Misy ve Dieu?

21. rhaj0 ( 05/02/2016 18:04)
Tsy azoko.

@ Siansa aho izao, dia ohatra hoe, ahoana ny Zika.. Dia hitako sary an-tsaina ny moka manindrona, dia mifantsitsitra ny ranoka misy virus, dia mihanaka ao @ tena, dia iny no miampita any @ ilay zaza, etsetra... ireo etapes rehetra ireo dia efa voa-observé, h@ ilay virus ao anatin'ny échantillon nalaina t@ ilay zaza, ka dia mamerina izany an-tsary ao an-tsaina fotsiny aho.

Dia ny anao sy ny Andrmntrao ao izany ahoana? Misy idiran'i Andrmntrao ve k'lou ny @ io ohatra Zika io? Raha tsia dia ameo ohatra-na resaka idiran'ny Andrmntrao ao izany hoe ee...
22. tealala ( 06/02/2016 04:09)

rhaj0:

Tsy azoko.

@ Siansa aho izao, dia ohatra hoe, ahoana ny Zika.. Dia hitako sary an-tsaina ny moka manindrona, dia mifantsitsitra ny ranoka misy virus, dia mihanaka ao @ tena, dia iny no miampita any @ ilay zaza, etsetra... ireo etapes rehetra ireo dia efa voa-observé, h@ ilay virus ao anatin'ny échantillon nalaina t@ ilay zaza, ka dia mamerina izany an-tsary ao an-tsaina fotsiny aho.

Dia ny anao sy ny Andrmntrao ao izany ahoana? Misy idiran'i Andrmntrao ve k'lou ny @ io ohatra Zika io? Raha tsia dia ameo ohatra-na resaka idiran'ny Andrmntrao ao izany hoe ee...

le zika ve oahtrin'ny biby misy poizina sy aretina rehetra ihany izany e, misy ny maingoka fa io moka mitondra tazo mahery.
ka mandroso ilay siansa dia faly ianao fa misy zavatra vitany :).
23. tealala ( 06/02/2016 04:16)
Io anie ry rhaj0 izany naman'ny hoe andriamanitrao ihany ny siansa e, satria ampitahako kely anatin'ny baiboly tsy tadidiko moa izany ny andininy sy ny tonony fa ilay didy voalohany milaza hoe "Izaho no Andriamanitrao izay namoaka anao avy t@ ny tany egypta" (miala tsiny raha tsy tena izay ilay fehezanteny voalaza fa tsy tena tadidiko)
ny dikan'ny "tany egypta" eto dia ohatri'ny hoe indramiko kely ny teny vahiny hoe "oppression", na koa hoe zavatra ratsy nangeja...ny anao ny siansa ohatra nanampy anao => lasa andriamanitrao ilay izy.
ohatra ihany anefa izany teneniko izany fa tsy misy mahalala izay any an-tsainao any eto.
24. rhaj0 ( 06/02/2016 15:25)
mihodikodina manofa rivotra ianao ry Tealala aaa... lazao mazava eto hoe ahoana sy @ ahoana ny idiran'ny Andriamanitrao @ Zika k'lou mba ho hita ee...

Sa tsisy idiran'Andrmntra ny @ izany, sy izay zavatra hafa rehetra, fa nareo mpino ireo foana no be famaritra toa rambon'osy eo?..
25. tealala ( 06/02/2016 15:35)
izy no namorona ny moka ko.
26. rhaj0 ( 08/02/2016 02:26)
ok, Andrmntra izany no namorona ny moka (sy raolona) hono, hozy i Tealala ee...

Dia iza indray no namorona ny virus Zika re ry Tealala?

- i Andrmntra? F'izany hoe safidin'ny moka ny hanindrona an-draolona? Na hoe, safidin-draolona no te-ho tsindromin'ny moka, fa tena tsy tompon'andraikitra @ izay ankizy lasa kely loha any izany i Andrmntrareo...

- sa ny moka kosany indray no namorona ilay virus? na koa hoe, ny anareo moa rahefa ratsy (ilay virus), ka dia ny Devoly izany no namorona an'i Zika izany ee..


F'nareo koa anie tsy mamaky Baiboly (sy Torah) fa tsy vao voalohany izao ny Andrmntra no nandefa moka handringanana ny TSY-vahoakany.
Eksodosy 8 : 12 Dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Lazao amin’ i Arona hoe; Ahinjiro ny tehinao, ka kapohy ny vovo-tany, dia ho tonga moka eran’ ny tany Egypta rehetra izany.

Ka iza azany nirahiny (hampakely loha ny ankizy) ao Bresil ao t@ ity indray nitoraka ity e.. nefa anie ilay bresiliana mahantra voan'ny Zika ao io ka katolika mafana fo be daholo eee..

Dia efa eto ihany, dia iza koa ny (gasy) nirahiny ka nampatonga ny paludisme any amintsika any...


Io ho'a aza mba absurde sy ridicule toa io, k'izao tantara-angano nampatoriana ny taloha izao no mbola hanankinana ny fiainana ao...Tsisy idiran'izany Andrmntra (imaginaire) izany re ny zavatra eto an-tany eee..
27. RBNIR ( 08/02/2016 07:27)
rhaj0:

- i Andrmntra? F'izany hoe safidin'ny moka ny hanindrona an-draolona? Na hoe, safidin-draolona no te-ho tsindromin'ny moka, fa tena tsy tompon'andraikitra @ izay ankizy lasa kely loha any izany i Andrmntrareo...

Ito ilay lazaiko hoe i rhajo anie tsy en position hitsara an'Andriamanitra mihitsy e,
Firy milliard no nampandolihan'Andriamanitra????

Mba efa nosaininao v hoe tamin'ny fomba ahoana no nataon'Andriamanitra handresen-dahatra ireo olona marobe ireo,
sy ny hoe nahoana kosa no tsy mandaitra mihitsy ny fandresen-dahatra ataonao (sy ny sasany)???
28. RBNIR ( 08/02/2016 07:29)
rhaj0:

Eksodosy 8 : 12 Dia hoy Jehovah tamin’ i Mosesy: Lazao amin’ i Arona hoe; Ahinjiro ny tehinao, ka kapohy ny vovo-tany, dia ho tonga moka eran’ ny tany Egypta rehetra izany.

Ianao ihany no mitondra ny teny nefa dia otran'ny tena tanteraka aminao ity teny ity...
« mba hijery mandrakariva ihany izy, fa tsy hahita; ary mba handre mandrakariva ihany izy, fa tsy hahafantatra; fandrao hibebaka izy, ka havela ny helony (Isa. 6. 9, 10). » (Mar.4:12)

Ny zavatra tokony mba ho hitanao eto ohatra dia hoe nahoana kosa no dia samy iray tanana izao ihany nefa ny egyptianina irery no lanin'ny moka?????
29. RBNIR ( 08/02/2016 08:33)
Fampianaran-diso miparitaka be ankehitriny:

Andriamanitra tsy tokony ho tezitra...
Na inona na inona ataontsika olombelona (efa fa na dia manitsaka Azy hatrany am-paladia aza dia tokony tsy ho tezitra mihitsy Andriamanitra).....

Jesosy v mety tezitra?
« Nefa tezitra Jesosy, raha nahita izany, ka hoy Izy taminy: Avelao ny zaza hanatona Ahy, ary aza raràna; fa an'ny toa azy ny fanjakan'Andriamanitra. » (Marka 10:14)

Andriamanitra v mety tezitra?

« Ary dia tezitra ilay mpanjaka ka naniraka ny miaramilany, dia nandringana izany mpamono olona izany sady nandoro ny tanànany. » (Mat.22:7)

Araka io dia tena mety tezitra JEsosy ary mety tezitra ihany koa Andriamanitra...

Koa aza mety hofitahina e, Ataovy fotsiny ny sitrapony dia milamina ny sainao fa aza manaiky rebireben'izao olona rehetra izao.....
30. rhaj0 ( 08/02/2016 11:37)
RBNIR:
Firy milliard no nampandolihan'Andriamanitra????

Ny nampandoalihan'ny Andrmntry ny Kristiana ve? 2.2 milliards hono izao. Ny olona eto an-tany dia 7.2 milliards. hi hi hi... mbola vitsy an'isa ianareo eee... Koa na kotiana azany ny hoe h@ izay nisy ny tany, dia mboa TSY noforonin'ny Atry ny Kristiana koa h@ Ntaolo ka h@ izay r-a-d rehetra eran-tany tsy voa-evangeliser eee...

RBNIR:
Ny zavatra tokony mba ho hitanao eto ohatra dia hoe nahoana kosa no dia samy iray tanana izao ihany nefa ny egyptianina irery no lanin'ny moka?????

Efa hitako eee... ny Ejipsiana TSY vahoakan'Atra. Dia torak'izany koa izany io h@ izao ry RBNIR oo ??? Ny Bresiliana, na dia katolika mafana fo azany, dia TSY vahoakan'ny Andrimanitr'i RBNIR, ary io ataony moka lasa kely loha aby io ny zanany.. Ny gasy azany moa efa nanirahan'ny Andrmntr'i RBNIR ny paludisme, fa tsisy sahy miteniteny ao, fa ngo dia vao mainka iharan'ny hatezeran'ny Andmntr'i RBNIR eo moa eee???

RBNIR:
Araka io dia tena mety tezitra JEsosy ary mety tezitra ihany koa Andriamanitra...

Ny mpanabe na izay boss rehetra aty izao rahefa "tezitra" dia... tompon'andraikitry ny ataony sy teneniny tao @ izay fahatezerany tao.. F'angaha izy ity toa ny taloha intsony, ka mahazo h@ droit de cuissage rizalahy satria hoe.. izy no Andrmntra kely ao am-pianarana na ao am-piasana ao.

F'enao moa izany mbola mi-fonctionne @ revy de l'an zero ny fi(s)ainanao ao, ka dia mbola normal ihany izany aminao eee....
31. RBNIR ( 08/02/2016 12:27)
1 Ny tiako hahatongavana hoe firy milliard dia tokana, ianao mitsara Azy io mba nahavita firy???
Nahavita ny vitany v? (nefa Izy ambanianao???)
Amiko raha misy olona iray manaratsy olona iray na manambany olona iray nefa izy aza tsy mahavita izay vitan'ilay olona haratsiany akory dia hoy aho hoe.......
Aza mampihomehy hoy aho.....

2 Tsy hitanao ka, fa raha hitanao tokony nametraka fanontaniana ianao hoe ahoana marina no nanaovan'i Mosesy an'izany???

3 Izao no tsarovy, raha tezitra IZY, tsy IZY ange no ho mangana fa ny olona e!
Ary tsarovy fa Andriamanitra manana ny voninahiny, (olona kely mitovy aminao aza manamboninahitra noho ianao) tsiratsirainao tezitra,
Ny mahasamihafa azy fotsiny dia izy maharipo (tsy mora emporté), be famindrapo (rehefa mibebaka, averiko tsara rehefa mibebaka) dia mamela, saingy, raha tsy hibebahana dia...
« Raha tsy ibebahana* Izy, dia hanasa ny sabany; efa manenjana ny tsipìkany Izy ka manamboatra azy,[Na: iverenana] » (Sal.7:12)
32. rhaj0 ( 08/02/2016 15:27)
Ny fi(s)ainan'ny taona zero re ry RBNIR no miankohokohoka sy matahotahotra an'izao Belazao rehetra izao... sy ny lasabany sy ny tsipikany hono aaa..
@ izao taona 2000 izao ny olona dia tsy manaiky rebirebin'i Belazao dia mivavaka aminy. Dia izay lazaina sy ataon'i Belazao rehetra izao ve dia, na tsara na ratsy, na abuser-n'i Belazao ianao, na fitahiny (ampanantenainy-tsy-misy), ambakainy (insulter-ny ny intelligence-nao), ets.. dia oui m'sié foana ao, dia ao ianao vao mainka milaza hoe, izay indrindra ilay izy.. Eny azany kouh.. reveo ao n'enao izany eee...
33. tealala ( 08/02/2016 15:46)
"- sa ny moka kosany indray no namorona ilay virus"
ny moka any aminareo angamba no mamorona an izany hi3
"na koa hoe, ny anareo moa rahefa ratsy (ilay virus), ka dia ny Devoly izany no namorona an'i Zika izany ee.."
izaho tsy mino izany devoly izay fa any amin'ny kristianina tahaka an i RBNIR ianao miteny izany fa tonga dia ekeny izany.
34. tealala ( 08/02/2016 16:00)
fa taorinan'ilay famoronana ny moka mo angaha dia tsy nisy intsony ny moka taty aorina?
sady ilay izy anie ka izao no voalaza e : "L'Éternel dit à Moïse "Parle ainsi à Aaron: ‘Étends ta verge et frappe la poussière de la terre, elle se changera en vermine dans tout le pays d'Égypte."
35. rhaj0 ( 08/02/2016 16:08)
Ka rahefa nokapohina ny vovo-tany, @ teny gasim-baiboly, dia "tonga moka"

Fa rehefa "frappe la poussière ", @ teny frantsaim-baiboly, dia "changera en vermine" izany ee...

Ka "tonga" sa "changera" eee ??? Ary "moka" sa "vermine" ???? toa mosquito kosany iliay izy @ teny anglisy fa mba zahavo anie eee...

(entre-pa k'lou, fa dia tena idiran-doza mihitnsy ho'a nareo minomino an'ireo resaka miovaova araka ny dikan-teniny ireo eee)


Fa na izany na tsy izany ry Tealala aa.. Iza ho'a azany no namorona ny virus eee ???? Ny Andriamanitrao ve ???

36. tealala ( 08/02/2016 16:28)
Voalohany, ny Thora tsy misy "signede poncruation" fa tonga dia mitohy hatrany hatrany.
ilay teny hebrio io avy teo no navadika teny arameanina grika romanina sns ..., fa noho izy lasa io "alphabet" atsika io dia efa somary niova ny heviny, satria tsy afaka mampiasa "gematria"
ny virus izany ve tsy efa niaraka niforona t@ ilay mitontra azy e.
isika izao efa misy grippe amin'izao, fa mety ahafaty moka ihany koa raha tafiditra aminy :D!!!
37. tealala ( 08/02/2016 16:34)
Ie izy izany no namorona ny virus
38. rhaj0 ( 08/02/2016 16:35)
Bravo Tealala... Efa vita hira anie izany fa jereo kely ange ee...

Raha Namorona Ny Virus Zika ho'a ny Andriamanitra
Raha Namorona Ny Virus Zika ho'a ny Andriamanitra
Dia Nasiany Moka Be,
Mitondra Ity Virus Be,
Izay Nanindrona Breziliana,
Breziliana Mahantra,
Breziliana Katolika,
Tsy Nety Nanao Condom,
Fa Nahazo Baiko Ny Hitera-Bitro Avy @ Mopera,
Dia Lasa Kely Loha ho'a Ny Zaza eeeeeee...


Ooops... tsy mampihomehy intsony..
39. tealala ( 08/02/2016 16:55)

rhaj0:

Bravo Tealala... Efa vita hira anie izany fa jereo kely ange ee...

Raha Namorona Ny Virus Zika ho'a ny Andriamanitra
Raha Namorona Ny Virus Zika ho'a ny Andriamanitra
Dia Nasiany Moka Be,
Mitondra Ity Virus Be,
Izay Nanindrona Breziliana,
Breziliana Mahantra,
Breziliana Katolika,
Tsy Nety Nanao Condom,
Fa Nahazo Baiko Ny Hitera-Bitro Avy @ Mopera,
Dia Lasa Kely Loha ho'a Ny Zaza eeeeeee...


Ooops... tsy mampihomehy intsony..

Hahaha!!! mampiomehy ka, "violent" be ho anao ilay boky tonta e :)
40. rhaj0 ( 08/02/2016 16:59)
ka tena naturellement "violent" ve izany ny Torah, sa ny Andrmntrao ??

Tena TSY @ kapoakako ho'a izany eee...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3347