Vavaka rahefa hisakafo

21. RBNIR ( 28/09/2015 11:32)
« Tsy misy fakam-panahy nahazo anareo afa-tsy izay zakan'ny olombelona; nefa mahatoky Andriamanitra ka tsy hamela anareo halaim-panahy mihoatra noho izay zakanareo; fa momba ny fakam-panahy dia hasiany lalana hahafahanareo koa mba hahazakanareo izany. » (1 Kor.10:13)
22. rhaj0 ( 28/09/2015 12:09)
hi hi hi.. tahaka ireny politisiana amerikana ireny ry RBNIR: manao "filibuster"

Ilay filibuster, dia rahefa te-hanao obstruction ry depiote ao Etazonia ao, dia misy procedure hoe, mahazo miresaka izay tiany resahina izy, hors-sujet, @ izay tsisy lalAna iadiana hevitra ao @ parlema ao...

Ka rehefa "morgue" izany ilay zaza noho ny hatendany, araka ny resak'i RBNIR teo, dia ... "sitrapoNY" koa eeee... loz'ty...
23. RBNIR ( 28/09/2015 12:13)
rhaj0:

Ka rehefa "morgue" izany ilay zaza noho ny hatendany, araka ny resak'i RBNIR teo, dia ... "sitrapoNY" koa eeee... loz'ty...

Soa fa ianao no namaly azy!!!!
24. rhaj0 ( 28/09/2015 12:24)
Fa hotry ny kanosa koa ry RBNIR izany, ka tsy mahasaka milaza hoe, "ny zaza tsy manan-tsiny izay maty, dia mbola sitrapon'Andriamantra daholo ihany..."

Sa manozongozona ny Finoanao izany "verité" izany ?
25. RBNIR ( 28/09/2015 12:32)

rhaj0:

Fa hotry ny kanosa koa ry RBNIR izany, ka tsy mahasaka milaza hoe, "ny zaza tsy manan-tsiny izay maty, dia mbola sitrapon'Andriamantra daholo ihany..."

Sa manozongozona ny Finoanao izany "verité" izany ?

Mila miditra lalin-dalina amin'ny finoana isika dia hahafantatra ny ho avin'ny zaza izay maty!!!!
« Ary nahita ny maty aho, na ny lehibe na ny kely, nitsangana teo anoloan'ny seza fiandrianana; ary novelarina ny boky; ary nisy boky iray koa novelarina, dia ny bokin'ny fiainana izany; ary ny maty dia notsaraina araka izay zavatra voasoratra teo anatin'ny boky, araka ny asany. » (Apok.20:12)

Araka io teny io dia tsy hoe ny lehibe ihany no hitsangana eo anoloan'ilay seza fiandrianana, fa hisy kely ihany koa!!!!
26. rhaj0 ( 28/09/2015 12:38)
"miditra lalindalina", hoz'ianao.. ka raha ohatra izany ka mbola tsy vita batisa ilay zaza no lasa "morgue" io, dia ... tena izay indrindra izany no nahafaty ny zaza, araka ny sitrapon'Adriamantra ???
27. RBNIR ( 28/09/2015 12:42)
tsy hotakatrao mihitsy izay raha tsy efa tafiditra lalin-dalina ianao fa mirosoa e!
28. Strong3 ( 28/09/2015 12:42)
raha noho ny amin'ireto olona misera ireto izao dia toa mba aseho hoe : afaka iresahana toa izao Atra:

Ianao no nahatoa izaho ahy ka dia mankalaza Anao aho! ...;

ny tsy azonao nge rhaj0 dia izao eh, hitan'Atra ny zavatra rehetra ka tsy mila miteny vao maharé Izy; nefa koa miresaka Izy
ka ity ohatra amin'ny vavaka sakafo ity izany dia azo sokajiana ho an'ny zaza vao mandady amin'ny finoana
29. rhaj0 ( 28/09/2015 12:54)
Strong3:
ka ity ohatra amin'ny vavaka sakafo ity izany dia azo sokajiana ho an'ny zaza vao mandady amin'ny finoana

ntss... dia manambany, sa manazaza (infantiliser) ny olona mihintsy kosany ianao izany ry Strong3 a... Hitako foana aty, rahefa mivorivory na hoe miangona ny gasy, dia alohan'ny misakafo, dia "mivavaka" izay olombe eo... Izaho moa t@ ireny, tsy nihaino fa efa nitilitily izay hohanina, fa eto aho vao tonga saina hoe, inona tokoany moa no (no)lazaina rehefa hotr'ireny yyy.... ??

Ka soraty eto re ry Strong3 ahoana ny vavakao ao aaa... aza miolankolana toa io re eeee.. tsisy mahamenatra izany fa mety mba tena ireharehanao akoriny azany...
30. Strong3 ( 28/09/2015 13:09)
fa enao ve aloha mamaky sa efa surméné amin'ny asa ao dia maka vanitika fotsiny sisa ah hihihi..!
--->>> Ianao no nahatoa izaho ahy ka dia mankalaza Anao aho! ...

nga tsy vavaka io?

izay ilay lazaiko hoe : efa zatra nihaino boloky enao dia tsy azonao na izay resahina kou

___ misy zao olom-be lazainao io , dia rehefa mivavaka izy dia milaza izao rehetra izao;
ary rehefa tena fakaina dia toa izao no firesany amin'Atra
__ tahio ianoana ... sy ianona , sy .. sy . sy .. ary i anona ,
ohatran'ny hoe tsy fantan'Atra daholo ny olona ao antrano ka mila atao toa izany Aminy

ka ny hoe manambany na manazaza dia tsy amin'ny mahafotsi-volo aza fa amin'ny finoana no ilazana izany.
Ny baiboly dia mampianatra fa rehefa mivavaka dia tsy mila fisehosehoana fa mirindrina ao antrano

fa lava izany r'ingahy ity fa efa lazaina hoe : midira aloha lalina dia mivoaha rehefa tsy mahita ny marina ao ah :-)
31. rhaj0 ( 28/09/2015 13:15)
Strong3:
Ianao no nahatoa izaho ahy ka dia mankalaza Anao aho! ...

okey dokey.. io izany no fantsinao rahefa hisakafo ianao.. n'inon'inona koa no eo ambony latabatra eo, na whisky io, na hotdog sy conserve ary bbq no arosonao (mamosavi-tena) ny tenanao ao io...

Dia na dia tsy "mibitsika" aminao azany i Andrimantra @ io hoe, "aza hohanina ilay hotdog fa misy trace-m-boalavo", dia mbola "mankalaza" ianao... eny azany kouh... :-)
32. Strong3 ( 28/09/2015 13:53)
ka ny zavatra manahirana mirasaka amin'ny tsimisiAtra izany dia izao, ilay fototra mihitsy no tsy hainao dia lasa toa angalisy sy malagasy miresaka isika

misy namana izay eo ambony eo miteny hoe; efa voa-preparén'Atra mialoha izay hotonga eo ambiliako.
ka tsy hotonga any amin'ny J&B mihitsy sy ny trace-m-boalavo izay mihitsy ny sakafoko

fantatro fa ny Atro dia ny hamelona ahy no ao antsainy fa tsy ny hamono ahy...
33. rhaj0 ( 28/09/2015 14:25)
Dia lazao koa azany fa rahefa mihinana conserve ao ianao, dia "tsy tonga ao am-bilianao" ny raha simika, toa ny sulfites, fa magie-miracle, nivavaka mafy i Strong3 ary dia ni-s'evaporer ny sulfites. Dia na may azany ny bbq, dia ilay cancerigene iny, ka tonga dia lasa nisy aina tampoka teo ny sotro nanakipily izay may tao. Sa indray, nitelina ihany ratenda-kanina, fa nataon'Andriamntra nisosa fa tsy voa-digerer ireo poizina ireo, fa tonga dia any angabone i Strong3 no milalao kanety @ ilay pitipoa t@ conserve teo.

ntss... ianao no te-hihinana hotdog sy conserve dia Andriamntra no terenao hanadio ny hadalanao ao... giravy ilay nombrilisme eeee....
34. Radavison ( 29/09/2015 07:11)
Akory ianao rhaj0,

ny anao izao zavatra ridicules rehetra izao ahosotrao ny mpino...
fitiavana handrirotra kitoza fotsiny mba hanasiana sira ny resaka... satria ianao irery no hanana notion ana-hygiène.
Ny zavatra izay ambarana tsy misy afa-tsy izay manodidina ny hoe "la misère de ce monde c'est le christianisme/les chrétiens"

Radavison

rhaj0:

Dia lazao koa azany fa rahefa mihinana conserve ao ianao, dia "tsy tonga ao am-bilianao" ny raha simika, toa ny sulfites, fa magie-miracle, nivavaka mafy i Strong3 ary dia ni-s'evaporer ny sulfites. Dia na may azany ny bbq, dia ilay cancerigene iny, ka tonga dia lasa nisy aina tampoka teo ny sotro nanakipily izay may tao. Sa indray, nitelina ihany ratenda-kanina, fa nataon'Andriamntra nisosa fa tsy voa-digerer ireo poizina ireo, fa tonga dia any angabone i Strong3 no milalao kanety @ ilay pitipoa t@ conserve teo.

ntss... ianao no te-hihinana hotdog sy conserve dia Andriamntra no terenao hanadio ny hadalanao ao... giravy ilay nombrilisme eeee....
35. endriny ( 29/09/2015 08:01)

rhaj0:

Mba lazao, soraty eto hoe ny vavaka ataonao rahefa hisakafo ?...

Anaovako antso avo manokana ry namana Bor2lais sy Hery, na Gasy1zay sy Strong3 ary RBNIR ... sy izay hafa maro tsy votonona mivezivezy eto, mba "hampianatra mivavaka" eto eeee...

Tsy ho ahy manokana ilay izy fa ho an'izay rehetra mandalo eto.

Fa inona no mba ilanareo an'ilay vavaka kanefa ianareo aza tsy mino?

Sa nareo mba mivavaka? Dia inona no vavaka ataonareo ao?
36. bor2lais ( 29/09/2015 09:20)

endriny:

:-) :-)
37. TenWords ( 29/09/2015 10:06)

Tsy ilay vavaka fisaorana mety na tsia no anton'ny tsy fahasalamAna (na io ho an'ny zaza na io ho an'ny lehibe) fa ny fanarahana izay voasoratra @izay hanina tokony haroso eo anoloana: satria misy mode d'Emploi voasoratra ho an'ny olombelona ao @ Testamenta Taloha ao izay tsy eken'ny ankamaroan'ny olona ho mitombina intsony kenefa ny Tenin'Andriamanitra tsy miova.

Ny vavaka tsara indrindra dia ny mamangy ny mpitondra tena sy ny kamboty (eto izy @alalan'ny sakafo) ka tsy hainay ny haneho azy an-tsoratra aminareo fa dia nanatitra solon-tsakafo (vola ho an'ny Mpitondra tena izahay ary nanomE sakafo mivantana ireo kamboty tsy manam-piahy...AMEN (pour d'autres initiatives mais non pour ce qui sont dEjA rEalisEes, la on celebre le tout puissant par Hallelujah)

38. Strong3 ( 29/09/2015 12:29)

rhaj0:

Dia lazao koa azany fa rahefa mihinana conserve ao ianao, dia "tsy tonga ao am-bilianao" ny raha simika, toa ny sulfites, fa magie-miracle, nivavaka mafy i Strong3 ary dia ni-s'evaporer ny sulfites. Dia na may azany ny bbq, dia ilay cancerigene iny, ka tonga dia lasa nisy aina tampoka teo ny sotro nanakipily izay may tao. Sa indray, nitelina ihany ratenda-kanina, fa nataon'Andriamntra nisosa fa tsy voa-digerer ireo poizina ireo, fa tonga dia any angabone i Strong3 no milalao kanety @ ilay pitipoa t@ conserve teo.

ntss... ianao no te-hihinana hotdog sy conserve dia Andriamntra no terenao hanadio ny hadalanao ao... giravy ilay nombrilisme eeee....

« [handray menarana izy; ary na dia misotro zava-mahafaty aza izy, dia tsy hampaninona azy izany; hametra-tanana amin'ny marary izy, dia ho sitrana ireny] » (Marka 16:18)

ny hitako mbola tena olanao dia ny tsy fahatakaranao ny tontolo misy ny mino!!
heverinao fa kely saina noho ianao Ilay Atra ivavahanay :-) ... sanatria
39. rhaj0 ( 29/09/2015 13:23)
Tairo ao izany ny anao kouh... n'inon'inona hohaninao ao, aza asiana fieritreretana betsaka fa mahasoa anao daholo izany fa zavatr'Andrimntra daholo.. dia n'inon'inona mahavoa anao (sy ny fahasalamanao) dia sitrapon'Andriamntra koa.

Fa araho kosany ho'a izany ny regime t@ andron'ny Canaan fa izay hozy ny Baiboly eee.. tsikaritro in-1 mandeha nanome recette mihintsy izy tao @ Baiboly tao.. ampazahoy indray hoe e...
40. RBNIR ( 29/09/2015 13:48)

Misy marina ny anao namana rhajo, tsy ny zavatra rehetra akory dia azo hanina daholo fa hatrany ambohalohany (na dia mbola tsy nivoaka aza ny lalàna momba ny hanina madio sy ny maloto (secret ho an'ny tsy mahafantatra koa io) dia efa nampianarin'Andriamanitra ny olona ny hoe ity hanina maloto ary ity kosa hanina madio...
Porofo???
« Ny biby madio rehetra isan-karazany dia hanalanao ho ao aminao fito avy, lahy sy vavy; ary ny biby tsy madio isan-karazany roa avy, lahy sy vavy; » (Gen.7:2)

Mbola taloha be ny nivohan'ny lalàna momba ny biby madio sy ny biby tsy madio io an!!!

Ity misy recette iray (nisy olona iray nivarotra ny fizokiany mihitsy hihinanana azy ity « Ary Jakoba nanome an'i Esao mofo sy voanemba masaka; dia nihinana sy nisotro izy, ary niainga ka lasa nandeha. Izany no nanamavoan'i Esao ny fizokiany. » (Gen.25:34)

Mofo + Voanemba masaka :-) :-) :-)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3212