Ho an'ny Atheist

21. rhaj0 ( 30/03/2015 10:20)
"When religion can exist in a bubble, the lies it pushes cannot be challenged. "

io ho'a ilay hoe, hafa ny taloha ka nihidy tao @ vohitrakely tao raolona dia mino izay nampinoana azy tao. Fa dia mivoaha ho'a @ io box-kely-tsisy-afa-tsy-Baiboly io eeee...

But when there is a wealth of information at the fingertips of every believer, those lies can be refuted easily, from multiple sources and multiple perspectives. This is why religion is waning, this is why it will continue to wane and this is why it is waning primarily in millennials who are most likely to spend lots of time on the Internet.

Ilay "millenials" no iantsoana ireo zeneration tanora izao, izay niaina tao anatin'ny interinety sy ny fahalalahana ary fahalalana io. Fa dia lasa ho'a ny Ankizy fa eo ianao sy ny talentanao (sy ny finoanao)..
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.151