Misy ve Dieu?

121. rhaj0 ( 12/02/2016 15:32)
RBNIR:
Otran'ny sady efa namarana aho teo rhajo a, ka inona fa tsy dia manasa tanana aho izany sisa koa!!! Fa dia ao ianao izany koa.....

Fa aza miala aloha an... :-)
(ry Strong3 na ry Bor2lais izao ohatra tsy hita intsony, ary dia ... tsy ampy vanitika ny eto ee.. :-)

Fa eritrereto tsara azany ry RBNIR aa...

Ny Finoana sy ny Fivavahana:

- ny noforomporoninareo ao ihany no hanamarinanareo ny noforomporoninareo teo alohany,
- ary ny noforomporoninareo teo alohany no hanamarinanao ny noforomporoninareo aty aorianany

122. tealala ( 12/02/2016 15:55)
ary ilay resaka teo ohatrin'ny tsy nitohy intsony a, aleo anie tohizako kely e, tena tsy vanona mihitsy ry kelimalaza sy ry Krishna reny a.
123. rhaj0 ( 12/02/2016 16:14)
Vao t@ ity herinandro ity aho nahita horonantsary ny @ Karana sasany sy ny Andrmntrany. Dia misy karazan'olona ao @ sosaity, toatoan'ny hoe, zareo ireo no solontenan-draolona, sa ve hoe mpanelanelana ny raolona @ Andrmntrany ao. Dia misy fotoana iray @ kalendrie, dia mivory zareo ireo, ary dia mifoka marijuana gaigy be eo. Fa @ izay hono izy no @ ilay etat afaka mifandray @ izao Andrmntrany izao. Ary @ io no anafahana ny otan'ny mpiara-monina aminy. Dia ao zareo, velomin'ny mpiara-monina ao fa tsy miasa, ary tena midoroka gaigy be ao mihitsny.

Ny fijeriko an'izany, dia izay no takan'ny hoza-dohan'ny Belazao tany aminy tany, ary dia roboka tao tokoany ny mpiara-monina tao @ box-keliny t@ izany tao. Izay azany ka atao ahoana. Fa h@ izao moa zareo mbola manao an'io, ka dia ...

Dia ahoana hoz'ianao @ izany azany eeee..

Dia rahefa mitodika aminao, dia .. satria mitovy ianareo Mpino rehetra ireo fa tsy sahala fotsiny, dia raiketiko izany ny hiran'ny Henri Ratsimbazafy ho anao eeee.:-)
"Fa Izato Ianao... Mba Manao Ahoana aaaa...."

124. tealala ( 12/02/2016 17:10)
"Au commencement, Dieu créa le ciel et la terre."
ny "lanitra" sy ny "tany" = 2 dimensions samihafa izay manaho ny tany = materialy ny lanitra=spiritoaly
(Ianao) dia materialy, izany hoe tsy misy spiritualité na dia kely aza
zareo lazainao dia spirituel be, tsy miasa saina izay ambonin'ny tany fa ny fanahiny no kozakojainy.
Dieu créa l'homme à son image; c'est à l'image de Dieu qu'il le créa. Mâle et femelle furent créés à la fois.
"Mâle et femelle" = dimensions 2 koa ireo izany hoe Adam dia sady materialy no spiritoaly.
somary manjavozavo aminao io.

Izany eo ihany fa ilay tsy misy teo hoy aho sahinao ve no milaza ny anarany dia miteny azy hoe tsy vanona izy?
125. tealala ( 12/02/2016 17:11)
sa matahotra ny tsy misy?
126. rhaj0 ( 12/02/2016 17:56)
oadray.. hay miverina (sa mivarina) @ creation indray ity Tealala.. Etoy re mba vakivakio fa efa lava ny resaka sy ny bozaka ee...

http://forum.serasera.org/forum/message/m5654a11b99604

http://forum.serasera.org/forum/message/m554225b62dd79

F'n'enao koa toa dimension 2 fotsiny k'nouh... Dia tena tara ianao @ ity mamikitra lava @ revin'ny taona-zero ity. Ny an'ny Siantista izao efa dimension 10.

Jereo hozy i google dia tandremo sao mipika ny hoza-doha...
"Much like other candidates for a grand unifying theory – aka the Theory of Everything (TOE) – the belief that the universe is made up of ten dimensions (or more, depending on which model of string theory you use) is an attempt to reconcile the standard model of particle physics with the existence of gravity."

Dia aza mikorapaka raha miteny hoe "belief" io ambony io an... io ilay "mino-fa-kamo-ny-saina-hanome-fanazavana" :-)
127. tealala ( 12/02/2016 18:09)
Fa i rhaj0 ve, salama ara tsaina sa?
ity kôzinao ity no nanoroko anao an le création teo
rhaj0:

Vao t@ ity herinandro ity aho nahita horonantsary ny @ Karana sasany sy ny Andrmntrany. Dia misy karazan'olona ao @ sosaity, toatoan'ny hoe, zareo ireo no solontenan-draolona, sa ve hoe mpanelanelana ny raolona @ Andrmntrany ao. Dia misy fotoana iray @ kalendrie, dia mivory zareo ireo, ary dia mifoka marijuana gaigy be eo. Fa @ izay hono izy no @ ilay etat afaka mifandray @ izao Andrmntrany izao. Ary @ io no anafahana ny otan'ny mpiara-monina aminy. Dia ao zareo, velomin'ny mpiara-monina ao fa tsy miasa, ary tena midoroka gaigy be ao mihitsny.

Ny fijeriko an'izany, dia izay no takan'ny hoza-dohan'ny Belazao tany aminy tany, ary dia roboka tao tokoany ny mpiara-monina tao @ box-keliny t@ izany tao. Izay azany ka atao ahoana. Fa h@ izao moa zareo mbola manao an'io, ka dia ...

Dia ahoana hoz'ianao @ izany azany eeee..

Dia rahefa mitodika aminao, dia .. satria mitovy ianareo Mpino rehetra ireo fa tsy sahala fotsiny, dia raiketiko izany ny hiran'ny Henri Ratsimbazafy ho anao eeee.:-)
"Fa Izato Ianao... Mba Manao Ahoana aaaa...."

sa ianao vao nahita horonantsary ny @ Karana sasany sy ny Andrmntrany dia tonga dia dizina be?
dia "Izany eo ihany fa ilay tsy misy teo hoy aho sahinao ve no milaza ny anarany dia miteny azy hoe tsy vanona izy?" omenao ny aveugle mihitsy e.
128. rhaj0 ( 12/02/2016 18:36)
tealala:
ilay tsy misy teo hoy aho sahinao ve no milaza ny anarany dia miteny azy hoe tsy vanona izy?

hi hi hi .. tian'i Tealala hanopa an'Andrmntrany mihintsy aho.. Fa mino mantsy izy Tealala, fa tena hidina avy any @ rahona, izao dieny izao mihintsy, ny tanan'Andrmntra dia hanatsimpidy ny sofiko.. izay ooo ?..

Fa eritrereto tsara ho'a eee... ahoana no "hanompako an'i Harry Potter" ?? Sahala @ hoe ho'a hoe, ataoko ahoana ny "mitia an'i Blanche-Neige" ?...

ooops... kay ry Tealala karazan'ny "mitia an'i Blanche-Neige" rehefa mi-matsirobe ao... :-)
129. tealala ( 12/02/2016 18:45)
resaka miodikodina be e, rehefa tsy sahy dia milaza hoe mino ihany aho aza menatr'e hahahaha!!!
izany manko no nanaovan'i Rota ny moabita t@ sampy notompoiny dia tsy sahy ilay roa lahy, lasa zareo nitsaok'e, raha atao resaka ilay izy dia mitovy amin'ny famalinao mihitsy, tsy mba mahitsy fa mahita avaly foana sady mangorona etana... tena latsaka ny aiko e.. tsy niheritreritra mihitsy aho hoe "fa tena hidina avy any @ rahona, izao dieny izao mihintsy, ny tanan'Andrmntra dia hanatsimpidy ny sofiko"
iny no atao hoe "test".
voaporofo fa tsy misy n'inoninona ao anay patalohan'i rhaj0 tahaka rehefa mahita olona misy midaroka dia mody mivily lalana e kanosanosa eny fotsiny dia izay hatao dia vava avao.. tsy athé akory kay fa matahotra ilay "Tsy misy" lazainy..
rehefa tenenina tahak'izany zao dia anodina resaka indray.
vakio anie e "haarry potter tsy vanona" hahahah, izany rehefa tsy misy e.
130. rhaj0 ( 12/02/2016 19:13)
hi hi hi... ka kotianao ompa azany ve ny efa nolazaiko teto hoe "tsy-mahavita-azy i Andrmntra" sy "belazao i Jesosy", na koa "tsy mahataka-dresaka i Jesosy" sns...

n'enao kosany hotry ny teny ratsy mihintsy no tadiavinao.. Misy Ankizy sy Anabavy anie mandalo eto e.. :-)
131. tealala ( 13/02/2016 05:16)
tsy sahy aho hoe e, matahotra aho hoe sao dia iharan'ny "genocide" hahahaha !!!tsy maninona anie no mitsotra e.. fa ilay manodikodina resak tena kapaokanao mihitsy alo e :D
132. rhaj0 ( 13/02/2016 13:53)
Nisy fotoana efa hozy aho hoe, "sampona ny Andrmntrareo".. ry Einstein moa ilay finoana mihintsy no ho "childish". Ary i Mandela nilaza fa ilay fatao ao dia "useless".
133. tealala ( 13/02/2016 15:05)
Andrmntrareo izany tsy anarany izany, fa teneno hoy aho ilay tena anarany e
134. rhaj0 ( 13/02/2016 19:39)
Eny ho'a.. nataok'ty fa Andrmntra ny anaran'ilay izy ao (@ imagination-nao ao)...

Dia izay azany e: "sampona" io Andrmntra ao @ imagination-nao ao io, fa dia mitemitemy/manaonao foana io.

Na ny marimarina koakoa, ianao no sampona, mi-imaginer dia mitatatata hoe manao an'izao sy izao ilay Andrmntra (noforonina) ao @ imaginaton-nao (anao irery) ao.
135. tealala ( 14/02/2016 04:30)
aleo idaboka rehefa tsy fatatrao ilay anarana fa iodikodina b eto ilay resaka.. Izany hoe tsy sahinao iany no manonona ilay anarana no tiako tenenina.
136. RBNIR ( 14/02/2016 14:42)
rhaj0:

RBNIR:
Otran'ny sady efa namarana aho teo rhajo a, ka inona fa tsy dia manasa tanana aho izany sisa koa!!! Fa dia ao ianao izany koa.....

Fa aza miala aloha an... :-)
(ry Strong3 na ry Bor2lais izao ohatra tsy hita intsony, ary dia ... tsy ampy vanitika ny eto ee.. :-)

Fa eritrereto tsara azany ry RBNIR aa...

Otran'ny efa manomboka mampahalaina tokoa fa efa toa nifindran-dry zalahy ianao manao valiboraingina sy te hanohitra be fahatany fotsiny an!!!
137. rhaj0 ( 14/02/2016 23:28)
tealala:
tsy sahinao iany no manonona ilay anarana no tiako tenenina.

Tena tsy takatrao ny tiako tenenina.. Izao indray azany eee.. Nisy ilay tantaran'i Caillou iny in-1 mandeha. Dia nanapa-kevitra i Caillou fa manana namana izy, dia i Georges, ao @ imagination-ny ao. Dia in-1 andro, niara-nialalao i Caillou sy i... Georges. Dia nipelipelika i Caillou ary dia vaky ny vazy. Dia rahefa nanontanian-drainy hoe, iza no namaky ny vazy, dia hozy i Caillou: i Georges!!

ka ahoana ry Tealala.. asainao "manompa" an'i G. izany ny rain'i Caillou?
Hoe, "ilay G. alika maty tsy vanona ity, namaky ny vazy!!!..."

Dia mba takatrao @ izay ve, fa dia i Caillou navela teo i Tealala.
Ka ahoana: mbola asainao manompa an'i G. foana ve aho izao ???

Marihina kely fotsiny fa i G. (God na i Georges izany eee...) no anaran'ny namana imaginaire-n'i Caillou.
Dia mety hoe i V. (Vishnu na hoe i Veorges izany eee) ny an'i Apu, ilay karanakely namany..
138. RBNIR ( 15/02/2016 06:59)

Ahoana indray ity miala andraikitra ity ry rhajo a! Ianao no manompa Azy dia hoy ianao hoe asainareo manompa Azy aho????
Aza mampihomehy hoy aho, raha misy izany miteny aminao hoe ndana mamono tena ao anaty hantsana dia lasa koa ianao????
139. RBNIR ( 15/02/2016 07:00)
Fa otran'ny marina ihany ilay lazain'i tealala hoe otran'ny matahotra Azy ihany ianao tsy mino ny fisiany io!!! hi hi hi
140. tealala ( 15/02/2016 15:01)
Io anie hita fa misy tahotra ihany fa mody hoe athé sns e, "vava avao" dia manodikodina resaka fotsiny eo dia lasa lava b ilay resaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2964