Ho an'ny Atheist

1. rhaj0 ( 24/03/2015 14:08)
Ireto misy lahatsoratra nosoratan'ny Atheists

- ity atolotr'ilay pastera advantista, nanandrana ny miaina TSY ao anatin'ny kristianisma, Ryan Bell
http://www.cnn.com/2015/01/08/opinion/bell-god-atheism/index.html

- ity atolotr'ilay pasitera anglikana izy teo, ni-demissionne fa tena leo mampanantena tsy misy t@ tsunami, Thomas Honey
https://www.ted.com/talks/tom_honey_on_god_and_the_tsunami?language=en
novalian'i rhaj0 ny 30/03/2015 10:20
2. rhaj0 ( 24/03/2015 14:40)
ooops.. azafady... TSY hoe atheist na lasa atheist ireo pasitera advantista sy anglikana ireo ambony ireo.. diso aho f'azafady.

fa ny fahazoako azy, dia nahita ny hitany tao izy, niaina ny niainany tao anaty kristianisma izy, ary dia ... rahefa "niasa ny saina".. dia nanoratra ireo lahatsoratra ireo.

Dia ilay lohatenin'ilay lohahevitra koa tsy tokony "ho an'ny Atheist".. ialana tsiny. Ny tan'eritreritro hoe ho lohatenin'ity dia "ho an'ny (te-ho) Atheist" fa votsotra e... z'afady eee :-)
3. rhaj0 ( 24/03/2015 20:26)
Ilay pasitera advantista io ambony io izany dia hoe, tena nivoaka kely @ ilay tontolo Kristiana k'lou izy fa tena hoe, (dika-teniko globaloba ito), tena "tsy mandry ary tsy madio ny saina" rahefa ao anaty kristianisma ao :
"I couldn't see any other way to find peace and clarity."

Io izany ny filazany azy, fa ny ahy ho'a dia hoe, tena "manavy ny saiko" raha poretina ao anaty Kristianisma.


Ny "tsy mampamandry sy mampadio ny saina" ny an'ity pasitera advantista, dia hoe, (dika-teniko globaloba ito), dia rahefa manontani-tena izy ny @ "(asan'ny) devoly" sy ny "zavatra TSY ataon'A.tra" :
I questioned the problem of evils and God's general silence and inactivity.

Ny fahitako azy, dia manantena (sy mampanantena) "voa tsy hary" ingahy rainy, @ maha-kristiana sy pasitera azy, sy ny fampianarana kristiana azony, ka rahefa tsy nisy mihintsy ny "mana nilatsaka avy any an-danitra", dia io toa "manavy io ny sainy"..


Asa ahoana ny fandraisanareo ny revin'i Ryan Bell io... "mino" aho fa samy nandalo kely t@ io daholo ... fa raha ny fahitako azy, rahefa tsy mahita valiny t@ izay fanontaniany tao izay ny olona, dia lasa miverina sy mikatona ao @ ilay mampanavy ilay sainy ao indray... (ka io ilay hira hoe.. you are not alone.. efa io ny internety anananao fahalalahana sy mizara anao fahalalana... fa dia mivoaha tao @ ilay box-kely eeee...)

4. rhaj0 ( 24/03/2015 21:35)
Dia ny (isan'ny) mampandaginina an'ilay ex-pasitera-advantista @ Kristianisma koa dia hoe, (dikan-teniko globaloba ito), "na dia samy kristianisma izao ihany azany, dia misy "TSY-fitoviana ny teolozia" isan-karazany ao", ary ilay tsy-fitoviana dia goavana.
"I encountered major theological differences with my denomination and evangelical Christianity in general, including the way it marginalizes women and LGBT people."

Ny fahazoako azy dia hoe, samy manana ny teolozia-ny, ary samy mitandro ny azy toa ny anak'andriamaso ny kristiana isan'isany. Io k'lou dia efa sampona. F'angaha TSy tokana ilay inoana eee??

Ary ao @ io tsy-fitoviana io, dia misy dia tena TSY eken'ny sain'ingahy rainy ny teolozia iankohofan'ny Kristiana namany (andaniny) ao, na asa, mety na ny an'azy tao koa angaha no TSY eken'ny sainy koa?

Ny tsy eken'ny sainy izany, dia ohatra:
- ny fijerena (consideration) ny Vehivavy,
- ny fijerena (consideration) ny Homosexoaly,
izay toa avakavahana, sa atokatokana, sa ahilikilika, sa ambanian'ny teolozia rezatra be sasany (?)
5. Strong3 ( 25/03/2015 08:53)
Bell:
Life does not need a divine source in order to be meaningful. Anyone who has seen a breathtaking sunset or fallen in love with another human being knows that we make meaning from the experiences of our lives; we construct it the way we construct any social narrative.


tsy ny zanaka rehetra no mila ny RADn-ny anie eh... fa safidy io
Mety ilay zanaka tena tianao mihitsy no tsy mila anao rehefa lehibe izy; tsy mahagaga izany_ zavatra efa matety mpitranga

ny teolojia tsy mitovy dia mamaritra fa tena miezaka mitady sy mamantatra ny Rainy ny zanany. __ fa ny azo antoka dia izay miezaka manakaiky ny Rainy ihany no tena mahalala TSARA AZY

6. Strong3 ( 25/03/2015 10:52)
http://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=5&ved=0CDwQFjAE&url=http%3A%2F%2Fbigbrowser.blog.lemonde.fr%2F2013%2F01%2F07%2Foecumenisme-la-premiere-eglise-atheiste-ouvre-a-londres%2F&ei=j5ASVdSFHYzkaMnogrAL&usg=AFQjCNGNntqnQrM5KUpp8m5LLXpuIlZMuw&sig2=l1HhKf99Uwt_TpY8l3pcsw&bvm=bv.89184060,d.d2s&cad=rja

de hoe tsy takatra ny fifanoheran-kevitra ka aleo hijanona ho mpitazana sy hamorona lalana hafa ...
7. rhaj0 ( 25/03/2015 12:45)
Strong3:
tsy ny zanaka rehetra no mila ny RADn-ny anie eh... fa safidy io

Marina izany. Safidy io. Misy faly mitakisina ao. Misy faly manidina satria tsara fototra.

Fa hozy ilay ex-pretra advantista hoe:
" My appreciation for life and its potential increased when I stepped away from my faith. "
Izany hoe, raha ny fahazoako azy, samy hitany na ny mitakisina na ny manidina, fa hitany favy kokoa ny manidina. Dia mbola "safidy" io.

Strong3:
ny teolojia tsy mitovy dia mamaritra fa tena miezaka mitady sy mamantatra...

okay.. spin-nao manokana io, fa raha izaho indray dia izao no fahitako azy:
- Raha Siansa no tonga @ hoe, "tsy mitovy" ny modele Rutherford sy ny modele quantique raha ny @ atome, dia mety (@ saiko) izany.
- Raha ny FInoana no tonga @ hoe, "tsy mitovy" ny fi-considerer-na ny vehivavy @ Anglikana (afaka ny ho pretra) sy ny Katolika (tsy afaky ny ho pretra), dia TSY "ezaka" izany (amiko).


Ny @ ilay fiarahan'ny Atheist indray dia ... eny, mahatsapa ny Atheist fa ilay mitangorongorona dia ilain'ny olb. Socialisation io. Na h@ mihira manao karaoke miaraka azany moa maninona. Ary toa ny Siantista sy ny colloque/seminar-ny koa io, dia mizara sy mifampizara resaka ifanohanan'ny saina.

Fa ilay "migonongonona" sy "manipy tanana any an-danitra", na ny "miankohoka" sy ny manainga hoe, ity lakroa ity, na ity vera misy divay ity dia "masina-majika". Izay kosany k'lou dia tsy atao eee...

8. Strong3 ( 25/03/2015 13:12)
efa hitan'ny io manidina io fa tsy maintsy miverina hoe ny zanaka adala , fa tsy ny zanakin'ny adala

fa ilay nitakisina dia mba manana ny heviny ihany saingy hitany fa tsy lasa lavitra izay niezaka ny hiala fa eo ihany de miverina
9. rhaj0 ( 25/03/2015 13:17)
Nga niverina ilay ex-pasitera advantista teo... esy e... sao dia nivavaka mafy azany ianao tao ry Strong3 ny mba hiverenany... hi hi hi... tsy niverina re izy e... TSY nivaly ny vavakao :-)
10. Strong3 ( 26/03/2015 05:37)
jerevanao tsara fa afaka fotoana fohy io pasitéra io dia hifona amin'Atra, ary raha mbola mamerina izy dia eo ambavahaonam-pahafatesana dia hivavaka ihany hoe : mamela ahy ianao Atra , omeo ahy ny lanitra
11. rhaj0 ( 26/03/2015 10:16)
Hozy ilay ex-pasitera advantista (sy ny dikan-teny na fahazoako ny resany globaloba)

"But my experience is that acknowledging the absence of God has helped me refocus on the wonderful and unlikely life I do have."
Rahefa nisafidy fa TSISY A.tra, dia niha-manja ny fiainana eee..

"I construct meaning in my life from many sources, including love, family, friendships, service, learning and so on."
Rahefa tafavoaka @ ilay "box-kely-tsisy-afa-tsy", dia kay betsaka ny revy eee...


Fa ny vaovao farany izany dia lasa atheist hono i Ryan Bell.. hozy ny Kristiana namany taloha..
http://thinkchristian.reframemedia.com
Fa io izany misy spin fa dia confortable ianao Strong3 izany mitokona ao anaty box-kely ee..
12. Strong3 ( 26/03/2015 10:43)
rehefa nivoaka tao za oz ra pasy dia nahita fa kay misy fiainana manja sy revy ety ivelany...

iza moa no tsy mahita izany , sy mahalala izany ???

io zany ohatran'ilay tamin'ny mbola nianatra ihany...
raha nilaozanao nirevy sy niliba tamin'ny fotoana nandratoana fianarana dia ianao ihany no hijinja ny vokany, ka izay no mahatonga any kristiana tsy hilibaliba sy hirevirevy ...sns __ fa mitsinjo vodiandro merika izahay io

fa ingahy pasy efa maika tsy nahandry ny andro zoma ka tsy ary elatra dia mitetika hitsidina
13. rhaj0 ( 26/03/2015 10:55)
Ilay "mirevy sy miliba" anie ka bonne ho an'ny olona ... rahefa tsy manitsaka ny revy sy filiban'ny andaniny fotsin... VIVRE ET LAISSER VIVRE.

Fa io "mirevy sy miliba" io nefa moa dia culpabiliser-ndry Kristiana foana... fa dia mazotoa ary mahitA sou azany ho'a ao @ ilay box-kely e.. toa tavoahangy mamiratra botsika (sahala @ any paradisa) akoriny azany izy izany kouh... ka dia mandrosoa ao azany ry Strong3 aa...
(f'aza manozonozona fotsiny ho'a rahefa mahita ny olona tsara-revy any ivelan'ny tavoahangy.. hi hi hi .. fa asivo divay-masina kely fotsiny miaraka aminao ao)
14. Strong3 ( 26/03/2015 11:37)
ianao aloha dia averiko foana hoe mahaiza mametraka tsara eh!

tsy mbola nandrara anao tsy hanao izay tianao hatao za angamba teto. ka aza dia ampitoviana aminireo kristiana mafanafo tsy ahoanatsiahoana taminao

ny tena kristiana dia manome safidy tanteraka ny mpiarabelona amin'ny ny tiany aleha, fa anjarany fotsiny ny milaza ny soa mety ho azo raha tonga kristiana marina ny olona iray

fady amin'ny tena kristiana ny manozona

ianao izao no mangeja ny kristiana ao anaty tavoahagy ao... tsy tianao ny hampielezanay ny soa lazain'ny baiboly sy ny Atra nahary
15. rhaj0 ( 26/03/2015 13:47)
Strong3:
raha nilaozanao nirevy sy niliba (...) dia ianao ihany no hijinja ny vokany

hi hi hi.. tsy "manozonozona" azany i Strong3 fa .. "mamendrofendro" eee...

Dia ahoana koa moa no ampifandraisanao ny hoe "revy sy liba" @ "tsy fahafahana fanadinana" ohatra. Misy ankizy mahay nefa sady mirevy sy miliba koa. Ilay minobe mandany andro mivavaka fa tsy mianatra, ireny indrindra izao no atahorana...
16. Strong3 ( 27/03/2015 06:28)
aza afangaro ilay atao hoe manozona

raha tsy mino ianao fa misy mpangalatra mety hisy mpamosavy sns...
_ Tsy hidianao ny varavaranao rehetra fa navelanao nidandana
_ tonga tampoka ny atambo

de hoe nisy nanozona ve izany aminao fa tsy vinavina ny zavatra mety hitranga , saingy noho ny tahotra mangeja ny feon'ny fieritreretanao dia heverinao fa ozona izany.

_ misy olona mirevy miliba sns... nefa mianatra dia mety ho afaka angamba _ niantehatra tamin'izay tandrifin'ny zavatra nianarany izy izany ( fa nareo voazaha no nahenoana hoe: aza manedrika bitro roa ...)
17. rhaj0 ( 27/03/2015 10:15)
[size=8]Hotry ny mampala I Strong3 izany... Hotry ny hoe, izy Strong3 no tsy maha-araka ny (s)aina, na asa.. tsy mahay mi(s)aina ao (fa teren'ny finoana loatrany ao), ary dia hotry ny hoe, dia ny olona rehetra koa no heverina toa azy... aoka azany eee [/size]
18. Strong3 ( 27/03/2015 10:38)
niahahaha .... ny toa an'i rhaj0 no betsaka angamba ... na dia vitsy aza :-) kkkkkkk

19. rhaj0 ( 29/03/2015 16:33)
http://www.cnn.com/2015/03/28/opinions/atheists-q-and-a/index.html
Ato koa mbola misy hafa koa, lasa atheista..
- Stan Bennett is a minister (pretra/pasitera) in a small town
- Jerry DeWitt ... a Pentecostal preacher (pasitera pentekotista)

20. Strong3 ( 30/03/2015 08:05)
Why are Americans losing their faith?

Bennett: Little by little, we are growing up. It's more difficult for people to stay in their religious cocoons away from the rest of the world. Higher education, travel and the Internet all contribute to our awareness of a bigger world with bigger concepts than the cultural superstitions in which we were raised.
A preacher turned atheist shares his message non-belief

A preacher turned atheist shares his message non-belief 02:15
PLAY VIDEO

DeWitt: One word: Google. The questions have always been at hand, but now the answers are within our grasp.

Silverman: Religion is factually wrong. As a result, religion lives on ignorance of facts. The reason people are giving up on mythology is the Internet, and the access to information it represents. When religion can exist in a bubble, the lies it pushes cannot be challenged. But when there is a wealth of information at the fingertips of every believer, those lies can be refuted easily, from multiple sources and multiple perspectives. This is why religion is waning, this is why it will continue to wane and this is why it is waning primarily in millennials who are most likely to spend lots of time on the Internet.

Strong3:
de mianara de manovoza fahalala de ario izay efa teo aloha de lazaivo angano izay fahalalana tany aloha ... asa mino intsony fa izay fahalala mivaingana hitamaso ihany iainana izany kou __
fa ingahy Stan mbola hiverina hibebaka rehefa mahatsapa fa misy fetra ny fahalalan'ny olombelona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.296