Inona marina ilay hoe "sarin'ny bibidia"?

41. Hajarilala7 ( 02/10/2015 11:19)

RBNIR:


Hajarilala7:

Tsy Asabotsy na Alahady no hamonjena fa izay mitandrina ny Tenin'Andriamanitra!

Ity ary misy tenin'Andriamanitra namana!
« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (Andro fahafito vakio ny dikanteny DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)
Miandry ny ho Ampakarina aho amin'ny fihaviany eny amin'ny rahon'ny lanitra dia raha misy mahafantatra izay dia izay no tandremako fa raha tsy misy mahafantatra izay dia mbola hanaraka ny Teniny isan'andro isan'andro aho araka ny teniny hoe "miambena fa tsy fantatrareo na ny andro na ny ora!" Ary ny tokony hampahalasa saina anareo dia ny tenin'i Kristy hoe "Mivavaha mba tsy ho amin'ny ririnina na Sabata no hiavian'izany andro izany .....Matio 24 : 20. Raha ianareo mampitandrina ahy andro iray dia lavitra ahy izany!!! Ny tenin'i Kristy no tandremako isan'andro! Lozanareo mpanoradalàna!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8335