Misy ve Dieu?

141. rhaj0 ( 15/02/2016 18:36)
Sampona mihintsy i Tealala 'ty kah... hozy i Einstein izay hoe, tena an-jaza (childish) ity fivavahana/finoana ity.. Eto indray, tena tian'i Tealala entina tsy an-jaza intsony fa ara-jiolahim-boto, ka hoe ompaina sns...

Koa na ianao azany ve ho ompaiko eto ry Tealala aaa...

Fa TSY matahotra "tsy-misy" izany k'lou raha izaho ee.. Fa dia ao nareo, mikimpia mafy ao ho'a, toa constipé, fa ... mety lasa rano ihany ny écran-ko ato :-)
142. tealala ( 16/02/2016 02:53)
tsy jiolahimboto ilay izy a, diso ianao sady raha resaka finoana Einstein dia ny reference ndrangahy iny dia ny christianisme (nao) isaky ny miresaka izany izy. mba takaro ihany hoy aho ilay zavatra tenenin'ilay olona fa tsy faly ny anindry bokotra.
io zavatra io ry rhaj0 tsy hoe izao no mampanopa anao ny Andriamanitro fa anaporofona aminay eto fa tsy misy izy aminao dia tsory fotsiny e, fantatrao hoy aho ny anarany dia tsy sahinao mihitsy ny miteny azy e hitta mibaribary ny tahotrao izao. tahak'ahy izao sahy miteny hoe tsy vanona i kelimalaza, ny an'ny razana anie iny e. teneniko ny anarany.
143. rhaj0 ( 16/02/2016 12:04)
Ka inona azany ny anarana "orijinaly" an'ny Andriamanitrao ao, eny ilay AndrmntrAO irery ao..

Tsarovy tsara aloha, ary aoka hazava tsara, fa ny teny hoe Andriamanitra dia teny gasy, ary manondro ilay imaginaire Moral, fa ny Andriananahary no ilay imaginaire Createur.

Raha tsy hoe, ekenao ho antsoina Andriamanitra, ary mitovy @ ilay anankiray ivavahanao ao koa, ohatra ry Vishnu h@ Jupiter...
144. tealala ( 16/02/2016 17:27)
fa tena sarotra be ve ilay manakatra anilay izy ry rhaj0?
ilay anarany koa moa ve dia tsy hainao e? andriamanitra izany anarana iombonana.
145. rhaj0 ( 16/02/2016 20:36)
hay... ilay hoe YHWH na toa toa izany ve ?

hi hi hi.. hitanao, rahefa manompa ireny @ ireny bandes dessinees ireny, dia hoe !@#$%..
Ka vita ho azy izany eee.. :-)
146. tealala ( 17/02/2016 02:56)
dia tenenao amin'izay ary fa efa fantatrao ilay anarana e
147. endriny ( 17/02/2016 05:45)

tealala:

adinon'ingahy ny safo drano, ny sodoma, mba ianaro iany ilay chronologie e.
tokony nandevozina tany egipta tany ireo e? dia naringana t@ karavasy sns? efa saika hataon'Hitler zany anie e, fa tsy tanteraka :D..
"Ny zavatra nihantra: fandripahana ain'olona
Vokany: Ripaka maty ny olona" ny hovaliko an io dia ilay hoe "battre le feu par le feu" fa raha tsy manao contre feu ianao dia tapitra may eo nareo


Ka ireo ve izany tsy fandripahana... ary ny boky tota mihintsy aza no milaza fa naripaky ny Atr'Israely ny lahimatoa an'i Egipta...

Izany hoe rehefa metimety amintsika ilay fandripahana dia tsy maninona izany fa tsy genocide e... parafeu hono izany e...

Ary nataoko fa any amin'ny helo sy ny afobe ihany no misy feu..
148. tealala ( 17/02/2016 06:04)
i josefa nampanakarena an i egypta, raha tsy nisy i josefa matin'ny mosary egipta ..taty aorina nandevozina ireo israeliana.
izany hoe raha manavotra ahy i endriny amin'ny loza anjo ahy dia mbola aton endriny manankarena za d andevoziko i endriny aveo sady tsy avelako andeha mihitsy. mety?
149. rhaj0 ( 17/02/2016 13:06)
rhaj0:
hay... ilay hoe YHWH na toa toa izany ve ?

hi hi hi.. hitanao, rahefa manompa ireny @ ireny bandes dessinees ireny, dia hoe !@#$%..
Ka vita ho azy izany eee.. :-)

tealala:
dia tenenao amin'izay ary fa efa fantatrao ilay anarana e

!@#$%? ilay yhvh ao @ imaginaton-n'i Tealala ao, fa mampiteniteny foana, sy mampi-imaginer n'importe quoi an'i Tealala, ary nahatonga an'i Tealala nanary ny an'ny razany, ary mampievoka an'i Tealala ao @ boky tonta, ka mampihidy ny fo sy sain'i Tealala @ fahalalana sy fahalalahan'izao tontolo izao...

hi hi hi... mety ve izany? toroy hevitra ry Tealala fa afaka hatsaraina sy hahitsy io aaa :-)
150. tealala ( 17/02/2016 13:11)
!@#$%? io no tena "TSY MISY" dikany hahahahahaha!!!
151. rhaj0 ( 17/02/2016 13:15)
samy "TSY MISY" dikany ao izany ireo eee...

Fa misy dikany ireo rahefa alefa ny imaginatoin an'i toin.. :-)
152. tealala ( 17/02/2016 13:17)
amiko manokana io dia tsy misy mihitsy, sa nareo taloha nivavaka t@ teny tsy fantatra?
dia mbola lasa manoratra teny tsy fantatra? mahalatsaka ahy mihitsy ianao ty ry rhaj0 a, mba ataovy mazava ilay zavatra soratana e, enao nga mihevitra fa t@ Mosesy nidaroka ilay egyptiana izao no noteneniny?
153. rhaj0 ( 17/02/2016 13:33)
tena raha te-ahalala ianao ry Tealala, dia efa lazaiko foana teo hoe, sarotra amiko ny manompa ny "TSY MISY".. sahala @ rahefa manao baolina dia mandaka rivotra eee... sady maha-oainina no mety mahafolaka.. (dia lazaovy indray fa yvhv no namolaka)
154. tealala ( 17/02/2016 13:35)
zay ary specta ko rehefa miteny ianao dia hitanay anaty imagination anay hoe io fa nopainy.
155. tealala ( 17/02/2016 13:36)
Fa tsara rehefa tsy sahy manopa ny tsy misy e :)
156. tealala ( 17/02/2016 13:40)
ny ahhy izao ny mana oainina ah efa omena le mandaka penalty d mvôka touche ohatr'izao
157. rhaj0 ( 17/02/2016 13:47)
ao @ imaginatoin an'i toin daholo izany ho'a ee..
158. tealala ( 17/02/2016 13:49)
hahahahahahha!!!!
159. rhaj0 ( 17/02/2016 13:49)
Fa hono ho'a... rahefa mivavaka ao ianao izany, dia toatoa ny ahoana ny incantation ao, raha ohatra ka yvhv ilay antsoina?
160. tealala ( 17/02/2016 14:08)
Tsara be izany eskiv zany fa hovaliko ihany na izany aza : mamaky salamo aho, misy zavatra teneniko ho ahy manokana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4741