Vavaka rahefa hisakafo

61. bor2lais ( 14/10/2015 13:52)
Mba te-hivavaka angaha ramose ? :-)
Mila miakatra 3ème étage a ! :-)
62. rhaj0 ( 14/10/2015 14:02)
io Ra-Bor2lais aa... mba toroy iza(ha)y tsy mahay mivavaka fa aza mba tonga dia pehana fotsiny hoe, tsy mahay mivavaka koa itony.. Ka toa izao ve no "tena izy" amin'azy ao...

"- ao ny "mangataka fanampiana", tahaka ny hoe, "tahio" ny sakafonay mba ho mahasalama sy ho tonga nofo; ao azany no manararaotra, dia be zizo hoe, "tahio" i Jean-kely sy Rajaona-mamo-lava ohatra...
- ao ny "misaotra", tahaka ny hoe, manja ny eo ambony latabatra, IANAO ihany no nahatonga an'io (sy izao rehetra izao) moa, ka dia "misaotra"..
"
63. Radavison ( 14/10/2015 14:10)
'mbarakaly,

Tsy fantatro na mahazo teny malagasy ianao na tsia.
Raha teny angilisy aloha no andrasanao amiko dia miala tsiny be dia be aho.
Raha teny frantsay dia mba capable ihany aho.

Rehefa izay no sincerité ao am-pon'ilay olona ka lazainy/abosany/ambarany/lteneniny/zarainy amin'Andriamanitra dia vavaka izay.
Tsy haiko intsony ny milaza izay tiako lazaina ankoatr'izay. Tsy izay "phrase" lazainy no inona, fa ilay sincerité.

Du moment que la personne s'adresse à Dieu avec toute sincerité, c'est de la prière. C'est la sincerité qui fait de la conversation une prière et non pas les phrases qu'elle prononce.

Bye

Radavison

rhaj0:

Ataovy loa-body ilay resaka Radavison a... Ka ahoana, toa itony izany no atao hoe "vavaka rahefa hisakafo", eny sa tsia ?

- ao ny "mangataka fanampiana", tahaka ny hoe, "tahio" ny sakafonay mba ho mahasalama sy ho tonga nofo; ao azany no manararaotra, dia be zizo hoe, "tahio" i Jean-kely sy Rajaona-mamo-lava ohatra...
- ao ny "misaotra", tahaka ny hoe, manja ny eo ambony latabatra, IANAO ihany no nahatonga an'io (sy izao rehetra izao) moa, ka dia "misaotra"..



64. Radavison ( 14/10/2015 14:16)
'mbarakaly,

ho anao manokana dia efa niteny aho, fa aza odianao fanina, hoe mianara progressivement.
ho tratranao ihany ny tanjona, indrindra indrindra fa misy torolalana be dia be momba an'izany ao amin'i google.

Veloma dia mahereza é

Radavison

rhaj0:

io Ra-Bor2lais aa... mba toroy iza(ha)y tsy mahay mivavaka fa aza mba tonga dia pehana fotsiny hoe, tsy mahay mivavaka koa itony.. Ka toa izao ve no "tena izy" amin'azy ao...

"- ao ny "mangataka fanampiana", tahaka ny hoe, "tahio" ny sakafonay mba ho mahasalama sy ho tonga nofo; ao azany no manararaotra, dia be zizo hoe, "tahio" i Jean-kely sy Rajaona-mamo-lava ohatra...
- ao ny "misaotra", tahaka ny hoe, manja ny eo ambony latabatra, IANAO ihany no nahatonga an'io (sy izao rehetra izao) moa, ka dia "misaotra"..
"
65. rhaj0 ( 14/10/2015 14:23)
Ka ENY izany no valin-tenin'i Radavison @ ilay izy ee... letia eee.. sokirina tahakan'inona rizalahy fa mbola mihodikodina toa politisiana ao foana ihany.. na mi-bla-bla parfaitement comme un francais..

Toa izao izany ny vavaka fatao "en toute sincerite" rahefa hisakafo eee... itony santionany:

- "tahio" ny sakafonay (na dia be sulfite sy cancerigene azany ny napetrakay teo ambony latabatra)
- dia "tahio" koa i Jean-kely-be-tenda sy Rajaona-mamo-lava, rahefa eo ihany IANAO (na dia ny mofo sy divay eo ambony latabatra azany be sulfite sy cholesterol, ankoatry ny alikaola 12%)
- dia "misaotra" @ io sakafo nataoNAO eo ambony latabatra io, fatena raha tsy IANAO tsisy an'izao..


Dia ny "valim-bavaka" moa... dia hiara-mahita any aoriana, rahefa matin'ny cholesterol i Jean-kely na voan'ny AVC i Rajaona...
66. bor2lais ( 14/10/2015 14:40)
Izay ilay lazaiko hoe mila miakatra 3ème étage ianao ramose vao afaka miresaka vavaka izany !
Satria ny vavaka dia firesahana amin'Andriamanitra nefa ianao tsy mino an'Andriamanitra ! Andriamanitra ange Fanahy e ka raha tsy manam-panahy (3 étages) ianao tsy afaka ny iresaka Aminy akory fa 2 étages ihany no takatrao !
:-)
67. rhaj0 ( 14/10/2015 14:49)
Izaho angaha no "mivavaka" toa io ambony io... resaka, tsia, vavaka reko eny rehetra eny ireo averiko ireo... dia averiko ihany sady ampiako kely.. :-)

Toa izao izany ny vavaka fatao "en toute sincerite" rahefa hisakafo eee... itony santionany:

- "tahio" ny sakafonay (na dia be sulfite sy cancerigene azany ny napetrakay teo ambony latabatra)
- dia "tahio" koa i Jean-kely-be-tenda sy Rajaona-mamo-lava, rahefa eo ihany IANAO (na dia ny mofo sy divay eo ambony latabatra azany be sulfite sy cholesterol, ankoatry ny alikaola 12%)
- dia "tahio" koa i Bor2lais, rahefa hisotro ny lait 2%, mba hiakatra hatrany @ 3eme etage,, satria tsy ny divay ihany no mampiakatra..
- dia "misaotra" @ io sakafo nataoNAO eo ambony latabatra io, fa tena raha tsy IANAO tsisy an'izao..


Dia ny "valim-bavaka" moa... dia hiara-mahita any aoriana, rahefa matin'ny cholesterol i Jean-kely na voan'ny AVC i Rajaona... na niha-botrabotra hatrany i Bor2lais eeee...
68. vahiny2004 ( 14/10/2015 14:59)

rhaj0:

Izaho angaha no "mivavaka" toa io ambony io... resaka, tsia, vavaka reko eny rehetra eny ireo averiko ireo... dia averiko ihany sady ampiako kely.. :-)


Averinao sy ampianao atao inona ?
69. rhaj0 ( 14/10/2015 15:01)
:-) [size=6]Io nampiako ho an'i Bor2lais io... atao inona ve? hivanitihana.. :-)[/size]
70. bor2lais ( 14/10/2015 15:08)
ramose:

Izaho angaha no "mivavaka" toa io ambony io... resaka, tsia, vavaka reko eny rehetra eny ireo averiko ireo... dia averiko ihany sady ampiako kely..

Dia ataovy amin'izay tianao (sy takatrao) ao ary e ! :-)
71. vahiny2004 ( 14/10/2015 15:18)
rhaj0:

:-) [size=18]Io nampiako ho an'i Bor2lais io... atao inona ve? hivanitihana.. :-)[/size]


Dia mivanitiha mafy fa aza mihafihafy ary koa, mpampianatra lehibe afaka manao izay tianao hatao anie ianao e .


.
72. rhaj0 ( 14/10/2015 16:28)
Hotsahotsan'ny an'avona koa zany fitsofan-drano-nareo izany ry izy mi-tsam... Izaho ho'a fony nampianatra, dia nanao serieux be, dia rahefa nanonona lesona aho, dia nakako feo-na Mopera mihirahira iny... fa tena nivanitika daholo ny ankizy, sady tafita ny lesona, ary tafita h@ fivanitihana an'i Damopra...

ka "tsy mihafihafy" aho ry Vahiny2004 aaa... tsisy olana io.. :-)
73. Radavison ( 15/10/2015 07:53)
akory lahaly é,

Efa namabaro anao fa ianao ihany no mahafantatra ny sincérité-nao. Tsy fantatro izay anao na izay an'olon-kafa, amin' ireo fehezan-teny asehona eo ireo, izany no tsy amailako anao hoe "ENY" na "TSIA"

Nahita site de traduction aho dia indro omeko anao ny dikany:

Du moment que la personne s'adresse à Dieu avec toute sincerité, c'est de la prière. C'est la sincerité qui fait de la conversation avec Lui une prière et non pas les phrases qu'elle prononce.

As long as the person addresses God with all sincerity, that is prayer. It's the sincerity that makes the conversation wiyth Him a prayer not the words that he pronounces.

Ataoko fa cohérent tsara amin'ny valin-teniko ny tsy famaliako "eny" na "tsia" araka io famaritana napetrako io,
Tsy tahaka anao tsy cohérent envers ianao-même : mihevitra ianao fa tsy misy Andriamanitra, kanefa lazaina fa hipatitaka koa Izy...

Veloma,

Radavison



rhaj0:

Ka ENY izany no valin-tenin'i Radavison @ ilay izy ee... letia eee.. sokirina tahakan'inona rizalahy fa mbola mihodikodina toa politisiana ao foana ihany.. na mi-bla-bla parfaitement comme un francais..

Toa izao izany ny vavaka fatao "en toute sincerite" rahefa hisakafo eee... itony santionany:

- "tahio" ny sakafonay (na dia be sulfite sy cancerigene azany ny napetrakay teo ambony latabatra)
- dia "tahio" koa i Jean-kely-be-tenda sy Rajaona-mamo-lava, rahefa eo ihany IANAO (na dia ny mofo sy divay eo ambony latabatra azany be sulfite sy cholesterol, ankoatry ny alikaola 12%)
- dia "misaotra" @ io sakafo nataoNAO eo ambony latabatra io, fatena raha tsy IANAO tsisy an'izao..


Dia ny "valim-bavaka" moa... dia hiara-mahita any aoriana, rahefa matin'ny cholesterol i Jean-kely na voan'ny AVC i Rajaona...
74. rhaj0 ( 15/10/2015 11:01)
Ao @ Baiboly ve k'lou io sincerite-nao io ry Radavison sa tsy ao e... raha amenao toko aman'andininy, dia mora ny mahita ny dikany @ teny gasy. Fa eo moa ianao dia mihodikodina toa politifikanina eo, na mi-disserte dahala @ frantsay...

Ny fahatakarako azy, dia "mivavaha" fotsiny, hozy Jesosy... ary ny nampianarin'i Jesosy azany, dia hoe "Ameo Anay Anio Ny Hanina Sahaza Ho Anay", ka io ambony latabatra io izany no "sahaza anao", na misy volom-boalavo io, na cancerigene, na dibaka alikaola ets... eeee

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4158