Vavaka rahefa hisakafo

41. RBNIR ( 29/09/2015 21:36)
P.S : fa naninona no natao fito ny biby madio fa ny biby tsy madio kosa 2 ihany????
Amin'izay mba hisy hohanina mandritra ny safodrano fa raha 2 Ihany dia tsy nety satria 2 lahy sy vavy no ilaina amin'ny fampitomboana taranaka.....
Zava-miafina daholo izany ry namana!!!
IZAY MANANA MASO AOKA HAHITA!!! IZAY MANANA SAINA AOKA HISAINA!!!

42. Strong3 ( 01/10/2015 09:24)
kou sao mba misy misaina hoe fito andro no ihinana azy kou :p :-)
43. rhaj0 ( 01/10/2015 10:41)
RBNIR:
Zava-miafina daholo izany ry namana!!!

Ito izao tohin'ny resaka tatsy
Strong3:
zava-miafin'ny baiboly


rhaj0:
Fa maninona koa no "afenina" na hoe "zava-miafina" izy io e ? "mahamenatra" angaha ?
Sa tena fanahy iniana tsy zaraina sy atao tsy mora fantatr'olona ny resaka ?
Dia fa maninona ? @ izay ilay deba mitono-tena ho mahay azy no iankohofana ao ?
Sa @ izay mora kokoa ny "manilika" (any @ afobe) izay TSY mahatakatra ilay "zava-miafina" ?

Io koa izao no TSY mampitovy an'i Kristiana @ samy izay olon'ny taona 2000 ee... ny anareo "zava-miafina" sy "misitery izany zanako" ny fi(s)ainana ... Ny olona izao mitandro ny hoe communication mazava, mitady ny marina/rariny/hitsiny dia ampamoaka, transparency, sy mizara ets...

Fa dia reveo ao n'enareo dia manonofisa misiteritery (saina) ao ee..

.
44. Strong3 ( 01/10/2015 13:04)
hhihih... miafina ny natiora nofo no tiako lazaina fa tsy hoe afenina ry sakaiaza tsimisiAtra ah!
:-) :-)
45. rhaj0 ( 01/10/2015 13:46)
hi hi hi... toa io an'i RBNIR io izao dia hoe, fa maninona no 2 sa 7 ny biby hohanina.. dia hoe "zava-miafina" izany... "misitery io zanakou" hozy Mopera..

Ka raha tsy "miafina" na "afenina" azany ny an'i Strong3.. ny fahitako an'izany dia tena "resaka tsy loa-body" n'enao... dia lazao indray hoe TSY "tsy loa-body" izany, fa tena "loa-body" n'enao... hi hi hi .. no-googler-ko fa kay efa no-tweeter-n'i Hery mihintsy f'enao 'ngaha ahoana aa ... :-)

https://twitter.com/hery/status/545596488592928768
Ny atao hoe resaka tsy loa-body dia ilay resaka atomboka kely tsy fantatra izay tohiny... tsy ilay azo vinavinaina fa ilay mahakivy fotsiny


ka reveo ao zany ny resaka loa-body sy tsy loa-bodina(re)o ao eee....
vavaka alohan'ny misakafo @ io ny resaka... :-)
46. endriny ( 08/10/2015 12:00)

Radavison:

mbarakaly,

ny vavaka Razoky rhaj0 tsy misy raiki-pohy an,
na amin'ny sakafo io, na hangata-javatra ianao, na hidera, na hitsaoka,


Izany hoe rehefa hisakafo izany dia azo atao koa ve ny abosoty?
47. vahiny2004 ( 13/10/2015 09:22)

booboo:

Ny an'ny kilonganay atao an-kira sy mively latabatra ny vavaka aloha'ny sakafo : Le pain d'hier est rassis, le pain de demain n'est pas cuit, merci Seigneur pour le pain d'aujourd'hui et a tous bon appetit !


Tena faran'izay tiako ! Tsotra nefa tsara sady mahalaza ny rehetra !
48. vahiny2004 ( 13/10/2015 09:25)
Ny vavaka sakafo dia "Fisaorana" no fiantsoanay azy ... Iza no hanao 'Fisaorana" hoy izahay rehefa samy eo an-databatra ny rehetra
49. Radavison ( 13/10/2015 09:55)

'mbarakaly,

ny vavaka Razoky endriny tsy misy raiki-pohy an,
na amin'ny sakafo io, na hangata-javatra ianao, na hidera, na hitsaoka,

Ny vavaka dia izay tena sincérité ao am-ponao ao no aposakao/asehonao/teneninao amin'Andriamanitra na am Fanahy Masina na amin 'i Jeso Kristy.

Tsy fantatro aloha izany asoboty lazainao izany, fa rehefa izay tokoa tokoa ny ao am-ponao rehefa hisakafo dia ataovy fa mety.

Veloma finaritra ary mahereza mivavaka
Radavison

endriny:


Radavison:

mbarakaly,

ny vavaka Razoky rhaj0 tsy misy raiki-pohy an,
na amin'ny sakafo io, na hangata-javatra ianao, na hidera, na hitsaoka,


Izany hoe rehefa hisakafo izany dia azo atao koa ve ny abosoty?
50. rhaj0 ( 13/10/2015 10:26)
Ka mampme be anie ilay "tena sincérité ao am-ponao", rahefa mifangaro @ ilay fahalalana ao an-tsainao ee... Ny ao an-tsainao izany, mety hoe, tena ilay divay sy mofo pizza, kay moa ka tena be sulfite (jereo eto ny vokatry ny sulfite @ fahasalamana)... dia ilay kibonao nefa manao hoe miam miam... ary ilay finoanao manao hoe, ka tena recette-n'Andrmntra ao anaty Baiboly mihintsy io...

ka dia ilay "tena sincérité ao am-ponao" izany, ka angatahanao amin'Andrmntra izany, dia hoe, ahoana?... "ataovy mi-s'evaporer ireo sulphite alohan'ny hidirany ato am-bavako Andrmntra oooo" ??
51. Strong3 ( 13/10/2015 12:49)

rhaj0:

hi hi hi... toa io an'i RBNIR io izao dia hoe, fa maninona no 2 sa 7 ny biby hohanina.. dia hoe "zava-miafina" izany... "misitery io zanakou" hozy Mopera..

Ka raha tsy "miafina" na "afenina" azany ny an'i Strong3.. ny fahitako an'izany dia tena "resaka tsy loa-body" n'enao... dia lazao indray hoe TSY "tsy loa-body" izany, fa tena "loa-body" n'enao... hi hi hi .. no-googler-ko fa kay efa no-tweeter-n'i Hery mihintsy f'enao 'ngaha ahoana aa ... :-)

https://twitter.com/hery/status/545596488592928768
Ny atao hoe resaka tsy loa-body dia ilay resaka atomboka kely tsy fantatra izay tohiny... tsy ilay azo vinavinaina fa ilay mahakivy fotsiny


ka reveo ao zany ny resaka loa-body sy tsy loa-bodina(re)o ao eee....
vavaka alohan'ny misakafo @ io ny resaka... :-)


ny anao izao no tsy loaboudy eo, izay anotaniana anao dia hoe mbola tsy hai izany ka tsy hiasako saina

fa ny anay ny finoana efa mipetraka ary voamarina amin'ny atao sy andrana izany.
averiko ihany fa raha jerena amin'ny natiora nofo izany dia tsy ho takatrao mandrakizay, fa midira aloha ao anaty box-kely lalindalina dia ho hainao na misy omega ilay alfa na tsy misy
52. Radavison ( 13/10/2015 13:07)
Lahaly tsara mi,


rehefa tena resy lahatra tanteraka amin'izay ianao dia izay no ataovy vavaka
raha mbola tsy resy lahatra tsara ianao dia tadiavo aloha izay maharesilahatra anao
fa ny olona no anontanianao hoe resy alahatra ve izaho izany sa tsia
raha mbola tsy hainao ilay izy dia ianaro progress ivement fa ho tratranao ny tanjona

Mahereza é

Radavison

rhaj0:

Ka mampme be anie ilay "tena sincérité ao am-ponao", rahefa mifangaro @ ilay fahalalana ao an-tsainao ee... Ny ao an-tsainao izany, mety hoe, tena ilay divay sy mofo pizza, kay moa ka tena be sulfite (jereo eto ny vokatry ny sulfite @ fahasalamana)... dia ilay kibonao nefa manao hoe miam miam... ary ilay finoanao manao hoe, ka tena recette-n'Andrmntra ao anaty Baiboly mihintsy io...

ka dia ilay "tena sincérité ao am-ponao" izany, ka angatahanao amin'Andrmntra izany, dia hoe, ahoana?... "ataovy mi-s'evaporer ireo sulphite alohan'ny hidirany ato am-bavako Andrmntra oooo" ??
53. rhaj0 ( 13/10/2015 13:18)
Ka ny "maharesy lahatra" anao moa izany dia hoe, ny divay dia recette-n'Andrmntra mihintsy.. Ka dia hisotro ianao.. "resy lahatra" sy mino... Fa kay nefa moa ny divay t@ andron'i Canaan mbola tsy nasiana preservativa... dia mila avaozina amena detail izany ilay boki-na recette kouh...

Vazivazo iny, fa hoz'ianao toatoa ny hoe: "izay maharesilahatra anao" no angataho...

toa mety tsara izany kah... "ianao ihany io no erany".. Fa raha ampidirinao @ izay hohaninao ao koa i Andrmntra dia ... anao (sy ny hadalanao) irery ao izany, fa TSY mahakasika ny hafa sy zavatra hafa rehetra izay revirevinao (sy vavakao) ao.
54. endriny ( 13/10/2015 14:02)

Radavison:


'mbarakaly,

ny vavaka Razoky endriny tsy misy raiki-pohy an,
na amin'ny sakafo io, na hangata-javatra ianao, na hidera, na hitsaoka,

Ny vavaka dia izay tena sincérité ao am-ponao ao no aposakao/asehonao/teneninao amin'Andriamanitra na am Fanahy Masina na amin 'i Jeso Kristy.

Tsy fantatro aloha izany asoboty lazainao izany, fa rehefa izay tokoa tokoa ny ao am-ponao rehefa hisakafo dia ataovy fa mety.

Veloma finaritra ary mahereza mivavaka
Radavison


Dia misy mihaino ve?
55. Radavison ( 13/10/2015 19:58)
'mbarakaly,

Ianao ihany dia hahatsapa na misy mihaino ianao na tsia,
fa tsy olona no anontanianao hoe misy mihaino ve ianao na tsia
raha tsapanao fa tsy mihoatra an'io valindrihina io akory izay vavaka ataonao dia ao rah...

Dia andramo ka zahao

Radavison


endriny:


Radavison:


'mbarakaly,

ny vavaka Razoky endriny tsy misy raiki-pohy an,
na amin'ny sakafo io, na hangata-javatra ianao, na hidera, na hitsaoka,

Ny vavaka dia izay tena sincérité ao am-ponao ao no aposakao/asehonao/teneninao amin'Andriamanitra na am Fanahy Masina na amin 'i Jeso Kristy.

Tsy fantatro aloha izany asoboty lazainao izany, fa rehefa izay tokoa tokoa ny ao am-ponao rehefa hisakafo dia ataovy fa mety.

Veloma finaritra ary mahereza mivavaka
Radavison


Dia misy mihaino ve?
56. Radavison ( 14/10/2015 05:49)
Mbôla tsara é,

Mivadibadika ohatran'ny lela may ianao Razoky an:
mbetika ianao miseho ho momba an'Andriamantra eo anatrehan'izay mety ho hadalana ataon'ny olona mitonona ny tenany ho kristiana, mbetika ianao manetry an'Andriamanitra ho mitovy aminao, mbetika ianao no manandra-tena ho mahiratra lavitra noho Andriamanitra ...
Sa kosa tsy lela may ianao fa lelan'omby, araka ilay ohabolana malagasy...
Mba jerijereo ihany ao amin'ny google ao fa mety ho hitanao ao ihany ny mahasamihafa ny hoe "manao izay saim-patany" sy ny hoe "tena sincérité"

Tsara koragna babany a,

Radavison

rhaj0:

Ka ny "maharesy lahatra" anao moa izany dia hoe, ny divay dia recette-n'Andrmntra mihintsy.. Ka dia hisotro ianao.. "resy lahatra" sy mino... Fa kay nefa moa ny divay t@ andron'i Canaan mbola tsy nasiana preservativa... dia mila avaozina amena detail izany ilay boki-na recette kouh...

Vazivazo iny, fa hoz'ianao toatoa ny hoe: "izay maharesilahatra anao" no angataho...

toa mety tsara izany kah... "ianao ihany io no erany".. Fa raha ampidirinao @ izay hohaninao ao koa i Andrmntra dia ... anao (sy ny hadalanao) irery ao izany, fa TSY mahakasika ny hafa sy zavatra hafa rehetra izay revirevinao (sy vavakao) ao.
57. Radavison ( 14/10/2015 08:31)
Salama rhaj0,

Vavaka no resahina eto,
Fa ny anao afangaronao ny vavaka sy ny valim-bavaka.
Zavatra tsy mitovy ireo Razoky fa aza maika ny hamorona hypothèse hahafahana hitsaingoka indray a...
1+1=2 aza moa mampilavolefona anao, mainka va fa ny fanavahana ny hoe "vavaka" sy ny hoe "valim-bavaka" ve tsy mbola ho ezaka be; ka ilay ezaka mihitsy no mbola in progress mihitsy fa tsy ilay work intsony...
Jerijereo ao amin'ny google ao fa hohitanao ao ny tantaran'i Paoly nivavaka/nangataka in-3 nefa tsy nahazo valiny...

Veloma finaritra Razoky an,

Radavison

rhaj0:

Ka ny "maharesy lahatra" anao moa izany dia hoe, ny divay dia recette-n'Andrmntra mihintsy.. Ka dia hisotro ianao.. "resy lahatra" sy mino... Fa kay nefa moa ny divay t@ andron'i Canaan mbola tsy nasiana preservativa... dia mila avaozina amena detail izany ilay boki-na recette kouh...

Vazivazo iny, fa hoz'ianao toatoa ny hoe: "izay maharesilahatra anao" no angataho...

toa mety tsara izany kah... "ianao ihany io no erany".. Fa raha ampidirinao @ izay hohaninao ao koa i Andrmntra dia ... anao (sy ny hadalanao) irery ao izany, fa TSY mahakasika ny hafa sy zavatra hafa rehetra izay revirevinao (sy vavakao) ao.
58. rhaj0 ( 14/10/2015 11:27)
Tena tsy takatry ny saiko tokoany ny maha-samy hafa ny "vavaka" sy "valim-bavaka" @ resakao. Fa ianao koa mody miodinkodina eo, dia hoe, tena ao "am-po" ao, dia kely sisa dia hoe "am-po tsy miloaka", dia hoe, tsisy lazalazaina sy zaraina fa, tena ao @ sainao irery ao ihany, ary resakao sy IZy ao ihany..

Ka rahefa tsy hilaza na tsy hizara ianao, na koa raha manao "resaka tsy loa-body" lava ao (araka ny famaritan'i Hery, miresaka tapany), na raha ny marimarina koakoa, kay tsy kOpy @ izay ataonao ao akoriny ianao, dia miezaka izany aho eee...

prayer = a solemn request for help or expression of thanks addressed to God or an object of worship.
==> vavaka = mangataka fanampiana, na maneho fisaorana.

==> valim-bavaka = (tsy) nahazo ilay fanampiana, na (tsy) heno ny fisaorana, dia (tsy) nahazo hoe valiny, izay bitsika manokana avy any AMINY en personne mihintsy, hoe, "tsisy fisaorana ooo".



Dia rahefa hisakafo izany ny Kristiana, dia ny toa itony no efa ren-tany ren-danitra moa :
- ao ny "mangataka fanampiana", tahaka ny hoe, "tahio" ny sakafonay mba ho mahasalama sy ho tonga nofo; ao azany no manararaotra, dia be zizo hoe, "tahio" i Jean-kely sy Rajaona-mamo-lava ohatra...
- ao ny "misaotra", tahaka ny hoe, manja ny eo ambony latabatra, IANAO ihany no nahatonga an'io (sy izao rehetra izao) moa, ka dia "misaotra"..


Ka izay ilay izy azany sa tsy izay eee[size=4] (alohan'ny hihomehezako indray)[/size]

59. Radavison ( 14/10/2015 13:25)

'mbarakaly,

Ka ianao fatra-pitsikera hoe "mivavaka, kanefa sakafo misy sulfites, sns..."

Ny vavaka, io no resaka ary io no niantsoana lohahevitra, dia izay tena sincétité-nao no lazainao amin'Andriamanitra. Ny angilisiko aloha tsy dia mankaiza loatra, fa mety io ilay solemn io izany ilay sincerité lazaiko.

"Hiala ve sa tsy hiala ireo sulfites..." any amin'ny domaine-n'ny valim-bavaka izany.

Tsy izay hevitra tianao hovoizina ihany akory no hitanao ao amin'ny google,
fa na dia izay mikasika an'Andriamanitr aza dia misy ao koa. Ka zavatra amin'ny teny malagasy aza hitanao ao ny fanazavana azy amin'ny teny angilisy...

Koa averiko indray fa na inona na inona tena sincerité "solemn" ao am-ponao
ka resahinao main'Andriamanitra dia amiko efa vavaka izay. Ianao ihany dia mahatsapa ny tenanao hoe fanararaotana ve izany sa caprice sa filam-boa tsy àry sns... fa tsy sincerité.

Veloma Razoky ô

Radavison


rhaj0:

Tena tsy takatry ny saiko tokoany ny maha-samy hafa ny "vavaka" sy "valim-bavaka" @ resakao. Fa ianao koa mody miodinkodina eo, dia hoe, tena ao "am-po" ao, dia kely sisa dia hoe "am-po tsy miloaka", dia hoe, tsisy lazalazaina sy zaraina fa, tena ao @ sainao irery ao ihany, ary resakao sy IZy ao ihany..

Ka rahefa tsy hilaza na tsy hizara ianao, na koa raha manao "resaka tsy loa-body" lava ao (araka ny famaritan'i Hery, miresaka tapany), na raha ny marimarina koakoa, kay tsy kOpy @ izay ataonao ao akoriny ianao, dia miezaka izany aho eee...

prayer = a solemn request for help or expression of thanks addressed to God or an object of worship.
==> vavaka = mangataka fanampiana, na maneho fisaorana.

==> valim-bavaka = (tsy) nahazo ilay fanampiana, na (tsy) heno ny fisaorana, dia (tsy) nahazo hoe valiny, izay bitsika manokana avy any AMINY en personne mihintsy, hoe, "tsisy fisaorana ooo".



Dia rahefa hisakafo izany ny Kristiana, dia ny toa itony no efa ren-tany ren-danitra moa :
- ao ny "mangataka fanampiana", tahaka ny hoe, "tahio" ny sakafonay mba ho mahasalama sy ho tonga nofo; ao azany no manararaotra, dia be zizo hoe, "tahio" i Jean-kely sy Rajaona-mamo-lava ohatra...
- ao ny "misaotra", tahaka ny hoe, manja ny eo ambony latabatra, IANAO ihany no nahatonga an'io (sy izao rehetra izao) moa, ka dia "misaotra"..


Ka izay ilay izy azany sa tsy izay eee[size=4] (alohan'ny hihomehezako indray)[/size]


60. rhaj0 ( 14/10/2015 13:46)
Ataovy loa-body ilay resaka Radavison a... Ka ahoana, toa itony izany no atao hoe "vavaka rahefa hisakafo", eny sa tsia ?

- ao ny "mangataka fanampiana", tahaka ny hoe, "tahio" ny sakafonay mba ho mahasalama sy ho tonga nofo; ao azany no manararaotra, dia be zizo hoe, "tahio" i Jean-kely sy Rajaona-mamo-lava ohatra...
- ao ny "misaotra", tahaka ny hoe, manja ny eo ambony latabatra, IANAO ihany no nahatonga an'io (sy izao rehetra izao) moa, ka dia "misaotra"..


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2049