra?

Porofoy fa ireo tranga ireo dia Atra tokoa ary avy amin'Atra?

Ny tenin'Atra aza mbola nofinofy sy bitsika mangina...
206. RBNIR ( 19/02/2016 07:58)
rhaj0:

- ity atolotr'ilay pastera advantista, nanandrana ny miaina TSY ao anatin'ny kristianisma, Ryan Bell
http://www.cnn.com/2015/01/08/opinion/bell-god-atheism/index.html

- ity atolotr'ilay pasitera anglikana izy teo, ni-demissionne fa tena leo mampanantena tsy misy t@ tsunami, Thomas Honey
https://www.ted.com/talks/tom_honey_on_god_and_the_tsunami?language=en

[/quote]
Efa hoe aza ankambana sobika 1 ny kristianina, misy nianatra avy tamin'ny sekoly avy ety an-tany (saika ny ankabeazany), misy mianatra mivantana avy amin'i JEsosy
« Izay avy any ambony dia ambonin'izy rehetra; ary izay avy amin'ny tany dia avy amin'ny tany, ka ny momba ny ety an-tany ihany no lazainy; Izay avy any an-danitra dia ambonin'izy rehetra; » (Jao.3:31)
« koa izay hitany sy reny no ambarany; ary tsy misy mandray ny fanambarany. » (Jao.3:32)

Samy hafa ny finoan'ireo fa ireo izay "mpiandradra fahagagana" sy fitahina, dia tsy miorina tsara amin'ny finoana, (misy amin'ireny aza mitsapatsapa fotsiny fa tsy misy finoana akory na dia kely aza....

Fa ireo izay "nahita sy nandray baiko mivantana" kosa tsy voaozongozona amin'ny finonana!!!

207. tealala ( 19/02/2016 08:15)
iao ary e:
misy olona 1 salama tsara
sokafatsika ny lohany..inona no hita? atidoha.
ho raisinareo materialista siantista fizikista tsy misy konsiansy ilay olona fa atidoha fotsiny no tao.
208. tealala ( 19/02/2016 08:25)
ny an i RBNIR izao dia i jesosy no andriamaniny
209. tealala ( 19/02/2016 08:35)
sady ny azy efa voaporofo t@ fampianarana an ny pastora Herinirina
210. RBNIR ( 19/02/2016 08:48)

tealala:

sady ny azy efa voaporofo t@ fampianarana an ny pastora Herinirina

Ianao ngeh afaka mamaky baiboly (TT taloha sy vaovao no atao hoe baiboly) dia ho hitanao fa

« Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin'ny tsilo va ny olona, na aviavy amin'ny songosongo? » (Mat.7:16)
« Dia toy izany, ny hazo tsara rehetra dia mamoa voa tsara; fa ny hazo ratsy rehetra dia mamoa voa ratsy. » (Mat.7:17)
« Ny hazo tsara tsy mety mamoa voa ratsy, ary ny hazo ratsy tsy mety mamoa voa tsara. » (Mat.7:18)
« Ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo. » (Mat. 7:19)
« Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy. » (Mat.7:20)
211. tealala ( 19/02/2016 08:57)
raha mamaky an ireo aho dia lasa pasitora tealala dia tsara voany.
sady lasa manana ankohonana andiamanitra.
212. tealala ( 19/02/2016 08:58)
raha mamaky an ireo aho dia lasa pasitora tealala dia tsara voany.
sady lasa manana ankohonana andiamanitra.
213. RBNIR ( 19/02/2016 10:31)

tealala:

raha mamaky an ireo aho dia lasa pasitora tealala dia tsara voany.
sady lasa manana ankohonana andiamanitra.

Torohevitra omeko anao raha tsy maniraka anao mivantana IZY aza mitetateta fa tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra izany...
Ireo apostoly dia voafidy mivantana, nampianarina mivantana izay vao namita iraka...

« Dia hoy Jehovah tamiko: Ireo mpaminany ireo dia maminany lainga amin'ny anarako; Tsy naniraka azy Aho, na nandidy azy, na niteny taminy; Fa fahitana mandainga sy faminaniana tsy marina ary tsinotsinona sy fitaky ny fony no aminaniany aminareo. » (Jer.14:14)

Be dia be no manira-tena ankehitriny nefa IZY tsy mbola nifidy ary IZY tsy mbola nampianatra...

Vokany : toy ny mpandainga, mampianatra zavatra diso no be dia be....
214. tealala ( 19/02/2016 11:35)

RBNIR:

"aza mitetateta fa tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra izany..." iza no mitetateta?
"Ireo apostoly dia voafidy mivantana, nampianarina mivantana izay vao namita iraka." teny inona ilay "apostoly"
(Jer.14:14) : Iza kay no maminany amin'izao ry RBNIR? iza no naminany?
"Be dia be no manira-tena ankehitriny nefa IZY tsy mbola nifidy ary IZY tsy mbola nampianatra..." Iza no efa nahita an'i pasiteranareo nampianarin'i jesosy nareo?
"Vokany : toy ny mpandainga, mampianatra zavatra diso no be dia be...." manaiky ianao fa ny 10% harena dia omena ny levita? (ao anaty TT taloha izany) dia i pasitera firy % ny rà ny no levita?
215. rhaj0 ( 19/02/2016 11:47)
tealala:
iao ary e:
misy olona 1 salama tsara
sokafatsika ny lohany..inona no hita? atidoha.
ho raisinareo materialista siantista fizikista tsy misy konsiansy ilay olona fa atidoha fotsiny no tao.

Rahefa misy resaka manitikitika anao, dia... aza tsiny raha masiaka aho, fa ... mandehana ho'a atombohy @ mi-google, f'aza mihevoka ao @ boky-tonta-n'ny-fahalalana-de-l'an-zero lava ao... Efa lazaina foana fa dia, mandatsa ny olona taloha tsy mba afaka mi-google fa tafahidy tanaty box-kely anie ianareo io, tsy mba misokatra @ fahalalana sy fahalalahan'ny taona 2000 fa vao mainka manidy tena sy saina ao lava io eee..

Indro : http://lmgtfy.com/?q=conscience+and+science
216. tealala ( 19/02/2016 11:56)

hypothèses
217. rhaj0 ( 19/02/2016 11:59)
dia maninona raha hypotheses ?

aleoko mandinika sy mamahabaha hypothèses, toa izay, TSY mandinika sy TSY mamahabaha, fa tonga dia minou fotsy..
218. tealala ( 19/02/2016 12:03)
Dia diniho eo ary ko, tsy ho hita eo foana ve hoe iza no mandrakizay sy ny ho faty rapitso.
219. tealala ( 19/02/2016 12:04)
mila manana raison de vivre daolo ko anie e :D
220. RBNIR ( 19/02/2016 12:05)

rhaj0:

tealala:
iao ary e:
misy olona 1 salama tsara
sokafatsika ny lohany..inona no hita? atidoha.
ho raisinareo materialista siantista fizikista tsy misy konsiansy ilay olona fa atidoha fotsiny no tao.

Rahefa misy resaka manitikitika anao, dia... aza tsiny raha masiaka aho, fa ... mandehana ho'a atombohy @ mi-google, f'aza mihevoka ao @ boky-tonta-n'ny-fahalalana-de-l'an-zero lava ao... Efa lazaina foana fa dia, mandatsa ny olona taloha tsy mba afaka mi-google fa tafahidy tanaty box-kely anie ianareo io, tsy mba misokatra @ fahalalana sy fahalalahan'ny taona 2000 fa vao mainka manidy tena sy saina ao lava io eee..

Indro : http://lmgtfy.com/?q=conscience+and+science

Ary ianao ity angeh dia tena mitovy amin'i alexis mihitsy e, sao dia heverinao fa mikombona aza ny kristianina, izaho izao efa nambarako teto ny asako, ary efa notsoriko fa mampiasa logiciel maro aho amin'izany asa izany, ankoatran'izany mandalina aho ary rehefa marina ny zavatra iray hitan'ny mpikaroka dia manaiky aho, mihinana fanafody koa rehefa marary sns....mitaingina fiara satria maika ho tody fa tsy mandeha tongotra lavitrabe, avion koa raha ilaina izany.....ka ovay re ny fisainana fa ianao ange no manana ny immagination ao an-dohanao ao mikasika ny krisitianina dia iny no mahavoa anao ao e!
Rehefa tsy misakana ny olona hanao ny sitrapon'Andriamanitra, dia mety,
ary koa rehefa marina fa tsy lainga, dia eken'Andriamanitra daholo izany......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4329