Misy ve Dieu?

161. rhaj0 ( 17/02/2016 14:19)
dia ahoana... ameo ohatra iray mivaingana fa tena tsy takatro eee...

Ohatra hoe, ianao ve mba mangataka hoe, mba ataovy an'izao ny izao? Dia mba mitalaho ao izany ve ianao hoe: io moa ry ... mba ampazahoy aaa.
Dia ilay "..." io ve izany, dia mitelina rivotra ianao eo, satria tsy hay tononina ilay anarany?

Tsy hoe mamazivazy aho fa tena mba liana an...

Ny Kristiana mantsy ho'a, na hatrany am-pandriana azany, u'now, rahefa ilay tena lasa iny, misy mihiaka mafy hoe djisaosy kiraisita djisaosy kiraisita... F'n'enano ho'a izany, "mba manao ahoana" aaa... :-)
162. tealala ( 17/02/2016 14:26)
hahaha!!!
valiko ampahatsoran'e, izaho ko anie tsy dia hoe mivavaka matetika izany e. fa misaotra no tena ataoko fa mbola misy andro hiainana sns.
163. rhaj0 ( 17/02/2016 14:50)
dia mandeha toatoa ny ahoana izany ilay fisaorana ee ??
Hoe : "misaotra anao izaho ... fa maraina indray ity ny andro"..

Dia ahoana ho'a, mitelin-drivotra lava ao ve ianao ho'a rahefa miresaka amin'azy ao eee ??
164. tealala ( 17/02/2016 14:57)
165. tealala ( 17/02/2016 14:58)
mitelindrivotra any an tsaina aho rehefa mivavaka.
166. tealala ( 17/02/2016 14:59)
rivotra imaginaire tsara mihitsy io ry rhaj0 a, fa tsy hoe mandaka rivotra
167. tealala ( 17/02/2016 15:03)
Hono marina hoy aho ry rhaj0, ahoana marina moa izany ilay fandehan'ilay evolution. ataovy teny malagasy fa tena ilay teny angilisy tsy mahazatra anay manko
168. rhaj0 ( 17/02/2016 15:03)
okey dokey... dia inona ny kisary ao an-dohanao rahefa mieritreritra azy ianao ??

Toa ny an-dry RBNIR hoe, bainina tsy miharatra manao lamaody de l'an zero, akanjo fotsy mirebareba koa ve ?? Sa toa i Jesosy manao salaka fotsiny teny ambony hazo iny... Sa sahala @ ny an'ny Karana, i Vishnu manao kavina sy firavaka maro...
169. tealala ( 17/02/2016 15:05)
tsy dia iasako saina be loatra ny endriny aloha e.
170. rhaj0 ( 17/02/2016 15:05)
(oops... nifanena ny soratra... ilay evolution efa noresahina lavabe, fa tena mila fotoana lava raha handika azy kosany eeee...)
171. tealala ( 17/02/2016 15:06)
tairo ranga mba iezao fintinina a.
172. rhaj0 ( 17/02/2016 15:07)
tealala:
tsy dia iasako saina be loatra ny endriny aloha e.

aiza koa no misy an'izany... misy "representation"-n ao @ imagination-nao ao eee... Fa nahazo baiko fotsiny ianao hoe, aza representer-na amin'inon'inona ilay izy, dia iny koa ianao misehoseho mba hotrhotry ny hoe tena @ izay, fa tena mandainga ho'a ianao raha tsisy representation-ny ao an-dohanao ao
173. tealala ( 17/02/2016 15:09)
ka tsy misy ary ko azoko atao ahoana e, tsy terena anie izy io rangahy ty e.
fa alefaso ilay fanazavana ny razambenareo aloha enoina e.
174. rhaj0 ( 17/02/2016 15:11)
tena tsisy fotoana aho izao fa aoriana kely ee.. fa hanaovy fikarohana ny efa noresahina teto eee.. vita kisarisary ilay izy tao, tokony hazava aminao kosany..
175. tealala ( 17/02/2016 15:17)
tena raha "arbre géologique"-ko iny dia haiko no namaky azy fa tena ana mamifère ilay izy dia tsy dia nivakiko loha.
176. rhaj0 ( 17/02/2016 20:51)
rhaj0:
Ato http://evolution.berkeley.edu/evolibrary/article/evograms_07
Dia jerevo tsara ilay echelle des temps fa amina million re ry Gasy1zay a... [dia jerevo tsaara koa ny fisampanany]... dia rahefa azonao io, dia mba ampianaro @ ankizy, dia ilazao izy hoe, fony zaza ihany re rankizy ilay conte de fee bibilikan'i madame eva, fa efa lehibe vory saina ianao izao ka dia izao no izy...

- Ka miainga avy atsy ankavia ianao izany ee..
- Dia ilay fisampanany voalohany, ilay nitsipika any ambony ireo lasa simpanzehy sy bonobos.. (vao omaly aho nahita momba ny bonobos, fa raha hi-sex ireo, tena champions mihintsy :-)
- Ka dia nisampana izany iilay izy, satria nivoatra ny sasany, ka ni-s'adapte mandeha tongotra roa, sy nivoatra ny nifiny... Rahefa mivoatra izy io, dia ilay tsipika mena no milaza fa tsy miverina ilay fivoarana, ary tsy afaka miray @ iretsy lasa simpanzehy sy bonobos intosny ilay nivoatra ireo.
- ny @ ilay tsipika mena, dia toa ilay nohaniniako an'i Strong3 izy teo, ka hoe, tandremo sao mahita Homo Erectus ka dangidangitra ao.. na miray aminy azany i Tealala dia TSY hiteraka ianareo :-)

- Dia torak'izany hatrany.
- Dia jereo tsara ny echelle des temps ho'a, fa ohatra hoe, ny Australopitheque dia nivoatra ho Homo Habilis, afaka teo @ 2 millions d'années teo. Ary raha ilay fototra etsy ambony ka h@ Homo Sapiens, dia efa 6 sa 7 millions d'années d'évolution.

Ka rahefa (misy) miteny ianao hoe taranaka ragidro, dia azonao @ izay izao kosany fa TSY taranaky ny simpanzehy sy bonobos isikana, fa cousins ireo.. ary any amina 6-7 millions d'années any ilay razana iombonana.

ka aiza ho aiza @ io sary io no mbola tsy mazava ?..

Fanamarihana: efa homo sapiens daholo isikana efa ho 100.000 h@ 200.000 années lasana. Ka raha (n)ampinoana ianao hoe, i Madame Eva anie ka t@ 6.000 taona lasana no noforonina, dia ... ilazao i belazao hoe, mandehana mahazo, fa tsy fotoanan'ilay tafahidy amina vohitrakely intsony izao hoe ianao, ka ampinoanoana resa-jaza toa izany.
177. RBNIR ( 18/02/2016 00:44)

Dia tena mampalahelo ianareo ry zalahy an!
Andriamanitra efa nanazava « Nefa, ry malala, izao zavatra iray loha izao no aoka tsy hohadinoinareo: ny indray andro amin'ny Tompo dia toy ny arivo taona, ary ny arivo taona toy ny indray andro. » (2 Pet.3:8)

Hatramin'izay ka hatramin'izao dia "mifidy olona" mivantana foana IZY hanambarana ny olona ny fisiany marina....Ireny olona ireny no vavolombelona ny amin'ny fisian'Andriamanitra satria "hisehoany", "hiresahany" (efa niteny aho fa tsy lainga io hoy aho "fa tena marina".....
Ary tsy immagination fa réel.......

Dia aleonareo théorie misavoana (amina millions sy milliard d'année) izay tsy misy olona afaka hanaporofo akory ny fahamarinany.....

Tsy mandainga ny tenin'Andriamanitra « Fa ireo kosa dia.... izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan'ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany* ny tenany. » (Joda 10)

Simban'ilay "fahalalana kely" ny tenanareo ka takona aminareo ILAY TENA MARINA!!!!

« ...... Izao no nahaterahako, ary izao no nihaviako amin'izao tontolo izao, dia ny hanambara ny marina. Izay rehetra avy amin'ny marina dia mihaino ny feoko. » (Jao;18:37)

Nisy anankiray nanao sorona ny ainy hanambara ny Marina, nefa dia tsy mety mino ianareo....

Ary taoriany dia b dia b no efa nanao sorona ny ainy......Mbola tsy mino ihany ianareo....

Ankehitriny mbola b dia b ihany koa no mbola manao sorona ny ainy......Mbola tsy mino ihany ianareo......

Aleonareo théorie misavaona, toy izay zavatra voaporofo, misy vavolombelona mijoro hatramin'ny fahafatesana.......
178. rhaj0 ( 18/02/2016 02:14)
O ry RBNIR... mila fantarinao hoe, inona sy inona no (n)ataon'ny siantista ka mahatonga @ ireo fanazavana ireo. Manangona artefacts dia manao mesure sy analizy ary kirakira no nataon-dreo nifandimby, ary amarinina tsara fa mifameno sy mifandrary daholo ny zava-drehetra alohan'ny hipentsopetsonana. Voa-verifier-n'ny saintista hafa independent daholo izany. Raha tena tia ahalala anie ianao, dia afaka mikaroka mamaky scientific paper, ary ahita sy afaka ny hitsara ny natao rehetra eeee...

'ngo dia heverinao sahala @ Baiboly azany ireo resaka ireo, ka pouh pouh pouh izao resaka rehetra izao, dia tonga dia arahina fiventesana hoe, "marina hany izany" (amen amen allelluya). Ny vavolombelona arangaranganao @ io, olona tsy nanao mesure/analizy/kirakira/.. akoriny, fa izay perception-ny tao, na Ifatsora manao tour passe-passe, na Ivavolombelona domelin'ny tsihaitsihay ao, ary tonga dia minou fotsy... Dia izany ve no anteheranao ny fi(s)ainanao ho'a h@ izao eee...

Tsarovy (na fantaro) fa ny ataon'ny Siantista anie ka mifampiditra eee... ny methode na izay teknika ary teoria ampasain'ny mpandalina ka mitondra @ ireo fanazavana ny lasantsika ireo, dia methode sy technique ary teroia izay katsentsefinao ao io, ka mahatsaratsara ny fiainanao ao. Ka rahefa akipilinao ny Siansa, dia 'ndana manaja-tena sahala @ ireny Amish ireny ho'a, fa tsy mihatsara velatsihy, dia manetry ny zavatra katsentsefinao lava ao.
179. tealala ( 18/02/2016 02:54)

rhaj0:

rhaj0:
Ato http://evolution.berkeley.edu/evolibrary/article/evograms_07
Dia jerevo tsara ilay echelle des temps fa amina million re ry Gasy1zay a... [dia jerevo tsaara koa ny fisampanany]... dia rahefa azonao io, dia mba ampianaro @ ankizy, dia ilazao izy hoe, fony zaza ihany re rankizy ilay conte de fee bibilikan'i madame eva, fa efa lehibe vory saina ianao izao ka dia izao no izy...

- Ka miainga avy atsy ankavia ianao izany ee..
- Dia ilay fisampanany voalohany, ilay nitsipika any ambony ireo lasa simpanzehy sy bonobos.. (vao omaly aho nahita momba ny bonobos, fa raha hi-sex ireo, tena champions mihintsy :-)
- Ka dia nisampana izany iilay izy, satria nivoatra ny sasany, ka ni-s'adapte mandeha tongotra roa, sy nivoatra ny nifiny... Rahefa mivoatra izy io, dia ilay tsipika mena no milaza fa tsy miverina ilay fivoarana, ary tsy afaka miray @ iretsy lasa simpanzehy sy bonobos intosny ilay nivoatra ireo.
- ny @ ilay tsipika mena, dia toa ilay nohaniniako an'i Strong3 izy teo, ka hoe, tandremo sao mahita Homo Erectus ka dangidangitra ao.. na miray aminy azany i Tealala dia TSY hiteraka ianareo :-)

- Dia torak'izany hatrany.
- Dia jereo tsara ny echelle des temps ho'a, fa ohatra hoe, ny Australopitheque dia nivoatra ho Homo Habilis, afaka teo @ 2 millions d'années teo. Ary raha ilay fototra etsy ambony ka h@ Homo Sapiens, dia efa 6 sa 7 millions d'années d'évolution.

Ka rahefa (misy) miteny ianao hoe taranaka ragidro, dia azonao @ izay izao kosany fa TSY taranaky ny simpanzehy sy bonobos isikana, fa cousins ireo.. ary any amina 6-7 millions d'années any ilay razana iombonana.

ka aiza ho aiza @ io sary io no mbola tsy mazava ?..

Fanamarihana: efa homo sapiens daholo isikana efa ho 100.000 h@ 200.000 années lasana. Ka raha (n)ampinoana ianao hoe, i Madame Eva anie ka t@ 6.000 taona lasana no noforonina, dia ... ilazao i belazao hoe, mandehana mahazo, fa tsy fotoanan'ilay tafahidy amina vohitrakely intsony izao hoe ianao, ka ampinoanoana resa-jaza toa izany.

ie mazava ka, tena ny mahafinaritra miresaka amin'irhaj0 izany a dia izy instruit mazoto mamaky lahatsoratra lava be...
180. RBNIR ( 18/02/2016 04:38)
rhaj0:

O ry RBNIR... mila fantarinao hoe, inona sy inona no (n)ataon'ny siantista ka mahatonga @ ireo fanazavana ireo. Manangona artefacts dia manao mesure sy analizy ary kirakira no nataon-dreo nifandimby, ary amarinina tsara fa mifameno sy mifandrary daholo ny zava-drehetra alohan'ny hipentsopetsonana. Voa-verifier-n'ny saintista hafa independent daholo izany. Raha tena tia ahalala anie ianao, dia afaka mikaroka mamaky scientific paper, ary ahita sy afaka ny hitsara ny natao rehetra eeee...

'ngo dia heverinao sahala @ Baiboly azany ireo resaka ireo, ka pouh pouh pouh izao resaka rehetra izao, dia tonga dia arahina fiventesana hoe, "marina hany izany" (amen amen allelluya). Ny vavolombelona arangaranganao @ io, olona tsy nanao mesure/analizy/kirakira/.. akoriny, fa izay perception-ny tao, na Ifatsora manao tour passe-passe, na Ivavolombelona domelin'ny tsihaitsihay ao, ary tonga dia minou fotsy... Dia izany ve no anteheranao ny fi(s)ainanao ho'a h@ izao eee...

Tsarovy (na fantaro) fa ny ataon'ny Siantista anie ka mifampiditra eee... ny methode na izay teknika ary teoria ampasain'ny mpandalina ka mitondra @ ireo fanazavana ny lasantsika ireo, dia methode sy technique ary teroia izay katsentsefinao ao io, ka mahatsaratsara ny fiainanao ao. Ka rahefa akipilinao ny Siansa, dia 'ndana manaja-tena sahala @ ireny Amish ireny ho'a, fa tsy mihatsara velatsihy, dia manetry ny zavatra katsentsefinao lava ao.

Ny zavatra tsy ao antsinareo ao mihitsy dia hoe ahoana ireto olona marobe mahavita fahagagana sady mahavita mijoro vavolombelona hatramin'ny fahafatesana ireto......
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.461