Misy ve Dieu?

81. rhaj0 ( 10/02/2016 18:48)
tealala:
mamono ny mpamono olona

F'angaha "olona" ilay n(amp)anao genocide? ka dia io ilay hoe "voninahitra ho an'Andrmntrao" ao izany ee...

Ny olona ankehitrio azany efa TSY manome peine de mort ny mpamono olona intsony..
Ilay sainao anie ho'a ka tavela any @ taona zero, ka dia ... nefa moa hoz'enao hoe "mafy sady tsara" izany, ka dia io ho'a ilay hoe "voninahitra ho an'Andrmntrao" ao izany ee..
82. RBNIR ( 10/02/2016 22:28)
rhaj0:

"FITIAVANA ... FAMINDRAPO" ... ve ho'a ny genocide ry RBNIR aaaa ????

Fa i rhajo v no hotsaraina sa i rhajo no ho mpitsara e??? Dia eo ianao izany fa "tsy fantatrao" intsony ny toerana tokony hisy anao manoloana Azy koa!!!!
83. rhaj0 ( 11/02/2016 03:08)
Ka ny anao izany dia tena TSY azo kitikitihina mihintsy ny Andrmntrao, n'inon'inona ataony sy teneniny (hono). Fa ny ahy kosa k'lou dia resahiko ny zava-misy (na ny voatatitra) dia iaraha-mahita eo... Raha miitatra ny "mitsara" moa izany dia tsy quoi, fa io aterehina io ny zava-misy.
Fa raha ianao tsy te-hiatrika ny zava-misy, dia mody hoe, matahotra ny mikitikitika, dia anao ny anao izany, na alevonao faha-100 faha-1000 ao anaty boky-tonta ao azany ny oronao.

Fa ny fahitako azy koa anefany, TSY ny atao sy tenenin'ilay Andrmntra (hono) no mivoitra eto, fa "izay lazain'ny mpitantara" (sekretera sy mpandika-teny), izay manao belazao, ka hoe, izay hono no "notenenin'ilay Andrmntra"..

Hitanao tsara fa ry sekretera sy mpandika teny, dia araka ny filazanao azy, dia telefona arabo, izany hoe "Raisinin'ireo mpandika teny araka ny fahazoany azy...", ary izay no raisinao sy ventesinao lava eto (izay mbola miampy ny fahazoanao azy). Tsy mila lazaina akoriny koa hoe, ireo raisinao fa "voasoratra dia voasoratra" ireo anie, ka mbola taratasy nofantenana koa.

84. tealala ( 11/02/2016 03:08)

rhaj0:

tealala:
mamono ny mpamono olona

F'angaha "olona" ilay n(amp)anao genocide? ka dia io ilay hoe "voninahitra ho an'Andrmntrao" ao izany ee...

Ny olona ankehitrio azany efa TSY manome peine de mort ny mpamono olona intsony..
Ilay sainao anie ho'a ka tavela any @ taona zero, ka dia ... nefa moa hoz'enao hoe "mafy sady tsara" izany, ka dia io ho'a ilay hoe "voninahitra ho an'Andrmntrao" ao izany ee..

lany bala ve i rhaj0 e?
"mamono ny mpamono olona" : raha mahita olona "battu à mort"eny an dalàna ianao avy eo ilay olona mahita anao mbola tsy ampy azy ilay olona novonoiny teo, inona no hataonao, hitsaoka toy ny kapotsaka rehetra? sa anolotra ny vatanao, dia hitory fitiavana aminy mba hampiasa ilay "rehabilitation" sy "reinsertion" dia iny ilay olona fa handeha hitantara ilay zavatra nataon'ingahy rhj0 amin'ireo namany dia avy koa fa hanova ireo namany efa mpamono olona dia lasa "monde de paix" ilay monde tsika e, "mifankatiava isika tahaka ny itavany antsika" "réligieux" izato rhaj0 e, i RBNIR sns foana no enjehina.
ny ahy tsy izany, ny ahy asehoko ny "faite à son image", dia ny fanatsarana ny tany hiainako, ny mamono olona ny olona dia "justice" no hijoroko. fa tsy hoe resahiko an'izany i rhaj0 androany dia lasa tsy athé intsony.
andramo anie hoy aho ilay "Ny olona ankehitrio azany efa TSY manome peine de mort ny mpamono olona intsony..
Ilay sainao anie ho'a ka tavela any @ taona zero, ka dia ... nefa moa hoz'enao hoe "mafy sady tsara" izany, ka dia io ho'a ilay hoe "voninahitra ho an'Andrmntrao" ao izany ee.." ho hitanao izany "Tends la main, on te bouffera tout le bras" izany e.
85. tealala ( 11/02/2016 03:18)
mamono olona ny olona dia "justice" no hijoroko*
olona mamono olona no tiako tenenina teo fa sao dia lazain'i rhaj0 fa katesizy vaovao eo io.
86. rhaj0 ( 11/02/2016 03:19)
io ry Tealala, raha aty @ tany tan-dalana ianao, dia, raha mahita mpamono olona, dia ampirisihina ianao tsy hiditra cafouillage, fa avelao izany ho an'ny profesionely, dia ny polisy.

ilay "rehabilitation sy reinsertion" k'lou dia tsy ho takatrao mihintsy ee... Io ho'a samy hafa @ ilay confesse-fesse-n'ny katolika, na koa, ilay "manala-ota-tena" sahala aminareo "mpivavaka-mikimpy-toa-constipé".

Izaho manana namana miasa any @ ireny correctionnelle ireny, ary miady mafy ny hi-rehabiliter sy mi-reinsérer ny olona mivoaka figadrana. Rahefa mitantara ny cas isan'isany mitranga izy, dia tena tsapako hoe, ara-kitsiny ny nisafidian'ny sosaity ny figadrana (tsy mandra-pahafaty), ary ara-drariny raha ho rehabiliter-na sy reinsérer-na ny mivoaka ny figadrana.

Ny @ peine de mort, dia ndana hoe mba jereo ny revin'ny Amnesty Internationale.. Dia lazao fa atheista daholo koa ny olona ao.. Ny olona re ry Tealala manana compassion aaa.. hafa ianareo, borné-n'ny sora-tonta ao, dia tsy misaina intsony fa miboloky.
87. tealala ( 11/02/2016 03:22)
ie, ndana miteny izany amin'ireny olona mivadika silamo avy any am pigadrana ireny... andeha aho hoy izy anoy ny fianarako coran any moyen orient, reinséré tsara izy avy eo..réligion ny ano hoy aho na i Marx aza kivy krkrkrkrkr
88. rhaj0 ( 11/02/2016 03:28)
Dia tsy amena tsiny ianao raha tsy mahatakatra ny fandehan'ny Justice aty @ tany tan-dalAna.. na dia tsy parfait azany ilay izy, dia ok aho fa izay azany no best hitan'ny sosaity izao.. "work in progress" koa mantsy io. Izany no ilavana legislateur, izay mamorona lalAna manaraka ny fivoaran'ny sosaity koa...

fa tsy hoe, ilay nakapoka t@ vato t@ l'an zero dia izay ihany no ivavahana sy ikimpiana (toa constipé) lava ao...
89. tealala ( 11/02/2016 03:36)
raha nanana "compassion aaa" t@ goliata i davida dia lasa andevo teo zareo
raha nanana "compassion aaa" t@ farao teo foana i Mosesy dia teo iany koa zareo,
90. rhaj0 ( 11/02/2016 04:27)
Ka tantara (sa angano) t@ taona-zero no ventiventesinao lava eo kouh... Izany no t@ izany fotoan'androny izany..

Fa soa fa tsy toa anao ny mpitarika (leader) any @ firenena isan'isany any @ izao taona-2000.. Fa raha tsy izany angamba dia genocide genocide... Ireo (toa anao) mpanao genocide moa izany izao dia efa enjehina..

Marihana tsara indray fa genocide dia ilay fandringanana h@ zaza sy ny antitra sy marary/marefo, na koa ny sivily... toa ny nataon'ny Andrmntr'Israely, hono, raha raisina ho porofo ny Torah amam-Baiboly
91. RBNIR ( 11/02/2016 04:49)
rhaj0:

Ka ny anao izany dia tena TSY azo kitikitihina mihintsy ny Andrmntrao, n'inon'inona ataony sy teneniny (hono). Fa ny ahy kosa k'lou dia resahiko ny zava-misy (na ny voatatitra) dia iaraha-mahita eo... Raha miitatra ny "mitsara" moa izany dia tsy quoi, fa io aterehina io ny zava-misy.

Ka izay no maha ANDRIAMANITRA AZY koa, oviana koa no mbola nisy zavatra noforonina hitsara sy hanome tsiny ary hitsikera ny mpalmorona azy?
92. tealala ( 11/02/2016 10:02)

rhaj0:

Ka tantara (sa angano) t@ taona-zero no ventiventesinao lava eo kouh... Izany no t@ izany fotoan'androny izany..

Fa soa fa tsy toa anao ny mpitarika (leader) any @ firenena isan'isany any @ izao taona-2000.. Fa raha tsy izany angamba dia genocide genocide... Ireo (toa anao) mpanao genocide moa izany izao dia efa enjehina..

Marihana tsara indray fa genocide dia ilay fandringanana h@ zaza sy ny antitra sy marary/marefo, na koa ny sivily... toa ny nataon'ny Andrmntr'Israely, hono, raha raisina ho porofo ny Torah amam-Baiboly

Mibaribary mihitsy moa izany ilay firesahanao ny zavatra tsy hainao e, t@ sodoma izao nanontany mihitsy i Abrahama hoe raha misy olo marina 100 dia ho haringanao ve? dia nia nihidina io isa nanontanin'i Abrahama io. fa tsy nisy olo marina tao e...olona mpanolana, miray ny lahy sy ny lahy ny vavy amin'ny vavy, ny miray amin'ny biby tsy lazaina intsony.. naringana ny farany.
fa i rhaj0 mihevitra fa olona manao ny tsara ery ami'ny fiaraha monina no tonga dia haringana.
93. tealala ( 11/02/2016 10:39)
genocide no ilazanao azy fa justice no ilazako azy ka :D.
fa na izany aza, mba omeo antony ary ilay namonona olona maro t@ finoana, t@ nazisma t@ djihadisma ireny omeo antony hoe, dia porofoy fa tsy genocide ireny.. dia apetraho ilay "justice"
dia porofoy ko no maha genocide ilay nataon'Andriamanitra, dia apetraho iany koa ilay "justice"
94. RBNIR ( 11/02/2016 11:07)
Izaho indray tsy hanao avocat an'Andriamanitra fa IZY efa nametraka hoe :
« Ny mpanefy vilany va tsy manam-pahefana amin'ny tanimanga, ka ny vongany iray ihany no anaovany zavatra samy hafa, ny iray hohajaina, ary ny iray hatao tsinontsinona? » (Rom.9:21)
95. endriny ( 11/02/2016 11:11)
IO moa izany na genocide na tsy genocide dia mitovy ihany ny vokany sy ny zavatra nihantra e

Ny zavatra nihantra: fandripahana ain'olona
Vokany: Ripaka maty ny olona

Ary io tranga io dia hatramin'ny fanavotana an-dry zareo Jiosy avy tany Egipta ka hatramin'ny nakany ilay tany nampantenaina... ary hatramin'izao any Palestina any... dia toa izany koa ny fambaboan'ny kristianina ny tany tsy kristianina taty Afrika sy tany Amerika ary tany amin'ny Oseania tany e...
96. rhaj0 ( 11/02/2016 11:30)
Ka ilay "fandripahana" anie h@ zaza sy ny malemy/farofy eee... raha samy miaramila dia "ady" fotsiny izany. Ka dia "genocide' no fiantsoana an'izanynataon'ilay Andrmntr'Israely (raha marina ny ao anaty Baiboly)... Fa t@ l'an-zero moa, mbola tsisy vokabolary, ka dia...
97. tealala ( 11/02/2016 12:17)

rhaj0:

Ka ilay "fandripahana" anie h@ zaza sy ny malemy/farofy eee... raha samy miaramila dia "ady" fotsiny izany. Ka dia "genocide' no fiantsoana an'izanynataon'ilay Andrmntr'Israely (raha marina ny ao anaty Baiboly)... Fa t@ l'an-zero moa, mbola tsisy vokabolary, ka dia...

nga mo reny nisy e? mampiomehy mihitsy..
fa ny namonona olona t@ nazisme, croisade djyadisme ireny izao tsy nisy zaza mihitsy.
98. tealala ( 11/02/2016 12:39)
ampidiriko amin'izay ilay " dia ampirisihina ianao tsy hiditra cafouillage, fa avelao izany ho an'ny profesionely, dia ny polisy" ianao anatin'ilay "majorité" egyptiana tsy nisy nilana azy t@ andron'ny fangejana ilay vahoaka, dia mbola anatin'ilay allemana "majorité" ihany tsy nanao n'inoninona ianao t@ famonona ny jiosy tao aminy. raha ny lalàtsika izany dia "non-assistance à personne en danger" ilay majorité teo tsy niteny aleo ny justicier no hirotsaka an tsehatra.. Ilay fomba fisainana tahaka izay no lasa mahatonga anao "athé" hiandry miracla fa iova i Ismaely rehefa avy migadra..
Dia diso ve aho raha ny fiarovako ny mpiara-belona amiko sy hisian'ny filaminana raha mamono(=mandringana) ny olona izay feno habibina (darwinien=avy amin'ny evolution) mba hilamina ny tany?
ho anao resao izy e, gadrao izy e, tsarovy fa ireny "olona" ireny dia tsy tia olona faible tahaka izany.
99. rhaj0 ( 11/02/2016 13:14)
Da tsy haiko ny iainanao sy hitanao (ao @ imagination-nao) ao k'lou, hoe fa maninona no lian-drà be tahak'io ianao, @ anaran'izay Andrmntra ivavahanao ao izany... Fa izaho aloha aty miara-miasa amina Irakiana sy Pakistanais ary Algeriana sy Toniziana sy Syriana koa.. fa miara-monina tsisy raorao ny aty eee... (mivoaha ho'a avy tao @ io box-kely io...)
100. tealala ( 11/02/2016 13:15)
I rhaj0 izany ilay olona raha mahita be sandry mamono olona dia tonga dia mialangalana be tsy miteny fa lasa mandeha fa an'ny polisy izany.. tsy maniry loza aho fa raha izay daholo isika eto ambonin'ny tany raha ohatr'izany no mpitondra dia rehefa ny olona akaiky an'i rhaj0 no sanatria iharan'ny herisetra dia : miantso polisy fa asan'ny polisy izany mandra pahatongavan'ingahy polisy i rhaj0 milalao tanana; avy eo tratra be sandry "rehabilitation sy reinsertion" mba hiara hiaina amin'ny rhaj0 sy ny fianakams rehetra sy ny namana :D, l'amour pas la guerre > paix dans le monde
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1855