CREDO Jean-Paul Carriere

1. rhaj0 ( 20/01/2016 19:38)
NIsy film koa nitantara ny boky. i Jean-Louis Trintignant no nilalao azy. Resaka adi-hevitra eo @ olona roa, ny iray mino, ny iray tsy-mino.

https://fr.wikipedia.org/wiki/Credo_(téléfilm)

Isan'ny boky nanamafy ny atheisme-ko izy io.. :-)


Fa toa nanoratra boky hafa iray indray i Jean-Paul: "Carriere Credo" hono. Nareo ao France ao angamba afka mahita izany...

novalian'i Strong3 ny 27/01/2016 09:58
2. rhaj0 ( 21/01/2016 12:13)
Ka hitako ny notes kely noraisiko avy t@ ilay boky.. hi hi hi.. manana journal kely aho am-polotaonany lasa izay :-)

Dia hozy Ramino hoe:
- "Dieu s'éprouve, IL ne se prouve pas",
-"La Foi se ressent, mais ne s'explique pas"..

- "Aime l'intelligence, en l'essayant de l'élever jusqu'à la Foi",
- "La Raison est la fille de la Foi"


ka dia Ibaotsimivily @ ireo izy, ary dia tampina ny dOmy ee... tsisy resaka vanona, fa dia tena sahala @ bor2lais i Ramino: any @ 3eme étage hono izy izany eee... Koa na izy andeha ho vonoina izy teo, dia nandohalika mivavaka sahala @ martiora @ fable ireny.
3. Strong3 ( 27/01/2016 09:58)
ka hanji-drivotra va ianao anaka!?? :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0805