pasitera Rasendrahasina

1. rhaj0 ( 18/02/2016 15:59)
Fa naninona Irazokinibe eee??

Araho maso koa fa ry OMAR koa ve ohatra tsy mba olona koa eee... :-)
novalian'i endriny ny 02/03/2016 09:56
2. endriny ( 18/02/2016 17:00)
Tsy naninona izy fa ilay hoe nitondra fiara misy fitaratra mainty dia hoe tsy manaraka ny lois misy e...

Dia hoe nosamborina teny amin'ny maison de passe...

Tsy hay intsony e... Ny mpilaza mahay moa ny mpitantara vilana
3. TenWords ( 25/02/2016 10:25)

endriny:

Tsy naninona izy fa ilay hoe nitondra fiara misy fitaratra mainty dia hoe tsy manaraka ny lois misy e...

Dia hoe nosamborina teny amin'ny maison de passe...

Tsy hay intsony e... Ny mpilaza mahay moa ny mpitantara vilana


Tena nanamarina izy fa nandeha "nanafaka" zazavavy iray tao anatin'ilay "trano fihorana" amin'ny fangejàn'i Satana amin'io toerana io.(araka ny fiangavian'ny renin'io zazavavy io)
Ireo nasiana farango sosona ireo no teny mila dinihana satria raha resaka fanafàhana dia fangejàn'ny fijangajangàna tokoa 'zany no nisy , ary tena Maison de passe 'zany ilay toerana fa tsy Lieu de massage araka ny nanarontsaronana azy.
Eto anefa dia tsara ny manamarika fa azon'ity mpitandrina ity natao tsara no niantso na nampiantso ity "zazavavy" hivoaka hiresaka aty ivelany raha tena izay tokoa no zava-nisy (argumentation avancée)
Famakafakàna tsotsotra ihany io , ary efa tena mazàva be tahaka ny andro fenomanana ho an'izay tafiditra tsara anaty lalan-kafatra
4. rhaj0 ( 25/02/2016 11:50)
Io kosa k'lou ry TenWords dia tena TSISY idiran'ny Satana @ izany.. Ny Anjely no tsy mahay mikolokolo ny ondriny, dia i Satana foana no mahazo tsiny.
5. endriny ( 26/02/2016 18:23)
Amin'ny maha olon'Atra azy moa izany, dia : "Aoka izay tsy nanota tamintsika no hitora-bato azy"....

Dia nisy koa ilay Solombavambahoaka nalain'ny olona sary nanao vetaveta iry dia hoe: "Aza manalabaraka olom-boafidy fa misy ny lalana sns... Diffamasiao poblika io fa toriana izay mbola mamoaka an'io..."

Dia nanongam-panjakana ry Odon dia: "Izahay tsy mivavaka amin'i Odon fa amin'Atra..."

Fa raha i Kotogorera eo Ambodin'Isotry izao io, tonga dia: "Gadrao io fa olotsivanona, tsy mendrika ny mahamalagasy...."

Esy aho ry masoko mijery
6. TenWords ( 01/03/2016 14:52)

rhaj0:

Io kosa k'lou ry TenWords dia tena TSISY idiran'ny Satana @ izany.. Ny Anjely no tsy mahay mikolokolo ny ondriny, dia i Satana foana no mahazo tsiny.

Ngah mou isika ry rhajo nisy niresaka an'iny teto e !? iny miasa mangina sy ankaherezina hiasa tsara
7. endriny ( 02/03/2016 09:56)
Efa nalana amin'ny fifehezan'ny FJKM i Lala Rasendrahasina....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1793