atao izay mahery ve?

21. Strong3 ( 04/09/2015 11:55)
nga niraza nisy namela hafatra hoe mivavaha aminay na hoe tsy maintsy ataovy izay nataonay?

raha razana mpibaiko izy izao dia hoe: tapaho tsara ny fiandrianana ry ledama

raha raha mpitondra ny apingan'i ledama izy dia hoe: isika ry lekely dia tsy maintsy mitondra ity ...

de ny itambarany dia hoe , sao maty isika fa aleo manaraka ny tenin'ny ombiasy ...

ka ny tenin'ilay mpanampaka no arahinao sa ny an'ilay mpitondra ampinga sa ny an'ilay ombiasy? :-) :-)
22. rhaj0 ( 04/09/2015 12:05)
tsy arako ny resakao io, fa mba ampio fanazavana hoe izany tantaram-pirenena izany
23. Strong3 ( 04/09/2015 12:35)
arao arak'io fa manahirana itony resaka itony sao misy mandray atendrony(ambolony) :-)

raha razan'ny mpanajaka no manafatra dia hoy ny hafatra:
_ io ny fanampana ry ledama; mahaiza mitondra vahoaka ... sns

raha razan'ny mpitondra ampinga na lefona no manafatra dia hoy ny hafany:
_ tandrovy tsara ny apingan'i mpanjaka fa sao tapadoha elah

... fa ny hafatra iombonana'ireo dia ny hoe:
ilay kely mpitondra sy mpialoha andriana tsy aharo an' i Ledama, ary Ledama tsy aharo an'ilay kely... fa ny hafatrin'ny ombiasy no tandrovana fatratra mba tsy hofaty raha avy ny vahavalo na ny loza na ny famosaviana sns....

dia hoy izaho:
_ 1/ ny hafatr'ilay mpanjaka no arahinao
sa
_ 2/ ny hafatr'ilay mpitondra ampinga
sa
_ 3/ ny hafatrin'ny ombiasa hoe:
; raha tsy te hofaty dia aza mihinana kisoa
aza mivoaka ny trano amin'ny tongotra akavanana
aza misotro rano raha tsy mihisotro ny ompikely

ka samy razana ireo dia anao ny safidy , fa toa irairainareo foana ity hoe : hafa-drazana eh, fanaondrazana eh
...
24. rhaj0 ( 04/09/2015 13:15)
okilly dokilly...

Ka ilay - mpanjaka - mpitondra ampinga - ombiasa - angaha moa tsy dia hoe ny "saim-pantany" io no nanafarany @ Iledama tao... resaka manokana an-dreo sy Iledama any izany raha ny fahitako azy.

Fa ny resantsika eto dia, rahefa miresaka Razana, dia hoe... any @ foto-kevitra iorenan'ny Finoana (-n'ny RAzana).. dia koa, ny revirevin-dreo dia ilay toetra mivanitika koa ohatra...

Fa mety mitombona ihany (tsara fitombenana) izany ny anao eee... toa ny hoe, iza no tianao, Deoteronomia sa Marka... Na koa, i A.tra mandidy hoe "Aza Mammono Olona", sa IZY mivatravatra hoe "Ripaho... ringano"...
25. Strong3 ( 04/09/2015 13:44)
azonao ilay resaka de ... latinay izany enao mitantara izay fivanitiana nahazo tao ampandriana mafana tao

:-) :-) :-) tandremo manonofy Atra ao ka hanao plan a 3 ao ka vao maika hampivanika eto

hoe eo dia nahatsirao tampoka ny fivavahana sy finoana de tapaka ny felling fa laozana nivaninika ... hahah

fa aleo aloha ny miseho hotompony hikotrana tsara fa ady mangotraka ity raha mipoaka eo

sao mba hozary ventiny ny eritreritro nandalo
26. rhaj0 ( 04/09/2015 13:50)
esy e ry Strong3... ianao no fony nampanambadian'i Pasitera tao no voapempo hoe, "toko telo" ny fiainanao ao manombok'eo: ianao sy ivadinao ary i Jesoa... "Tia Anao Jesoa" :-)
27. stahtam ( 07/09/2015 06:49)

Strong3:

« Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ka tsy maintsy hofohazina. » (1 Mpanjaka 18:27)

mba hevitra sendra nandalo eh! :-)

koa raha mba asiana demostration kely moa ireto fiangoanana milaza HO TOMPON'NY MARINA IRERY IRETO EH!

raha eto amin'ny serasera fotsiny izao (aty TANA) dia misy 3 na efatra eo nareo no milaza samy TENA NIRAHINA SY MARINA ARY NY AMBINY vari-masaka sy akofa daholo.

ka sao mba tokony ho eny antsonjombe koa ianareo hifanao defis kely dia hita eo izay tena NIRAHINA MARINA !

HEVITRA SENDRA NANDALO INY ny ahy , asa raha hety :-)
Stahtam,
Araka ny voalazanao moa dia HEVITRA SENDRA NANDALO ilay hoe "asiana démonstration kely" sy "hifanao défis" dia manana izao fanambaràna izao ny aho ka asa raha mifanitsy @ "hevitrao" sendra nandalo:
1°) Raha raisina ho référence ny 1Mpanjaka 18/27 dia izao: Israeliana avokoa no miresaka eo fa tsy tafiditra mihitsy ny hafa firenena: Israëliana i Elia, Israëliana AVOKOA NY MPAMINANIN'I BALA (andininy 20). Ho azy ireo ny famonjena fa tsy ho an'ny hafa firenena (Hebreo 2/16)
2°) Izay no fomba nampiasainy teto mba hampibebahana ny vahoakaNY (Israël) ka antony nanirahany mpaminaniny : hampiverina ny fon'ny ZANANY amin'ny RAINY fa tsy mbola hamantatra Izay marina indray (andininy 37) satria efa nomena azy ny famonjena nefa tadiaviny hariana indray.
3°) Fanambarana azonao dinihina sy fakafakaina ihany no aseho eto fa raha défi sy démonstration kosa no idirana lalina; nahoana no navelany notapahin'i Heroda ny lohan'i Jaona Mpanao Batisa raha "tena mahery sy miseho ho marina" ny fivavahany, sa efa lasa nalemy indray izy teo? Fa efa nisy ve olona (eny fa na dia ianao io aza angamba) nilaza fa diso ny zavatra lazainy na ny fivavahana inoany?
4°) Fahendrena avy amin'ny fisainan'olombelona ihany, ary tsy azo anomezan-tsiny na iza na iza ny filazana hoe "izaho indray dia tsy mba milaza fa diso ny an'ny hafa fa ny ahy no tazoniko" - fa ny Mesia dia sahy nilaza hoe " Ianareo mivavaka amin'izay tsy fantatrareo tamin'ilay vehivavy Samaritana" (Jaona 4/22).
Ny eritreritra dia mety handalo ihany fa ny marina kosa dia HARENA AFENINA ka mila karohina sy mety hamoizana aina aza vao azo satria sarobidy. Koa raha tena FAMONJENA no irinao fa tsy zavatra hafa dia azoko anampiana anao ny Romana 3/2. Mirary soa e!
28. Strong3 ( 07/09/2015 09:12)

stahtam:

finaritra!

misaotra fa azoko ny tianao ahatongavana (y)

1/ kristiana daholo indray izao no resahina eto ( Isaia 53:10; sao hadinonao an??? )

2/ ka raha misy mitory fa NY AZY IRERY NO MARINA, moa tsy midika izany fa tokony hiala amin'ny fivavahana misy azy avy any ny sasany? ka tsy fibebahana toa ankolaka ve izany?
ka rehefa mahery ny anakiray milaza fa tompon'ny marina dia hiditra membre ao aminy ny tsy marina rehetra :-)

3/ notapahana ny lohan'i Jaona mpanao batisa satria efa voalaza ny faminaniana izany:
_ « mba hanody anareo ny rà marina rehetra, izay nalatsaka tambonin'ny tany, hatramin'ny ran'i Abela marina ka hatramin'ny ran'i Zakaria, zanak'i Barakia, izay novonoinareo teo anelanelan'ny tempoly sy ny alitara. » (Matio 23:35)
__ sao mba tsy azonao aza ilay défi resahana eto?? toa fampitahana tsy mifandraika izany an :-) :-) ...

4/ ity point faha efatra ity dia ombako milaza aminao, ary izay no atao hoe fijery vaovao ho an'ireo manandratena sy midokatena ary miseho sy manao auto-proclamation hoe :
izahay ato amin'ny fiangonana ... ihany no TENA MARINA/ NOMEN'ATRA FAHEFANA HITORY NY MARINA ATY AMPARANY
fa ianareo rehetra ireo sandoka, ka mila miverina sy atao batisa aty aminay, ary tsy maintsy aty ianareo vao voavonjy... :-) hihihih

« Be ihany amin'ny zavatra rehetra: voalohany, izy no notolorana ny tenin'Andriamanitra ho adidiny. » (Romana 3:2)
:-) :-) toa hampimehy ahy ianao ity!
raha avy amin'ny jiosy nofo ny famonjena dia tsy nampidinina ho nofo i Jesosy Kristy

ataovy mazava ny resaka an :-)
29. 1Marina7 ( 07/09/2015 17:08)

Strong3:

« Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ka tsy maintsy hofohazina. » (1 Mpanjaka 18:27)

mba hevitra sendra nandalo eh! :-)

koa raha mba asiana demostration kely moa ireto fiangoanana milaza HO TOMPON'NY MARINA IRERY IRETO EH!

raha eto amin'ny serasera fotsiny izao (aty TANA) dia misy 3 na efatra eo nareo no milaza samy TENA NIRAHINA SY MARINA ARY NY AMBINY vari-masaka sy akofa daholo.

ka sao mba tokony ho eny antsonjombe koa ianareo hifanao defis kely dia hita eo izay tena NIRAHINA MARINA !

HEVITRA SENDRA NANDALO INY ny ahy , asa raha hety :-)

RAHA FAHAGAGANA NO TADIAVINAO DIA IZAO HATSANGANO IZAY MPITONDRA FIVAVAHANA SAHY NILAZA FA NAHAMARINA NY MPINO TAO AMINY, NANALA FAHOTANA, FA NY HITAKO HATRAMIN'IZAY DIA MPANOTA LAY MPITORY TENY DIA MPANOTA KOA NY MPIARAKA AMINY.
FA I EPISKOPO Samüelson Edouard KOSA NO SAHY NITENY FA MARINA IZAY MIARAKA amin'i YAHOSHUAH. www.rtvyahoshuah.com
30. Strong3 ( 08/09/2015 07:32)

1Marina7:

izany hoe i episkopo Sam Edouard ihany izany no mpitory tsy manana ota eto madagasika sy manerantany ka izy irery no afaka mitory ny filazantsara?
...
ataoko inona moa fahagagana ?
fa ny andrasana dia hoe : hamarino amin'ny hafa ny mahamarina fa ianao irery (episkopo) no mendrika ampiasain'Atra
amarino fa ian(nareo)ao irery no mendrika hitory
amarino fa ny marina fanatatreo dia tsy fanatatrin'ny hafa

ka raha ilaina fitsapana moa izany maninona , na fahotana io nataon'i elia io?

na koa ATAOVY AN'ITY HEVITRA SENDRA NANDALO ITY INDRAY:
__ mifandroaha devoly dia izay fanahy tsy izy dia ho hitan'ny havany eo :-) :-)
izay izao no tena hitako mety aminareo MANANDRA-TENA IRETO
31. taxs ( 08/09/2015 08:01)
Raha azoko tsara zany namana a, dia mbola enjana noho i Kristy ity Episkopo ity an!
Tsy nanota... ny Tompo ary anefa tsy sahy nitorabato an'ilay vevavy janga.(izay tsy nanota taminareo no aoka hitorabato azy voalohany )
saody mba diso lalana ary tsika zany e?
32. RBNIR ( 08/09/2015 10:02)
Strong3:

« Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ka tsy maintsy hofohazina. » (1 Mpanjaka 18:27)

mba hevitra sendra nandalo eh! :-)

koa raha mba asiana demostration kely moa ireto fiangoanana milaza HO TOMPON'NY MARINA IRERY IRETO EH!

raha eto amin'ny serasera fotsiny izao (aty TANA) dia misy 3 na efatra eo nareo no milaza samy TENA NIRAHINA SY MARINA ARY NY AMBINY vari-masaka sy akofa daholo.

ka sao mba tokony ho eny antsonjombe koa ianareo hifanao defis kely dia hita eo izay tena NIRAHINA MARINA !

HEVITRA SENDRA NANDALO INY ny ahy , asa raha hety :-)

« Aoka isika tsy handrani-tena foana ka hifampihaika sy hifampialona. » (Gal.5:26)

Aza diso fandray hoy aho: HO FAMPIANARANA-HO FANDRESEN-DAHATRA - HO FIFAMPITAIZANA AMIN'NY FAHAMARINANA ARY HO FANITSIANA IZAY DISO.....

« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)

Raha sendra mba manindrona kely indraindray dia tsy hoe ilay namana akory no ratsy, fa fahatanterahan'ity teny ity fotsiny ihany izay « Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. » (Heb.4:12)

Ny teniny no mahery fa tsy ilay namana akory, fa izy dia "fitaovana fotsiny ihany" entin'Andriamanitra hampianatra, handresen-dahatra, hitaiza ho amin'ny fahamarinana ary hanitsy izay diso....

« Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa. » (Jak.3:2)
33. rhaj0 ( 08/09/2015 10:24)
ilay hoe "Episcopo" ve aloha avy @ ilay hoe Episcopal Church ??

Raha eny dia.. aza miala @ google ho'a.. ato indray jerena..
http://lmgtfy.com/?q=episcopal+church+scandal

Entre-pa fa izao anie no reflexe tokony hananana foana @ izao miara-mandry @ google izao eeee... ohatra hoe, spam ve ny hafatra azonao, na hoe ilay mpivarotra ve azo atokisana .. dia aza miala @ google eeee..
34. rhaj0 ( 08/09/2015 10:28)
Ka dia hitantara ny faran'ny herinandroko azany aho... hoe ny noresahina dia hoe, inona no nataonao na azonao t@ io faran'ny herinandro io, ka hoe manja, ary izany dia manja noho ny (tsy)-Finoanao...

Rahefa nandinika aho dia tena manja ny faran'ny herinandro, tsara ny andro na dia tsy nanandro azany aho... tsy tapaka ny rozirozy fa na alahady azany dia manao ny mahafinaritra eeee.... tsy mihoboka any anaty trano maizina any (u know wha'm say'n)... Dia fetin'ny asa moa taty ka dia mba nandeha picnic.. rehefa jerena ny sakafonay dia tena @ izay mampety azy, fa izay no safidy (vezetariana)...

Dia io izao ilay ahatsiarovana foana an-dry Rakrisy, izay mangata-dava @ ilay hoe .. "Andriamanitra ooo... tahio ny sakafonay..". Ka io raha efa eo ambony latabatra ny sakafonao Rakrisy dia efa tara loatra ilay izy, fa dia mila voa tsy hary ianao raha mangataka fa ho tahin'Andriamanitra ny hotdog (misy trace-na voalavo) sy ny conserves (feno simika) ary ny barbecue may (cancerigene) aaa... Ilay vavaka atao dia tokony tany ifotony,,, hoe, rahefa ho amboarina ao @ ozinina ilay hotdog, dia hoe, "Andriamanitro oooo... aza avela hilatsaka ao anaty fitotoan-kena Ravoalavo..."
35. RBNIR ( 08/09/2015 11:15)
rhaj0:

ilay hoe "Episcopo" ve aloha avy @ ilay hoe Episcopal Church ??

Raha eny dia.. aza miala @ google ho'a.. ato indray jerena..
http://lmgtfy.com/?q=episcopal+church+scandal

Entre-pa fa izao anie no reflexe tokony hananana foana @ izao miara-mandry @ google izao eeee... ohatra hoe, spam ve ny hafatra azonao, na hoe ilay mpivarotra ve azo atokisana .. dia aza miala @ google eeee..

« [Fitarihan-teny sy fiarahabana ary fisaorana] Paoly sy Timoty, mpanompon'i Kristy Jesosy, mamangy ny olona masina rehetra ao amin'i Kristy Jesosy mbamin'ny mpitandrina* sy ny diakona izay any Filipy; [* Gr. episkopo] » (Fil.1:1)
« Koa ny mpitandrina* dia tsy maintsy ho tsy manan-tsiny, manam-bady tokana, mahonon-tena, hendry, tia filaminana, mampiantrano vahiny, mahay mampianatra, [* Gr. episkopo] » (1 Tim.3:2)
« Fa efa nania toy ny ondry ianareo (Isa. 53.6), nefa ankehitriny dia efa niverina ho amin'ny Mpiandry sy Mpitandrina* ny fanahinareo.[* Gr. Episkopo] » (1 Pet.2:25)

====>Episkopo = mpitandrina (fa tsy apostoly)....
36. RBNIR ( 08/09/2015 11:57)
RBNIR:

====>Episkopo = mpitandrina (fa tsy apostoly)....

Izany hoe mpitandrina tsotra fa tsy apostoly (tsy nofidian'i Jesosy mivantana ary koa nampianarin'i Jesosy mivantana)...
Raha ohatra ka miasa irery tsy eo ambany fitantanan'ny apostoly dia mampianantena =====> fampianaran'olombelona fa tsy ilay avy amin'i Jesosy. =====> marina amin'ny ampahany fa tsy maintsy misy diso tsy mifanaraka amin'ilay tsy misy kilema nampianarin'i Jesosy 2000 taona lasa....

Raha ohatra kosa ka miasa eo ambany fitantanan'ny apostoly dia mety ho azo antoka ihany ny fampianarany....
37. Strong3 ( 08/09/2015 11:59)

RBNIR:

Strong3:

« Ary nony nitataovovonana ny andro, dia nanesoeso azy Elia ka nanao hoe: Miantsoa mafy ihany, fa andriamanitra izy; angamba sondrian-dresaka izy, na miavela, na nisy nalehany, na matory angaha izy ka tsy maintsy hofohazina. » (1 Mpanjaka 18:27)

mba hevitra sendra nandalo eh! :-)

koa raha mba asiana demostration kely moa ireto fiangoanana milaza HO TOMPON'NY MARINA IRERY IRETO EH!

raha eto amin'ny serasera fotsiny izao (aty TANA) dia misy 3 na efatra eo nareo no milaza samy TENA NIRAHINA SY MARINA ARY NY AMBINY vari-masaka sy akofa daholo.

ka sao mba tokony ho eny antsonjombe koa ianareo hifanao defis kely dia hita eo izay tena NIRAHINA MARINA !

HEVITRA SENDRA NANDALO INY ny ahy , asa raha hety :-)

« Aoka isika tsy handrani-tena foana ka hifampihaika sy hifampialona. » (Gal.5:26)

Aza diso fandray hoy aho: HO FAMPIANARANA-HO FANDRESEN-DAHATRA - HO FIFAMPITAIZANA AMIN'NY FAHAMARINANA ARY HO FANITSIANA IZAY DISO.....

« Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, » (2 Tim.3:16)

Raha sendra mba manindrona kely indraindray dia tsy hoe ilay namana akory no ratsy, fa fahatanterahan'ity teny ity fotsiny ihany izay « Fa velona sy mahery ny tenin'Andriamanitra ka maranitra noho ny sabatra roa lela, ka manindrona hatramin'ny fampisarahana ny aina sy ny fanahy ary ny tonona sy ny tsoka, ka mahay mamantatra ny eritreritra sy ny fisainan'ny fo. » (Heb.4:12)

Ny teniny no mahery fa tsy ilay namana akory, fa izy dia "fitaovana fotsiny ihany" entin'Andriamanitra hampianatra, handresen-dahatra, hitaiza ho amin'ny fahamarinana ary hanitsy izay diso....

« Fa tafintohina amin'ny zavatra maro isika rehetra. Raha misy olona tsy mba tafintohina amin'ny teny, dia izy no lehilahy tanteraka ka mahafehy ny tenany rehetra koa. » (Jak.3:2)

efa toa hendry ry RBNIR izany... sa manompo an'i episkopo de mody hendry hoe aleo izy iteny. toa efa hitako eto fa raha tonga ny defi dia efa forfait ny vitao ny asan'ny fahamarinana raha izao hahahah :-)
roa sisa izany na telo eo, za zany mba ohatran'ny aorganisatera :-) hihihih ....

enao ngamba no tafitohana amin'ny teny eto fa tsy zah(o)ay
38. RBNIR ( 08/09/2015 12:22)

Ny alika no amporisihina dia miady an!!!!
39. Strong3 ( 08/09/2015 13:02)
lazaivo fa mpampirsika alika indray i Elia , mpaminany lehibe!

TSY SAHY MITOMPOTENY fATRATRA INDRAY NGA IZATO IZY FA NY ANAREO IRERY NO MARINA?

aiza ity vavanao (vavanareo ao amin'ny KOLO TV) re eh ??? ...
tsy avy amin'ny olombelona fa nomena manokana, ary isika irery no nomena ity mba hotoriana amin'izao andro farany izao ... SNS

hay rehefa mifandona amin'ny episkopo ka miletika toa sifotra , ka dia mila hiteniteny foana hoe:
__ ny alika no ampirisihina ... hahaha
40. RBNIR ( 08/09/2015 13:14)

Inona moa no tombotsoa???
I Elia raha nanao an'io nisy tanjona====>hanehoana fa ny Andriamanitr'i Elia no tena Andriamanitra ka "ny tanjona dia ny hiverenan'ny olona amin'ilay Andriamanitra tena Izy (fa tsy i bala)

Raha ohatra ka fampianarana no hiadian-kevitra (toy izao ataon-tsika eto izao) dia tsy maninona...
Mba hamantaran'ny olona ILAY TENA TSY MISY KILEMA ka hiverenan'ny olona amin'ny TENA FAHAMARINANA MARINA noho ity teny ity : « Anaka, aza avela hisy hamitaka anareo: izay manao ny marina no marina; eny, marina tahaka Azy. » (1 Jao.3:7)
Sy ity teny ity...« Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana. » (Jao.4:24)

Ka raha izay no tanjona tsy maninona fa raha hifampitsapa hery (hoy ianao) tsy aiko sandry v sa inona? aleo ihany hijanona....

Ary raha hisy tokoa izay adihevitra izay dia aleo mba samy hadio saina ka hahatsapa fa HO FAMPIANARANA - HO FANITSIANA IZAY DISO fa tsy dia hoe HO ADY NA FANARATSIANA AKORY!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8705