LGBTTIQQ2SA

21. Fiffi ( 19/08/2015 16:39)
enao aloha dé tena tia miresaka sexe ato am fivavahana sy finoana eh.....

heu.....hita matetika ny resaka sexe...ato....
22. rhaj0 ( 19/08/2015 17:42)
tsy ato @ "Fivavahana sy Finoana" ihany re aho miresaka sex fa tatsy @ "Resa-behivavy" sy "Resa-dehilahy" koa e... Jereo ohatra ato.. sao mahasoa anao :-)

Fa mahafinaritra io eeee .. koa maninona no tsy resahiina ?? :-)
23. Strong3 ( 20/08/2015 07:53)
i Jesoa aloha dia A no I eh...
amin'ny mahanitafy nofo Azy dia misy amin'izany I izany, fa amin'ny mahaAtra Azy dia A Izy. mazava be izany

Fiffi
24. dinafaly ( 20/08/2015 08:20)
salut

25. rhaj0 ( 20/08/2015 11:42)
Strong3:
i Jesoa aloha dia A no I eh...
amin'ny mahanitafy nofo Azy dia misy amin'izany I izany, fa amin'ny mahaAtra Azy dia A Izy. mazava be izany

i Jesoa izany, dia mazavabe ao @ eritreritr'i Strong3 (na ao @ imagination-ny irery ao) fa

A = Asexual = tsy mahatsapa attraction sexuelle, tsy tia, tsy interessE..
I = Intersex = sady vavy NO lahy (intermediate)


Tsikarokarohy kely ho'a i google, fa hanondro anao ny olona "tena izy" izay nitsikarokaroka ..
http://lmgtfy.com/?q=did+jesus+have+child+mary+magdalene
--> hoe manambady aman-janaka i Jesosy, hono.

Fa ity wiki mamintimpitina ee
https://en.wikipedia.org/wiki/Sexuality_of_Jesus
--> manombatombana hoe, eunuque sa polygame (Mary Magdalene, Martha, and Mary of Bethany) sa gay (John) i Jesosy, hono.


Fa rahefa atao ny kaonty dia .. ."BE FITIA" tokoany izany IZY kouh... :-)
26. Strong3 ( 20/08/2015 12:53)
ka tsy imagination-ko io fa lazain'ny baiboly ranga ty ah hihihi...

anjely ve hitanao lahy sa vavy?
fa ny hita dia nisy anjely niteraka tamin'ny olona.

fa io google io izany dia feno lainga ataon'ny fahavalon'ny kristiana ... ka na inona tsikaraka ataonao ao dia lainga raha tsy mifanandrify amin'ny baiboly
27. rhaj0 ( 20/08/2015 13:03)
Strong3:
anjely ve hitanao lahy sa vavy?

Ah ha... marina ny anao... Ka inona koa izany ny Anjely ee ?...
- I = Intersex = sady vavy ho lahy (intermediate)
- sa kosa, 2S = Two spirit = sady mahatsiaro ho lahy no vavy
- sa tena hoe, Q = Questioning = mbola misalasala mitady ny orientation-ny, na ny genre-ny akoriny azany..



Fa rehefa maty moa nareo dia "sahala @ Anjely", hozy Jesoa en personne ao @ Marka eee ?...

hi hi hi... tena confus-be mihintsy izany ianao ao izany ranamana.. Izao indray izany ianao Strong3 mety (potentiellement) ho I = Intersex, sa 2S = Two spirit, sa Q = Questioning ???

Dia nefa ny resantsika teo efa hoe ...
rhaj0:
No-assumer-ko hoe lehilahy izao ianao ry Strong3. Nefa indray... ngo dia viavy k'lou ianao ao e... raha tsy izany ve tsy hoe: "ny fitiavanao rehetra @ Jesosy ihany" ??
rhaj0:
Diniho lalina ihany ho'a ny "fanahinao" ao, fa mety T = transgenre anie ianao io eee... dia rahefa atao chirurgie, dia lasa @ ilay hoe, "nateraka indray"... ary dia ilay ploumploum taloha dia TSY kOty intsony, fa tena vitan-dreo ho "vierge" ianao an...
rhaj0:
Ka mety G = Gay izany anie ianao ry Strong3 eee... eritrereto tsara..
28. Strong3 ( 21/08/2015 07:29)
hitako efa lasa olona mpanonofy izany enao an

avieo lasa minomino foana

dia avy eo lasa mpino

dia ho gaga eo ny zanakao sy ny vadinao hoe ... nga nivarilavo ho lasa mino tsy misy porofo ity rhaj0??, :-)

sa izay ilay mahatonga anao manaraka tsara ity fivavahana sy finoana ity hihihih ... lol :-) tssss
29. rhaj0 ( 21/08/2015 22:37)
esy e ry Strong3 eeee... tena confus mihintsy ianao izany, fa 'ndana kely re maka repos eee.. ny sekisoalitia-nao misaritaka eo ihany, fa ny rezonema dia tena misavoritaka... izao re no izy ee:

mpino ---> minomino (foana) ---> mpanonofy (be imagination magie-miracle) ---> mipapapa (mivavaka hono izy @ io) sy miteniteny foana (maminany hono i bevinany @ io) :-)
30. Strong3 ( 25/08/2015 07:41)
ndrekaky ôh ... izao raizaonema nao izao mihitsy no tonga amin'ilay fitenenana hoe mivadika alapopy hihih :-)

maka sary antsina manonofy ---> dia manomboka minomino fahatany na hoany na tsy hoany ---> vao mino raha sendra toko

fa io moa izany dia tsy mitovy ny lojikan'ny mino sy ny tsimisiAtra eh mdr tsss :-)
31. rhaj0 ( 25/08/2015 11:07)
Strong3:
maka sary antsina manonofy ---> dia manomboka minomino fahatany na hoany na tsy hoany ---> vao mino raha sendra toko...

Hay va re ka izay no nampalasa Mpino be an'i Strong3 io eeee...
Tsisy hidirako ary tsy mahakasika ahy TSY-mpino io izany kouh... ao ianao :-)
32. Strong3 ( 27/08/2015 09:33)
ny faka-tsarinao no amboariko tsara an ...
ngamba alzaimera enao teto hihih :-)

nanonofy enao tamin'ny mbola kely tao ampiangonanareo tao hoe, iny Atra fa ohatran'ny spiderman miantona eny ampin'ny laklosy

ny fampianaran'ny baiboly dia tsotra sy mora azo,
* mianatra ianao na ampianarina ---> mahazo tsara ny Tenin'Atra ----> dia mitazona izany mba ho fiainana= mpino enao
33. rhaj0 ( 27/08/2015 10:32)
oadray... mba ahoana koa azany izany fampitaha ataonao izany..
- i Strong3 izao (vory nofo vory saina)
- izaho fony garabola

samy minou fotsy izany izy roaroa ireo eee.... Kay mitovy fisainana ihany isika mi-tsam kouh :-)
34. Strong3 ( 27/08/2015 12:40)
« Koa ny finoana dia avy amin'ny tori-teny, ary ny tori-teny kosa avy amin'ny tenin'i Kristy. » (Romana 10:17)


hay ve ingahy ka mora mino ihany rehefa mahazo lesona tsara eh :p :-)
35. rhaj0 ( 27/08/2015 14:41)
Sacarstique tsara fanahy aho rahefa manoratra hoe, "mino aho"... na kamo ny hanome porofo :-)
36. Strong3 ( 28/08/2015 09:15)
hehehe ... :-)

37. radoratsimba ( 16/06/2016 12:00)
aretin-tsaina aretna hormone zany e zany ar ve d ilaina azavaina b eo lava resaka b nareo zan
ôtran oe efa lahy d n saina miezaka ny o vavy tsotra fotsiny izao refa io le vatana d ekena e ny orientation'io no araina fa ra ny zavatra reetra ao antsainao ao ane no tanteraana ngamba ho ratsy ty tany ty e eto enao d miezaka ny iteraka fa tsy oe dada + dada = zanaka na neny +neny = zanaka terena fotsiny ao an tsaina ao za zao za zao d nefa enao tsy zao akory fa imagination nao ao an tsaina o n oe enao zao hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0849