Vavaka rahefa hisakafo

1. rhaj0 ( 25/09/2015 12:21)
Mba lazao, soraty eto hoe ny vavaka ataonao rahefa hisakafo ?...

Anaovako antso avo manokana ry namana Bor2lais sy Hery, na Gasy1zay sy Strong3 ary RBNIR ... sy izay hafa maro tsy votonona mivezivezy eto, mba "hampianatra mivavaka" eto eeee...

Tsy ho ahy manokana ilay izy fa ho an'izay rehetra mandalo eto.
novalian'i rhaj0 ny 15/10/2015 11:01
2. Radavison ( 25/09/2015 13:49)
mbarakaly,

ny vavaka Razoky rhaj0 tsy misy raiki-pohy an,
na amin'ny sakafo io, na hangata-javatra ianao, na hidera, na hitsaoka,

Ny vavaka dia izay tena sincérité ao am-ponao ao no aposakao/asehonao/teneninao amin'Andriamanitra na am Fanahy Masina na amin 'i Jeso Kristy

Veloma finaritra ary mahereza mivavaka
Radavison

rhaj0:

Mba lazao, soraty eto hoe ny vavaka ataonao rahefa hisakafo ?...

Anaovako antso avo manokana ry namana Bor2lais sy Hery, na Gasy1zay sy Strong3 ary RBNIR ... sy izay hafa maro tsy votonona mivezivezy eto, mba "hampianatra mivavaka" eto eeee...

Tsy ho ahy manokana ilay izy fa ho an'izay rehetra mandalo eto.
3. rhaj0 ( 25/09/2015 14:40)
Ampazahoy ohatra iray ee... toatoa ny hoe "vavaka nampianarin'ny Tompo"... Ka ahoana ohatra ny lazainao ao rahefa andeha hisakafo..
4. 5laody ( 25/09/2015 16:14)

rhaj0:

Mba lazao, soraty eto hoe ny vavaka ataonao rahefa hisakafo ?...

Anaovako antso avo manokana ry namana Bor2lais sy Hery, na Gasy1zay sy Strong3 ary RBNIR ... sy izay hafa maro tsy votonona mivezivezy eto, mba "hampianatra mivavaka" eto eeee...

Tsy ho ahy manokana ilay izy fa ho an'izay rehetra mandalo eto.

Interro misy appel indray ity Ramose an.
Rehefa tsy mamaly moa dia ahoana? Reveo ao ny anao?
Mahazotoa homana e!
5. rhaj0 ( 25/09/2015 16:58)
Rahefa tsy hamaly nge nareo dia tsisy olana izany eee... Dia nefa anie efa public ilay izy rehefa mba mivavaka ao nareo.. fa maninona no tsy mahasahy mamoaka dia mizara azy eto azany... "mahamenatra" angaha ilay vavaka ao rey olona ka tsy azo avoaka.. eto @ serasera aaa...

Ka ity azany ny "vavaka nampianarin'ny Tompo" eee..
"Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay..."

Ka ahoana... io izao ho'a na ny zaza bodo azany mba mahay mamerina an'io, fa pli-vava foana fotsiny ve izy io, sa mba nasiana fandinihina ihany eeee...

Hoe, tena nivaly ny "vavaka" izany.. koa "vavaka nampianarin'ny Tompo" ve dia tsy henoiNY kosa ee ?

Ka dia tena "hanina sahaza ho anao" izany io azonao eo ambony latabatra eo an ??
- sahaza anao ny habetsahana, sa
- sahaza anao ny hatsarany
- sahaza @ hatavinao ao, sa
- sahaza @ poketranao
- ... sahaza @ inona no tiany tenenina eee ??? sahaza @ hadalanao ??

Dia IZY koa izany no "nanome ny hanina" teo an ?
- dia izay izany no nameNY an'ilay mahantra, sy ilay mpanankarena, sy ilay harary kibo, sy ilay tsy ampy kalisaonina ??
- dia izay izany no nameNY ny andro fety sy ny faran'ny volana talohan'ny nandraisana karama ??

Dia ifaliana izany izay eo ambony latabatra fa IZY no nanome an ??

Eny tokoa ho'a ry 5laody... dia "reveo ao ny anao" izany eee :-)
6. Fiffi ( 25/09/2015 20:01)

....mangataka ianao we mba zarao...mbola tsy misy mamaly firy akory dé efa tsikera fotsiny no atao....

rajhO:
mba "hampianatra mivavaka" eto eeee...

dé ho tsikeraiana eo no azo...

rahjO:
Dia nefa anie efa public ilay izy rehefa mba mivavaka ao nareo.. fa maninona no tsy mahasahy mamoaka dia mizara azy eto azany... "mahamenatra" angaha ilay vavaka ao rey olona ka tsy azo avoaka.. eto @ serasera aaa...

jereo fotsiny aza ity....

oula...

....ny vavaka atao alohan'misakafo dia personely...mino aho fa samy manana ny fivavahany ny tsirairay alohan'hisakafohanany....ho an'mpino io....sy chrétiens.....

....hilaza ny vavaka fanaony alohan'hisakafohanana dé avy eo...tsy azoazonao...dé ilay mba hilaza indray no ho voa am n'a pas eo....

...ne demande pas la lune....
7. hery ( 26/09/2015 07:17)
Ny ahy, ny anay

"Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina amen,
Andriamanitra ô, tsofy rano izahay sy ny hanina hohaninay.
Tahio izay nikarakara,
Ary ampianaro izahay hifampizara.
Amin'ny anaran'ny Ray sy ny Zanaka sy ny Fanahy Masina amen"

8. rhaj0 ( 26/09/2015 15:17)
Fiffi:
vavaka atao alohan'misakafo dia personely...

Ilay "vavaka alohan'ny sakafo" asainao atao ny Ankizy azany mba tantarao eee.. Dia maninona koa ianao no matahotra ho "tsikeraina" eee.. hotry ny tsy mafy/matotra angaha ny finoanao ? :-)

Fa favy ny an'i Hery... vita poezia :-)

Fa io ho'a toa ny resaka efa natao tatsy, dia... raha efa eo ambony latabatra ny sakafonao ry Hery dia efa tara loatra ilay hoe "ho tsofina rano" ilay izy, fa dia mila voa tsy hary ianao raha mangataka fa ho tahin'Andriamanitra ny hotdog (misy trace-na voalavo) sy ny conserves (feno simika) ary ny barbecue may (cancerigene) aaa... Ilay vavaka atao dia tokony tany ifotony,,, hoe, rahefa ho amboarina ao @ ozinina ilay hotdog, dia hoe, "Andriamanitro oooo... aza avela hilatsaka ao anaty fitotoan-kena Ravoalavo..." :-)
9. nannie ( 26/09/2015 16:46)
Miteny foana i Toutoune !

10. Radavison ( 26/09/2015 21:27)
mbarakaly,

raha tsotsorina ny atao hoe vavaka dia firesahana/fifampiresahana amin'Andriamanitra, ao anatin'ny sincérité, izany hoe izay tena maharesy lahatra anao dia izay no aposakao/ambaranao/teneninao aminy.
Araka izany ny resaka tsy misy an'izany hoe rehefa aorian'ny anona dia tsy tokony hiresaka an'izao na izao intsony, fa tokony tany aloha izany, fa io arakaraka izay fifankazahoana misy amin'ireo izay mifanatrika. Raha eo am-pisakafoanana ianao te hiteny amin'Andriamanitra izay zavatra irinao hohanina rahampitso, inona no tsy maha-vavaka an'izany; rehefa vita ny sakafo, ka mahatsiaro izay zavatra efa nohaninao taloha tany ianao, ka izay no resahinao amin'Andriamanitra, inona no maha-diso sy maha-ratsy an'izany...

Ny ahy raha vavaka amin'ny sakafo no tianao anontaniana dia indraindray aho misaotra, indraindray mangataka, indraindray mivavaka ho an'ny fianakam's, na ho an'ireo tsy afa-mihinana, sns... tsy misy formules raikitra na phrase omanina manokana, fa izay tena ao am-poko no avoakako.

Azo idirana lalina sy amin'ny détails ny mikasika io vavaka io, fa tsy ho vita eto daholo izany;
fa io hoe "firesahana" io aza efa mety tsy ho zakan'ny sasany...

Veloma finaritra mandra-pisera indray é

nannie:

Miteny foana i Toutoune !
rhaj0:

Fiffi:
vavaka atao alohan'misakafo dia personely...

Ilay "vavaka alohan'ny sakafo" asainao atao ny Ankizy azany mba tantarao eee.. Dia maninona koa ianao no matahotra ho "tsikeraina" eee.. hotry ny tsy mafy/matotra angaha ny finoanao ? :-)

Fa favy ny an'i Hery... vita poezia :-)

Fa io ho'a toa ny resaka efa natao tatsy, dia... raha efa eo ambony latabatra ny sakafonao ry Hery dia efa tara loatra ilay hoe "ho tsofina rano" ilay izy, fa dia mila voa tsy hary ianao raha mangataka fa ho tahin'Andriamanitra ny hotdog (misy trace-na voalavo) sy ny conserves (feno simika) ary ny barbecue may (cancerigene) aaa... Ilay vavaka atao dia tokony tany ifotony,,, hoe, rahefa ho amboarina ao @ ozinina ilay hotdog, dia hoe, "Andriamanitro oooo... aza avela hilatsaka ao anaty fitotoan-kena Ravoalavo..." :-)

11. Radavison ( 27/09/2015 13:14)
Ô Razoky ô, zoky malala rhaj0 ô,

azafady aloha fa saika adinoko ny arahaba sa zandana loatra aho...

Fa toa ny mpino lazaina fa mihidy anaty "box-kely" hoy aho na mahafantatra kokoa ny tontolo ivelan'io "box" iantsoanao anay mba hisokatra sy hijery ao???

Dia ireo resaka chronologie de fabrication io ve no ilazanao fa misy tsy mitombina ny vavaka fangatahana fitahiana asaina ataon'ny ankizy???

Raha mbola tsy fantatrao razoky dia tadiavo ao amin'ny google fa ny "espace" sy ny "temps" dia entités déformable. Omeko sopapa kely ihany ianao fa ilay raiki-pohy malaza hitan'i Einstein, E=mc², no loharano niandihan'ireo valim-pikarohana no lazaiko anao ireo. Fanampin'izany, ireo manam-pahaizana ireo ihany no nilaza fa taohan'ny nisian'izao Univers izao dia tena tsy nisy n'inon'inona: " même le vide n'existait même pas car l'esapce n'existait pas. Or la définition contemporaine du vide c'est l'espace qui ne contient rien... ", "Le temps n'existait pas; il ne commencait à s'écouler, c-est-à-dire exister, à partir du début de l'existence de l'univers..."
Ny finoana kristiana dia mino fa Andriamanitra ilay teo hatrizay ka rahatrizay, mbola talohan'ny nahaterahan'i Einstein dia efa izany y finoana voalaza ao anaty Baiboly.
Ho anay mpino dia zava-boary koa toy ny zava-baory rehetra ny "elana sy ny fotoana", izany hoe Andriamanitra no nanamboatra azy ireo. Tsy azo porofoina siantifika izany, fa finoana.
Izy Andriamanitra tsy voafetran'ny fotoana sy izay "chronologie logique" eritreretinao io.
Mbola tsy misaintsaina ny hivavaka akory ianao dia efa afaka mi-intervenir amin'ny izay ho avy izy mba tsy ilay ho ilay boaty misy totokenam-boalavo ny ho tonga any an-tranon'n'izay tiany tsy hahazo an'izany...

Koa raha raisintsika amin'nizao vanim-potoana moderna iainantsika izao, raha ny solosaina izay namboarintsika olombelona no hametra sy hibaiko antsika dia asa izay hihafarana razoky,
dia toy izany koa Andriamanitra, tsy ny zavatra namboariny "elana sy fotoana" indray no hametra azy, sy tsy azony ihoarana... dia anjarana ny mitsakotsako tsara izany fa tsy misy henam-boalavo akory izay nolazaiko anao, fa ny résultats scientifiques ampifandraisiko amin'ny finoana kristiana izay iainako.

Ary tsy mihidy sy mihiboka anaty "box-kely" toy ny filazanao azy akory ny mpino,

Fa dia mampahery anao mba hanatevina ny fi-googlé-vanao, sao mantsy dia lazainao fa mandainga aho, fa tadiavo tsara anaty google ao ny momba ny relativités rehetra

Dia veloma razoky malala rhaj0, ary mahereza ry namana mpisera isany,

Radavison

rhaj0:

Fiffi:
vavaka atao alohan'misakafo dia personely...

Ilay "vavaka alohan'ny sakafo" asainao atao ny Ankizy azany mba tantarao eee.. Dia maninona koa ianao no matahotra ho "tsikeraina" eee.. hotry ny tsy mafy/matotra angaha ny finoanao ? :-)

Fa favy ny an'i Hery... vita poezia :-)

Fa io ho'a toa ny resaka efa natao tatsy, dia... raha efa eo ambony latabatra ny sakafonao ry Hery dia efa tara loatra ilay hoe "ho tsofina rano" ilay izy, fa dia mila voa tsy hary ianao raha mangataka fa ho tahin'Andriamanitra ny hotdog (misy trace-na voalavo) sy ny conserves (feno simika) ary ny barbecue may (cancerigene) aaa... Ilay vavaka atao dia tokony tany ifotony,,, hoe, rahefa ho amboarina ao @ ozinina ilay hotdog, dia hoe, "Andriamanitro oooo... aza avela hilatsaka ao anaty fitotoan-kena Ravoalavo..." :-)
12. booboo ( 27/09/2015 18:56)
Ny an'ny kilonganay atao an-kira sy mively latabatra ny vavaka aloha'ny sakafo : Le pain d'hier est rassis, le pain de demain n'est pas cuit, merci Seigneur pour le pain d'aujourd'hui et a tous bon appetit !
13. RBNIR ( 28/09/2015 05:29)
Salama namana rhajo,

« Ary nandray kapoaka* Izy, ka nony efa nisaotra, dia natolony azy ka nataony hoe: Sotroinareo rehetra ity;» (Mat.26:27)
« Ary rehefa voarain'i Jesosy ny mofo dimy sy ny hazandrano roa, dia niandrandra ny lanitra Izy ka nisaotra, dia novakiny ny mofo ka natolony ny mpianatra mba harosony eny anoloan'ny olona; ary ny hazandrano roa nozarainy tamin'ny olona rehetra. » (Mar.6:41)

===>Nampianatra IZY fa isaky ny hisakafo dia mila misaotra an'Andriamanitra ny olona.
Fisaorana no atao rehefa hisakafo (Jesosy otran'ny tsy nanao vavaka lava be rehefa hisakafo fa nisaotra fotsiny izy an!)
14. RBNIR ( 28/09/2015 06:23)

rhaj0:

Mba lazao, soraty eto hoe ny vavaka ataonao rahefa hisakafo ?...

Anaovako antso avo manokana ry namana Bor2lais sy Hery, na Gasy1zay sy Strong3 ary RBNIR ... sy izay hafa maro tsy votonona mivezivezy eto, mba "hampianatra mivavaka" eto eeee...

Tsy ho ahy manokana ilay izy fa ho an'izay rehetra mandalo eto.

Otran'ny efa milaza ankolaka v isika fa efa mba hiroso amin'izay sa???
Mahafinaritra e! mirosoa amin'ny lalin-dalina hatrany namana ary ny tena tanjona dia tsarovy fa ilay FIAINANA MANDRAKIZAY irery ihany!!!!
15. Radavison ( 28/09/2015 09:18)
Arahabaina ny mpisera rehetra,

Mandeha be dia mandeha be tokoa ny adihevitra...

Fa ny zavatra tiako ambara ho an'ireo mitady porofo siantifika hatrany hatrany vao hanaiky ny zavatra hoe marina, dia tsarovy fa misy zavatra ara-tsiantifika tsy azo porofoina akory!

Apatrako àry ny fanontaniana : misy firy moa= firy ny isan' ny "nombres décimaux" hita/misy anelanelan'ny 0 (zéro) sy 1(un, iray)? Ireo izay nahita fianarana lalindalina dia hamaly avy hatrany hoe "infini" no isan'ny "décimaux" entre 0 et 1.
Dia omeo ary ny porofo fa "infini" tokoa? dia haka taratasy Ramanampahaizana dia hanpmboka hanoratra izay "décimaux" rehetra...
Angamba tsy ho izay fa hazavainy eo ny atao hoe "décimaux", miampy izay heveriny ho fandresen-dahatra, sns..." => fa tsy porofo izany, fa fanazavana, kanefa dia ekena fa marina ilay valin-teny, indrindra indrindra ho an'ireo manam-pahaizana... ka raha tsy misy porofo donc tsy "vérité absolue", noho izany finoana na hoe azo sokajiana ho finoana izany fa tsy fahamarinana ara-tsiantifika...

Raha mbola itarintsika ny resaka, dia ampetrako indray ny fanontaniana mitovitovy amin'io hoe: misy firy ihany koa ny isan'ny "nombres décimaux" mety ho hita entre 0 et 0,1?
Dia "infini" ihany koa no ho valiny, fa izay hamita valiny hafa ankoatr'izay ao amin'i google dia iangaviana an-tanan-droa izy mba hametraka ny rohy eto mba hiarahantsika mijery...

Ka raha samy "infini" no valin'ilay fanontaniana voalohany sy ity faharoa, moa tsy tokony ho mitovy ve izany ny 0,1 sy ny 1...?
sa tsy mitovy ny "infini entre 0 et 0,1" ; sy ny "infini entre 0et 1" ? Raha mitovy dia mba omeo ny omeo ny porofo, raha tsy mitovy dia mba omeo ihany koa ny porofo...

sa sehatra mampisambadidaka ny sain-draolombelona ny toa izany...

Izany rehetra izany ry namana isany dia manambara fa voafetra ihany ny fahamarinana ara-tsiantifika (objectivité? / subjectivité?), voafetra ihany koa ny fahalalana ananantsika olombelona, ka normal be mihitsy raha toa ka misy tsy takantsika izay hevitr'Andriamanitra.
Fa izay efa voasoratra mazava kosa dia araka an'izany.

Atsipy ny tady an-tandroky ny omby, atsipy ny teny am-pon'ny mahalala

Dia veloma sy mahereza daholo, fa ny adihevitra tsy mety hotapitra...

Radavison

16. rhaj0 ( 28/09/2015 10:03)
booboo:
merci Seigneur pour le pain d'aujourd'hui..
RBNIR:
Fisaorana no atao rehefa hisakafo

Fanefa ho'a, ahoana azany no andraisan'Atra ny fisaoranareo, raha ohatra ka "ny hotdog (misy trace-na voalavo) sy ny conserves (feno simika) ary ny barbecue may (cancerigene) no efa eo ambony latabatra na ambony tsihy eee... IZY @ io mahafantatra tsara fa t@ "namboarina ao @ ozinina ilay hotdog, dia..." indrisy dia indrisy fa toa tsisy nangataka azy (nivavaka) hoe, "Andriamanitro oooo... aza avela hilatsaka ao anaty fitotoan-kena Ravoalavo..." :-)

17. Strong3 ( 28/09/2015 11:00)
misy teny izay tsaroako avy hatrany hoe :

... raha Izaho dia fantatro fa mihaino ahy Ianao , fa noho ny amin'ireto olona no anaovako izao!

ombako manana ny tenin'ny namana iraika io ambony io hoe: tsy misy raiki-po io namana

fa raha hianatra ianao dia minoa aloha dia tsy hanao plivava toa zaza eto amin'izany vavaka izany

18. RBNIR ( 28/09/2015 11:04)

rhaj0:

booboo:
merci Seigneur pour le pain d'aujourd'hui..
RBNIR:
Fisaorana no atao rehefa hisakafo

Fanefa ho'a, ahoana azany no andraisan'Atra ny fisaoranareo, raha ohatra ka "ny hotdog (misy trace-na voalavo) sy ny conserves (feno simika) ary ny barbecue may (cancerigene) no efa eo ambony latabatra na ambony tsihy eee... IZY @ io mahafantatra tsara fa t@ "namboarina ao @ ozinina ilay hotdog, dia..." indrisy dia indrisy fa toa tsisy nangataka azy (nivavaka) hoe, "Andriamanitro oooo... aza avela hilatsaka ao anaty fitotoan-kena Ravoalavo..." :-)
Ny lohahevitra eto aloha dia hoe vavaka rehefa hisakafo, fa lohahevitra hafa mihitsy indray ny resaka hanina (sakafo fihinana)
Aza tendakanina hoy aho fa hano tsikelikely ilay sakafo dia mitombo tsikelikely ianao dia avy eo lehibe dia mahazaka vetinkanina tsara.......

19. RBNIR ( 28/09/2015 11:08)
Saino kely anie e! raha misy zazakely vao teraka dia mandà tsy hihinana ny nonon-dreniny fa avy dia fenakoho matsiro be menaka no tadiaviny dia mba ahoana no hiafarany????
Mandoa B dia mivalana B dia aretikibo be dia mety morgue aza no farany.....Tsy izay anefa ilay tanjona fa mba hihalehibe, dia hatanjaka dia haharaka ny namana!!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!!!
20. rhaj0 ( 28/09/2015 11:27)
Strong3:
noho ny amin'ireto olona no anaovako izao!

K'inona azany ny vavakao rahefa alohan'ny hisalafo eee... (ataovy noho ireto olona eto @ serasera eto) :-)

RBNIR:
Saino kely anie e! raha misy zazakely vao teraka dia mandà tsy hihinana ny nonon-dreniny fa avy dia fenakoho matsiro be menaka no tadiaviny dia mba ahoana no hiafarany????
Mandoa B dia mivalana B dia aretikibo be dia mety morgue aza no farany.....

Dia ahoana hoz'IZY @ izany? Dia io hitaNY na fantaNY io fa tsy manao afa-tsy ny "saim-pantany" ilay zaza, ary fantaNY fa ho lasa "morgue"..

dia an'iza ny tsiny azany eee... an'ilay zaza izay TSY nahay nivavaka ???
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0896