fety krismasy

21. Strong3 ( 15/10/2015 06:52)
fa aiza no atao izy io ry napou?

___ calmos rhaj0 ah!
filazana diso io taona nomenao momba an'i Josefa sy Maria io
fa ilay jupiter sy regulus dia azo interpreténa hoe : ilay lion'i joda eh

22. endriny ( 15/10/2015 12:20)

napou:




ito misy Telofangady hira krisimasy
23. Strong3 ( 16/10/2015 09:56)
ary mahita mihitsy an :-)
24. napou ( 16/10/2015 12:25)

endriny:


napou:




ito misy Telofangady hira krisimasy


misoatra misaotra misaotra e! tiako be ilay izy fa mba omeo tonony za raha mba manana ianao? za mitady mantsy tsy mahita mihintsy
25. napou ( 16/10/2015 12:27)

Strong3:

ary mahita mihitsy an :-)

Eny ho aho ry Strong3 koa, aleo ihany misera eto mba hanitarana fahalalana sy hifampizarana izay mahasoa e? ho lazaiko aminao ihany ny toerana fa mbola afaka 3 volana kony an,
26. Strong3 ( 16/10/2015 12:57)
yôh!!!
tsy mila marary fo rehefa misera eto fa calme tsara fotsiny hihihih
ahitana fo nofo sy fo vato manko eto ka somary mantamanta vava ny mpivavaka indraindray :-)
27. endriny ( 16/10/2015 15:52)

napou:

misoatra misaotra misaotra e! tiako be ilay izy fa mba omeo tonony za raha mba manana ianao? za mitady mantsy tsy mahita mihintsy


Tsy misy fisaorana... fa izaho koa tsy manana ny tonony fa andramo alefa dia atao paozy dia adika ny tonony...

Mirary soa e
28. napou ( 20/10/2015 12:12)

Strong3:

yôh!!!
tsy mila marary fo rehefa misera eto fa calme tsara fotsiny hihihih
ahitana fo nofo sy fo vato manko eto ka somary mantamanta vava ny mpivavaka indraindray :-)



voaray ny hafatra fa dia efa hanamboatra fo zany ko
29. napou ( 20/10/2015 12:18)
ie zay mihintsy no ataoko zao ry Endriny ah!

Tahian'Tompo ianao
30. Yahl ( 30/10/2015 11:25)

[quote=napou]
Iza no mba manana hira na tantara na dihy fataon'ny ankizy amin'ny fety krismasy, sao mba afaka mizara traikefa eto isika izay mahay, mankasitraka an'izay mamaly

[/quote= Yahl]
Tena manaonao foana ianareo mankalaza ny nofo, nefa efa tsy @ nofo intsony ilay Zanak'Atra fa efa @ Fanahy(Rom.8:9) ka tsy tokony hankalazaina @ izany nofo izany Izy satria tsy niverina ho zaakely vao teraka indray. ii Kor.5:16 Koa dia tsy mahalala olona intsony araka ny nofo isika; eny, na dia nahafantatra an'i Kristy araka ny nofo aza isika, ankehitriny dia tsy fantatsika araka izany intsony Izy.
17 Koa raha misy olona ao amin'i Kristy, dia olom-baovao izy; efa lasa ny zavatra taloha, indreo, efa tonga vaovao ireo.

31. bor2lais ( 02/11/2015 08:28)
Yahl:

...

Manomboka miala any indray ny mpamaky takotra a ! :-)
32. endriny ( 05/11/2015 05:43)

napou:


Mino aho fa mandeha tsara izao fanomanana atao ao izao... MIrary soa
33. Yahl ( 10/11/2015 09:59)

bor2lais:

Yahl:

...

Manomboka miala any indray ny mpamaky takotra a ! :-)


quote

Tena nahatsiaro vaky tako dronono angaha ny namana rehefa miditra aho?!
34. bor2lais ( 10/11/2015 10:20)
Alefaso fa mbola manana 1 volana mahery kely ianareo hamakiana takotra e ! Misy maromaro ianareo eto fa yahl no taitra vao maraina eo ! :-)
35. Strong3 ( 10/11/2015 11:48)
te hanao varisosoa voatapo-drano ngamba dia mamaky takotra ... hihihi :-)
36. rhaj0 ( 10/11/2015 13:22)
inty no nampihiraiko ny ankizy ho'a indray mandeha... Soraty eto hoe zareo ny tonony fa tena tsy vitako...

37. rhaj0 ( 10/11/2015 23:03)
(Chanteur principal)
-On connait tous Rudolph et son gros nez rouge, le bonhomme de neige qui ne voulait pas fondre, mais tous ces bons contes paraissent un peu fades, car maintenant on sait qui va venir pour les fêtes.

Monsieur Hankey caca Noël, copain qui vient des intestins. Va sur le trone et tu verras, pousse un peu il sortira!
Le voilà, il est tout chaud, te salue par un...
(Les enfants)
-Howdihow
(Chanteur principal)
-Car lui qui vient de l'intérieur a vu l'amour dans ton coeur!

Il peut être moelleux, il peut être rugeux, marron ou couleur cornichon, mais si vous mangez des fibres et des fruits, il viendra cette nuit!
C'est le petit caca Noël, il descend pas du ciel, mais c'est tout de même notre copain
(Un enfant)
-Je sens qu'monsieur Hankey est pas loin!
*PROUT*

(M. Hankey)
-Howdihow! Moi monsieur Hankey je vous salue, j'viens pour Noël c'est bien connu! On va danser, rire et chanter, avant que je sois tout desseché!
Jouons à un jeu délire! Avec moi dans la bouche, essayez de dire:
(Les enfants)
-Howdihow, miam miam miam!
(M. Hankey)
-C'est Noël, je le proclame!

(Les enfants)
-Parfois il est mou, parfois bien ferme, parfois c'est pratiquement de l'eau!
(Un adulte)
-Et parfois il s'accroche à votre cul, ne tombe pas dans les toilettes, il est coincé dans le sphinctère et il se décroche pas, alors faut remuer son cul pour qu'il tombe dans la cuvette! Voilà ça y est!

(Chanteur principal)
-Monsieur Hankey vient qu'un seul jour, Noël finit, il sera partit, mais nous garderons dans nos coeurs, tant son esprit que son odeur!
(Tout le monde en même temps)
-Howdihow!
38. zabe ( 19/11/2015 03:17)
ity misy video azo ampiasaina
https://www.youtube.com/watch?v=xORIOOXwZ1s
39. napou ( 19/11/2015 06:16)

zabe:

ity misy video azo ampiasaina
https://www.youtube.com/watch?v=xORIOOXwZ1s

Mankasitraka e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1873