Inona marina ilay hoe "sarin'ny bibidia"?
21. rhaj0
(
26/08/2015 11:54)
rhaj0:
Aza mba ampitahorina sy fendrofendroina @ izany "bibidia" izany ny lehihbe eeee...
dia aza mba fendrofendroina @ izany "pipitia" izany koe ny ankizy ;-)
bor2lais:
Taitra daholo ny bibidia(n'ny sasany) ato izany ! :-)
Trandremo sao mifangaro lela ao ianao dokotera ;-)
22. Hajarilala7
(
27/08/2015 06:14)
Fiffi:Hoy ianao ry "Fiffi" hoe : ka inn no hidiran'zany bibi-dia am Fanahy Masina eto ? fa tamin'ny alalan'ny no nanoratana ny Soratra Masina ka hiresahanao ny bibidia eto? Sa bibidia any anaty ala no resahinao? Raha izay dia tsy misy hidiran'ny Fanahy Masina. Ianareo manao resaka araka ny fisainan'ny olona fotsiny fa tsy araka ny Fanahy. Zava-panahy no resahina eto fa tsy momban'ny tontolo iainana any anaty ala é!
ranthson:
fa ny tolo-tsaina dia avy @ Fanahy Masina. Samia mijery dia manaraha vaovao isika rehetra fa marina io.
ka inn no hidiran'zany bibi-dia am Fanahy Masina eto ?
avoay ny sary eh ! bibi-dia ahahaha ozy lé hira zay....
23. ranthson
(
27/08/2015 07:33)
Fiffi:
ranthson:
fa ny tolo-tsaina dia avy @ Fanahy Masina. Samia mijery dia manaraha vaovao isika rehetra fa marina io.
ka inn no hidiran'zany bibi-dia am Fanahy Masina eto ?
avoay ny sary eh ! bibi-dia ahahaha ozy lé hira zay....
Raha tsy manana ny Fanahy Masina ny fiangonana dia jamba ry Fiffi, izany no mahadiso lalana ny fiangonana maro ankehitriny. voafitaky ny hafetsen'ny devoly, fa raha manana ny Fanahy Masina ny fiangonana dia izy no ampianatra anao ny marina rehetra araka ny voalaza ao amin'ny Jaona 16 : 13
"Fa raha tonga ny Fanahin’ ny fahamarinana, dia Izy no hitari-dàlana anareo ho amin’ ny marina rehetra; fa tsy hiteny ho Azy Izy, fa izay ho reny dia holazainy avokoa; ary ny zavatra ho avy aza dia hambarany aminareo."
24. ranthson
(
27/08/2015 09:05)
Mipetraka anefa ny fanontaniana, maro ny fiangonana no milaza fa manana ny Fanahy Masina, misy Fanahy Masina, tena marina ve? inona ny porofo? tena Fanahy Masina marina ve?
Hoy i Jesosy " Maro no hanao amiko amin’ izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin’ ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia [Demonia = fanahy ratsy, na anjely ratsy] tamin’ ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin’ ny anaranao va izahay?23 Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka."
Fantaro ny fanahy ao aminareo na avy amin'A/tra na tsia. "Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny" mat 24 :24
"Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin’ ny fitafian’ ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia [lopa] mitoha izy. Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin’ ny tsilo va ny olona, na aviavy amin’ ny songosongo?" mat 7 :15-16
Ny voany no hahafantaranareo azy, voa = fampianarana, foto-kevitra. Ny foto-pampianarana ao @lay fiangonana no hamantarana ny fanahy na fanahy mamitaka na Fanahy Masina.

26. ranthson
(
27/08/2015 14:46)
rhaj0:
ranthson:
... misy Fanahy Masina, tena marina ve? inona ny porofo?
hi hi hi... voalazanao :-)
;-)
27. Hajarilala7
(
28/08/2015 05:37)
ranthson:Ny fampianarana tokoa no hamantarana ny "fanahy" izay miasa ao min'ny olona na fiangonana. 1 Jaona 4/ 1 Aza mino ny fanahy rehetra fa zahao toetra ny fanahy na avy amin'Andriamanitra izany na tsia.
Mipetraka anefa ny fanontaniana, maro ny fiangonana no milaza fa manana ny Fanahy Masina, misy Fanahy Masina, tena marina ve? inona ny porofo? tena Fanahy Masina marina ve?
Hoy i Jesosy " Maro no hanao amiko amin’ izany andro izany hoe: Tompoko, Tompoko, tsy efa naminany tamin’ ny anaranao va izahay? ary tsy efa namoaka demonia [Demonia = fanahy ratsy, na anjely ratsy] tamin’ ny anaranao va izahay? Ary tsy efa nanao asa lehibe maro tamin’ ny anaranao va izahay?23 Ary dia hambarako aminy marimarina hoe: Tsy mba fantatro akory hianareo hatrizay hatrizay; mialà amiko, hianareo mpanao meloka."
Fantaro ny fanahy ao aminareo na avy amin'A/tra na tsia. "Fa hisy Kristy sandoka sy mpaminany sandoka hitsangana ka haneho famantarana lehibe sy fahagagana, ary raha azo atao, na dia ny olom-boafidy aza dia hofitahiny" mat 24 :24
"Mitandrema hianareo, fandrao ho voafitaky ny mpaminany sandoka, izay mankao aminareo amin’ ny fitafian’ ny ondry, fa ao anatiny dia amboadia [lopa] mitoha izy. Ny voany no hahafantaranareo azy. Manoty voaloboka amin’ ny tsilo va ny olona, na aviavy amin’ ny songosongo?" mat 7 :15-16
Ny voany no hahafantaranareo azy, voa = fampianarana, foto-kevitra. Ny foto-pampianarana ao @lay fiangonana no hamantarana ny fanahy na fanahy mamitaka na Fanahy Masina.
28. Hajarilala7
(
28/08/2015 05:41)
ranthson:Ny olona milaza fa asan'ny devoly ny Didy Folo ve izany tsy sarin'ny bibidia?? sns..............
Hajarilala7:
Ranthoson dia milaza fa i Jesosy trotron'i Maria, Maria, na Pape sns... no sarin'ny bibidia. DISO. Tsy avy amin'ny Fanahy izany fa tamin'ny "internet" daholo.
FANTARO FA:
- Ny sarin'ny bibidia dia fampianaran-diso (=demonia) rehetra. (sary=fampianarana)
- Ny miankohoka = manaiky, mankato, manaraka.
Sura amin'izany ve enao ry Hajarilala7? ho itantsika eo izany. izaho sy ny fiangonana hivavako r'ise tsy mande @ fahalalana izany a, @ internet no anarahana vaovao fotsiny fa ny tolo-tsaina dia avy @ Fanahy Masina. Samia mijery dia manaraha vaovao isika rehetra fa marina io. tsy tamin'ny alalan'ny internet io.
29. Hajarilala7
(
28/08/2015 05:50)
Ranthoson < Tsy miteny aho fa tsy isan'ny sarin'ny bibidia ny mampivavaka na mampiankohoka eo amin'ny sarin-javatra voasikotra izay lazainao fa voatery eo amin'io fotsiny ny fanahinareo na ny fahalalanareo. Ary ao amin'ny internet no milaza an'io
30. ranthson
(
28/08/2015 06:32)
Hajarilala7:
Ranthoson < Tsy miteny aho fa tsy isan'ny sarin'ny bibidia ny mampivavaka na mampiankohoka eo amin'ny sarin-javatra voasikotra izay lazainao fa voatery eo amin'io fotsiny ny fanahinareo na ny fahalalanareo. Ary ao amin'ny internet no milaza an'io
Tsy laviko hoe misy an'io @ internet, fa ao @ internet ao ko mbola misy zavatra maro nefa tsy voatery ho marina. Fa ny zavatra fantatro aloa izay dia io no sarin'ny bibidia (= sary vongan'i masina maria), izay atao ho toy A/tra ankolaka. Ampitenenina, mitomany, malahelo etc... ary miseho amin'ny karazan'olona maro samihafa ka mandrisika azy ireo hiankohoka sy hivavaka ami'ny sary vongany (asaina manao toko saple sns...)
MIandry isika fa tsy maints ho avy io, ary isika dia afak manamarina fa mihazakazaka ny toe-draharaha ankehitriny. ho hafohezina ny andro ry malagasy namako a!
"Fantaro ny zavatra rehetra; hazòny mafy izay tsara", 1tes 5 :21.
31. endriny
(
01/09/2015 12:11)
ranthson:
Efa retsika @ radio, itantsika @ internet matetika ilay hoe iza ilay bibidia? aleo tsy hiresaina tsony fa mba inona ndray ilay hoe "sarin'ny bibidia" araka ny voalazan'ny Apok 13:15 "Ary navela hanisy aina ny sarin’ ny bibi-dia izy, mba hahateny ny sarin’ ny bibi-dia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan’ ny sarin’ ny bibi-dia"
Asa raha mba voadinintsika na tsia fa matetika ny ivelan'ireny katedraly na fiangonana trano vato mijoalajoala ireny dia saika sarin'ireo biby mampatahotra no hampihaingoana ireo zoro sy andry aminy...
32. Hajarilala7
(
01/09/2015 16:13)
Izaho tsy katolika ianareo mamely ireny kanefa tsy fantatrareo fa ny fampianaran-diso rehetra no sarin'ny bibi-dia ka asaina miankohoka (=manaiky) daholo izay azony. Ny bibidia dia ny olona mpanao fampianaran-diso!
Ny maro aza dia manao zavatra "mahafanaritra" ny maso sy ny saina no entiny mapiankohoka ny olona!

33. ranthson
(
02/09/2015 05:32)
endriny:
ranthson:
Efa retsika @ radio, itantsika @ internet matetika ilay hoe iza ilay bibidia? aleo tsy hiresaina tsony fa mba inona ndray ilay hoe "sarin'ny bibidia" araka ny voalazan'ny Apok 13:15 "Ary navela hanisy aina ny sarin’ ny bibi-dia izy, mba hahateny ny sarin’ ny bibi-dia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan’ ny sarin’ ny bibi-dia"
Asa raha mba voadinintsika na tsia fa matetika ny ivelan'ireny katedraly na fiangonana trano vato mijoalajoala ireny dia saika sarin'ireo biby mampatahotra no hampihaingoana ireo zoro sy andry aminy...
Tena marina mihintsy izay remarque-nao izay ry endriny, Jereo ange ity sary ity e !

Sary ao vatican io, oh anjely nefa tsy anjely fa ohatra manambara fanahy ratsy ilayizy manarona an'i ngahy Benoit XVI izy io.
34. Hajarilala7
(
02/09/2015 06:03)
ranthson:Ny sarin'ny hafa hainareo mitsara, izay rehetra manao fampianaran-diso dia BIBIDIA na iza izy na iza!!! Mila fampianarana tsy misy kilema izay mahatonga ho Fiangonana tsy misy pentimpentina na fiketronana Efesiana 5:25-26.

Misy koa anie Apostoly sandoka é! nefa synagogan'i satana sns..... fa raha tsy manana ny Fanahy Masina tsy mahafantatra izany. Firy no milaza na lazaina fa Apostoly amin'izao, ho an'izay tsy mahafantatra ny atao hoe Apostoly dia TSY MAINTSY VOAFITAKA! Mbola misy Apostoly ve amin'izao izay fanorenana????
Firy ireo izay mana-marin-tena amin'ny fiteny tsy fantatra na mitandrina ny andro sabata na tsy mitandrina, na ny mihinana hena-kisoa na ny tsy mihinana..........
Firy ny olona lasa manan-karena amin'ny fampianaran-diso amin'izao fotoana izao??? MITANDREMA dia MIBEBAHA!!!!
35. ranthson
(
02/09/2015 06:25)

Tena tsara fipetraka mihintsy ny fanontanianao, fa saingy hoe averiko aminao ihany ilay fanontaniana.
36. endriny
(
03/09/2015 16:40)
ito sary ito ohatra dia hitanao amin'ny katedraly maro eran-tany na katolika io na anglikanina na tranovato protestanta.
37. Radavison
(
25/09/2015 11:18)
Miarahaba an'i ranthson sy ny mpisera rehetra,
... mba azafady kosa aloha aza dia maimaika be toy izao.
tsy hoe te hiaro ny fiangonana katoloka aho fa ataoko kosa fa misy ordre chronologique ao.
Ho ahy manokana rehefa fantatra/miseho ilay bibidia, dia izay vao hita/azo ny sariny, dia iny sary iny no omena aina (mety ho pouvoir spirituel io, na pouvoir technologique, sns...)
fa tsy hoe iny ny sarin-dRaanona fa entina mandehandeha eny dia anaovana fanompoana fivavahana, dia lasa hoe Raanona izany ilay bibidia. Fa raha avadika toy izany ilay chrono dia lasa hoe i Maria renin'i Jeso Kristy izany ilay bibidia... ???
Veloma Tompoko,
Radavison

Misaotra an'i RBNIR @ireo fanazavana ireo fa oh tsy dia maharesy lahatra loatra ity fanazavana ilay sarin'ny bibidia arak ny filazanao io hoe ; alahadyiste....
Ny sarin'ny bibidia= ireo alahadyiste rehatra manaraka ny fombany indrindra ny loteriana
Izay mihintsy no nisitonako an'ity sujet iray ity mb hanazavana azy tsara.
Ny sarin'ny bibidia dia tsy inona fa sarin'ny Masina Maria tompoko, Io sary io no entina ampiankohofana ny olona any aoriana izay tsy ho ela intsony. Raha mandinika isika dia jereo fa efa miha miparitaka eraky ny fokontany io sary vongana io. Ilay sary manao fahagagana etsy sy eroa, ary miseho amin'ny olona velona ka mitaona ny olona ivavaka aminy. omena aina io sarin'ny bibidia io arak ny voalaza @ APok 13 :15 "navela hanisy aina ny sarin’ ny bibi-dia izy, mba hahateny ny sarin’ ny bibi-dia, ary hampamono izay rehetra tsy mety miankohoka eo anoloan’ ny sarin’ ny bibi-dia"
38. rhaj0
(
30/09/2015 12:20)
ngo dia ity ilay bibidia eee..
http://www.lexpressmada.com/blog/actualites/biodiversite-decouverte-dun-ver-de-terre-geant-44270/
« Ce ver de terre mesure en moyenne 2,30m et un diamètre de 15 à 25 mm... »

39. Hajarilala7
(
01/10/2015 14:28)
Tsy Asabotsy na Alahady no hamonjena fa izay mitandrina ny Tenin'Andriamanitra! Rah afaka manaporofo eto ianareo izay mitandrina ny andro Sabata fa Andro Sabata no ihavian'ny Tompo dia hanaraka ny andro Sabata aho!
40. RBNIR
(
02/10/2015 05:00)
Hajarilala7:
Tsy Asabotsy na Alahady no hamonjena fa izay mitandrina ny Tenin'Andriamanitra!
Ity ary misy tenin'Andriamanitra namana!
« Koa dia mbola misy sabata fitsaharana (Andro fahafito vakio ny dikanteny DIEM) ho an'ny olon'Andriamanitra. » (Heb.4:9)