Fivavahana, finoana

rhaj0 ( 13/10/2015 19:35)
Lava izay fifanakalozana izay, fa raha ny fahitako azy, dia efa manomboka TSY mino ny Baiboly intsony i Strong3. Ka miasa kosany ilay saina, fa tsy hoe dia matory lava ao, ary dia mahita ny aberration... suite
répondu par Strong3 le 16/10/2015 11:04
napou ( 13/10/2015 08:40)
Iza no mba manana hira na tantara na dihy fataon'ny ankizy amin'ny fety krismasy, sao mba afaka mizara traikefa eto isika izay mahay, mankasitraka an'izay mamaly... suite
répondu par napou le 19/11/2015 06:16
Strong3 ( 09/10/2015 10:33)
Strong3 - 09/10/2015 08:30 [quote=rhaj0] http://lmgtfy.com/?q=how+does+human+evolution+happen Human evolution is the lengthy process of change... Lavabe ny resaka hono eee... Fa dia ataovy ny devoa... suite
répondu par Strong3 le 13/10/2015 13:01
rhaj0 ( 07/10/2015 14:19)
Tena mba te-hanampy ny Finoan'i Strong3 ny @ io safo-drano io aho, ka dia inty ny kisary eee... [img]http://www.religioustolerance.org/cosmo_paga.gif[/img] - ilay "floodgates" etsy ambony, ilay goa... suite
répondu par RBNIR le 29/10/2015 16:25
bor2lais ( 07/10/2015 12:33)
Ahoana ny hevitrao amin'ity resaka iray tao amin'ny midi ity : [url=http://www.midi-madagasikara.mg/a-la-une/2015/10/07/eglise-secte-envoi-douteux-dune-centaine-de-jeunes-a-letranger/]tsindrio eto[/ur... suite
répondu par rhaj0 le 19/11/2015 13:29
rhaj0 ( 05/10/2015 13:58)
Nakisako kely teto ity [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m55fd1c6a2ba89/40#m560e81606a65a]resaka tatsy[/url] ity fa tena hitako tena zava-dehibe @ "Finoana"... [quote=rhaj0]Amiko Atheista ... suite
répondu par Strong3 le 14/10/2015 08:33
endriny ( 02/10/2015 06:19)
Ho ahy tsara ry zareo satria mba mampifalifaly ny olona amin'ity fiainana mandala ity. No sady tsy manao sorona olom-belona.... suite
répondu par endriny le 24/10/2015 06:16
Yahl ( 29/09/2015 10:03)
Tena PUB tokoa izao, hiantsoana izay rehetra mitady ny marina. EPISKÔPÔ Samuelson Edward no Ambasadôr'ny lanitra avy @Yahoshuah sy ny Ray. Ary izy irery ihany no tsilovin'izany Fanahin'Yahoshuah iz... suite
répondu par Yahl le 05/11/2015 10:14
endriny ( 29/09/2015 08:25)
Hihihihihi Dia mahita holazaina mihintsy ireto mpino an'i Jesosy ireto ry namana hajaian ao amin'ny Tompo Taonan'ny Demonia hono ity taona ity. Ataoko D fa tsy d satria izay no mba tiako. Sady izah... suite
répondu par Strong3 le 09/10/2015 08:49
rhaj0 ( 25/09/2015 12:21)
Mba lazao, soraty eto hoe ny vavaka ataonao rahefa hisakafo ?... Anaovako antso avo manokana ry namana Bor2lais sy Hery, na Gasy1zay sy Strong3 ary RBNIR ... sy izay hafa maro tsy votonona mivezivez... suite
répondu par rhaj0 le 15/10/2015 11:01
Fiffi ( 23/09/2015 19:13)
La conjonction entre une éclipse lunaire, un supposé astéroïde tueur, la visite du pape aux Etats-Unis et même des propos de Laurent Fabius sur le réchauffement climatique affolent les théorici... suite
répondu par Strong3 le 12/10/2015 11:58
miarana ( 19/09/2015 08:27)
Voatery hiroso amin'ny chômage technique ny FMBM na ny Fikambanana Mampiely Baiboly Malagasy. Ny Antony dia nohon'ny fasahiranana ara-bola satria tapaka ny fanampiana ara-bola avy amin'ny Fikambanana... suite
répondu par Strong3 le 29/10/2015 13:57
bor2lais ( 17/09/2015 10:36)
Mba ialana voly kely dia averiko eto ity resaka nataon'i hery teto ity (miala tsiny @ ilay fanaovana copier/coller) [quote=hery - 10/08/2010 01:30] Voalohany indrindra aloha dia tsy hiresaka ilay di... suite
répondu par bor2lais le 04/11/2015 09:26
rhaj0 ( 16/09/2015 17:26)
Be izay fifandresen-dahatra izay, fa aleo anaovana fitsapan-kevitr'olona (sondage) azany eto @ serasera eto.. - Ka i HeritianaHerinirinan'i RBNIR no babany, - sa i Episkopo-n'i 1Marina7 no dadany ee... suite
répondu par Strong3 le 30/10/2015 10:10
rhaj0 ( 14/09/2015 13:25)
Da mitovitovy hono ny revin'izy roaroa ireo.. ary dia ny tsy-tia koa, dia ireo kaonservativa-be, dia samy tsy tia azy roaroa ireo. http://www.cnn.com/2015/09/13/us/pope-obama-critics/index.html Ny f... suite
répondu par rhaj0 le 30/10/2015 13:26
Strong3 ( 11/09/2015 13:16)
Dia makasitraka an'i RBNIR fa hitako naseho tv mihitsy ny fanotaniako teto ! good good good :-) fa dia tena mba nivaninika aho tamin'ny maraina teo 11/09/2015 [color=blue]sempotra ingahy pasy namal... suite
répondu par Strong3 le 21/10/2015 12:41
stahtam ( 11/09/2015 06:22)
stahtam, Miarahaba ny mpiserasera rehetra ny tenako, ary mametraka ity fanontaniana ity ho an'izay liana amin'ny fitadiavana famonjena. Valiny tokana (eny na tsia) no mba tena iriko kanefa tsara kokoa... suite
répondu par stahtam le 21/02/2017 07:41
endriny ( 10/09/2015 07:14)
Araka ny baiboly ny atao hoe fanavotana dia mijanona fotsiny ihany eo amin'ny fanalana ny zanak'Israely teo ambany fanandevozana ka nitondrana azy tany amin'ilay tany tondra-dronono sy tantely... Nio... suite
répondu par rhaj0 le 02/10/2015 13:15
gasy1zay ( 09/09/2015 13:52)
Raha ny fanambarana eto dia efa nisy lalàna/procédure ihany kay mety manafoana fanambadiana katolika ary Papa François dia mikasa hanamaivana ny procédure "nullité" du mariage mba hahafahan'ny ma... suite
répondu par rhaj0 le 23/09/2015 12:42
Strong3 ( 03/09/2015 09:20)
« Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ... suite
répondu par stahtam le 08/10/2015 08:34
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 7.09