Fivavahana, finoana

rhaj0 ( 02/09/2015 11:37)
Eto misy lahatsoratra maneho ny revn'ny Katolika Amerikana, araka ny fitsapa-kevitr'olona (sondage)... Samy Katolika ihany fa ny an-dreo (toa) hafa ny fi(s)ainana.. http://www.lapresse.ca/internatio... suite
répondu par Strong3 le 09/09/2015 13:13
endriny ( 01/09/2015 12:09)
répondu par endriny le 12/09/2015 04:58
bor2lais ( 01/09/2015 09:40)
Toa nanao fampihavanam-pirenena tao @ coliseum hono ingahy rainy io t@ sabotsy 29/08, sao misy naheno ny akony ianareo ? Misaotra mialoha amin'ny fizarana !... suite
répondu par mekana le 13/05/2016 15:26
rhaj0 ( 28/08/2015 17:09)
Izany no position ofisialin'ny ao @ provansin'i Kebek, Kanada. Nampian'ilay PM hoe (jereo [url=http://www.lapresse.ca/actualites/politique/politique-quebecoise/201508/28/01-4896023-on-peut-se-moquer-... suite
répondu par Strong3 le 09/09/2015 13:32
Sagesse04 ( 28/08/2015 13:39)
Ô re olona ô! Tonga ny fotoana fanavotana antsika zanak'olombelona manerana izao tontolo izao. Efa ianantsika izao ilay ora farany voalaza ao amin'ny 1Jn2,18. Koa mifohaza amin'izay e, "andao ho any... suite
répondu par stahtam le 17/09/2015 11:29
rhaj0 ( 28/08/2015 13:30)
Tohizako eto indray ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m54886c2e7f0c3#m548afa21941c5]tatsy[/url] sy ny [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m5469de30a50f9]teto[/url] izay efa nore... suite
répondu par Strong3 le 02/09/2015 08:57
rhaj0 ( 27/08/2015 10:52)
http://lmgtfy.com/?q=pape+francois+journee+mondiale Dia io izany ny andro eran-tany (katolika) hivavahana ho @ Zava-boahary hono izany, manombok'izao, hozy ny Papa Fransisy.. Tordu ihany (sa tena to... suite
répondu par rhaj0 le 04/09/2015 11:18
hery ( 25/08/2015 22:43)
Ohatry ny hoe ny Kristianina foana ihany no mifanosinosy eto :-) Fa mba te hanontany aho hoe voavonjy ve ny silamo? Dia raha tsy voavonjy ny silamo, maninona no tsy ireny aloha ifanotofan'ireo fiango... suite
répondu par rhaj0 le 30/09/2015 11:17
ranthson ( 25/08/2015 05:54)
Efa retsika @ radio, itantsika @ internet matetika ilay hoe iza ilay bibidia? aleo tsy hiresaina tsony fa mba inona ndray ilay hoe "sarin'ny bibidia" araka ny voalazan'ny Apok 13:15 "Ary navela hanisy... suite
répondu par Hajarilala7 le 02/10/2015 11:19
rhaj0 ( 24/08/2015 14:05)
Bebe ihany izay niteny hoe "akaiky ny farany"... na eto io, toa an-dry RBNIR sy ny tariny, na n'aizan'aiza erak'izao tontolo izao. Jereo anie ny lisitra ao @ wiki ee... ireto misy santionany, izay mi... suite
répondu par rhaj0 le 16/09/2015 15:53
ranthson ( 24/08/2015 12:50)
Ahoana ny hevitrao amin'ity teny ity? " "Fa tahaka ny lanitra vaovao sy tany vaovao, izay hataoko , no haharitra eo anatrehako, hoy Jehovah, dia toy izany ny haharetan'ny taranakareo sy ny anaranareo... suite
répondu par RBNIR le 07/10/2015 09:30
saaori ( 24/08/2015 06:53)
salama eh!mba jereo ny rtvyahoshuah.com... suite
répondu par Yahl le 02/11/2015 12:31
RBNIR ( 20/08/2015 21:13)
2000 taona lasa izay Jesosy dia tonga tety an-tany nampianatra.... Tamin'izany no nilazany fa « Dia namaly azy Jesosy ka nanao hoe: Tsy Ahy ny fampianarako, fa an'izay naniraka Ahy. » (Jao.7:16) ... suite
répondu par tealala le 03/11/2015 13:44
Strong3 ( 19/08/2015 12:09)
Dia halanareo ato ny katolika sy ny reforme protestant na sekta na fiangonana zandriny na tsimisiAtra na raokandro malagasy na finoana nentin-drazana dia tsy misy hanavahana fa dia mandaroka baomban'... suite
répondu par Strong3 le 21/08/2015 07:01
rhaj0 ( 17/08/2015 11:31)
(apetrako eto @ Lohahevitra Finoana/Fivavahana satria... "normal" ireo rahefa "Fiaraha-monina" na "Fitiavana" na "Kolotsaina" na "Fahasalamana" ny resaka, fa ny "Finoana/Fivavahana" ihany no toa mani... suite
répondu par radoratsimba le 16/06/2016 12:00
endriny ( 15/08/2015 05:59)
Ilay andrimbavilanitra Angelica Zambrano no nilaza izany efa ela ihany izay... Rehefa niverina avy any amin'ny paradisa hono izy... Dia ahoana izany ireto zaza navelan'ny Papa? Izay nandray ny anat... suite
répondu par endriny le 01/09/2015 12:27
Strong3 ( 14/08/2015 11:51)
« Fa ity mety lò ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahalòvana, ary ity mety maty ity tsy maintsy hitafy ny tsi-fahafatesana. » (1 Korintiana 15:53) « Fa rehefa mitafy ny tsi-fahalòvana ity mety m... suite
répondu par Akashia le 05/01/2019 17:02
sitlo ( 13/08/2015 20:15)
Sa re hoe hiakatra indray ny ekolazy any amin'ny sekoly katolika e? Sa asaina manamboatra sekoly sy hopitaly katolika ny vahoaka? Na mety hoe omena tany an'hektara maro indray mopera amboleny voalobok... suite
répondu par ranthson le 19/08/2015 13:38
rhaj0 ( 13/08/2015 13:35)
Tohizako kely indray ity lohahevitra ity, izay efa noresahina [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53d2b2b5b0295](1) tatsy[/url] sy [url=http://forum.serasera.org/forum/message/m53a08211a751... suite
répondu par rhaj0 le 08/09/2015 10:45
endriny ( 13/08/2015 04:57)
MAro ireo milaza, ary sahy miniana fa izy dia vavolombelon'ny fisian'Atra ary efa nanaovan'Atra fahagagana. Mijoro ho vavolombelona ary ireo olona ireo satria izay no fomba mahomby indrindra no sady ... suite
répondu par endriny le 10/09/2015 07:04
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.9596