1er septembre : Journée mondiale de prière pour la Création

21. Strong3 ( 02/09/2015 10:32)
hihihihi... miaiky aho izay! mdr

dia hono hoa rhaj0 , mbola tsy nahita olona mihetsika devoly izany ianao

misy ity ataon'ny katolika hoe piretra eksorsista ... toa mba alefa amin'ny emission any aminareo any ihany izy ireny.

aty dago dia ny ambalavelona sy ny tariny.. ka inona izany hono no filaza ireny.
olona ondrakondrafana sa voadona any amin'ny haparahatoka dia mila tsaboina fa tsy zakan'ny sainy ny fikorotanana

tantarao hoe : ny resaka hainao
22. rhaj0 ( 02/09/2015 11:00)
Mijereva hollywood dia kOpy ianao eeee...

Na mandehana mi-google eeee

Ohatra eto... fa hotry ny nolatsahan'ny "fanahy masina" ny Karidinaly ka manomboka mikisakisaka..
Cardinal Jorge Arturo Medina Estevez, introducing the New Rite for Exorcisms to the press in 1999, responds to the conflict this way [ref]:

... exorcism is one thing, and psychoanalysis is another. If the exorcist has any doubt about the mental health of the possessed, he should consult an expert ... It often happens that simple people confuse somatic problems with diabolical influence, but not everything can be attributed to the devil.


Dia io ilay hoe, rahefa tsy takatry ny sain'i Karidinaly, dia ataony hoe Devoly... dia mitombo ihany anefa ny fahalalan-dRaolona... dia hozy indray ilay kary ao aroiana kely hoe, TSY Devoly indray iny fa ilay hafa iry no "tena izy"...


Ka i Karidinaly mihintsy izany no tokony alefa any @ psy eee....
23. Strong3 ( 02/09/2015 12:56)
mdr ..!
ka inoana izany no areti-tsain'ireo mpamosavy aty madagasikara raha izay?

any moa izany mety efa tsy misy intsony angamba hihihi :-)
24. rhaj0 ( 02/09/2015 13:36)
rhaj0:
rahefa tsy takatry ny sain'i ... Strong3, dia ataony hoe Devoly... dia mitombo ihany anefa ny fahalalan-dRaolona... dia hozy indray ilay kary ao aroiana kely hoe, TSY Devoly indray iny fa ilay hafa iry no "tena izy"...


Ka i Strong3 mihintsy izany no tokony alefa any @ psy eee....
25. Strong3 ( 03/09/2015 07:16)
ka enao izany no psy eto eh ... lazao hoe inona ilay mampivoaka alina ny pams (ranenitoa)

26. rhaj0 ( 03/09/2015 11:20)
rehefa "tsy takatra" dia "tsy takatra" ry Strong3 f'aza alefa lavitra io imagination io aaaa... Izay zavatra hainao sy afaka controler-nao atrehina.. ka dia iresaho ao ranenitoa-nao eee... communication.. communication..
27. Strong3 ( 03/09/2015 12:52)
hahaha miala bala sy mandositra ranenitoa izany enao ity hahahah :-)

tsy haiko na firy taona teo ianao no teto madagasikara farany. fa ny tsara aminao dia mody kely aty aloha de alefa any amin'ilay tany feno famosaviana ireny de hita eo

ny masoko izao no efa nahita dahalo tratra tao fianaratsoa II ; notifirina tamin'ny basy fa mivadika vodihazo.

ary rehefa nisy nanome saina ilay zandary dia nasiana maloto (kaka) ny lohambasy ka naverina notifirina ilay dahalo dia nitsitra tery .

dia hoe rehefa tsy voavaly dia tsy voavaly blablabla ... hahaha :-)

tany ihany koa no mbola nahitana olona miakatra ny plafon ny fiangonana dia mitontona mafy be amin'ny grodona nefa tsy maty fa malemy fotsiny, ary rehefa miasa eo ny mpiandry dia mandroaka ny (fanahy maloto moa izany) dia nitsahatra izany manifestation izany.

ka mbola hoe tsy voavaly izany fa blablabla hahahah... :-)

tsy misy imagination izany fa reel aty i dago ry ingahy ity ah, iza no ilazana ho mba modia kely ihany fa tsy boulot dodo metro ao foana
28. rhaj0 ( 03/09/2015 14:41)
ngo dia nisotro divay ho'a azany nareo 'zany dia mahita ny tsy fahita... exporter-o zany rakoto fa ho kalabe ianao aaa...
29. Strong3 ( 04/09/2015 07:44)
hahaha izay izany. tsy misy ao anaty evoka google ny mpamosavy
ka dia tsy takatrin'ny tsimisiAtra ny fisiany fa hoe olona mamon'ny divay no manonofy enjehiny sy soavaliany mitranga lela sy maty.

dia misaora ny fandrosoana misy any kanadà any fa efa nenifara sisa no any fa nenitoa efa any amin'ny musé hihhih :-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1454